soffia
61. fasaly
(
02/05/2007 06:05)
Stretch:
inn ko fa i sitlo io misary adala eo io de traingo.
:-D
je t'amour ky sakaizakely a !(l)
tena tsy i sitlo aky no tsy salmo fa misy sariny arokatra an! hummmm izy kosa alou de bogosy e!:°):-P:wink:
62. Fiffi
(
02/05/2007 06:06)
humm.......efa nisy zavatra kosa angamba tany ho any eh ? :-D:-D:-D sinon...mahay lery kah ! =D=D=D tena efa nandinika be ny fandehan'forum , tondé nahay...=D=D=D
63. fasaly
(
02/05/2007 06:08)
reveo manja kosa reto rafify a! samy manana ny debut sy ny fiaingany, zahay aza tena maty kiana an'i sitlo mitry tamzany:?:?:?:(:(:(:( naika tsy sahy nametraka sary trony:snif::snif::snif::snif:
rafify: misaotra am lay je t'amour etsy ambony e!:-*:-*:-*:-*:*:*:oops: way sao hitan'i soffia eto :{:{:{:-D:-D:-D

65. rafify
(
02/05/2007 09:26)
Fiffi: fa angaha mila fahaizana manokana ny fandehan'ny forum, fa tsy mamaky fotsiny, dia avy eo raha tiana dia mamaly, ny mba tiako ho fantatra izao dia ny fametrahana sarikely any amin'ny hafatra atao amin'ny sary, hisaorana mialoha izay hafaka manoro.
67. rafify
(
02/05/2007 09:52)
fasaly: tsy misy fisaorana fa be dia be aty ny je t'amour ho an'izay mahatehotia (izany Fiffi an! je t'amour alafôli sahalan'ny filazan'i sakaizakely azy ery ambony ery)
fa hono hoa ahoana no fanaovanareo ireo valink'hafatra misy hoe
"Hoy i ranona:
dia mipetraka ao anaty efa-joro ny zavatra efa voalaza teo aloha"
raha mba miy hafaka manoro dia amin'izay toa tsy mila mamerina ny lahatsoratra efa nisy teo aloha, dia hisaorana mialoha.

68. Fiffi
(
02/05/2007 09:53)
rafify:rafify: heu....zah nga niteny an'io kosa ? namaky tsara enao hoa de nahazo lesona hoe tahak'zao sy zao no hatao koh ! sa tsy zany ? porofo: tena nahavoaka tsara kah ! :) sady hummmm......misy beau couple be ato an ! =D=D=D=D=D
Fiffi: fa angaha mila fahaizana manokana ny fandehan'ny forum, fa tsy mamaky fotsiny, dia avy eo raha tiana dia mamaly, ny mba tiako ho fantatra izao dia ny fametrahana sarikely any amin'ny hafatra atao amin'ny sary, hisaorana mialoha izay hafaka manoro.
69. rafify
(
02/05/2007 10:00)
diamondra27: tena mbola eo am-panokonana mihintsy izao fa mbola tanavo dia miandry ny toro-hevitra avy any aminareo.
70. Fiffi
(
02/05/2007 10:21)
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4613c37b6f1fa
mazava ve akia ? [/quote]
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 04-04-2007 18:34:52
Lohateny : Re : quote quote
hummm.....io ny andry ry sitlo !
bon ! quote-quote ve zany sa inona aloha ?
Ohatran'ao ve ?
Hoy i sitlo:
tena tsy nety
de avy eo
Hoy i sitlo:
kay tsy mety izany raha quote anaran'olona no ao anatiny?
ohatran'zao ve ?
Hoy i fasaly:
ahoana io????
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 04-04-2007 18:40:00
Lohateny : Re : quote quote
de zao no fanaovana azy......
klikeo aloha le quote de ataovy hoe quote="PS"]texte , de rehefa vita le texte de hasiana an'ity indray hanidina azy
mazava ve akia ? [/quote]
73. rafify
(
02/05/2007 10:29)
misaotra Fiffi fa mazava tsara ka, copié-na ao anelanelan'nt quote roa izany izay tiana aseho.
misaotra é!!:*:*:*
misaotra é!!:*:*:*
76. rafify
(
02/05/2007 11:46)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 02-05-2007 13:25:23
Lohateny : Re : soffia
:miam::miam::miam::miam:
inona angé no dikan'io ry booboo????
77. Fiffi
(
02/05/2007 12:25)
hihihihih :miam::miam:=hummmm
ny tena fanaovana azy de jereo le fanazavana etsy ambony le hoe "jereo eto"
-Ohatra te hamaly enao ka ny zavatra nolazaiko no tianao haverina de zao no hatao:
-klikéna le hoe "valio" eo akaikin'ps Fiffi de misoratra ao daholo le nolazaiko....de azonao hanalana zay nolazaiko fa tsy ho voatery hoe ilainao daholo tsinona ny voalaza ao....
-ensuite: raha tsy sur enao de azonao jerena aloha zay nataonao alohan'ny handefasana azy...io ambany io misy hoe "jereo aloha"
-raha manahira de zao fotsiny hatao : [quote =" ps"de hidina indray ]de soratana eo hatao copier-coller le tianao hatao anatiny....de zay vao hidina tanteraka hatao hoe [/quote ]
mazava ve ?

78. rafify
(
02/05/2007 12:35)
Fiffi:

79. rafify
(
02/05/2007 12:36)
rafify:

aaaaaaaaaaaaaaa