namana

21. ftma ( 03/04/2007 21:02)
ftma no mahafinaritra indrindra sady to biz oroka
cutie hummmm :-*
Za tsy afaka miteny hoe iza no tiako indrindra (fa manjary misy mialona) fa tena tiako daholo ireo namako eto, ireo izay efa hitako sy mbola tsy hitako, tena namana tokoa nareo fa tsy namanamana :-*
misy ny namana efa ela be (amantaonany) misy ireo vaovao tena mahafinaritra.
Ny namana tsy tiako: mbola tsy nisy :-D
:-*:-*:-*
22. cutie ( 03/04/2007 21:03)
ftma :-D:-D:-D:-D
23. sitlo ( 03/04/2007 21:04)
:-D
24. cutie ( 03/04/2007 21:07)
Ny namana tsy tiako: mbola tsy nisy

efa nisy koa
za mahakobo :wink:
25. Stretch ( 03/04/2007 21:08)
ftma > sarotra be ny operatiô

nefa cutie mbô niandry we ianao no nofidiko re rahavako , nomeko ny f . . .
26. sitlo ( 03/04/2007 21:11)
mody atsipy any amin'i cutie eo nefa izy mihitsy no miandry beee
27. ftma ( 03/04/2007 21:16)
ftma > sarotra be ny operatiô
nefa cutie mbô niandry we ianao no nofidiko re rahavako , nomeko ny f . . .

stetch: tiako be cutie ka tena ohatry ny zandrikeliko io ary tsy adinoko mihitsy no tsy manadino :wink: fa tiako be daholo ko ireo namako hafa
Ho tanisaina eto de manjary feno ny listre :P
cutie: iza akia le "tsy tiako" :-D
28. Stretch ( 03/04/2007 21:18)
za nge manaiky e !
zavatra efa hitany masina ozy !

sitl :cry: mapalahelo nge zany tsy tina zany e !
29. cutie ( 03/04/2007 21:18)
cutie: iza akia le "tsy tiako"

:-$
30. cutie ( 03/04/2007 21:19)
tiako be cutie ka tena ohatry ny zandrikeliko io ary tsy adinoko mihitsy no tsy manadino

indrindra @le saka hihihihihi:wink:
31. sitlo ( 03/04/2007 21:26)
stretch> njo
raha mila fanampiana ianao
raha misy tsy mety ny atao
tsarovy aky eh fa any ho any
misy namana tena tia

:cry:
32. ftma ( 03/04/2007 21:27)
cutie: porofom-pitiavana le saka ka, efa feno dray ato fa mbola kamo za anoratra :wink:
stilo :-*
33. simplex ( 03/04/2007 21:27)
fa misy namako zay wa, tonga d lasa tsotra izao izy tsy manisy na d rikikiki ana veloma aza. Tena tsy nampoiziko.

:@:@
34. Stretch ( 03/04/2007 21:29)
35. cutie ( 03/04/2007 21:30)
:-D:-D:-D:-D:-D
36. ftma ( 03/04/2007 21:30)
fa misy namako zay wa, tonga d lasa tsotra izao izy tsy manisy na d rikikiki ana veloma aza. Tena tsy nampoiziko

Simplex:tena tsy adino mihitsy io resaka tsy nanao veloma io :-* :-*:-*:-*:-*
37. cutie ( 03/04/2007 21:31)
[quote]Mpandefa : ftma [ Valio ] 03-04-2007 23:27:30
Lohateny : Re : namana
cutie: porofom-pitiavana le saka ka, efa feno dray ato fa mbola kamo za anoratra

efa feno ny frigo-ko hihihihihi:-*:-*:-*:-*
38. sitlo ( 03/04/2007 21:32)
cutie sy pissoa vesany leh :-D
39. Stretch ( 03/04/2007 21:35)
maninnn ry sitlo :?:
40. sitlo ( 03/04/2007 21:45)
vesany = ve izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2257