soffia
21. fasaly
(
01/05/2007 20:29)
sitlo:
sao de i sitlo aza io rafify io
Koa raha tsy mivika aho koa.:twisted:. Za nge ry kala efa matotra eh.
an han!:wink::-D:-D:-Dtsara zany refa tsy nivika tsony ny sitlo efa nisolo marika sitlo hafa zany zao:-P
22. Stretch
(
01/05/2007 20:31)
ha ha ha
avy any futura ndray izy zao e ![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fantastique/momie.gif[/IMG]
avy any futura ndray izy zao e ![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fantastique/momie.gif[/IMG]
23. fasaly
(
01/05/2007 20:32)
refa tsy i rasitla io rafify io dia arabaina zany fa namana vaovao e! mbo meko biz kounkou lou amzay mazoto mandray andrara tsara ato am forum:*:*:*:oops:
24. fasaly
(
01/05/2007 20:33)
stretch: tena i sitlo vaovo zany io tsy mivika io fa mitolatola b:-D:-D:-D:-D
25. sitlo
(
01/05/2007 20:36)
Olona efa tato ihany io fa mody fanina eo. Ahoana koa no ahalalany an'izany zavatra rehetra izany raha vaovao io.
Sady iza moa no tena mpitarika size arana'olona ato e?
Sady iza moa no tena mpitarika size arana'olona ato e?
27. fasaly
(
01/05/2007 20:39)
zà kalou tsy mhalala fa vahiny fa ny ps zao no hitako vaovao...sao de salmo aza:roll::roll::roll:
30. Stretch
(
01/05/2007 20:48)
ary ity:
hay tena otran'izao ny ato amin'ny forum...
miarahaba anareo rehetra aloha ny tenako fa vao indroa aho no niditra tao dia izao indray..
:{:{:{
hay tena otran'izao ny ato amin'ny forum...
miarahaba anareo rehetra aloha ny tenako fa vao indroa aho no niditra tao dia izao indray..
:{:{:{
32. fasaly
(
01/05/2007 20:53)
ny ahy njay ny tsy laitrako dia toundé i soffia be zao no safidin'ny fony:?:-D:-D:-D
33. sitlo
(
01/05/2007 20:58)
hahaha, izany ve ry fasaly dia atao ho olana ah, tsy "toundé" izany io zany fa manao sain-jaza.
34. soffia
(
01/05/2007 20:58)
Stretch:
ary ity:
hay tena otran'izao ny ato amin'ny forum...
miarahaba anareo rehetra aloha ny tenako fa vao indroa aho no niditra tao dia izao indray..
:{:{:{
toa gaga be ianao izany????....fa inona no tsy mety nosoratako teo kay????
sitlo: ka novakiany ilay tsikera amin'ny sariko de hitany ilay mokonazy hihihihi...
fasaly: mba nanambitana kely ve aho izany vofidy ny fon'ny rafify...
mafinaritra kay ilay forum fa hiditra matetika aho ...sa ahoana sitlo?????
35. Stretch
(
01/05/2007 21:02)
a a a
tena nety retsy le voasoratra a !
mazotoa ary mamangy forum e ![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Divers/emoticones-msn-cheveux.gif[/IMG]
tena nety retsy le voasoratra a !
mazotoa ary mamangy forum e ![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Divers/emoticones-msn-cheveux.gif[/IMG]
37. soffia
(
01/05/2007 21:09)
eny ary e! hazoto mintsiny fa toa mahafinaritra! efa ela no nidirako tato fa izao vao tsapako fa hay misy zavatra mahavariana sy zavatra azo vakiana be dia be ato an! mazotoa koa e!
38. Stretch
(
01/05/2007 21:12)
sitlo> nga ky ndry nataotra an soffia ?
za nataotra we sô de tsy miverina tsony izy de avy a de nanao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fantastique/fee-017.gif[/IMG]
za nataotra we sô de tsy miverina tsony izy de avy a de nanao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fantastique/fee-017.gif[/IMG]
39. rafify
(
01/05/2007 21:14)
Stretch je t'amour:*
tsy stilo izany re izaho, ary mba inona avy ary moa ny zavatra tokony tsy mbola azon'ny vaovao atao eto, mba manamora ny resaka, izao zao to tsy niverina intsony i soffia dia aleoko mihonona amin'i Stretch, ouay dé i fasaly koa dé i Fiffi koa dé i kely13 dé....tiako daholo ianareo ry reto an(l)(l)(l)

40. sitlo
(
01/05/2007 21:17)
Za tsy mataoatra an'i soffia zany akia ah.
Za aza ndray andro izay nandefasany dedikasy tonga dia :}
Za aza ndray andro izay nandefasany dedikasy tonga dia :}