Maty tanora loatra...
21. fasaly
(
30/04/2007 22:10)
:cry::cry::cry: tohina be ny foko raha vao nandre ny vaovao tam radio zà:snif::snif::snif::snif::snif:
ny ahy ireny maty tanora ireny mampalahelo ahy mitsy lieirtreritra azy! :cry:
zà alou anisan'ny mpaka fy azy sy ni vote azy tao am star'ac fa tomany kely aho naheno ny vaovao:cry::cry::cry:
ny ahy ireny maty tanora ireny mampalahelo ahy mitsy lieirtreritra azy! :cry:
zà alou anisan'ny mpaka fy azy sy ni vote azy tao am star'ac fa tomany kely aho naheno ny vaovao:cry::cry::cry:
22. vale
(
30/04/2007 22:47)
mabloo:mabloo; mapalehelo, zaho mba niheritreritra hoe mba any @ faha 30 tonany any ho any izy nomaty; ankehitriny manko efa 35ans ny espérence de vie ny ol voan'io aretina io; araka ny fandrosoan'ny fikarohana, anef de indrisy:cry::cry::cry:, mivavaka ho an, ny fanahiny sisa ny azo atao dia manohana ny fianakaviany!(l)(l):-*:-*:-*mmhh
za ko vao nahita io teo! tena mampalahelo nefa nanana ny mahaizy azy mitsy izy
23. vale
(
30/04/2007 22:50)
fasaly; :snif: miangatra ny fianana, indrisy!:cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:
26. Fiffi
(
01/05/2007 09:06)
vale:miangatra ahoana moh zany ?
fasaly; :snif: miangatra ny fianana, indrisy!:cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:
29. vale
(
01/05/2007 09:44)
Fiffi;Pkoi lui? si Gentil, Doux et Généreux...!pkoi pas un méchant?:snif::oops::oops::oops:
30. bidagda
(
01/05/2007 10:49)
ra manana fotoana aho ny jeudi après-midi de mety ndeha hoany chambery eto isère aho no mipetraka akaiky ahy.Za tsy fan ny Gregory fa tena mampalahelo ahy ny mieritreritra ny hatanorany,gentil,doux, génereux araky ny teninareo.
31. vale
(
01/05/2007 11:06)
(l)(l)(l), asa raha mba ho afaka ho any zaho:roll::), zoma izao izany ny prime manokana ho azy koa(l)(Tf1)(bidagda; aza hadino ny raozy fotsy raha mieritreritra hitondra voninkazo hono:wink:, ny préféré ny izany(l):-*(l):-*:-*:-*
32. tslem
(
01/05/2007 12:07)
tslem:
tena mampalahelo,toa oe vao @15 juin ho avy izao hono izy no saika feno 24 taona
13 mai kay fa tsy io, tena mampahonena .
Mba handry am-piadanana izy.
33. vale
(
01/05/2007 12:24)
tslem, nafagaronjy @ le rencontre saika hataony @ 16 jona angamba lay izy;hih,mampalahelo, fffff, handry am-piadanana anie izy :snif::-*
37. xxx
(
02/05/2007 07:41)
tohana loatra ny fo :cry:
http://www.jesuismort.com/biographie_celebrite_chercher/biographie-gregory_lemarchal-2259.php
http://www.jesuismort.com/biographie_celebrite_chercher/biographie-gregory_lemarchal-2259.php
38. xxx
(
02/05/2007 10:06)
vale:raha misy zavatra tena faran'zay mampalahelo angamba de mahita zao ankizy lasa zao.....:(:( fa atao ahoana fa zay no lahatra.
xxx:angaha raha tsy gasy dia tsy tokony ho tiavina ry XXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXX??????????????mapalahelo ny toe-tsainao izao!:snif::snif::snif:
fa iza nefa izy io e?
gasy sa vazaha?
na izany aza de zah koh mba anisan'ny tsy de nahafantatra hoe gasy sa vazah io olona io....(tsy de manaraka an'le emission) ka ozy zah hoe raha nametraka an'le fanontaniana i xxx de tsy hitako zay mahadiso azy !
Tsy azoko koh le hoe mampalahelo le toe-tsain'i xxx raha mba nametraka fanontaniana izy ! :?:
39. vale
(
02/05/2007 12:42)
bidagda:ie, zah tena tsy afaka :cry:handeha any aix les bains rampitso noho ny antony manokana:snif::snif::snif:; fa kosa rehefa malalaka aho no tsy maintsy mandeha mamangy "azy" eny à filevenany:cry::cry::cry:
prime special Gregory ve io @ zoma io?
