namana

101. Aino ( 08/04/2007 18:07)
Mpandefa : bozylove [ Valio ] 07-04-2007 12:17:57
Lohateny : Re : namana

Hoy i boubounezy:
tsy itako alou zé antony anotaniny ra xxx anizany satry zany vie privée ra @ko manokana otrany enao io za manao xxx

Hoy i boubounezy:
ny ato namana2 zao fona no resahana nefa tsy zazakely dôly ny oull ato ka azo testéna @ question bête! qu'est ce qu'on peut pas voir ici??? mba oméo image hafa ndray zareo ah! face cacher ny zé mbola manana any mba aséovy eto jerena ho itany retra ndray ee!!


tena miombokevitra @ n'ise Bozy


oui marina izany, nefa raha tena toaka hoe mifandray ho tena pinamana dia hataoko fa tsy misy zavatra azo afenina ny @izany, na dia samy tsy mifankahalala firy aza, raha hoe vonona ny andray ho tena namana izany mino aho fa tsy holana mihintsy ny ilaza any izany, indrandra moa raha hoe tena vonona handray azy @fo ianao!!

izay kay ny namana tena mafinaritra anao indrindra eto dia iza no tsy tianao indrindra?

ary iza @namana eto no tena mafinaritra eo @fifandraisana ny namana sasany raha sendra mandefa email any aminy ianao??



ny nafinaritra ahy hatr@ izay aloha dia hireto manaraka hireto, ary tena t@ fo madio no nandraisako azy ary noraisiko tahaka ny zokiko mihintsy aza, asa ny @ry zareo no tsy fatantso!!!

rochinicole,rrasoa,adrea,fasaly,tiphen,boubounezy,bobone,foune,tafita,ari.malala,momona,koy,fifi,mike,radouxe,ralek,sarobidy,miou,harael,majafely,(Fa :),anarim,la_douce,texe, etc.

ary nafinaritra ahy ny fifandraisana hatr@ izay ka hatr@ izao.

ny tsy tiana na fahavalo moa dia tsy misy tadidiko ny ps any, satsia rehefa tsy tiako ny ahy dia avelako any ny momba azy rehetra ka tsy hatao hampiasa saina.
102. fanaina ( 08/04/2007 18:14)
nefa raha tena toaka hoe mifandray
toa ka fa tsy toaka :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1743