Divay t@ TT sy ny divay t@ TV mitovy ve ireo?

21. marozevo ( 10/06/2007 12:36)
Satria nahoana?

Ireo efa voalaza be dia be eo ambony ireo ko inona indray àry ity.
22. xxx ( 10/06/2007 14:36)
marozevo
Inona no nohazavainao eo ambony eo izany? Lazan'ny betsileo sy karazan-divay amin'izao ve? Toa tsy misy hevitra mba nambaranao afatsy izay teo raha tsy diso aho, dia resaka jus. Avy eo manao fanamafisan-kevitra tsy mitombina hoe tsy mitovy. Mba lojika rehefa miresaka fa manahirana.

fehiny refa divay de mitovy ra zay no voalaza ao @ baiboly misy alkola na taloha na @ zao fotoana zao

Io no izy.
23. marozevo ( 10/06/2007 16:12)
marozevo
Inona no nohazavainao eo ambony eo izany? Lazan'ny betsileo sy karazan-divay amin'izao ve? Toa tsy misy hevitra mba nambaranao afatsy izay teo raha tsy diso aho, dia resaka jus. Avy eo manao fanamafisan-kevitra tsy mitombina hoe tsy mitovy. Mba lojika rehefa miresaka fa manahirana.


Voalaza teo :
fehiny refa divay de mitovy ra zay no voalaza ao @ baiboly misy alkola na taloha na @ zao fotoana zao

Io no izy.


Za angaha niteny hoe voalazako. Ireo voalaza be dia be ireo ho'aho.
24. naughtyboy ( 10/06/2007 16:33)
contexte le cana fanambarana tao @ baiboly na fikarohana nataony reo arkeolozista amerikana sy eropeana mikasika io divay tsara io de mitovy .Sumerian no niantsona io faritra io t@ ancient Egypt,ny nahitany ry zareo voamboaloboka 7000 taona refa noamarinina aratsiantifika tany Caucasus(Turkey,roumania sy reo akaikiny black sea) ary nisy zv hafa koa tao @ io tanana io rakitra antsoratra ny vintages manamporofo ny fanambarana(taona nahavitany reo divay tsara indrindra t@ zany fotoana zany zay ampiasaina erantany atr@ zao).Zay tsy mahatoky de mandalova ao @ British Museum ao Londres ijery io porofo io :lol:
25. marozevo ( 10/06/2007 16:57)
Za tsy hoe tsy matoky fa tsy misy ilako an'io porofo io.
26. naughtyboy ( 10/06/2007 17:19)
eka ouz:wink:
27. naughtyboy ( 10/06/2007 19:19)
fanitsina kely ny voalazako:
Caucasus=Turkey+Armenia fa tsy roumania
Canaan=phoenicia talohany sivilizasiona 2 lehibe grika sy romana de io lasa Syria @ zao fotoana zao
Daha = no anisany toerana famokarana divay tsara ndrindra t@ zany andro
28. marozevo ( 10/06/2007 20:33)
Dia inona no conclusion tsoahinao amin'io raha iverenana ny fanontaniana mipetraka ?
29. niryna ( 11/06/2007 03:28)
naughtyboy:

marina io lazainy ika io efa ela no nisy ny divay
-ranomboaloboka de rano azo avy atrany @ alalany fanapotsehana ny voaloboka miteraka rano antsoina oe "mosto" zay tsy misy alkola mihitsy: + 60% rano
+ 28%siramamy,ny ambiny fangaro mineraly,asidra isankarazany zay ilainy vatana
-ny atao oe divay de azo avy @ ny karazamboaloboka antsoina oe "vitis vinifera" zay maniry etsy sy aroa ,vokatry reaction chimique miseho mandritra ny fermentation =natural process(zay marihina fa tonga oazy refa vaky ny oditry ny voaloboka 1 @ alalany Oxygen sy ny levure ary ny abetsaky ny siramamy zay mivadika alkola sy gazy karbonika avy eo )efa ela no nahitany reo arkeology tavoangy na barika itahirizana divay ny tany toa ny Egypt na Persia zay fantatra atr@ zao niantombohany divay avy eo niampita tao greece, roman,ary nitety tany maro avy eo.
fehiny refa divay de mitovy ra zay no voalaza ao @ baiboly misy alkola na taloha na @ zao fotoana zao



Misaotra nanome ny fanazavana ny fanaovana ny divay sy ny ranomboaloboka
30. niryna ( 11/06/2007 04:47)
[quote=niryna]
Testamenta Taloha

Nisy mpanjaka mamo ary dia niboridana ka ny zanany no nanarona azy,iza io mpanjaka io?

Ary vao tonga mpiasa tany Noa ka nanao tanimboaloboka.Ary nisotro tamin'ny divay izy ka mamo ;dia nanary lamba izy ka nitanjaka tao anaty lainy...dia nanao dia mianotra izy ka nandrakotra ny fitanjahan'ny rainy.[/i]Gen 9:20,23

Iza ihany koa ireo olona mamon'ny divay?

