namana

81. sasa ( 04/04/2007 13:15)
ny namana tiako sy mahafinaritra an'ahy aloha d betsaka ato, tsy ho voatanisa
ny tsy tiako indray hummmmm aleo za tsy hiteny fa tonga d kopy izy surtout efa nosakanako ny hafany
82. ftma ( 04/04/2007 20:51)
kelly13: efa nividy ilay armure nga njy io? :wink:
mmmhhhhh merci faly b za fa hay ao anatin'ny liste toi e merci ,moa oci g tador
dadie: na mbola tsy tato @ serasera aza dia efa tao anaty liste-ko copine-ko, dommage ilay copineantsika iray iny tsy tia ordi raha tsy izany asa fotsiny :-D :-*
83. kelly13 ( 04/04/2007 20:54)
ftma>ouille ouille ouille, tena aleoko bouclier fa mavesatra lôtra ny armure kle, mdrrr
84. ftma ( 04/04/2007 21:08)
kelly13 tandremo sao arafesina mandra-pahatonga aty :wink:
Misy ireo namana efa tsy eto intsony fa mbola mifandray @ mail dia manontany foana hoe "inona ny vaovao ao amin'i serasera ao"
85. Fiffi ( 05/04/2007 06:54)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/doh%21-45.gif[/IMG]
86. kelly13 ( 05/04/2007 07:08)
ftma>d asaivo miverina eto zany namana izany e! lazao ry zareo hoe "tena lafo b zao ny papier d tsy afaka nanatonta gazety tsony" hihihihi
87. mamzelkely ( 05/04/2007 09:54)
za ko ra namana alou bdb ny tiko njinja eee

ny ts tiko njay njay vitsy vitsy kely aza fa za ts hiteny we iza :-P:°)
88. ftma ( 05/04/2007 12:19)
kelly13: tsy avelan'ny vadiny ko :wink: teto mantsy no nahazoany azy :lol:
89. Vahinala ( 05/04/2007 13:23)
Nena ndray na tsy tiako aza tsy sakanako fa avelako hanoratra ao refa te hanoratra; zany hoe ts le olona no tsy tiako fa ny firesany d asa ra mitovy amzay ko ny mentalité any, satria ny ankamaroany mbola tsy hitako ko !
90. boubounezy ( 05/04/2007 17:54)
xxx:

izay kay ny namana tena mafinaritra anao indrindra eto dia iza no tsy tianao indrindra?

ary iza @namana eto no tena mafinaritra eo @fifandraisana ny namana sasany raha sendra mandefa email any aminy ianao??



tsy itako alou zé antony anotaniny ra xxx anizany satry zany vie privée ra @ko manokana otrany enao io za manao xxx:°)


91. fanaina ( 05/04/2007 19:24)


tsy itako alou zé antony anotaniny ra xxx anizany satry zany vie privée ra @ko manokana otrany enao io za manao xxx

salut salut dol!!!

manao aza fady raha izao vao mivaoka fa efa fatatry ny be sy ny maro ihany fa tsy dia miditra firy eh!!

raha manelingelina any sasany ilay fanotaniana dia aza fady raha tsy kosa dia vao maika tsara!!!

nitrapa fotsony aho fa tsy hoe inn ankory!!:°)

kisss dol, ny ahy rehefa mahay mifanaraka aminko dia tiako niza niza rehefa sendra any le olona sarotra ho ajaina sy homena voninahitra @maha namana azy kosa dia :evil::evil:=((.
92. Vahinala ( 05/04/2007 21:45)
[quote=fanaina]

kisss dol, ny ahy rehefa mahay mifanaraka aminko dia tiako niza niza rehefa sendra any le olona sarotra ho ajaina sy homena voninahitra @maha namana azy kosa dia :evil::evil:=((.



kay fanaina le xxx an ! Tsy azo ampiana ny lazaindroky fa marina mintsy io.
93. karinah ( 06/04/2007 10:32)
ie,

xxx? > ny ahy le hita lava reny tiko:°):P, de ny tsy tiko zay tsy tia ahy:wink:
94. boubounezy ( 06/04/2007 19:22)
fanaina:



tsy itako alou zé antony anotaniny ra xxx anizany satry zany vie privée ra @ko manokana otrany enao io za manao xxx

salut salut dol!!!

manao aza fady raha izao vao mivaoka fa efa fatatry ny be sy ny maro ihany fa tsy dia miditra firy eh!!

raha manelingelina any sasany ilay fanotaniana dia aza fady raha tsy kosa dia vao maika tsara!!!

nitrapa fotsony aho fa tsy hoe inn ankory!!:°)

kisss dol, ny ahy rehefa mahay mifanaraka aminko dia tiako niza niza rehefa sendra any le olona sarotra ho ajaina sy homena voninahitra @maha namana azy kosa dia :evil::evil:=((.



fa maninn no za novaliny zanjikely anio resaka io??? aza manao xxx alou fa tsy fantatr'é!
ary lé wé tsy hay ajaina inn ny idirany zany resaka zany???:°):°)
ny laza ny hevitro za fa tsy nitady anizany kôzy zany!!
ary iza no ilaza fa tsy vie privée ny zavatra angatainao @ oull ato??
fantatro alou zao fa enao lé wé lasa kay tsy lasa fa manao xxx zany e!






95. boubounezy ( 06/04/2007 19:26)
ny ato namana2 zao fona no resahana nefa tsy zazakely dôly ny oull ato ka azo testéna @ question bête! qu'est ce qu'on peut pas voir ici??? mba oméo image hafa ndray zareo ah! face cacher ny zé mbola manana any mba aséovy eto jerena ho itany retra ndray ee!!
96. Fiffi ( 07/04/2007 06:45)
Vahinala:
kay fanaina le xxx an !
fa naninona no niafina ? heu...zay angamba no mbola maha-zaza azy...:)


97. vale ( 07/04/2007 07:01)
Stretch:



reveko ny a reo e !refa tsisy mirevy a !
misy mirevy kah!:°)


98. bozylove ( 07/04/2007 10:17)



Hoy i xxx:

izay kay ny namana tena mafinaritra anao indrindra eto dia iza no tsy tianao indrindra?

ary iza @namana eto no tena mafinaritra eo @fifandraisana ny namana sasany raha sendra mandefa email any aminy ianao??

boubounezy:
[size=13px]tsy itako alou zé antony anotaniny ra xxx anizany satry zany vie privée ra @ko manokana otrany enao io za manao xxx[/size]



boubounezy:
[size=13px]ny ato namana2 zao fona no resahana nefa tsy zazakely dôly ny oull ato ka azo testéna @ question bête! qu'est ce qu'on peut pas voir ici??? mba oméo image hafa ndray zareo ah! face cacher ny zé mbola manana any mba aséovy eto jerena ho itany retra ndray ee!![/size]


[size=13px]tena miombokevitra @ n'ise Bozy :-) :D 8)[/size]
99. Vahinala ( 07/04/2007 13:21)
boubounezy > Efa nitonona anarana io ambony io i xxx fa jereo
100. Aino ( 08/04/2007 17:50)
fantatro alou zao fa enao lé wé lasa kay tsy lasa fa manao xxx zany e!
boubou :°) tena lasa anky aho ah!! rehefa sendra mba mandalo kely iny ihany aho vao manoratra!1 de io izao no mba nosoratako fa tsy de nanoratra firy hintsony aho!!

njy no valiako satsia njy no sendra nolalovany masoko fa tsy hoe mieritreritra zavatra hafa aho ankory;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1701