tsetratsetra tsy aritra

101. marozevo ( 09/06/2007 17:43)
Tsy i Diamondra no lazaiko ka...
102. ikaretsaka ( 10/06/2007 04:19)
marina ny an'i Marozevo
103. marozevo ( 10/06/2007 16:59)
Misaotra
104. ikaretsaka ( 11/06/2007 06:07)
Ny mahasosotra kely fotsiny tokoa indraindray dia ity : Apetraka le fanontaniana, nony mamaly ny namana tsy vakiana akory ilay mba valin-teny fa ny eo ihany no asesika... Io anie no maha-somisika ny namana eh.

izya indrindra manko..
105. diamondra27 ( 11/06/2007 07:01)
de mba valio kosa izany le valim-panontaniana e!
marina kosa aloha izany e!

lasa monologue be fotsiny avy eo.
106. johnnyandri ( 11/06/2007 14:19)
Koa hoan'ireo izay mila fanontaniana dia maharetaa fa tsy maintsy misy valiny hoavy foana eo hampitombo ny fahalalanatsika e. fa aza somisika eee,:-D:-D:-D, manalazy kely aho fa mba asiana pause kely fotsiny an.
107. ikaretsaka ( 12/06/2007 22:00)
ka tsy hay intsony ity izay andrasana.. na i Paoly na iza!
108. mangakely ( 29/05/2012 10:52)
LazaDaddy:


Koa raha misy manao aminareo hoe: Indro, atỳ Kristy, na: Indro, arỳ; aza mino hianareo Matio 24:23


Ny momba ny fitahirizana ny komonio @ toerana voatokana dia satria masina Izy ary i Jesoa tokoa io. Ataoko fa mahatsapa isika fa tsy misy izay zavatra efa nohamasinina ka lasa tsy masina intsony ndray avy eo, indrindra fa ny tompon'ny fahamasinana io. Ho an'ny finoana katolika dia io tokoa i Jesoa fa tsy hoe : ao na eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.137