Ahoana ihany ity afo fandiovana ity.Aiza isika no mandeha?
41. rush
(
18/05/2007 09:17)
pissoa:mety tsy hainy izany e!ny azy hiany no marina mandrakizay na dia efa hita fa diso be izao aza e!
tsy mahatsiaro ridicule ve i Niryna manao resaka HS otran'izao !!! tsy aleonao mandinika ny tantara aloha :-P
42. xxx
(
18/05/2007 09:33)
rush , finoana tsy misy diso sy marina izany fa finoana fotsiny, na ny anao io aza ...
fa ny hors sujet indray mety hisy
fa ny hors sujet indray mety hisy
44. majesty
(
21/05/2007 09:46)
Hoy pissoa:
Tsy diso ny filazako fa nisy tsy ampy kely fotsiny dia io nampian'i Piste io:D
Vakio aloha fa toa nodisoin'i Piste anie ny tantara nolazain'i Majesty e ! ary neken'i Majesty fa diso ny teniny Indraindray mila mamaky vao be resaka
Tsy diso ny filazako fa nisy tsy ampy kely fotsiny dia io nampian'i Piste io:D
45. ikaretsaka
(
21/05/2007 14:25)
mitsimpona akotry aza misy latsaka ve, maika fa mitsimpona andalana? ... :-D
47. pissoa
(
21/05/2007 17:15)
majesty : mitovy fa tsy sahala ve ?
Rehefa miteny v ianao fa tamin'ny 2004 ny 2eme guerre mondiale dia mbola milaza tena ho marina njay fa ninambary aza nisy latsaka fotsiny :lol::lol::lol:
Rehefa miteny v ianao fa tamin'ny 2004 ny 2eme guerre mondiale dia mbola milaza tena ho marina njay fa ninambary aza nisy latsaka fotsiny :lol::lol::lol:
48. majesty
(
22/05/2007 05:18)
xxx: tsy diso io fa ny fototra niainganay no samihafa,ny ahy tamin'ny nampiharana azy io tamin'ny nananganana ny basilic st pierre no nolazaiko fa izy kosa milaza ny daty niketriketrehan'ireo lohandohan'ny mpisorona sy ny namolavolana azy io ho tanterahana ao ampiangonana no lazainy (amiko mifameno fa tsy mifanipaka ary vao maika manamafy orina an'ilay loha-hevitra aza)
pissoa:ary raha misy milaza amin'njy hoe oviana ingahy Ravalo no natao investiture dia iza no holazain-njy ilay daty voalohany sa ilay daty faharoa,:D:D:D
pissoa:ary raha misy milaza amin'njy hoe oviana ingahy Ravalo no natao investiture dia iza no holazain-njy ilay daty voalohany sa ilay daty faharoa,:D:D:D
49. pissoa
(
22/05/2007 17:27)
Majesty :
Vakio ito dia hitanao ny hadisoana nataonao ... tsy resaka tsy ampy fotsiny aloha ny fahitako azy fa resaka diso e !
--- Faharoa aza afangaro ny atao hoe Indulgence na famotsoran-keloka sy ny Afo Fandiovana na Purgatoire. ---
Vakio ito dia hitanao ny hadisoana nataonao ... tsy resaka tsy ampy fotsiny aloha ny fahitako azy fa resaka diso e !
piste:
Ho an-dRamajesty : aza disoina rangah ny tantara fa mba samy nianatra an'io ihany. Tsy t@ fiandohan'ny Reforme mihitsy( debut du 16è siècle) no niandohan'ny Fampianarana momba ny Afo Fandiovana fa efa hatr@ Concile de Florence taona 1431-1445. Izany hoe efa taloha be nahaterahan'ny Luther. Ary naverina nodinihina indray io lohahevitra io t@ Concile de Trente(1545-1563). Izany hoe, efa taty aorian'ny Reforme.
Araky ny Finoana Katòlika moa dia tsy misy tena madio tanteraka ny olona miala eto @ ity fiainana ity( afa tsy ny Martiry noho ny Finoana) ka izany no tsy maintsy mbola andalovany ao @ Afo Fandiovana.
