Tonga eto Dago Nirina dia mba te hiaona amintsika rehetra

21. majakely ( 02/04/2007 10:15)
za naika hitena hoe ndao tsika ho any mbaliana ,,reo aza ny num efa reo doooly hiihihi:-D
22. ari.malala ( 02/04/2007 15:18)
majakely, njy nga eto?
23. sonwin ( 02/04/2007 15:32)
toa tsy misy mandray akory ilay phone kle :roll::°)
24. Ralay ( 02/04/2007 15:43)
Allo ny ryrina miantso anao aho mba valio :lol: antsoy @numeroko efa anananao iny zah :roll:
25. sasa ( 03/04/2007 04:57)
sonwin tsy maneno ahoana koa, mandainga elah hi hi hi hi, maneno ilay izy kan.
26. naritsimba ( 03/04/2007 05:16)
Efa niantso an'i niryna aho omaly ka nahazo azy, nampitaina t@ ravatorano sy glou ny resaka ka dia miandry izay fotoana omen'ny ravatorano isika satria inoako fa efa nifankahita rizareo @ fandaminana ny fotoana rehetra koa dia ho hitantsika izany ny tohiny.
27. nirijimka ( 03/04/2007 06:15)
hummmmmm! misy fety indray zany ato ato kle!
hihihihihi! efa vaky sehatra marina ny serasera dago t@ ity taona ity an! hahaha! "fa ny mety hitranga zany dia mety ho fety evanjelika le izy!" tsy koi ! za ande foana!
28. sasa ( 03/04/2007 07:48)
nix_ hi hihihiih h:-D
29. dadie ( 03/04/2007 14:03)
tsiafoi1> tantarao ny vaovao e ,ze afaka d mandehana e zay aty aza efa tsy fidiny
biz any am niryna :oops:
30. Papoose ( 03/04/2007 17:18)
karinah:

Papoose:

aiza ho aiza izy @zao kay??za ko mantsy mba te hanararaotra hihaona aminy!:D
papoose: :roll::P ndry angah any màda zao






ie natao sesitany akia on!:^)
31. karinah ( 03/04/2007 20:26)
ein, hein:^):^):^):^):-D:-D:-D:-D:wink:
32. ftma ( 04/04/2007 21:13)
"fa ny mety hitranga zany dia mety ho fety evanjelika le izy!" tsy koi ! za ande foana!
nirijmka: efa matahotra zahady nga ela io :-D
33. watafon ( 06/04/2007 10:35)
:-D:-D
34. fijo ( 11/04/2007 22:13)
hi hi hi sao vanjelika marina kle???
35. naritsimba ( 12/04/2007 08:09)
Ho antsika namana eto Tana sy izay mandalo eto.
ho an'izay afaka dia @ Sabotsy 14 Avril izao ny fihaonana @ niryna sy ireo namana mandalo eto Tana, @ 4 ora tolakandro @ lalana ambadiky ny CNAPS Ampefiloha no fotoana eo anoloan'ny Le PALMIER.

Misaotra e!
36. sasa ( 12/04/2007 08:16)
voaray fa misaotra
37. watafon ( 12/04/2007 08:26)
sasa: antsoiko nareo amin'io fa tsy afaka hoany za d mahavità b e!
38. mamzelkely ( 12/04/2007 12:26)
naritsimba:

@ 4 ora tolakandro @ lalana ambadiky ny CNAPS Ampefiloha no fotoana eo anoloan'ny Le PALMIER.




sô de very eo njay ry reto ty za :roll::-D:-D:-D
39. watafon ( 12/04/2007 13:25)
mamz :kou ra tsinn kosa akia d ho very eo an !:-D
40. glou ( 12/04/2007 14:42)

de hamafisiko etoana izany araky io tenin' ny naritsimba io fa @ asabotsy @ 4 ora ny fotoana ho an' izay te hihaona @ nirina eo @ restaurant palmier ampatsakana fa efa nifampiantso izahay de @ io fotoana io no tapaka fa hihaonana ka dia manasa antsika izay afaka izany

glou_
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1609