Maty tanora loatra...

41. vale ( 02/05/2007 12:53)
:twisted:xxx; raha na de tsy panaraka lay emission aza ianao, raha bola mipetraka france na ankoatrany ataoko fa tokony halala anazy:twisted:; fanontaniana manadala ftsn izany, manin ny nataony hoe gasy za vazah fa tsy oe iza ftsn io ol, io, sa misy gasy manana anarana hoe Grégory Lemarchal :roll::arrow:
sale g*eu*e:evil::evil::evil:
42. vale ( 02/05/2007 12:55)
:b:b:bo^oo^oo^oo^oo^o Grégory 4 EVER, na iza tsy f*l*:b
43. vale ( 02/05/2007 12:57)
bidagda:

prime special Gregory ve io @ zoma io?
ye akia an!:cry::cry::cry::-*:-*:-*(l)ndry!


44. xxx ( 02/05/2007 13:41)
vale:

:twisted:xxx; raha na de tsy panaraka lay emission aza ianao, raha bola mipetraka france na ankoatrany ataoko fa tokony halala anazy:twisted:; fanontaniana manadala ftsn izany, manin ny nataony hoe gasy za vazah fa tsy oe iza ftsn io ol, io, sa misy gasy manana anarana hoe Grégory Lemarchal :roll::arrow:
sale g*eu*e:evil::evil::evil:
izao kosa aloha de tsy rariny eh ! fa nahoana kosa ary ny olona mametraka fanontaniana hoe lahy sa vavy dia tokony hatao hoe "sale gueule" ve ? tsy voatery ahafantatra ny rehetra ange ny olona eh ! sao mba tsy rariny kosa ary izao ?


45. xxx ( 02/05/2007 13:44)
nisy hadisoana "gasy sa vazaha" fa tsy hoe lahy sa vavy ! betsaka ny gasy manana anaram-bazaha manko
46. fasaly ( 02/05/2007 19:23)
am vendredi zao ry reto ny tf1 hi rendre hommage an'i gregory miaraka am star'ac a!:cry::cry::cry: zà klou hijery fa vao mahita ny sarin'i gregory mihira aho de mnagoraka tohina be ny foko:cry::cry:efa mba niady tam lay aretina ihany izy fa lasan'andriamanitra ihany e! zay no tena manohina ny foko:cry::cry::cry::cry::cry::cry:
47. vale ( 02/05/2007 19:41)
mafytena mafy fa atao ahoana moa,mmmhh:snif:,fa mba nahatanteraka ny nofy2 ny izy dia mba atao mampionona kely;:cry:

... ity koa ho an'izay mpankafy azy ary; mbola hommage pour Grégory Ihany fa @ France 3, :D =D http://rhone-alpes-auvergne.france3.fr/emissions/21750806-fr.php,:snif::snif::snif::-*:-*:-*dol (l)! dol :-*:-*:-*
48. Stretch ( 02/05/2007 19:42)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/larmes-aux-yeux-524.gif[/IMG]
49. vale ( 03/05/2007 09:02)
stretch, tsy mampite hino e! (l):-*, ffffff:cry::cry::cry::cry:

Androany jeudi04 Mai hariva su rFrance 3 ilay izy fa nisy fiovana ilay takelaka, miala tsiny reto an!(l)

Fasaly> io efa nolazaiko etsy abony io hoe Vendredi à 20h50 prime panokana ho azy sur Tf1; efa fantatra ihany fa tsy aharitra izy anefa lay fisarahana tena mafy tena mafy eeee!:snif::snif::snif: ffffff..:cry::snif::snif::snif:
50. vale ( 03/05/2007 09:10)
te halala enao de jereo ny site-ny(www.just-grégory.net) et basta:twisted:, sa lazaovy fa tsy mahay an'izany koa,:twisted: décidément! mmmmmmmmhhhhhh:evil:
51. kelly13 ( 03/05/2007 09:21)
vale>calme ankia njy a :)
52. vale ( 03/05/2007 11:35)
:-*:-*njy a!;mmhhh..
53. xxx ( 03/05/2007 12:13)
vale:

te halala enao de jereo ny site-ny(www.just-grégory.net) et basta:twisted:, sa lazaovy fa tsy mahay an'izany koa,:twisted: décidément! mmmmmmmmhhhhhh:evil:
fa inona ity manjo?


54. xxx ( 03/05/2007 12:14)
vale:

xxx:

nisy hadisoana "gasy sa vazaha" fa tsy hoe lahy sa vavy ! betsaka ny gasy manana anaram-bazaha manko
itony oul itony dia tena pffff..; izay manahirana anao any manahirana anao fa aza m,:x8-):twisted::arrow::evil:
fa inona ity manjo?


55. xxx ( 03/05/2007 14:33)
salut daholo! ao @ skyblog hommage à Grégory Le Marchal, ny tantarany sy ny poème ny interpretationy,nataony t@ prime
56. vale ( 03/05/2007 17:17)
http://hommageagregorylemarchal.skyblog.com/ ; hafa-po @zay enao ry X an! :-D:8)
57. xxx ( 03/05/2007 18:11)
vale:
sale g*eu*e:evil::evil::evil:
tu t'es regardé dans la glace?:evil::evil::evil:


58. xxx ( 03/05/2007 18:35)
problem hafa koa ny an'ity izany!:lol:
59. vale ( 03/05/2007 20:03)
nisy diso kely fa samedi ilay hommage sur france3 fa tsy jeudi:oops:
http://rhone-alpes-auvergne.france3.fr/emissions/21750806-fr.php (l)
60. xxx ( 03/05/2007 20:22)
mmhhh ary i vale anie toa andrasana hamaly hevitra any ho any e!!!!! sa mody fanina????

miala tsiny nanao HS e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.062