Faharoa: ny "indulgence" na famelan-keloka maimaim-poana ao @ afo Fandiovana no noforonin-dry CArdinale Alberto di Brandeburgo sy ny tariny(tafiditra tao koa ny Papa Jules II) satria nila vola ry zalahy ireo t@izay t@ fanamboarana ny Basilikan'ny Saint Pierre tao Roma. Ka izay mandray anjara @ fanarenana io Basilika io dia afaka ny ampahan'ny heloka any rehefa tonga any @ Afo Fandiovana. Personnellement, dia miombon-kevitra @ Objection nataon'ny Luther. Fa tsy mi-justifier ny fiatahany @ Fiangonana.
Noho izany, ny Fampianarana momba ny Afo Fandiovana dia efa nampiarin'ny Fiangonana efa ela fa tsy zavatra noforonin'ny Fiangonana t@ andron'ny Lotera. Faharoa aza afangaro ny atao hoe Indulgence na famotsoran-keloka sy ny Afo Fandiovana na Purgatoire.
FArany:
Tadidio fa tsy afaka hanana " vision béatifique" hibanjinana ny Tavan'Andriamanitra isika raha tsy efa madio tanteraka. Ka izay no tsy maintsy andalovana ao @ io purification io.
--- Faharoa aza afangaro ny atao hoe Indulgence na famotsoran-keloka sy ny Afo Fandiovana na Purgatoire. ---
51. ikaretsaka
(
23/05/2007 14:50)
misaotra an'i pissoa nampatsiahy an'io tenin'i piste io
dia misaotra an'i piste koa, tena nisy fotoaana nitadiavako an'io hoe ao @ lohahevitra inona a?a moa no misy an'io resak'i piste io!
dia misaotra an'i piste koa, tena nisy fotoaana nitadiavako an'io hoe ao @ lohahevitra inona a?a moa no misy an'io resak'i piste io!
52. majesty
(
24/05/2007 05:27)
pissoa :-* misaotra nampatsiahy.Nisy fifangaroany ny indulgence sy ny purgatoire satria ny basen'izy ireo dia samy natao hitadiavana vola hananganana an'ilay basilic st pierre,izay samy tsy mifanaraka amin'ny soratra masina rehefa alalinina:D
Ikaretsaka:efa betsaka loatra ilay loha-hevitra ka na izaho koa aza sahirana indraindray hoe iza moa ilay novaliako farany teo iny:D
Mankasitraka antsika rehetra:-*:-*
Ikaretsaka:efa betsaka loatra ilay loha-hevitra ka na izaho koa aza sahirana indraindray hoe iza moa ilay novaliako farany teo iny:D
Mankasitraka antsika rehetra:-*:-*
53. pissoa
(
24/05/2007 05:50)
majesty:
pissoa :-* misaotra nampatsiahy.Nisy fifangaroany ny indulgence sy ny purgatoire satria ny basen'izy ireo dia samy natao hitadiavana vola hananganana an'ilay basilic st pierre,izay samy tsy mifanaraka amin'ny soratra masina rehefa alalinina:D
Hi hi hi ! tsisy fisaorana.
Hay amin'ny voalohany aloha tsy mety diso ianao o !
Dia rehefa diso ianao dia misy mifangaro tampoka ... ary tsy mifanaraka amin'ny soratra masina sy natao hitadiavana vola ! Avereno vakina njay ny tantara fa sao lasa bontolo ny teninao e --- :-D:-D:-D
Izahay koa mahay manao bontolo fa zahay tsy hanao ... tsy hifanerena ny mino an'io mantsy ! Izahay fotsiny rehefa mamaky soratra masina dia tsy mandingana manokana ny resaka fitsarana ao amin'ny Matio 5 sy ny tantara lava be ao amin'yn Matio 18 ! ny boky hafa moa tsy resahina :-D:-D:-D
54. niryna
(
24/05/2007 06:25)
1) FITIAVANA AN'ANDRIAMANITRA : [b]Tiava an'i Jehovah
Ireo no anisany didy nomena antsika,ary aiza ao amin'ny Baiboly ny milaza ny mivavaha amin'ny saplet?
