Tonga eto Dago Nirina dia mba te hiaona amintsika rehetra
82. niryna
(
10/05/2007 17:10)
mbaliana:
sasa ka i niryna aza efa tsy any intsony koa :-D:-D
=)) efa nisidina ny habakabaka hafa indray aho ry sasa a .Misaotra nahatsiaro e :*
84. sasa
(
11/05/2007 05:34)
mbaliana ilay hoe mitasy sous no tsy arako fa iny nyrina efa lasa efa haiko kan :-D:-D:-D:-D
86. mbaliana
(
14/05/2007 20:54)
sasa> ka ny eto koa akia tsy haihay intsony fa aleo manoa oohatry ny an'i wata :-D:-D
