Niova ho kristiana aho:Vavolombelona!!!

81. niryna ( 26/05/2007 02:08)
rrgmt:

Tsara ny fijoroana vavolombelon'i Kristy. Ataovy foana.
Misy mandray , mampahery izany. Misy misalasala, mila mandalina ny finoany izy. Misy manda. Fomban-javatra izany.
Ny ratsy aza tsy menatra mijoro koa inona no mahamenatra manmbara ny fahatsaran'i Kristy Jesoa ?
Sao misy ny fahasoavana omen'Andriamnaitra azy eo amin'ny fiainany kanefa tsy hitany na fantany. Mila Hambara fa velona Kristy. Sa sao dia ilay Kristy ao antin'ny vatakely miaraka amin'i Maria Magdalena aza, izay navoakan'i James Francis Cameron no inoana ? raha izay. Hay maty fa tsy nitsangana, Raha velona Izy, aoka tsy ho menatra ê!:D




=D=D^:^^:^
82. niryna ( 26/05/2007 02:49)
Ho an'ireo manohitra ny fitoriako ny filazan-tsara,mba mangataka aho ny hamalianareo ireo fanontaniana ireto, eo ambany ireo.Misaotra tompokolahy ,mankatelina tompokovavy:*
rrgmt:

Tsara ny fijoroana vavolombelon'i Kristy. Ataovy foana.
Misy mandray , mampahery izany. Misy misalasala, mila mandalina ny finoany izy. Misy manda. Fomban-javatra izany.

Raha tena kristiana marina dia afaka niteny sy nilaza ireo malagasy maro namany izay fahasoavana nomena azy ry zareo.Hatramin'izao anefa tsy nisy nilaza na iray aza.:roll:

Ny ratsy aza tsy menatra mijoro koa inona no mahamenatra manmbara ny fahatsaran'i Kristy Jesoa ?

Hitako. :D

Sao misy ny fahasoavana omen'Andriamnaitra azy eo amin'ny fiainany kanefa tsy hitany na fantany. Mila Hambara fa velona Kristy.

Voalazanao.

Sa sao dia ilay Kristy ao antin'ny vatakely miaraka amin'i Maria Magdalena aza, izay navoakan'i James Francis Cameron no inoana ? raha izay. Hay maty fa tsy nitsangana, Raha velona Izy, aoka tsy ho menatra ê!:D

Fanontaniana
1-Mba manontany an'Ika tokoa aho sy ireo namany,fa tena tsy fantatro.Aty aminay no misy an'io ary Ika mahafantatra azy tsara.Isan-taona dia mitondra ilay sarivongan'i Maria virjiny (fahiny fa taty aoriana izy efa nanan-janaka ).Jereo ny Asan'ny Apostoly 1:14.Ireo izay nitady hoe aiza ny porofo fa nanana rahalahy Jesosy.8-)
Isan-taona hoy aho dia lanjaina Maria ary fenoina ravaka ilay sarin-javatra iny ka asiana vola mifampitohitohy manodidina azy?
2- Ho an'iza ireny vola ireny?Fatopatorana toa saosisy sy atao mihodikodina ny vatany iray manontolo.
3- Aiza amin'ny baiboly no manambara ireo zavatra atao ireo:Lanjao iny sary vongana iny ary fatopatory manodidina azy toa vakana sy saosisy ny vola?
Ary maninona izy no lanjaina.
4-Avy eo koa dia feno labozia ny fiangonana ary misy mitondra labozia dia mivavaka kely dia avy eo dia mandrehitra ilay labozia.
Aiza ao amin'ny baiboly koa ny mivavaka amin'ny maty dia mandoro labozia sady mandohalika manakaiky ilay labozia feno ny trano.Mba tsy may aza ny fiangonana.
5_Iza no hivavahana amin'iny fotoana iny?Ary inona no dikan'ireny labozia be dia be ireny?

