Tonga eto Dago Nirina dia mba te hiaona amintsika rehetra
68. fijo
(
24/04/2007 21:11)
io indray mbaliana,aza rarana wa ny sipa hanantona ahy ,"hoy ilay rangahy izay"
71. niryna
(
28/04/2007 01:15)
Dia mbola mamerina ny fisaorana ireo namana rehetra aho e na ny tonga na ny tsy afaka
(l)niryna
(l)niryna
72. sasa
(
30/04/2007 05:16)
niryna :-*:-*:-*:-*
fijo ountsssssss elah no manova koa elah izany le rangahy koa
fijo ountsssssss elah no manova koa elah izany le rangahy koa
73. mbaliana
(
30/04/2007 09:43)
sasa an,ka le rangahy ihany io manova zavatra io ko
fa anga mitolo-tena ho ilay rangahy indray i fijo no manova ny tenin'olona :roll::roll::roll:
77. mbaliana
(
03/05/2007 13:58)
dia maninona raha papa.. iray ihany ny zanakao ka fa tsy ny olona rehetra koa :lol: ohatran'ilay rangahy
