Nahoana no iadivana ny fivavahana?
41. tsimiandravola
(
03/04/2007 21:46)
Salut:"Il sera donné à l'homme de mourrir une fois,après quoi ,le jugement".Ary ny jugement amin'izany dia mankeo ankavian'ingahy lehibe ireo ho may any amin'ny afobe satria any no misy ny fanaintainana sy ny fikotroha-nify...ohatrohatr'izay...'Zay fotsiny aloha no lazaiko ankoatry ny Apokalipsa izay miresaka ny afo tsy maty (étang de feu).
Mba asehoy kely hoe izay milaza tahotra ao amin'ny Evanjely?
Eo amin'io fotsiny izao dia efa mahagaga ahy sahady ny antony mahatonga an-dra-Salut hametraka an'ilay fanasàna hoe "Asehoy kely...".Sahala amin'ny hoe tsy misy an'izany ery ao anaty baiboly.:@
Salut:Voalohany aloha dia tsy nisy nanao teo hoe mankahala anareo izahay.Faharoa dia tsy nisy nanompa anareo teo:avoahy kely hoe ilay teny ompa ho dinihina hoe ompa ve izany sa tsia!Fahatelo raha entimpankahalana izahay,dia mankahala doctrine mangeja olona fa tsy mankahala ny olona voageja akory (azonao ve ilay lojika??).Ary raha entimpankahalana doctrine izahay,mazavaho azy fa misy antony hentitra dia hentitra ao ary tsy haveriko eto isaky ny mandeha akory.^:^
Fanataro fa ianao no entim-pankahalana eto fa tsy izahay velively.
42. naughtyboy
(
04/04/2007 12:19)
zao zany no fahazaoako azy tsimiandra ny tontolony fangejana no tsy zakanao eto na aratsosialy ,saina ,
sy fanahy fa samy miaro fanambakana raha ny hevitrao
de ra vao misy ifandraisany @ fivavahana reny de tonga de afangaro daoly ny akoho amamborona lazaina vokadratsiny fivavahana:arrow:Samy mahalala daoly fa ny olona 1 de voalohany tompon'andraikitra @ safidiny sy ny ataony fa tsy misy afaka miala @ zany andraikitra zany
ra nisy tantara tany aloha zay diso ho any zay nisan
doka @ endrika kristianina de mazava fa nisy resaka toekarena sy politika novoizin'ireo mpanjanaka aleo azava fa tsy ny mpitondra ny vaovao mahafaly no nandroba reny olona notoriany soa ireny fa reo teo @ fitondrana no nanararaotra:idea:

43. dadie
(
04/04/2007 15:24)
hoy i tsimiandravola
salut>merci e:)
Lelikkka!!!
Mpandefa : Salut [ Valio ] 01-04-2007 14:43:59
Lohateny : Re : Nahoana no iadivana ny fivavahana?
Tsimiandravola: Mbola tsy nisy kristiana angamba teto na iray aza niteny ratsy na nanalika olona. Koa mba mifanaja fa samy olombelona. Lazao izay lazainao, fantaro ny antsoina hoe: serasera na fifandrasana dia izay. Misaotra!
salut>merci e:)
44. tsimiandravola
(
04/04/2007 16:26)
dadie:ouuuuay,mba sannna-bavy kosa izany raha ompa...mitovy amin'ny antsoina hoe interjection amin'ny teny vazaha izany,...Rehefa manao hoe "putain!" ve ny provençaux de ompa izany le? Sa ianareo te hilalao "victimisation" toy ny fanaon'ny fanatika ka lasa te ho "maritiora" nohon'ny "impulsion de mort" ?(selon M.Onfray)
hoy i tsimiandravola
Lelikkka!!!
Mpandefa : Salut [ Valio ] 01-04-2007 14:43:59
Lohateny : Re : Nahoana no iadivana ny fivavahana?
Tsimiandravola: Mbola tsy nisy kristiana angamba teto na iray aza niteny ratsy na nanalika olona. Koa mba mifanaja fa samy olombelona. Lazao izay lazainao, fantaro ny antsoina hoe: serasera na fifandrasana dia izay. Misaotra!
salut>merci e:)
'Zany ange 'lay nahatonga ahy nanao hoe raha tena azonareo natao mihitsy ny nanaisotra ahy teto amin'ny ady hevitra dia efa nataonareo ê! Teny hoe "lelliiikkka!" aza dia efa hitanareo ho tsindrohana.Dia ahoana koa ny "legonna!"?