Ho anareo izay tsy mahalala dia izany ny fomba fivavahana hitako aty ka mba mahatonga ahy hanontany an'ikaretsaka sy ny namany.
Baiboly no resahiko dia baiboly koa no reference tiako mba ho hita.
Misaotra mialoha
I always (l)(l)(l) ry pisssoa sy rush.Miala tsiny aho raha tsy tianareo ny sarina fo keliko.Toy ireny manao:evil::^):-/:twisted: ato ihany io saika fitiavana no dikany miaro fifaliana
Ny ahy indray(l)8):P:D
Jereo ny fifaliana ve?Ahoana no am-piarina izany amin'ny fiainana:D:D ao amin'ny sehatry ny fahasalamana.
83. ikaretsaka ( 26/05/2007 04:16)
1)efa nazavaina teto io: Tsy manana rahalahy i jesosy fa ny rahalahy sy ny cousins @ teny Hebrio sy arameanina dia mitovy ny dikany!
Tratran'ny dikan-teny indray niryna teo!
Isan-taona rehefa inona io ry niryna? misy maromaro manko ilay "filanjana" ka raha azavainao misimisy kokoa dia azavaiko misimisy kokoa

2-3-4) symbole ireny: ilay vola dia symbolen'ny sacrificen-tsika! ny anton'ilay labozia dia efa symbole hatramin'izay an'ny ny fanahy masina ka , spirituality, fahazavana, ary ao anaty baiboly tokoa ny afo (fahazavana) miaraka @ rano rehefa resaka fanahy, Rano velona, hazavan'izao tontolo izao ...

5) Andriamanitra no ivavahana amin'ireny, fa ilay fomba fivavaka fotsiny no samihafa amin'ilay mahazatra anao dia sarotra aminao ny manaiky azy aloha izao , ka mila ekena aloha ilay maha samihafa azy sy ny fahavononana handanjalanja azy sy ny tsy hitsara na hanakiana be fahatany zavatra tsy azo.
Azavaiko ireo rahampitso fa te hatory aho (@ 12 mahery izao)
84. Rasiligaoma ( 26/05/2007 09:17)
Ny fahalalako azy:
Ny Asa 1:14 aloha diaamin\\\'ny teny Hebrio sy Grika dia Cousins sy ny rahalahy (freres) dia teny iray ihany no ilazan-dry zareo azy! Ny mpandika teny taty afata no samy naka izay metimety @ sainy handikana azy!

Momba ny fanontanian\\\'i Niryna sasany:
Satria ilay izy misy fanontaniana mivoaka ivelan\\\'ny resaka baibolista dia
mila mivoaka ivelan\\\'ilay foto-kevitra baibolista aloha isika , sy ny fandraisana an-tendrony vao afaka ny hahalala tsara ireny zavatra ireny.Raha tsy izany dia lasa misy doute foana!

Fanazavana (izay kely haiko fa inoako fa afaka hanampy ny sisa)
Ilay resaka labozia sy rano amiko, dia hitanao angamba fa rehefa misy resaka ka mikasika zavatra misy interaction -ana \\\"fanahy\\\" na voakasika ny \\\"spiritualite\\\" dia matetika miasa foana ireo. \\\"Blessings\\\" Raha mpanao meditation sy fandinihintena na exercice spirituelle na vavaka mampiasa \\\"fifandraisam-panahy\\\" (ny anao sy andriamanitra ohatra ) dia ao foana io.
Ny fanahy masina nidina dia naka endrika \\\"afo\\\" ohatra
Andriamanitra niresaka tamin\\\'i Moizy dia ilay rantsakazo nirehitra nefa tsy may ohatra
I Jesoa rehefa maty avy niala aina dia \\\"ra sy rano\\\" no nivoaka ny lanivoany ohatra fa tsy ny ra fotsiny!
\\\"
Dia na aty amintsika aza .. rehefa misy io resaka fanahy na \\\"ame\\\" io na \\\"esprit\\\" dia mandeha ny Afo. Rehefa misy maty ohatra dia amelomana labozia manodidina ilay razana, na finoana kristianina inona io na inona! sasana sy hamelomana labozia! Ny any aminareo any koa rehefa tamin\\\'ireny misy serial killer sy loza ireny dia andrehetana labozia eo @ ilay \\\"shrine\\\" fahatsiarovana ilay olona maty. \\\"fifandraisam-panahy\\\" daholo izany!

