Tonga eto Dago Nirina dia mba te hiaona amintsika rehetra

41. mamzelkely ( 12/04/2007 15:01)
watafon tam vôlou za tena very marina e :-D:-D tatara lava be :? :-D:-D:-D mahamenatra ôtrany ts mpoinin'Antananarivo :-D:-D:-D
42. xxx ( 12/04/2007 19:02)
@ 4 ora tolakandro @ lalana ambadiky ny CNAPS Ampefiloha no fotoana eo anoloan'ny Le PALMIER.

mba iresadresaka v d tsy 5 mn d irava zzany? ny fotoangasy sns.... inona ny zavatra vita amizany lol
43. fijo ( 12/04/2007 21:34)
mamzely ,ka ndry variana ery ambony ery ko
44. naritsimba ( 13/04/2007 06:00)
rahampitso izany mihaona eh!
45. sasa ( 13/04/2007 10:49)
mamz tadidiko njy le very iny hih ihi
watafon afaka miantso toy ny mahazatra d ahoana le pari klou fa toa voa be za kle
xxx refa tsy hande d mijan fa aza be resaka eo :-@:-@:-@
46. xxx ( 13/04/2007 10:55)
Dia hanao interview toa hoe misy mickaël jackson ve nareo sa ahoana ny marina sa????:lol::lol:8)
47. mbaliana ( 13/04/2007 10:56)
majakely> azafady fa zao vao niverina e... ataovy ny prog fa zahay vonona e :-*:-*:-*
48. mamzelkely ( 13/04/2007 12:56)
fijo varina ery ambony mitry de tr mahita aty ambany :°)
49. fijo ( 13/04/2007 20:34)
mamzely,ao fa hoampidiniko ndry e,raha tsy voatrerona aho an
50. mamzelkely ( 14/04/2007 09:01)
fijo non tr vôtrerona trouny ka :-D:-D
51. watafon ( 14/04/2007 12:36)
sasa : za ts manaiky fa ze vôlaza d vôlaza an ! :-D
mamz : zany an ! :-D nanin anefa ra natsoina a e !:-*
52. sasa ( 16/04/2007 05:14)
vita soa amantsara ny fihaonana tam Niryna hummmmm nahafinaritra be sady betsaka ny namana tonga tao d niaraka nisakafo daholo=D=D=D=D za tsy d mahay manao tatitra fa aleo ry zalahy mahay azy no hanao :-D:-D sady za koa taraiky vao tonga d nijapy train fotsiny
watafon ekana e :-D elah koa ve moa d hanaiky eo tsssssssss
53. mamzelkely ( 16/04/2007 07:24)
watafon aleo elah atsoko am manaraka fa mahamenatra mits zany hihihi

sasa hitako eto le fahafinaretana niaraka tao akia, zay mo zany de nisy ts fahafahana kely fa nisy dia naleha :-*:-*:-*
54. tsiafoi1 ( 16/04/2007 10:06)
Araka ny tatitry ny namana dia tena nahafinaritra ny fihaonana tao amin'ny Palmier, za moa zany dia tena tsy tafa tamin'ny farany. Programme cultuel nifanindry moa zany no tena antony e! Koa dia tena milatsiny rizareo a! Manetsa be mbola ho avy.
Bon retour à USA aky Nyrina a!
55. sasa ( 16/04/2007 11:00)
mamz ye antsonay njy am manaraka d tsy maintsy mande amzay :-*:-*:-*
56. mamzelkely ( 16/04/2007 14:19)
sasa mande za ka saika ande za tam sabotsy fa nisy naleh tampoka de ts afaka za :-*:-*:-*:-*
57. sasa ( 17/04/2007 05:43)
mamz ok ary tsy mbola niova ny num anjy an!:-*
58. mbaliana ( 17/04/2007 08:11)
mamz> ary mametrka ra mamz zany an .. vazivazy io a:-D:-D:-D:-D
59. mamzelkely ( 17/04/2007 09:25)
ny num-ko ts niova ka sinon atsoko ee andefaso hafatra ftsn za de atsoko :wink: :-*:-*:-*

mbaliana hihi ts mametraka za ka fa le week end mitry no fohy ts afaka anaovbana inn inn :-D:-D
60. fijo ( 17/04/2007 22:20)
de tsy tany indray izany mamzely.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3043