Ny voasoratra ao anaty baiboly no resahiko.
Io resaka io no tena tsy tianareo sy tsy zakanareo,tsy aleo ve ry ireto dieny mbola velona mahalala ny marina toy izay hoe noresahina fahiny fa tsy niraharaha?Mbola fitiavana daholo anie izany e.Tian'Atra daholo isika rehetra ary izany no nahatonga azy mbola afaka nanome hery ho antsika tsirairay avy hianatra ny teniny.:P
Sal 25:9-10[i] Mitarika ny mpandefitra amin'ny marina izy ary mampianatra ny mpandefitra ny lalany.Ny lalan'i Jehovah rehetra dia famindrampo sy fahamarinana amin'izay mitandrina ny fanekena sy ny teni-vavolombelony.
Anjaran'ny tsirairay no mandray sy mino ny tenin'Atra.:D
Ohabolana 3:5-6.Mananmbara ny fahatokisa Azy,aza miantehitra amin'ny herin'ny tena na ny fahaizan'ny tena,amin'zay rehetra atao dia ankino aminy daholo fa ataony lavorary ny lalan-tsika.Izy irery ihany izany no tokony hatokisana.Raha asiany hoe isika aza mivavaka na mampiasa zavatra atao ho solony dia mbola manao ihany isika.Moa ve isika manaraka ny didiny.
Afo izany anie efa may e ,koa aiza indray no ahita rano hanadiovana azy eo:roll:Tsy efa naheno tantara ianareo mitaraina hoe mba hafaro ny havako tsy ho aty?ao anaty baiboly io.
Sal 25 ihany koa mbola milaza fa tsara ny mahitsy,ka izany no ampianarany ny mpanota ny lalana.
Ohabolana 21:2, koa miteny fa ataon'ny olona ho marina avokoa ny lalana rehetra alehany.
tsiafoy1:
Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra, sy ny fanahinao, ary ny sainao rehetra[/b, izany no didy voalohany sady tsara
- Raha Tia an'Atra tokoa ianao tsy hampirafy Azy, tsy hanana Andriamanin-kafa fa Izy irery ihany...
- Raha Tia an'Atra tokoa ianao tsy hanao sarin-jvt vosikotra hiankohofanao fa hivavaka amin'AZY tokana irery ihany
- Raha Tia an'Atra tokoa ianao tsy ho sahy hanonom-poana ny anarany ho enti-mandainga
- Raha Tia an'Atra tokoa ianao dia hahatsiaro mandrakariva ny andro Sabata, ary hanome voninahitra Azy, satria andro notahiany sy nohamasininy izany
- Raha Tia an'Atra tokoa ianao dia hanaja ny Ray aman-dreninao satria izy ireo no loharano nipoiranao teto an-tany...
Ireo no anisany didy nomena antsika,ary aiza ao amin'ny Baiboly ny milaza ny mivavaha amin'ny saplet?
Ny voasoratra ao anaty baiboly no resahiko.
Io resaka io no tena tsy tianareo sy tsy zakanareo,tsy aleo ve ry ireto dieny mbola velona mahalala ny marina toy izay hoe noresahina fahiny fa tsy niraharaha?Mbola fitiavana daholo anie izany e.Tian'Atra daholo isika rehetra ary izany no nahatonga azy mbola afaka nanome hery ho antsika tsirairay avy hianatra ny teniny.:P
Sal 25:9-10[i] Mitarika ny mpandefitra amin'ny marina izy ary mampianatra ny mpandefitra ny lalany.Ny lalan'i Jehovah rehetra dia famindrampo sy fahamarinana amin'izay mitandrina ny fanekena sy ny teni-vavolombelony.
