Maty tanora loatra...

61. bidagda ( 03/05/2007 21:34)
salut ki ry val! tsy hahita le prime radem ki za fa en deplacement tampoka ka ra mba afaka enregistren-dry ki de mba alefaso aty amiko a! alohako ny frais na hovidiko fa tsy maninnona
62. rvoulah ( 04/05/2007 13:42)
mankafy star academy aho ary isan'ny mpihira ankafiziko Grégory ,tohina ny fo ary latsaka ny ranomaso naheno ny fahalasanany.
aza hadino izao hariva am 20h50 ao am TF1.
Paix à son âme.
63. vale ( 04/05/2007 14:57)
O ry xx a:o, angaha dia ho afaka eto foana ny tenako? aiza izany??? anoraty hafatra aho fa tsy fanaovana resaka perso angamba ny eto fa dinika!:? mdrrr!

bidagda> manahoana enao ô,( izao vao tafiditra eto indray fa azafady e! ), antsoiko enao fa aiza matawotra e! tsy mila vola izany e:!: hizara ftsn aza moa hatao, (zà panohana an'i GL h@ farany ary manohy mapafantatra anazy, normal be zany!(l):wink:)
Rvoulah> mampalahelo e! samy manana ny anjarany avokoa! ffff..:cry::cry::cry::-*
64. xxx ( 04/05/2007 15:09)
O ry xx a, angaha dia ho afaka eto foana ny tenako?
ita fa eto foana totolonandro afatsy androany!na tao ambadika tao e!
anoraty hafatra aho
fady!
65. karinah ( 04/05/2007 17:52)
8O8O8O8O8O8O8O
66. karinah ( 04/05/2007 17:55)
xxx:

O ry xx a, angaha dia ho afaka eto foana ny tenako?
ita fa eto foana totolonandro afatsy androany!na tao ambadika tao e!
anoraty hafatra aho
fady!
nareo tony ve mba nandiha fianarana sa de! 8O
mi-harcèle ol @ alalany xx, tinao ho lasa lavitra angah izao fihetsika hataonao izao?:evil:
harcèlement topoko de mahavoasazin'ny lalàna an!:arrow::evil:


67. mignone ( 05/05/2007 11:23)
izaho tsy dia mankafy azy fa dia tohina kely nijery anlé hommage tao am TF1 omaly :cry:
68. ikalapeta ( 06/05/2007 00:56)
:snif::snif::snif:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0702