Sa,sa sa....(averiko indray)..mbola tamàna ianareo manome morale satria zatra mpanome hatramin'izay ka mitady hanohy hametra sy hamaritra ny azo tenenina sy ny tsy azo tenenina?(typiquement écclésiastique)
Fantaro fa an'ny Eropeana izao dia mbola iadivana mafy ny "droit au blasphème".Eo dia ekeko fa tiako ny manaraka an'io lamaody io raha antsoinareo hoe lamaody izany,satria efa nisy nanaraby ahy mantsy teo aloha hoe manara-damaody fotsiny hono eo ampikritikevana fivavahana.:-D
45. tsimiandravola
(
04/04/2007 16:37)
naughtyboy:Fantatro tsara ny intention-n'i Naughtyboy ,fa te hanadio ny fivavahana kristiana,ary anisan'ireo mieritreritra fa na tsy nisy aza ny kristianisma sy i Kristy dia tokony noforonina (izany no efa henoko tamin'ny tary iray izay).Ny olana fotsiny dia ity:tsy i Naughtyboy ihany no miteny toy izany fa na ny silamo koa aza.Tediaviny hadiodio tsy misy kianina mihitsy ny fivavahana.Ary ailiny avokoa any amin'ny olombelona ny fautes rehetra.Ny ahy ny fandihihiko azy dia fatatra fa "no body's perfect" donc,tsy azo omena poizina indray hanimba azy.Ny imperfection efa misy ao amin'ny olombelona dia mbola nampiana indray fivavahana sady hampiady azy ka ifamonoany,sy hanamaizinany ihany koa ny sainy ka tsy ahafahany mitraka haingana.
zao zany no fahazaoako azy tsimiandra ny tontolony fangejana no tsy zakanao eto na aratsosialy ,saina ,
sy fanahy fa samy miaro fanambakana raha ny hevitrao
de ra vao misy ifandraisany @ fivavahana reny de tonga de afangaro daoly ny akoho amamborona lazaina vokadratsiny fivavahana:arrow:Samy mahalala daoly fa ny olona 1 de voalohany tompon'andraikitra @ safidiny sy ny ataony fa tsy misy afaka miala @ zany andraikitra zany
ra nisy tantara tany aloha zay diso ho any zay nisan
doka @ endrika kristianina de mazava fa nisy resaka toekarena sy politika novoizin'ireo mpanjanaka aleo azava fa tsy ny mpitondra ny vaovao mahafaly no nandroba reny olona notoriany soa ireny fa reo teo @ fitondrana no nanararaotra:idea:
Tsia! Tsy ny olombelona no tena ratsy,fa ny fivavahana no tena rangory fototry ny afo.Eo aho dia miverina indray amin'ny "les pages noires du christianisme" (lancer-vo fotsiny ny google dia mivoaka daholo io,fa mbola omeko ny lien rahariva).
Misaotra.
46. Salut
(
04/04/2007 18:42)
Tsimiandravola
Misy an'ireo tokoa ao saingy tsy ireo ihany. Toa odinao tsy jerena ny fitiavan'Andriamanitra, tiana asongadina ao anatin'izay rehetra izay.
Ny afobe dia azo lazaina ho sarin-teny. Efa manomboka ety an-tany izy, toy ny fahasambarana sy ny paradisa efa santarina sahady ety an-tany. Fantaro fa raha miaina ny fitiavana marina araka ny Evanjely ny olona rehetra dia ho paradisa ny tany. Ny mifanohitra amin'izany anefa no hita. Moa ve tsy efa afobe ny iainan'ireo olona miady lava noho ny fitiavan-tena, fitiavam-bola, famaliana faty...?
Dia hita amin'izao fa tena tsy misy zavatra fantatrao tokoa.
1- Fantaro fa ny ady hevitra mikasika ny maha Andriamanitra an'i Kristy dia nipoitra noho tsy faneken'ireo olona sasany fa Andriamanitra tsy tokony hijaly. Midika izany fa nisy aloha izy, izay vao nijaly sy maty, ary nitsangan-ko velona.