Anjaran'ny tsirairay no mandray sy mino ny tenin'Atra.:D
Ohabolana 3:5-6.Mananmbara ny fahatokisa Azy,aza miantehitra amin'ny herin'ny tena na ny fahaizan'ny tena,amin'zay rehetra atao dia ankino aminy daholo fa ataony lavorary ny lalan-tsika.Izy irery ihany izany no tokony hatokisana.Raha asiany hoe isika aza mivavaka na mampiasa zavatra atao ho solony dia mbola manao ihany isika.Moa ve isika manaraka ny didiny.
Afo izany anie efa may e ,koa aiza indray no ahita rano hanadiovana azy eo:roll:Tsy efa naheno tantara ianareo mitaraina hoe mba hafaro ny havako tsy ho aty?ao anaty baiboly io.
Sal 25 ihany koa mbola milaza fa tsara ny mahitsy,ka izany no ampianarany ny mpanota ny lalana.
Ohabolana 21:2, koa miteny fa ataon'ny olona ho marina avokoa ny lalana rehetra alehany.
55. pissoa
(
24/05/2007 07:05)
Niryna:
Ireo no anisany didy nomena antsika,ary aiza ao amin'ny Baiboly ny milaza ny mivavaha amin'ny saplet?
Ny voasoratra ao anaty baiboly no resahiko.
Io resaka io no tena tsy tianareo sy tsy zakanareo,tsy aleo ve ry ireto dieny mbola velona mahalala ny marina toy izay hoe noresahina fahiny fa tsy niraharaha?Mbola fitiavana daholo anie izany e.Tian'Atra daholo isika rehetra ary izany no nahatonga azy mbola afaka nanome hery ho antsika tsirairay avy hianatra ny teniny.
:-D:-D:-D
miala any indray ianao an ! Zakanay io resaka ka ! Efa nanontaniko anie ianao ry Niryna fa ianao no tsy namaly e ! Efa nahita katolika niteny angaha hoa ianao hoe Mivavaka aminao aho ry Saple ?! Raha efa nahita ianao dia tsisy problem, teneno izy fa DISO izany ! :-D
Tsy zakanay ve io resaka io ?! Zakanay io ka, izahay anie mahafantatra ny ataonay e, ary mahafantatra an'io mihoatra noho ianao izahay ! Saingy manahirana fotsiny ny miresaka aminao : manao bontolo aloha, dia avy eo manao HS.
Raha tadidinao dia ianao no nanotany andalan-tsoratra masina mikasika ny afo fandiovana tatsy ambadika ! Dia nezahina nomena fahafahampo ianao ! Saingy tsy namaly tao intsony ianao, na farafaharatsiny manao hoe ah ok ! G lu ! Dia nivadika teto isika fa nanokatra size vaovao i xxx :b Dia rehefa tena resahina ny afo fandiovana teto dia tsisy ambara kay na ianao na i xxx fa mamerina ny tenin'i Chick fotsiny ! Ary rehefa anontanina ianao dia tsy mamaly. Dia rehefa notoherin'i Piste ny tenin'i Majesty sy ny Chick.com dia avy indray ianao manao resaka HS amin'ny saple !!! Dia rehefa arahina amin'ny saple tinao resahina ianao dia miverina amin'ny fombanao : mamerina fotsiny ny voalazan'i Chick ary tsy mamaly fanontaniana ! :-D:-D:-D
Miala tsiny aho, fa amiko ny Kristianina dia natao ho Kristianina --- tsotra nefa entitra, ary mazava amin'izay inoany ! Tsy natao ho donto ka manao resaka mirefarefa toy io ataonao io, tsy hita intsony izay tena size ! Tsy natao ho be zity sy mihevi-tena ho marina mandrakariva, ka rehefa diso dia manao sermon sy be sentosento amin'ny andalan-tsotra HS ... tsy hetsi-po hoa ny mahaKristianina fa fiainana ! Ary tsy natao ho politisianina ... ka tsy mamaly fa manao resaka HS sy manodina sain'olona amin'ny zavatra hafa rehefa tapaka tsisy avaly !
