Divay t@ TT sy ny divay t@ TV mitovy ve ireo?

81. marozevo ( 29/06/2007 07:25)
Navoitrako = Nolazaiko (nasiana tsindrim-peo).


Ny fanamarihana fotsiny, momba io indrindra (fomba fanao = culture). Rehefa ao amin'ny tranonao ianao dia izay mivahiny no manaja ny fombanao, fa tsy ianao no manaja ny fombany. Valable koa io raha firenena no resahina.

Ohatra izao ianao any USA moa ? Dia mazava loatra fa ny fombafomba fiainana any no arahinao fa tsy ny any Mcar. Lalàna Amerikana no mifehy anao, fa tsy lalàna malagasy. Toy izany koa aho eto France. Satria vahiny ianao any Amerika, satria vahiny aho eto France.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2996