2- Tsy fantatrao koa hoe iza i Paoly. Toa odinao tsy fantatra fa tsy mba nanoratra ny tantaran'i Kristy izy, fa taratasy no nosoratany. Angamba koa tsy fantatrao fa tsy mba niara-niaina tamin'i Kristy izy, saingy nahita an'i Kristy manokana kosa tamin'ny fomba mahagaga. Mazava ny votoatin'ny fampianarany dia hoe: nijaly sy maty ary nitsangan-ko velona ho antsika i Kristy.
3 - Sao heverinao aza fa tsy mba mandinika izahay, ka tsy mba hahay hamatatra izay tianao lazaina? Ny fitantaranao ny fiainanao aloha voalohany dia efa hahitana taratra io fankalana io, ny fampitovinao ny mpanjana-tany sy ny Kristiana ho toy ny fahavalo manolona, sns...
4 - Fanataro koa fa na inona fanamarinan-tena ataonao dia nanalika olona ianao. Amin'ny resaka atao dia fantaro fa miantefa amin'ilay olona hiresahana avokoa ireo teny ambaranao fa tsy amin'ny rivotra akory. Ka raha niteny an'io ianao de izay mifanakalo hevitra aminao no tianao tondroina amin'izay. Tsy misy mametra ny teny tianao lazaina eto fa fantaro kosa fa ao anatin'ny fiaraha-monina ianao ary fantaro fa misy lalana amin'ny mahaolona mifehy ny atao hoe fifandraisana. Voalohany amin'izany ny fifanajana.
5 - Mba mandiniha ihany fa tsy izay ataom-bazaha akory dia tsara daholo. Ity zavatra lazainao ity izao dia manimba ny maha olona sy ny maha Malagasy anao mihitsy nefa dia ataonao teli-moka
6 -
Aoka ho fantatrao fa tsy izahay no manilika anao fa ianao no manili-tena ato. Fanataro fa adin'ny kanosa ny manao be lazao amin'ny teny tsy mendrika isan-karazany.
Hita amin'izao fa miezaka mafy ianao hanafoana ny fifandraisana amin'izao fomba tsy mendrika rehetra izao mba hahafahanao milaza fa izahay no matahotra ny hevi-disonao. Diso loatra ianao.
Misaotra anao dia mirary soa be dia be. Izao Paka izao anie hitondra fanazavana bebe kokoa ho anao.
"Il sera donné à l'homme de mourrir une fois,après quoi ,le jugement".Ary ny jugement amin'izany dia mankeo ankavian'ingahy lehibe ireo ho may any amin'ny afobe satria any no misy ny fanaintainana sy ny fikotroha-nify...ohatrohatr'izay...'Zay fotsiny aloha no lazaiko ankoatry ny Apokalipsa izay miresaka ny afo tsy maty (étang de feu).
Eo amin'io fotsiny izao dia efa mahagaga ahy sahady ny antony mahatonga an-dra-Salut hametraka an'ilay fanasàna hoe "Asehoy kely...".Sahala amin'ny hoe tsy misy an'izany ery ao anaty baiboly.
Misy an'ireo tokoa ao saingy tsy ireo ihany. Toa odinao tsy jerena ny fitiavan'Andriamanitra, tiana asongadina ao anatin'izay rehetra izay.
Ny afobe dia azo lazaina ho sarin-teny. Efa manomboka ety an-tany izy, toy ny fahasambarana sy ny paradisa efa santarina sahady ety an-tany. Fantaro fa raha miaina ny fitiavana marina araka ny Evanjely ny olona rehetra dia ho paradisa ny tany. Ny mifanohitra amin'izany anefa no hita. Moa ve tsy efa afobe ny iainan'ireo olona miady lava noho ny fitiavan-tena, fitiavam-bola, famaliana faty...?
Averiko ihany:tsy nisy ara-tantara sy ara-nofo ny kristy mifanaraka amin'ny toetra iresahan'ny nouveau testament azy.Ny hoe ady hevitra amin'ny maha andriamanitra na tsia azy dia lasa "leurre" ankehitriny.Io resaka io dia ady hevitra efa ela tahaka ny maha fanahy fotsiny ny "kristy",efa resaka nateza teo amin'ny fianakaviana Esenianna .Fa ny an'ny kristiana fotsiny no ampahatongavany nofo ka nomeny fahaterahana.(Matio sy Lioka)Diniho fotsiny koa izao ny Epitres sy ny lettres de Paul rehetra dia ampy ahafantarana fa hafa mihitsy ny Kristian'i Paoly (par revelation araka ny filazan'ny baiboly).Tsy fantatr'i Paoly izany Bethlehema izany ,izanytanimbolin'i Oliva izany,izany Lazara sy i Madeleine izany,izany fampakarambady tao kanà izany....Tena literatiora Esenianna ranoray manomboka eo amin'ny Asa ka hatrany amin'ny Apokalipsa
Dia hita amin'izao fa tena tsy misy zavatra fantatrao tokoa.
