soffia

41. Stretch ( 01/05/2007 21:29)
fa aôna no atao an zany we mihonona zany,
fa tena farafidiny zany zay sa . . .:-w
tondé kôpy ny aty.
42. sitlo ( 01/05/2007 21:33)
zay ndray ilay saro-piaro
43. sakaizakely ( 01/05/2007 21:41)
sambatra zany mahazo deklarasio damour be zany e :cry:
44. Stretch ( 01/05/2007 21:48)
inn ko fa i sitlo io misary adala eo io de traingo.

:-D
je t'amour ky sakaizakely a !(l)
45. sitlo ( 01/05/2007 21:50)
efa we tsy za wa io :twisted:
46. Stretch ( 01/05/2007 21:53)
ha ha ha
aza be kadoi,
fa aleo ekena tsy hifandirana,

rafify > je t'amour :*
47. sitlo ( 01/05/2007 21:55)
:evil:
48. karinah ( 01/05/2007 21:56)
fasaly:

:-D:-D:-D:-Dvao namana vaovao hono izy toundé je t'amour am soffia sahady mahery enao ouzzzz!:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D, tara filma,tara filma, ny tenanay izany, henjana marina enao izany rafify an!:roll::roll::roll:=))


49. Fiffi ( 01/05/2007 22:11)
fasaly , Stretch: hummm.....misy raha la tera hoa ! misy zavatra tsy mazava an ! :-w:-w:-w sady le izy ange kobo avy hatrany eh ! (le hoe tsy paiso daholo angé ny olona eto eh) :-w:-w:-w
50. sakaizakely ( 01/05/2007 22:18)


Stretch> m'si akia a

je t'amour alafôli ossi

51. dongadonga ( 01/05/2007 23:13)
:lol:tonga de favory be léri an :!:
fa taiza ihalahy no nihofana:?::?:
52. rafify ( 01/05/2007 23:56)
tany amin'i sitlo:-D:-D:-D fa izany salmo izany ko hono no tena mahay raha, tsy ho fantatro eto ihany va re izy izany amin'ny manaraka.
53. sitlo ( 02/05/2007 01:53)
Zay aho vao nahita olona mbola tsy niresaka tamiko na in'iray aza nefa milaza hoe nampohofaniko.8-)

manao resa-jaza
54. rafify ( 02/05/2007 02:14)
Aza mora tonga fofona anao razoky fa tsy mila miresaka anie itsika fa mamaky fotsiny ny fombafomba famalinao dinika sy tsikera ataonao any amin'ny sary isankarazany eny dia ampy. Soa fianatsa, sa ahoana!!!!
55. sitlo ( 02/05/2007 02:19)
:-D, hafa kosa izany mpikambana vaovao maharaka ny fombafomba famaliko dinika izany an.
Indrindra moa fa ilay any amin'ny sary. Omeo ary hoe ny patiny raha tena mpianatro tokoa?
:wink:
56. rafify ( 02/05/2007 02:38)
Mbola vao mianatra kosa moa razoky ve ho àry ho hay daholo sahady, fa dia ho avy miandalana eny ihany fa aza matahotra enao fa tsy andraraka ilomby an-doha akory aho.
57. sitlo ( 02/05/2007 02:42)
=)) ilo mby an-doha
iny ndray no tsy hitako.

Tsy daholo ange no tadiaviko fa patiny fotsiny eh. Mba ijereko hoe mba ahoana izaho izany. :°)
58. Fiffi ( 02/05/2007 05:34)
mbola vao mianatra hono rafify nefa tsy misy kihanina ny zavatra ataony sy lazainy :-D:-D:-D:-D maharaka tsara an ! :wink::-D:-D:-D de tsy gaga hono "mokonazy" :-D:-D:-D:-D
59. fasaly ( 02/05/2007 06:01)
ary tena bogany be i rafify ary am sary ary fa mody try miteninteny annnnn!:wink: sady jejolahy manao collier..;efa mba hitan'i soffia ngah hono io sary io no toundé manome biz be izy etsy ambony????:^):^):^)
60. fasaly ( 02/05/2007 06:03)
sitlo:

Za tsy mataoatra an'i soffia zany akia ah.
Za aza ndray andro izay nandefasany dedikasy tonga dia :}



hummmmm! i sitlo kosa alou mahery an! tena nandefasany dedikasy am ahoana kalou zany e!:wink::-D:-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096