spaghetty!

1. anjaran3 ( 06/06/2007 04:03)
aotrany milay kosa izany hoe spaghetty sy karapapaka izany an! ça va beeeeeeeeeeee:miam::miam::miam::miam::miam::miam::miam:
novalian'i todisoa2 ny 08/08/2007 13:06
2. nathie86 ( 06/06/2007 07:37)
:-D:-D:-D
3. mandrindra ( 06/06/2007 09:27)
miam, miam !!! slurp slurp !!!!!
4. melody ( 06/06/2007 19:19)
karapapaka ve tsy be tôlana be... dia ahôna ny fihinana izany miaraka @ spaghetty?:?
5. nathie86 ( 07/06/2007 08:13)
melody ka zay mintsy no mamplay azy ka:-D
6. melody ( 07/06/2007 20:48)
izany ve akia, tô tsy lasa izany knou, fa atao ahôna aloha ny fandrahona ilay krapapaka?
7. Fiffi ( 07/06/2007 21:13)
fa inona ry zareo zany "karapapaka" zany ? :roll:
8. pissoa ( 07/06/2007 21:43)
Fiffi : trondro zany ! tsy haiko raha maina foana trondro maina fona ny ahitako azy ! :)

Karapapaka sy spagety zany ve mba misy endriny akory ^^ Sa ahona ny fikarakarana azy ?! :oops::-D:-D:-D
9. melody ( 08/06/2007 09:58)
pissoa: k'izay indrindra ange akia no nahatonga ahy nanontany hoe atao ahôna no fandrahona ireo miaraka, ny iray be tôlana na endasina aza, ny 1 malemilemy izany...mety maha kenda ange e, tsy aiko aloha:D
10. dongadonga ( 08/06/2007 22:33)
totoina le karapakaka de izay vo andrahoina @ le spagety angambany
11. mandrindra ( 09/06/2007 09:41)
toy izao no fikarakarana an'io : alonay rano ny karapapaka, tsoahy tsirairay ny taolany, teteho madinika ny karapapaka sia atsipazo ao anaty lapoaly miaraka amin'ny voatabia sy tongolo. mandritr'izany rehetra izany dia mampagotraha rano andrahoana spaghetti. rehefa masaka ny spaghetti dia ariana rano, araraka moramora eo amboniny ny karapapaka saosy dia rarahina tongolo maintso voatetika majinika. dia mazotoa homana amin'izay
12. pissoa ( 09/06/2007 10:13)
O..M..G! :-D:-D:-D

otran'ny mampime ahy ilay hoe alana tsirairay ny taolany ! sa misy fika fanalana azy spida spida ?! :-D:-D:-D
13. Fiffi ( 09/06/2007 10:48)
mandrindra:
atsipazo ao anaty lapoaly
:-D:-D:-D mampihoméhy anaha le hoe "atsipazo" :-D:-D:-D


14. Fiffi ( 09/06/2007 10:49)
pissoa: tena tsy mba nahafantatra an'zany akia zah an ! :{:{
15. melody ( 10/06/2007 14:32)
mandrindra: koa tsy ho alina ny andro vao afaka eo daholo ireo tôlana a.... andraso fa hividy karapapaka zà dia invité enao hanampy ahy ahandro azy, ahôna mety sa tsia?:-D:-D
dongadonga: totona lena ve ilay trondro sa atao maina aloha vao totona, hasio jiro kely fa tsy mazava akia a:wink:
16. mandrindra ( 10/06/2007 15:55)
pissoaaaaakooo ô, misy fika foana ny mahaspida azy na tsia :wink:

fiffi, tsara be anie ilay manipy eeeeee

melody, miandry ny fanasanao ahoa izany annnnn:wink:
17. melody ( 10/06/2007 16:07)
mandrindra: handao antsoina daholo ny namana dia mahandro karapapaka ary e, dia hasina dité mafana:wink: dia i mandrindra no manala ilay tôla-trondro ià?:lol:
18. mandrindra ( 10/06/2007 16:13)
tairo ary
19. pissoa ( 10/06/2007 16:42)
mandrindraaaaakooo, atoroy aza :-D:-D:-D
20. melody ( 10/06/2007 16:53)
pissoa, indry koa ange invité e! dia i mandrindra no mampianatra antsika rehetra mahandro ilay trondro :miam::miam::miam:
mandrindra: raikitra ary an!8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3937