Maty tanora loatra...
1. kally
(
30/04/2007 16:39)
Na dia tsy mpakafy azy manokana aza aho dia nalahelo kely ihany raha nandre fa maty aninkeheo maraina i Grégory Lemarchal.Mandalo marina ny fiainana...
répondu par ikalapeta le 06/05/2007 00:56
3. booboo
(
30/04/2007 16:59)
Handray 24 taona...p'naise...:(. Tena ao anatin'ny fahatorana tanteraka no gli, vita tsy afaka hiaina raha hafa tsony tsony miaraka @ namana, ny fianakaviana sns...:{:{
4. kally
(
30/04/2007 17:07)
Toa tohin'izy ilay voan'ny mucoviscidose iny no nahafaty azy,mampalahelo be!!!
5. booboo
(
30/04/2007 17:17)
hay io no nahafaty azy ? :?...24 taona any ho any, hoe, ny esperance de vie-n"ny voan'io (boky sendra novakiako t@ 2 taona lasa angamba zay no nahitako an'izany)
6. xxx
(
30/04/2007 17:22)
Biographie de Grégory Lemarchal Au cours de la Star Academy 4, s’il y eut un triomphe, ce fut bien celui de Grégory Lemarchal. Pensez donc, Grégory a un visage d’ange, un caractère à son image, un beau brin de voix… et une maladie grave, la mucoviscidose, qu’il affronte avec beaucoup de courage depuis l’âge de 20 mois.
mampalahelo .. lasa ihany ny eritreritro t@ naheno ny vaovao !! efa fantatra fa narary izy .; kanefa arak ny resany dia nanampy azy ny fianakam' s sy ny hira .. ny resaka nahatonga saina ahy .. dia nahazo 1 million d'euro izy t@ ny star ac ...dia hoe tsy misy ilaina azy ilay vola na dia ny hitsaboany tena aza

9. mabloo
(
30/04/2007 17:49)
za ko vao nahita io teo! tena mampalahelo nefa nanana ny mahaizy azy mitsy izy
10. tslem
(
30/04/2007 17:53)
tena mampalahelo,toa oe vao @15 juin ho avy izao hono izy no saika feno 24 taona
11. bidagda
(
30/04/2007 19:55)
vao henoko teo ko io vao2 fa dia tena mampalahelo izy diz tena tsara feo tena mandalo ny fiainana, vao haingana anefa izy iny no nandeha t@ télé, fantatro ihany hoe marary fa tsy nampoizina nitondra azy le izy asa ra hitanareo ny tf1 teo fa nilatsaka kely ny ranomasoko, tsy de mpanaraka starac aho alo e!
12. vale
(
30/04/2007 20:18)
kally:Kally> misotra aki miombon'alahelo a!:snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif:
Na dia tsy mpakafy azy manokana aza aho dia nalahelo kely ihany raha nandre fa maty aninkeheo maraina i Grégory Lemarchal.Mandalo marina ny fiainana...
:snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif:
efa nanana aretina nitaiza azy hatry ny fony kely izy, fa nihezaka ho positif fona; ka de izao voatery nandao izao:cry::cry::cry::cry:; sady tsotra, no tsy mba manavakavaka, ka tsy maty ao am-(l):snif::snif::snif:
Kally sotra(l):-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:snif::-*
13. vale
(
30/04/2007 20:20)
ikalakintina::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif:
mampalahelo reto a!:cry:
(l)(l)(l)(l)(l):-*:-*:-*:snif:
14. vale
(
30/04/2007 20:22)
xxx:angaha raha tsy gasy dia tsy tokony ho tiavina ry XXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXXX??????????????mapalahelo ny toe-tsainao izao!:snif::snif::snif:
fa iza nefa izy io e?
gasy sa vazaha?
15. vale
(
30/04/2007 20:28)
booboo:booboo>:cry: efa fantam-patany ihany fa tsy haharitr'ela ety izy! fa maty namela mamy, tsotra tsy mba mihavona raha ny hatsarany! sy nytalentany, tsy mba ty miheboebo, indrisy injaindray mapanontany tena hoe toa miangatra ny fiainana; PAIX à son âme!
hay io no nahafaty azy ? :?...24 taona any ho any, hoe, ny esperance de vie-n"ny voan'io (boky sendra novakiako t@ 2 taona lasa angamba zay no nahitako an'izany)
miala tsiny @ xxxxx fa ny tena mindrana nytanindrazan'olona ka mba tohina hiany ny fo, zaho tsy afaka mamehy ny alaheloko, fa anisan'ny pihira nankafiziko indrindra i Grégory lemarchal noho ny Toetrany izay nampiavaka azy t@ hafa injindra2^:^^:^^:^
:-*:-*:-* dol ho an'izay mankafy azy rehetra^:^:snif::snif::snif::snif::snif::snif:
18. vale
(
30/04/2007 20:44)
xxx:ka efa fantany fa tsy haharitra izy na hanao in na hanaoin, maladie incurable izany; nisy partie nomeny hanaovana asa soa @ association,:!::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:Paix à son âme^:^:-*dol:cry:
Biographie de Grégory Lemarchal Au cours de la Star Academy 4, s’il y eut un triomphe, ce fut bien celui de Grégory Lemarchal. Pensez donc, Grégory a un visage d’ange, un caractère à son image, un beau brin de voix… et une maladie grave, la mucoviscidose, qu’il affronte avec beaucoup de courage depuis l’âge de 20 mois.
mampalahelo .. lasa ihany ny eritreritro t@ naheno ny vaovao !! efa fantatra fa narary izy .; kanefa arak ny resany dia nanampy azy ny fianakam' s sy ny hira .. ny resaka nahatonga saina ahy .. dia nahazo 1 million d'euro izy t@ ny star ac ...dia hoe tsy misy ilaina azy ilay vola na dia ny hitsaboany tena aza
19. bidagda
(
30/04/2007 20:58)
mahereza daholo !tsy maintsy hividy ny album ny aho mba ho souvenir farany ahenoko ny fehony ohatran'ny feon'Anjely, izay no lahatr'Andriamanitra hoy tsika malagasy, tsy maintsy tohina ny fo satria olona fantatsika izy heno isan'andro ny hirany, tsy hoe vazaha izy de sty tokony halelovana olombelona ny tena
20. vale
(
30/04/2007 21:42)
(l)(l)(l)bidagda; le combat continuearaka nythème ary @ site, marina nenao izany, sady toa efa nanomana album faha2 izy mialohan'izy lasa iny:cry:,,, ka de miandry zany!(l)(l)(l),..na de fantatra fa tsy haharitra ela ety izy ohatry ny tsy manaiky ny fo fa marary foana:cry::cry:sotra mifapahery:-*(l)