-Ary hoy ny vavimatoa tamin'ny zandriny ;efa antitra ny raintsika(Lota) ,ary tsy misy lehilahy ambonin'ny tany hanambady antsika araka ny fanaon'ny tany rehetra;andeha hampitsotrointsika divay ny raintsika dia handry aminy isika hananantsika fara avy amin'ny raintsika Gen 19:31-32

31. niryna ( 11/06/2007 04:53)
Resaka divay ao anaty Baiboly no noresahiko ary dia misaotra ireo namana rehetra nandray anjara indrindra ny tamin'ny fanazavana ny divay.
Raha resaka ao amin'ny T.T dia
Mitenena amin'ny zanak'Israely hoe:Raha misy lehilahy na vehivavy mivoady hitokana ho Nazirita mba hitokana ho an'i Jehovah,dia hifady divay sy toaka izy;tsy hisotro divay efa maharikivy na toaka efa maharikivy izy ,ary tsy hisotro ranomboaloboka izy,na hihinana voaloboka akory na ny lena,na ny maina. Nomery 6:2-3
divay sy toaka maharikivy:arrow no hilazany azy eto.
misy miresaka ranomboaloboka eto.
misy karazany divay maro karazany izany:arrow:dia nasiana divay samy hafa betsaka Nehemia 5:18
32. ikaretsaka ( 11/06/2007 05:24)
ka io ange ilay lazaiko foana hoe raha ao anaty baiboly no akana referansa dia misy ny pour misy ny contre..
Ny katolika pour ary hanome versets bedebe maha pour azy
ny batista sy ny Mormons contre, dia hanome versets bedebe maha contre azy koa ry zareo
io nomenao io izao contre ny fisotroana
i Paoly atsy manao hoe misotroa
1Kor 10,31
33. marozevo ( 11/06/2007 08:28)
Fa na itsy (pour) na iroa (contre) dia tsy afaka hilaza ho tompon'ny marina.
Izao ary eh... Misotroa raha tsy manameloka anao ny feon'ny fieritreretanao. Aza misotro raha izay no lazain'ny fieritreretanao.
Fa aza terena tsy hisotro izay te-hisotro, ary aza terena hisotro izay tsy te-hisotro.

Fa matoa misy ny zava-pisotro dia natao ho an'ny olona izany...
34. naughtyboy ( 11/06/2007 10:09)
marozevo reo no ilazany sivilizasiona sy ny fandrosoana ny taty arina fa nisy ny tantara lazainy baiboly ary io baiboly io no reference ampiasainy itadiavana reny toerana reny
Oh:ny rakitra zay voatahiriny reo Egyptian chronicler asa ny filaza an'io @ teny gasy Daha = dia tanana na faritra 1 tao canaan mpamokatra divay tsara indrindra t@ fotoan'andro " Horus "no filazany reo ny divay(tears of god)
ny baiboly aza nilaza fa na ny israelita
aza tonga naka voaloboka tany ambolena any amzareo ary nitondra vatandehilahy matanjaka hitatitra izany
zay ny @ iny efa lava zay.
35. marozevo ( 11/06/2007 22:05)
Eny ho'aho, fa ny conclusion-nao izao no mahamaika anay ho hita.
36. marozevo ( 11/06/2007 22:08)
Izaho izao nisotro divay omaly, dia nisotro koa androany. Fa samy hafa ireo divay nosotroiko ireo. Ny omaly sy anio aza dia efa samihafa, ko maika fa TT sy ny TV.

Mbola tsy mazava ah ?

Mitovy ve ianao sy i Dadanao ?
Misy hiteny hoe eny ary misy hilaza hoe tsia. Samy marina satria :
Mitovy : Samy olona.
samihafa : Samy manana ny to-batany, toe-tsainy, toe-panahiny.

Dia io no iadian-kevitra lava eo....
37. ikaretsaka ( 12/06/2007 03:57)
hmmm hevitra mampieritreritra
38. niryna ( 12/06/2007 05:29)
marozevo:

Fa na itsy (pour) na iroa (contre) dia tsy afaka hilaza ho tompon'ny marina.
Izao ary eh... Misotroa raha tsy manameloka anao ny feon'ny fieritreretanao. Aza misotro raha izay no lazain'ny fieritreretanao.
Fa aza terena tsy hisotro izay te-hisotro, ary aza terena hisotro izay tsy te-hisotro.

Fa matoa misy ny zava-pisotro dia natao ho an'ny olona izany...

Manaiky izany koa aho:D

39. naughtyboy ( 12/06/2007 10:40)
1.anisany ny toetra itovizany divay rehetra de manana fangaro antsoina oe alcohol ethylique ankoatry ny reo ambiny zay mitondra hery miahy ny vatana
2.ny toetra tsy itovizany ny divay de b da be ,miankina avy @ karazamboloka volena na ny toetany aniriny ny toetr'andro, ny fotoana , ny fikolokolona ary fitahirizana na fihotrehana azy reny refa vita:arrow:samy manana ny tsirony sy ny fofony na ny divay niaraka namboarina @ fotoana 1 aza
Fehiny reo rehetra reo de divay daholo no iantsona azy na de nomena anarana samihafa aza=zv pisotro mahamamo tsy misy hafa @ whiskey na vodka afatsy ny oe matsiro koko:-D
40. prime ( 12/06/2007 15:17)
niryna> Ny divay dia divay ka na ao @ TT na ao @ TV dia divay no resahina... ny fikambanana vokovoko manga no mivoy an\'io hoe divay tsy misy alikaola io fa ny jiosy mandrak\'ity ny androany dia mpisotro divay... Kristy nisotro divay... ny fanasàna tao Kana nanaovana fahagagàna voalohany ary divay \"tsara\" mihitsy no natao... divay t@ sakafo harivan\'ny paska no nomen\'i Kristy ny mpianany ka nanaovany izany ho sakramenta...

Na eken\'ny mpino na tsia dia divay mihitsy no resahina ao anatin\'ny soratra masina... anjaran\'ny tsirairay no mitandrin-tena isantsokajiny avy araka ny toe-pahasalamany fa na ny soratra masina aza tsy mandrara ny fisotroana fa ny fahamamoana no tsy tian\'Andriamanitra...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.251