Raha tsy mbola nanao dia andramo, tsy fahotana sy tsy voarara akory ny manao an\\\'izany! Mivavaha mandoalika, asio labozia eo akaikinao dia Antsoy sy resaho ao anatinao ao Andriamanitra! Misy spiritualite hafa azonao sy tsapanao mihitsy ankoatran\\\'ilay mahazatra.

Ny momban\\\'i Masina Maria, dia sarotra be ny mamaly raha tsy tenenin\\\'i Niryna hoe Volana inona ilay izy dia fety t@ inona, betsaka sy bobaka manko ny andro sy fankalazana ny fetiny: Assomption, Immacule conception, fankalazana ny nisehoany tetsy sy teroa (lourdes, fatima, guadelupe, anosivolakely...)
Fa ny azoko omena an\\\'i Niryna dia izao aloha mandra pa...
Titosy 2,11
\\\"Hail full of grace\\\" (luke 1,28)
85. niryna ( 28/05/2007 21:45)
Rasiligaoma sy Ika a misaotra betsaka nanazava ahy.
Fa mbola tsy mazava tsara aloha e:D
[quote=Rasiligaoma]
Ny fahalalako azy:
Ny Asa 1:14 aloha diaamin'ny teny Hebrio sy Grika dia Cousins sy ny rahalahy (freres) dia teny iray ihany no ilazan-dry zareo azy! Ny mpandika teny taty afata no samy naka izay metimety @ sainy handikana azy!
Marina tokoa izany rasily,samy manana ny fandikany.Ny anay izao raha ampiko ny eo ambony dia izao no voalazaAry rehefa tafiditra izy dia niakatra ho any an-trano ambony,izay fitoerany,-dia Petera sy Jaona sy Jakoba sy Andrea,Filipo sy Tomasy ,Bartolomeo sy Matio,Jakoba zanak'Alfeo,sy Simona Zelota ary Jodasy ,zanak'i Jakoba.Ireo rehetra ireo niray saina naharitra nivavaka mbamin'ny vehivavy sy Maria,renin'i Jesosy,ary ny rahalahiny.Asa 1:13-14.
Rasily a jereo Jodasy,zanak'i Jakoba..Maria,renin'i Jesosy...Jesosy,ary ny rahalahiny.:idea:Ireo no manambara fa rahalahin'i Jesosy.Sa rahalahin'iza ireo:?:
Amin'ny teny anglisy ilay izy dia Act 1:14They all joined together constatly in prayer,along with the women and Mary the mother of Jesus,and his brother. Mazava be ny filazany fa Maria renin'i Jesosy sy ny rahalahin'i Jesosy(his brothers).

Momba ny fanontanian'i Niryna sasany:
Satria ilay izy misy fanontaniana mivoaka ivelan'ny resaka baibolista dia
mila mivoaka ivelan'ilay foto-kevitra baibolista aloha isika , sy ny fandraisana an-tendrony vao afaka ny hahalala tsara ireny zavatra ireny.Raha tsy izany dia lasa misy doute foana!

Misaotra e,tsy maninona e.

Fanazavana (izay kely haiko fa inoako fa afaka hanampy ny sisa)

Mankasitraka aho ry rasily a,angaha moa isika dia ahay ny rehetra fa izay mba kely hay no zarainy e:*

Ilay resaka labozia sy rano amiko, dia hitanao

Misaotra betsaka ihany koa.
Rasily a ity nisy zavatra nitranga toy izao.Nisy namako izay nivadika finoana izy fa chorale hono,nisy zavatra tsy nazava tao fa tsy maninona tsy ho lazaiko,lava loatra ilay tantara fa raha miteny ianao hoe tantara ahy ny antony nivadiany niala tsy ho katolika dia ho lazaiko.Iny moa safidin'ny tsirairay.
Ny tena tsy zakany dia maty ny rainy ary isan'andro ilay reniny dia mampirehitra labozia ary eo akaik'ila fitoerana sarivonga Maria hoy izy no apetrany ilay labozia sy ny tavoahangy nisy ny lavenon'ny rainy.
Dia mandrehitra labozia foana izy dia mandohalika dia miresaka amin'ny dadany izay efa maty hoy izy.Tantarainy azy daholo izay nahazo azy,zavatra nataony ary ny olana misy aminy.Ohatra hoe marary aho izao, vizana be aho izao.Tsy mivavaka izy hoy izy fa ny anaran'ny dadany.George foana no antsoiny.Dia toy izany ihany koa rehefa mandeha any am-piangonana.Mandrehitra labozia ary mivavaka ilay dadanay efa maty izy hoy izy mantsy ahy.Izay no nahatonga ahy hanontany ilay labozia.
Misaotra rasily a:D