Azon'ny admin fafana ity soratra ity raha manohitra ny lalanan'ny serasera ny fomba fiteniko ! :oops::oops::oops:
56. tsiafoi1
(
24/05/2007 14:42)
Tsy azon\'ny saina inoana sy ekena hoe Andriamanitra FITIAVANA, ilay niteny hoe \"tiava ny fahavalonao, \"mamela ny heloky ny namanao\", \"tsy sitrako na dia ny hahafatesan\'ny ratsy fanahy fa mba ho tonga amin\'ny fibebahana izy rehetra\", mamindra fo sns...\" no hanomana toerana \"Purgatoire\" toy izany.
Manome endrika criminel tanteraka an\'Andriamanitra izany, blasphème totale. Ahoana Andriamanitra no ho faly mijery ny zavatra noariany any anaty afo mirehitra sy tsy mety maty, ka raha tsy mahaloa trosa tsy afaka any (indulgence)!!! Oups. Satana aza tsy nolevoniny avy hatrany raha nanao ratsy noho ny maha Andriamanitry ny Famindrampo Azy, koa ahoana no hinoako fa isaky avy mitsara izy de alefany any anaty Afo fandiovana aloa ny olona iray. Ahan Quel Dieu Criminel !!!
Maimaim-poana ny famonjena fa tsy vidiam-bola. Raisina amin\'ny finoana tsotra izany. Marka 16/16 \"Izay mino sy atao batisa no hovonjena\"
Ho avy tokoa ny fitsarana hanavahana ny ondry sy ny osy, aorian\'ny didim-pitsarana izay ho entin\'i Jesoa Kristy Tompo amin\'ny fiaviany fanindroany indray, no handevonana an\'i Satana sy ny ratsy amin\'ny afo solifara izay handevona azy ireo mandrakizay. Diniho ny apokalypsy
Dieu n\'est par criminel, Dieu est Amour

57. pissoa
(
24/05/2007 16:05)
Tsy azon'ny saina inoana sy ekena hoe Andriamanitra FITIAVANA, ilay niteny hoe "tiava ny fahavalonao, "mamela ny heloky ny namanao", "tsy sitrako na dia ny hahafatesan'ny ratsy fanahy fa mba ho tonga amin'ny fibebahana izy rehetra", mamindra fo sns..." no hanomana toerana "Purgatoire" toy izany.
Manome endrika criminel tanteraka an'Andriamanitra izany, blasphème totale. Ahoana Andriamanitra no ho faly mijery ny zavatra noariany any anaty afo mirehitra sy tsy mety maty, ka raha tsy mahaloa trosa tsy afaka any (indulgence)!!! Oups. Satana aza tsy nolevoniny avy hatrany raha nanao ratsy noho ny maha Andriamanitry ny Famindrampo Azy, koa ahoana no hinoako fa isaky avy mitsara izy de alefany any anaty Afo fandiovana aloa ny olona iray. Ahan Quel Dieu Criminel !!!
Mino ve ianao fa misy ny afobe ?! Satria ny AFOBE izay tena ankafizin'ny olona maromaro eto ny miresaka azy dia afo lavitra noho ny afo fandiovana ! Ny afobe dia afo mandrakizay ny ao ... ny fandiovana handalovana fotsiny ! Ka raha blaspheme ny filazana ny fisian'ny afobe dia mety hoe blaspheme ny filazana ny fisian'ny afo fandiovana. ka sao ny baiboly mihitsy koa no niandohan'ny blaspheme raha io teninao io :wink::-D:-D:-D
Maimaim-poana ny famonjena fa tsy vidiam-bola. Raisina amin'ny finoana tsotra izany. Marka 16/16 "Izay mino sy atao batisa no hovonjena"
Ie, tsy misy resaka vola mihitsy ao amin'ny afo fandiovana ! Fa ny fiangonana sasany aza amin'izao fotoana izao, araka ny dinika efa nandeha teto amin'ny serasera, no milaza fa raha tsy manome ny 1/10 an'ny fanananao an'i Pasitera ianao dia tsy mahazo ny fitahian'Andriamanitra ary tsy hovonjena ! Ou la la ! Tetsy sy teroa :-D:-D:-D
58. xxx
(
24/05/2007 17:23)
Misy voalazan'ny namana iray izay hoe : aiza ho aiza ao @ Baiboly no misy resaka hoe : Ordinatera, Machine, sns. Kanefa zava-misy ankehitriny ireo.
