spaghetty!

41. pissoa ( 13/06/2007 18:02)
pissoaaaaaakooo ô, inn aby ny conditions-nao ary fa mihaino aho?

atoroy tsara aloha ilay fomba fanalana taolany :-D:-D:-D
42. melody ( 13/06/2007 19:35)
mandrindra: hay tokoa moa!:oops::oops:
43. mandrindra ( 14/06/2007 09:01)
pissoaaaako, efa hoe alana tsirairay hoaaaa eeeee iiiii

melody, tairo amin'izay eeeee
44. melody ( 14/06/2007 19:25)
eny ary an, efa eo ampikarakarana mihintsy izaho io e!:D
45. pissoa ( 14/06/2007 19:51)
mandrindrakoooo, efa hoe ela be ho zany yyyyy :-D:-D:-D
46. melody ( 14/06/2007 20:09)
pissoa, ka rehefa voky dité ange akia izy dia mandé ho azy ny fanasorana ilay tôlana e....en plus efa raikitra fa daty sisa no mila dinihina kely fotsiny, hihihihi
47. pissoa ( 14/06/2007 21:22)
ka mbola tsisy niresaka hoe hisotro dite izy teo koa :oops::-D
48. melody ( 14/06/2007 21:25)
pissoa::-D:-D:-D:-D
sô d tsy tia dité indry aloha?:lol:
49. ratonga ( 15/06/2007 06:06)
melody: fa inn le dité an-twa alou é!! ravimbofotsy sa T àlamanty sa verivenn:roll::lol:
50. melody ( 15/06/2007 13:33)
tsiambaratelo io an!:wink:
51. mandrindra ( 15/06/2007 15:53)
melody, dite asiana siramamy gasy, tena tsara loko an:wink:

pissoaaaaako, izy ela be io indrindra no mampatsiro azy :lol:
52. melody ( 15/06/2007 20:03)
ilay anakay koa tsara loko no manitra be sady mamay tsara no miredareda ao an-kibo rehefa sotroina hmmmmmm:wink:
53. pissoa ( 15/06/2007 21:00)
melody : za tsy tia an'zany dite tsiambaratelo zany ... :-D:-D:-D

mandrindrakooooo : mazotoa mikarakara aza ... :-D
54. melody ( 15/06/2007 21:59)
pissoa: ilay resaka dité no tsy ambaratelo fa tsy ilay dité mihintsy akory=))=))=))
55. pissoa ( 16/06/2007 01:18)
hay ve e ! :oops::-D
ka inona le dite aza e ... sao de ranona karapapaka + spaghetty :oops::-D:-D:-D
56. melody ( 16/06/2007 13:37)
indry ity koa mampmé a, hihihihi, azo atao dité daholo ange akia izay tiana e, tsy mila formula sarotra be izany fa mety daholo.. ohatra karapapaka sy spaghetty, hasiana siamamy fa tsy sira, hmmm mety ho tsara mety ho mampandou, yak:-P:°):-D:-D:-D:-D:-D
57. booboo ( 16/06/2007 14:30)
koay lé ! maty hasina ny dité f'aza atao an'izany :^)
58. melody ( 16/06/2007 22:19)
booboo,:-D:-D:-D maty hasina ahôna akia?
59. mandrindra ( 17/06/2007 10:15)
pissoaaako , zah sty hikarakara raha tsy ho avy ianao annnn :wink:

masina ny dite kaaaa, zah izao mino an'i J... andriamanitry ny dite rehetra
60. pissoa ( 17/06/2007 16:49)
Ie wa :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.375