soffia

81. rafify ( 02/05/2007 12:41)
Fiffi:

mazava ve ?


Fiffi je t'(l), je t'amour, je te love, je te tia b anao na dia ny tananao fotsiny aza no hitako tao an-jaridainanao, izany ka tena namana, tena mazava fa misaotra betsaka!!!!!
82. Fiffi ( 02/05/2007 12:42)
ka zao an ! raha ohatra ka juste le hoe "hihihih :miam::miam:=hummmm" no tianao hatao ao de tsy maintsy "suppriménao daholo ny ambon'le zavatra nolazaiko an ! de io sisa no ao anatin'le [quote]
mazava ve ? hapetrao ny fanontaniana raha misy tsy mazava .....
83. rafify ( 02/05/2007 12:57)
Fiffi:

mazava ve ? hapetrao ny fanontaniana raha misy tsy mazava .....

tena mazava tsara mihintsy Fiffi an, t'es un amour, merci merci merci!!!!!(l)(l)(l)
84. lancia ( 02/05/2007 13:27)
ary tena fitiavana be mitry ny ato zany an, tena fitiavana be mitry:D:D
85. ratonga ( 02/05/2007 16:06)
to tena isakarazany mitry klé:-D:-D:-D
86. Fiffi ( 02/05/2007 16:08)
:wink:
87. fasaly ( 02/05/2007 17:35)
:-D:-D:-D:-D mi meme sisa aho marina fa lasa lavitra i rafify zany...tena nosongonany njay zà amlay quote quote:oops::oops::oops:
88. Fiffi ( 02/05/2007 17:42)
le mi-quote-quote ve akia ? :-D:-D:-D:-D
89. fasaly ( 02/05/2007 18:00)
ié! tena mikoty be mitry izy kou:-D:-D:-D
90. ratonga ( 02/05/2007 18:53)
Fiffi: dry kosa ngamba papianatr'ô, fa to tena rapida b dé mazava @ rafify ny fikafika eto:-D:-D:-D
91. fasaly ( 02/05/2007 19:02)
:-D:-D:-D
92. ratonga ( 02/05/2007 19:16)
f'ita ko tapatsinay mitry i fasaly:-D:-D:-D
ary i rafify konko tena bé fitiavana an!!!=D=D=D
93. fasaly ( 02/05/2007 19:25)
ratonga: ka sao dia i fiffi no mahay mampianatra moa i rafify kinga saina be!:-D:-D:-D
94. ratonga ( 02/05/2007 19:41)
lery ko ngé zany sady kinga saina no kinga fo=))=))=))
95. fasaly ( 02/05/2007 19:43)
:-D:-D:-D:-D
96. Fiffi ( 02/05/2007 21:02)
"ratonga":
Fiffi: dry kosa ngamba papianatr'ô, fa to tena rapida b dé mazava @ rafify ny fikafika eto
heu....mila hampenariko kely ve toi eh ? hummm de ho hita eo an ! :-D:-D:-D
"fasaly":
ratonga: ka sao dia i fiffi no mahay mampianatra moa i rafify kinga saina be
humm....fasaly koh mila hampenariko zany....:-D:-D:-D
"ratonga":
lery ko ngé zany sady kinga saina no kinga fo
hummm.....namana vao2 mahay mandinika zavatra tsara izy kah ! :-D:-D:-D:-Dmba te-hampiseho an'namana hoe de quoi il est capable kosa eh ! :)
"ratonga":
f'ita ko tapatsinay mitry i fasaly
soahiany fa misy Dr ato an ! :{:-D:-D:-D:-D
"fasaly":
mi meme sisa aho marina fa lasa lavitra i rafify zany...tena nosongonany njay zà amlay quote quote
humm.....nga tsy nety nampianatra sitlo klé ! hehehehehe aza manaiky an'zany akia an ! :-D:-D
97. fasaly ( 02/05/2007 21:05)
io fiffi fa mikoty koty be mitry:?
zà tsy nempenarin'i sitlo fa jereo eto fotsiny hoy izy nefa zà tsy mahay mankatra anreny jereo eto ireny:?
98. lancia ( 03/05/2007 08:05)
ratonga:

lery ko ngé zany sady kinga saina no kinga fo=))=))=))



kinga fo,hihihi, iny ndray no tsy hitako
99. ratonga ( 03/05/2007 08:29)
Fiffi & rafify huuummmm:-w:-w:-w
Fiffi: ra dry kosa no papianatra mazoto mianatra dôly ny rehatra ngàmba klé, zàh anisan'ny vôloany:wink::-D:-D:-D
100. sitlo ( 03/05/2007 19:51)
lety eh, tsita sahady rafify :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086