Misy tenin'iKristy iray izay koa angamba any @faramparan'ny Evanjelin'ny Md Joany izay milaza hoe: "mbola betsaka zavatra tiako resahina aminareo fa mety tsy ho zakanareo izany ankehitriny ". Ny anankiray koa : "mbola betsaka ny zavatra nataon'i Jesoa no tsy voalaza @ ity boky ity, kanefa raha hosoratina daholo izany, dia na izao tontolo izao aza tsy omby @ ireo boky hanaovana azy ".
Sarin-teny ireo milaza fa ny tenin'Andriamanitra sia tsy voafehy ao anatin'ny Baiboly irery ihany.
Ka aza dia borné loatra ny saintsika hoe : rehefa tsy ao anatin'ny Baiboly dia tsy izy. Naìf be loatra isika raha izany.
Ekeko fa ny Baiboly dia "fonte" na loharano anovozan'ny Kristianina ny Finoany. Fa kosa tsy raisina ara-bakiteny daholo izay rehetra ao. Ary tsy mety ritra ny "sens" na ny hevitr'izay voasoratrao.
Ka raha miresaka Chapelet isika dia tsy hita ao kanefa methode de prière io fa tsy sampy araky ny voalazan'ireo tsy mahalala.

59. rush
(
24/05/2007 17:36)
"pissoa":dia mandainga sy manoro-vohona!dia rehefa milaza ny marina ny olona dia tsy zakanao fa lazainao fa manenjika anao ny olona ka lazainao fa Jesoa no henjehina!Tokony handinin-tena mihintsy raniryna fa mi-s'aggrave ny zavatra manjoa anao!olombelona tahaka ny olombelona rehetra ianao ary mandiha-tany ary tsy tongalafatra na dia milaza fa mpiandry sy mpitory aza!
Tsy zakanay ve io resaka io ?! Zakanay io ka, izahay anie mahafantatra ny ataonay e, ary mahafantatra an'io mihoatra noho ianao izahay ! Saingy manahirana fotsiny ny miresaka aminao : manao bontolo aloha, dia avy eo manao HS.
ny fisehosehoana koa tsy hitondra lavitra raniryna a!fais-toi toute petite dia hihiano anao ny olona!
60. ikaretsaka
(
24/05/2007 21:11)
Fanamarihana kely fotsiny sao misangojy (somary fanina aho raha tsy namaky hatrany ambony ) ka hahavery sy haha HS ny olona mamaky azy !
Izay ihany:wink:
pissoa miteny an'i niryna :
Tsy zakanay ve io resaka io ?! Zakanay io ka, izahay anie mahafantatra ny ataonay e, ary mahafantatra an'io mihoatra noho ianao izahay ! Saingy manahirana fotsiny ny miresaka aminao : manao bontolo aloha, dia avy eo manao HS.
rush (manamafy azy):
dia mandainga sy manoro-vohona!dia rehefa milaza ny marina ny olona dia tsy zakanao fa lazainao fa manenjika anao ka lazainao fa Jesoa no henjehina! Tokony handinin-tena mihintsy raniryna fa mi-s'aggrave ny zavatra manjoa anao!olombelona tahaka ny olombelona rehetra ianao ary mandiha-tany ary tsy tonga lafatra na dia milaza fa mpiandry sy mpitory aza!
ny fisehosehoana koa tsy hitondra lavitra raniryna a!fais-toi toute petite dia hihiano anao ny olona!
Izay ihany:wink: