namana

41. simplex ( 03/04/2007 21:47)
ftma:
Simplex:tena tsy adino mihitsy io resaka tsy nanao veloma io

mampamangy ony e :-*:-*
42. pissoa ( 03/04/2007 21:47)
Ny tiko ndrindra mafantatra ny ps-ny :-D
Ny tsy tiko ndrindra d i sitlo fa sady m... be io no ondrakondrafana de za njay lazainy fa venasy :-D:-D:-D
43. simplex ( 03/04/2007 21:48)
atao in nefa saka e ?
44. Stretch ( 03/04/2007 21:51)
tschat
45. Stretch ( 03/04/2007 21:52)
Pussy Cat Doll
46. sitlo ( 03/04/2007 21:52)
kiiiii

am-bava tsy mila fa am-po taralila
47. Stretch ( 03/04/2007 21:56)


reveko ny a reo e !refa tsisy mirevy a !
48. sitlo ( 03/04/2007 22:00)
ny anao joba mibatabata vy ve, jere ny apdomany
49. Stretch ( 03/04/2007 22:04)
reveko reo e ! reo izy tam mbôla vraie , fa zao izy efa esthetika , fa tiko ihany , le leader ary lasa nisipa am snoopy doog fa saiky tapaka ny lalandraako

ratsy vell ôtrany innn, io avy de tina ^^
50. sitlo ( 03/04/2007 22:12)
:-D

za nge gaga aminao, (nefa za amin'io tia an'ile drop it like it's hot)
51. Stretch ( 03/04/2007 22:21)
inn ny mahagaga ?
reveko fôna le PCD ka
52. sitlo ( 03/04/2007 22:25)
ry zareo le nihira niaraka tam real I am iny ihany no tiako, dia le don cha iny koa tiakotiako
53. Vahinala ( 03/04/2007 22:25)
Ny ahy ny namana rehetra zay mifampiserasera amiko isan'andro eto tiako daoly, misy tena mahafinaritra sy mitovy feeling fa mivoha alo marina xxx dia hita eo ny tohiny e !
Ny tsy tiako firesaka njay, za sy kelly mahalala azy tsara kelly:wink:
54. sitlo ( 03/04/2007 22:29)
hahaha, tonga dia kopy ny bandy
55. Fiffi ( 03/04/2007 22:31)
iza zany ?
56. cutie ( 03/04/2007 22:48)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 03-04-2007 22:55:03
Lohateny : Re : namana
in moa le nosoratan'i sitlo tany @hafatro tany

sitlo:-D:-D:-D:-D
57. sitlo ( 03/04/2007 23:04)
:-D top bizn'oroka
58. cutie ( 03/04/2007 23:05)
tsss
nefa nofafako tsy nahy le izy :-D:-D:-D:-D:-D
59. cutie ( 03/04/2007 23:07)
andefaso hafatra njay we raha mbola tsy reraka :-D:-D:-D:-D:-D
60. sitlo ( 03/04/2007 23:14)
tsy mety ngoda be tsony le izy koa :°) :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0639