spaghetty!
22. mandrindra
(
10/06/2007 17:17)
pissoaaaakoooo, raha izaho no maka anao any dia tonga dia tsy ankamerina annn
melody, miandry ny antsonao izany e
melody, miandry ny antsonao izany e
23. melody
(
10/06/2007 17:29)
pissoa: tsy lavitra ahy akia indry a, ny mozambika fotsiny no manelanelana antsika 2, sady aty amiko bdb karapapaka, dakan'ny alika fotsiny hoy ilay fiteny, hihihihih
mandrindra:inn kosa izany tsy ankamerina izany e, aza hampitahorina wa i pissoa:-D:-D:-D:-D
mandrindra:inn kosa izany tsy ankamerina izany e, aza hampitahorina wa i pissoa:-D:-D:-D:-D
24. pissoa
(
10/06/2007 17:31)
melody : anjay ! dakan'ny alika kosa ve akia :-D:-D:-D:-D:-D
mandrindraaaaakooo, za koa zany manana ny conditions-ko :-D:-D:-D
mandrindraaaaakooo, za koa zany manana ny conditions-ko :-D:-D:-D
25. melody
(
10/06/2007 17:34)
ka bdb lôtra ange akia ilay izy, tsy dia misy mpitia lôtra @ ilay be tôlana:-D:-D:-D
26. pissoa
(
10/06/2007 17:36)
Ka zay nge ny mahagaga ahy amin'i Mandrindra e, alana tsirairay hono ny taonala :-D:-D:-D
fa ny karapapaka akia misy tsirony ihany ny ranony an, fa ny ventiny aloha tsisy hanina e :-D
fa ny karapapaka akia misy tsirony ihany ny ranony an, fa ny ventiny aloha tsisy hanina e :-D
27. melody
(
10/06/2007 17:50)
ilay endasina akia izy no tena tsara, amiko manokana aloha a, satria rehefa tena tsara endy iny izy dia mikarepoka tsara dia hohanina hatramin'ny tôlany amin'izay, fa ilay atao sôsy, i mandrindra mihintsy no hampianatra antsika ahandro an'io:-D:-D:-D
28. pissoa
(
10/06/2007 20:17)
trondro maina endasina ?! mbola tsy nandramako njay zany ... fa tiko be kosa aloha raha lasa otran'ny pirina e :oops::-D:-D:-D
sa lena ny teneninjy ?
sa lena ny teneninjy ?
29. melody
(
10/06/2007 20:25)
lena ka, diovina dia hasina sira kely dia endasina, hatsoboka @ menaka ireny e, dia rehafa maron iny tsara vao hesorina... handramo ange, raha manana deep fryer indry vao miasa tsara!
30. ratonga
(
10/06/2007 21:51)
:miam::miam::miam:ay tena motika ato zany klé, laniko hatramin'ny mpanendy fa mba invitéo ko zah ry melody mou é:cry:
31. melody
(
11/06/2007 08:00)
ratonga: enao indray v no hadino, non, tongava e, ao fafako aloha ny ranomaso fa sô dia manimba ny tsiron'ilay trondro:-D:-D:-D:-D
32. ratonga
(
11/06/2007 16:27)
melody> trondron-dranomas(o)ina ngà zany karapapaka zany fa tsy mbà aiko klé:oops:
33. melody
(
11/06/2007 18:50)
ié trondron-dranomasina io ka, rehefa tonga ireny ny sambo mpanjono dia harindry zareo na varotany morabe fotsiny ireo trondro ireo fa tsy dia misy mpitia lôtra..:-P
34. ratonga
(
11/06/2007 19:36)
misôtra @ fanazavana é!!!:idea:
ra mixéna ngé zany mety mlay ra atao soupe de poisson é:-D:-D
ra mixéna ngé zany mety mlay ra atao soupe de poisson é:-D:-D
36. mandrindra
(
12/06/2007 16:25)
pissoaaaaaakooo ô, inn aby ny conditions-nao ary fa mihaino aho?
dia ahoana ary no ffomba hanalana ny taolany raha tsy tsirairay?
melody, andao fa ho ampihinaniko karapapaka tsisy taolana amin'izay eeeee:D
dia ahoana ary no ffomba hanalana ny taolany raha tsy tsirairay?
melody, andao fa ho ampihinaniko karapapaka tsisy taolana amin'izay eeeee:D
37. melody
(
12/06/2007 18:07)
efa raikitra ange io kôzy io ry mandrindra e, i pissoa koa efa nanaiky:wink:
39. melody
(
13/06/2007 16:56)
andao aloha hanontaniantsika i pissoa raha afaka,
pisssooooaaa, afaka ve hono akia indry ô?:-D:-D
pisssooooaaa, afaka ve hono akia indry ô?:-D:-D
40. mandrindra
(
13/06/2007 17:55)
ahoana ary izany, etsy ambony milaza fa i pissoaaaaaako efa nanaiky dia eto indray mody hoe va o hanontaniana indray