Ny momban'i Masina Maria, dia sarotra be ny mamaly
Fa ny azoko omena an'i Niryna dia izao aloha
Tit 2:11

"Hail full of grace" (luke 1,28)

Titosy 2,11
Miresaka ny fahasoavan'Atra na "Grace of God" izay milaza fa "by the grace we are saved",na hoe noho ny fahasoavan'Atra no namonjena antsika.[i]Fa efa niseho ny fahasoavan'Atra ,izay famonjena ny olona rehetra
io ry rasily a.:roll::?:
86. niryna ( 28/05/2007 22:15)
ikaretsaka:

1)efa nazavaina teto io: Tsy manana rahalahy i jesosy fa ny rahalahy sy ny cousins @ teny Hebrio sy arameanina dia mitovy ny dikany!

Misaotra ika a.
Satria izy Ray,Zanaka ary Fanahy Masina dia mino izany teneninao izany aho.Fa rehefa tety ambonin'ny tany izy,efa nihalehibe.Ny zanak'i Josefa sy Maria no teneniko hoe rahalahiny eto.:D












87. niryna ( 28/05/2007 23:31)
Ikaretsaka> misaotra:D
niryna:

Ny fahalalako azy:
Ny Asa 1:14 aloha diaamin'ny teny Hebrio sy Grika dia Cousins sy ny rahalahy (freres) dia teny iray ihany no ilazan-dry zareo azy! Ny mpandika teny taty afata no samy naka izay metimety @ sainy handikana azy!
Marina tokoa izany rasily,samy manana ny fandikany.Ny anay izao raha ampiko ny eo ambony dia izao no voalazaAry rehefa tafiditra izy dia niakatra ho any an-trano ambony,izay fitoerany,-dia Petera sy Jaona sy Jakoba sy Andrea,Filipo sy Tomasy ,Bartolomeo sy Matio,Jakoba zanak'Alfeo,sy Simona Zelota ary Jodasy ,zanak'i Jakoba.Ireo rehetra ireo niray saina naharitra nivavaka mbamin'ny vehivavy sy Maria,renin'i Jesosy,ary ny rahalahiny.Asa 1:13-14.
Rasily a jereo Jodasy,zanak'i Jakoba..Maria,renin'i Jesosy...Jesosy,ary ny rahalahiny.:idea:Ireo no manambara fa rahalahin'i Jesosy.Sa rahalahin'iza ireo:?:
Amin'ny teny anglisy ilay izy dia Act 1:14They all joined together constatly in prayer,along with the women and Mary the mother of Jesus,and his brother.
Mazava be ny filazany fa Maria renin'i Jesosy sy ny rahalahin'i Jesosy(his brothers).
Raha ara-panahy izany izy dia tsy manana rahalahy.Nitady azy ny rar sy ny rahalahy Matio 12:48 nanambara,fa izay manao ny hiraky ny Rainy any an-danitra no reniko,rahalahiko,ary anabaviko,hoy Izy.
Tsy manana reny,rahalahy ary anabavy Izy izany raha ara-panahy.Raha ara-nofo kosa Izy satria tonga nofo Izy dia nanana reny,sy ny rahalahiny.

Ikaretsaka>Io no fanazavako mikasika ny rahalahin'i Jesosy.Tao nahaterahan'i Jesosy ,i Maria dia niteraka tamin'i Josefa vadiny taty aoriana.Tsy nisy tantara intsony aloha niresaka an'i Maria tao aorian'io nomen'Atra fahasoavana io izy e.Ny fahagagana voalohany nataon'i Jesosy,rano navadika ho divay.Jaona 2:3,4,5,7.Ary rehefa lany ny divay, dia hoy ny renin'i Jesosy taminy:Tsy manana divay izy.Hoy Jesosy taminy:Ravehivavy,moa mifaninona akory Izaho sy hianao?ary mbola tsy tonga ny fotoako.Fa hoy ny renininy tamin'ny mpanompo :Ataovy izay asiany ataonareo...Dia hoy Jesosy:Fenoy rano ny siny.Dia nofenoiny hatramin'ny molony.
Niandry ny sitrapon'i Jesosy sy niandry ny fahagagana nataony izany ny rano niova ho divay.:roll:
"They have no more wine: Dear woman,why do you involve me?Jesus replied.My time has not yet come.His mother said to the servant,Do whatever he tellsyou...Jesus said to the servants,Fill the jars with water ,so they filled them to the brim.
rasiligaoma:

Ilay resaka labozia sy rano amiko, dia hitanao

Io koa ny antony nanontaniako Ika a.
Misaotra betsaka ihany koa.
niryna:

Rasily a ity nisy zavatra nitranga toy izao.Nisy namako izay nivadika finoana izy fa chorale hono,nisy zavatra tsy nazava tao fa tsy maninona tsy ho lazaiko,lava loatra ilay tantara fa raha miteny ianao hoe tantara ahy ny antony nivadiany niala tsy ho katolika dia ho lazaiko.Iny moa safidin'ny tsirairay.
Ny tena tsy zakany dia maty ny rainy ary isan'andro ilay reniny dia mampirehitra labozia ary eo akaikin'ilay fitoerana sarivonga Maria hoy izy no apetrany ilay labozia sy ny tavoahangy nisy ny lavenon'ny rainy.
Dia mandrehitra labozia foana izy dia mandohalika dia miresaka amin'ny dadany izay efa maty hoy izy.Tantarainy azy daholo izay nahazo azy,zavatra nataony ary ny olana misy aminy.Ohatra hoe marary aho izao, vizana be aho izao.Tsy mivavaka izy hoy izy fa ny anaran'ny dadany.George foana no antsoiny.Dia toy izany ihany koa rehefa mandeha any am-piangonana.Mandrehitra labozia ary mivavaka ilay dadanay efa maty izy hoy izy mantsy ahy.Izay no nahatonga ahy hanontany ilay labozia.
Misaotra rasily a:D


io ry ika no antony nanontaniako ilay labozia a
rasiligaoma:

Ny momban'i Masina Maria, dia sarotra be ny mamaly
Fa ny azoko omena an'i Niryna dia izao aloha
Tit 2:11

"Hail full of grace" (luke 1,28)

Titosy 2,11
Miresaka ny fahasoavan'Atra na "Grace of God" izay milaza fa "by the grace we are saved",na hoe noho ny fahasoavan'Atra no namonjena antsika.[i]Fa efa niseho ny fahasoavan'Atra ,izay famonjena ny olona rehetra
io ry rasily a.:roll::?:
Rehefa mandalo eto amin'ilay ireny milanja sarin-javatra ireny dia tadidiako ilay andro:roll:dia teneniko ianareo hoe inona no ankalazainy amin'io.Marina izany fa toa milanja io sary vongana io foana mantsy ry zareo kou:roll:
88. boubounezy ( 30/05/2007 12:04)
niryna:

[quote=xxx]
Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-05-2007 15:18:24
Lohateny : Re : Baiboly/sary:mahaliana-faly-diso?-anao ny safidy!!!

nyrina: mba asio fandinihana ihany ity resaka finoanao ity fa lasalasa ihany anie ianao izao e: manaratsy aloha, mankahala avy eo, mandainga koa, ary ny farany dia hanozona mihitsy...

Mianara manao fandanjalanaja (discernement de l'esprit) hahalalanao tsartsara kokoa hoe avy aiza marina izany hevitra na teny tonga ato amiko izany, avy amin'ilay ratsy fa avy amin'Andriamanitra? Tsy ampy mihitsy ny ilazana fa avy amin'Andriamanitra n zavatra iray satria milaza izay ao anaty baiboly.


Tsy voatery hanaraka ahy ianao,avelao ny olona hihaino sy andray,io anie no niteneniny sasany e,toa tsy misy resaka fivavahana fa inona ihany ary izy ity,na miaraka an'i kristy isika na tsy miaraka aminy.Mampalahelo ianao,nefa tsy maninona fa afaka mihaino ny vavolombelona hijoroako ho ahy sy ho an'ny olona maro beeeeeeeeeeee.^:^^:^^:^^:^(l)(l)(l)(l)


niryna mandéana ndry ao @ resakolondébé dé manaova resaka vetaveta bé ao fa manaraka andry dôly ny olona dé asio fanampiny sary veta2 kou itandry eo nefa ra vô resaka tsy zakany loany dé tsy maintsy agrésser fona njy satry ataony zé ialandry eto mba tsy anelingelenandry lé monotonieany

89. ikaretsaka ( 31/05/2007 05:55)
mba nikarokaroka ihany aho fa Tsy nisy porofo mihitsy aloha ary tsy nisy tantara nilaza hoe niteraka t@ Vadiny: Josefa i Maria taorianan'ny niterahany an'i Jesoa
Tantara noforoporonina sy theoria taty afara angamba... ohatran'ny Da Vinci code ihany io, hoe Jesoa nanambady sy niteraka t@ Maria Madelenina e..
ny ahy tsotra ihany no andraisako an'io: 2000 taona mahery ve dia izany no ninoana dia aty afara, izay tsy ampy siekla 1 dia hino zavatra hafa? aoka re!


Titosy 2,11
Miresaka ny fahasoavan'Atra na "Grace of God" izay milaza fa "by the grace we are saved",na hoe noho ny fahasoavan'Atra no namonjena antsika.[i]Fa efa niseho ny fahasoavan'Atra ,izay famonjena ny olona rehetra io ry rasily a.

fa misy voafidy hono io sady Izy no nifidy azy!

.
Nisy namako izay nivadika finoana izy fa chorale hono,nisy zavatra tsy nazava tao fa tsy maninona tsy ho lazaiko,lava loatra ilay tantara fa raha miteny ianao hoe tantara ahy ny antony nivadiany niala tsy ho katolika dia ho lazaiko.Iny moa safidin'ny tsirairay.
Ny tena tsy zakany dia maty ny rainy ary isan'andro ilay reniny dia mampirehitra labozia ary eo akaikin'ilay fitoerana sarivonga Maria hoy izy no apetrany ilay labozia sy ny tavoahangy nisy ny lavenon'ny rainy.
Dia mandrehitra labozia foana izy dia mandohalika dia miresaka amin'ny dadany izay efa maty hoy izy.Tantarainy azy daholo izay nahazo azy,zavatra nataony ary ny olana misy aminy.Ohatra hoe marary aho izao, vizana be aho izao.Tsy mivavaka izy hoy izy fa ny anaran'ny dadany.George foana no antsoiny.Dia toy izany ihany koa rehefa mandeha any am-piangonana.Mandrehitra labozia ary mivavaka ilay dadanay efa maty izy hoy izy mantsy ahy.Izay no nahatonga ahy hanontany ilay labozia.


izay ilay hoe tsy azony akory ny antony dia lasa nitsaratsara fahatany izy ry niryna a. ary mahatonga ahy manitsy izay mba fantatro sy mba tratrako ato, mba tsy hahatonga ny olona hinohino foana :
dia raha nodinihinao ny nolazaiko teo dia hoe rehefa misy resaka "firesahana fanahy" dia miditra ny labozia, ary ianao ihany no niteny fa tsy hoe "mivavaka" @ dadany (worship) ilay ramatoa vadiny fa "miresaka" (talk) aminy
i Jeremia Mpaminany dia mbola nifandray t@ Jiosy sy nivavaka ho azy ireo taorian'ny nahafatesany (2maccabes 15,11-16)
i Jesoa koa aza anie ka niresaka t@ maty t@ izy niova tarehy, I Mosesy sy Elijah efa mpaminany maty (matio 17..)
ary voalaza fa ny fanahin olona maty dia mifandray sy mahalala ny zavatra mitranga eto @ velona Rev (6:9-10.)
90. tywa68 ( 31/05/2007 19:01)
Hanampiako an'io tenenin'i Ikaretsaka io : mba finoana tsy lalim-paka h@ voalohany zany ! ary ny fahitànao olona mandrehatra labozia sy miteny eo akaikin'izany ve dia ampy hivadihanao : sao dia ny olona nihaino azy satria tsy teo ny reniny hihaino ny alahelony no tena mahay ?? :wink:
Safidy daholo zany e, ary antenaiko fa nahita fifaliana izy any @ilay nalehany ka ny Tompo no tena niantso azy :-*
91. niryna ( 01/06/2007 04:12)
boubounezy:

niryna mandéana ndry ao @ resakolondébé dé manaova resaka vetaveta bé ao fa manaraka andry dôly ny olona dé asio fanampiny sary veta2 kou itandry eo nefa ra vô resaka tsy zakany loany dé tsy maintsy agrésser fona njy satry ataony zé ialandry eto mba tsy anelingelenandry lé monotonieany

=))=)) Tsy misy quoi aky io a,fantatry ny rehetra ihany ny marina.Mijoro vavolombelona aho satria aho tsy menatra ny milaza fa mpanara-dia an'i Kristy, ary mihezaka ny manaraka ny didiny.Betsaka anie ny olona milaza izany hoe kristiana e ,kanefa feno fankahalana sy fahatezerana ary fialonana ny ao am-pony.Mivandravandray izany ato.Ny mivavaka azy ireo no tanjona.Tsy voatery hiaraka amin'ny fahavalonao intsony ianao na hatoky azy intsony,saingy tsy maintsy mivavaka sy mitia azy,ka mba tsy hanjakan'ny satana ao amintsika.

92. niryna ( 01/06/2007 04:15)
ikaretsaka:

mba nikarokaroka ihany aho fa Tsy nisy porofo mihitsy aloha ary tsy nisy tantara nilaza hoe niteraka t@ Vadiny: Josefa i Maria taorianan'ny niterahany an'i Jesoa
Tantara noforoporonina sy theoria taty afara angamba... ohatran'ny Da Vinci code ihany io, hoe Jesoa nanambady sy niteraka t@ Maria Madelenina e..
ny ahy tsotra ihany no andraisako an'io: 2000 taona mahery ve dia izany no ninoana dia aty afara, izay tsy ampy siekla 1 dia hino zavatra hafa? aoka re!



Ny tena tsy zakany dia maty ny rainy ary isan'andro ilay reniny dia mampirehitra labozia ary eo akaikin'ilay fitoerana sarivonga Maria hoy izy no apetrany ilay labozia sy ny tavoahangy nisy ny lavenon'ny rainy.
Dia mandrehitra labozia foana izy dia mandohalika dia miresaka amin'ny dadany izay efa maty hoy izy.Tantarainy azy daholo izay nahazo azy,zavatra nataony ary ny olana misy aminy.Ohatra hoe marary aho izao, vizana be aho izao.Tsy mivavaka izy hoy izy fa ny anaran'ny dadany.George foana no antsoiny.Dia toy izany ihany koa rehefa mandeha any am-piangonana.Mandrehitra labozia ary mivavaka ilay dadanay efa maty izy hoy izy mantsy ahy.Izay no nahatonga ahy hanontany ilay labozia.


izay ilay hoe tsy azony akory ny antony dia lasa nitsaratsara fahatany izy ry niryna a. ary mahatonga ahy manitsy izay mba fantatro sy mba tratrako ato, mba tsy hahatonga ny olona hinohino foana :
dia raha nodinihinao ny nolazaiko teo dia hoe rehefa misy resaka "firesahana fanahy" dia miditra ny labozia, ary ianao ihany no niteny fa tsy hoe "mivavaka" @ dadany (worship) ilay ramatoa vadiny fa "miresaka" (talk) aminy
i Jeremia Mpaminany dia mbola nifandray t@ Jiosy sy nivavaka ho azy ireo taorian'ny nahafatesany (2maccabes 15,11-16)
i Jesoa koa aza anie ka niresaka t@ maty t@ izy niova tarehy, I Mosesy sy Elijah efa mpaminany maty (matio 17..)
ary voalaza fa ny fanahin olona maty dia mifandray sy mahalala ny zavatra mitranga eto @ velona Rev (6:9-10.)

[/quote]

:D
93. ikaretsaka ( 01/06/2007 04:50)
azonao ve ny nolazaiko sa tsy azonao e? toa laozanao mihomehy tany vaky fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1632