1- Fantaro fa ny ady hevitra mikasika ny maha Andriamanitra an'i Kristy dia nipoitra noho tsy faneken'ireo olona sasany fa Andriamanitra tsy tokony hijaly. Midika izany fa nisy aloha izy, izay vao nijaly sy maty, ary nitsangan-ko velona.
2- Tsy fantatrao koa hoe iza i Paoly. Toa odinao tsy fantatra fa tsy mba nanoratra ny tantaran'i Kristy izy, fa taratasy no nosoratany. Angamba koa tsy fantatrao fa tsy mba niara-niaina tamin'i Kristy izy, saingy nahita an'i Kristy manokana kosa tamin'ny fomba mahagaga. Mazava ny votoatin'ny fampianarany dia hoe: nijaly sy maty ary nitsangan-ko velona ho antsika i Kristy.
Voalohany aloha dia tsy nisy nanao teo hoe mankahala anareo izahay.Faharoa dia tsy nisy nanompa anareo teo:avoahy kely hoe ilay teny ompa ho dinihina hoe ompa ve izany sa tsia!Fahatelo raha entimpankahalana izahay,dia mankahala doctrine mangeja olona fa tsy mankahala ny olona voageja akory (azonao ve ilay lojika??).Ary raha entimpankahalana doctrine izahay,mazavaho azy fa misy antony hentitra dia hentitra ao ary tsy haveriko eto isaky ny mandeha akory.
3 - Sao heverinao aza fa tsy mba mandinika izahay, ka tsy mba hahay hamatatra izay tianao lazaina? Ny fitantaranao ny fiainanao aloha voalohany dia efa hahitana taratra io fankalana io, ny fampitovinao ny mpanjana-tany sy ny Kristiana ho toy ny fahavalo manolona, sns...
4 - Fanataro koa fa na inona fanamarinan-tena ataonao dia nanalika olona ianao. Amin'ny resaka atao dia fantaro fa miantefa amin'ilay olona hiresahana avokoa ireo teny ambaranao fa tsy amin'ny rivotra akory. Ka raha niteny an'io ianao de izay mifanakalo hevitra aminao no tianao tondroina amin'izay. Tsy misy mametra ny teny tianao lazaina eto fa fantaro kosa fa ao anatin'ny fiaraha-monina ianao ary fantaro fa misy lalana amin'ny mahaolona mifehy ny atao hoe fifandraisana. Voalohany amin'izany ny fifanajana.
5 - Mba mandiniha ihany fa tsy izay ataom-bazaha akory dia tsara daholo. Ity zavatra lazainao ity izao dia manimba ny maha olona sy ny maha Malagasy anao mihitsy nefa dia ataonao teli-moka
Fantaro fa an'ny Eropeana izao dia mbola iadivana mafy ny "droit au blasphème".Eo dia ekeko fa tiako ny manaraka an'io lamaody io raha antsoinareo hoe lamaody izany,satria efa nisy nanaraby ahy mantsy teo aloha hoe manara-damaody fotsiny hono eo ampikritikevana
6 -
'Zany ange 'lay nahatonga ahy nanao hoe raha tena azonareo natao mihitsy ny nanaisotra ahy teto amin'ny ady hevitra dia efa nataonareo ê! Teny hoe "lelliiikkka!" aza dia efa hitanareo ho tsindrohana.Dia ahoana koa ny "legonna!"
Aoka ho fantatrao fa tsy izahay no manilika anao fa ianao no manili-tena ato. Fanataro fa adin'ny kanosa ny manao be lazao amin'ny teny tsy mendrika isan-karazany.
Hita amin'izao fa miezaka mafy ianao hanafoana ny fifandraisana amin'izao fomba tsy mendrika rehetra izao mba hahafahanao milaza fa izahay no matahotra ny hevi-disonao. Diso loatra ianao.
Misaotra anao dia mirary soa be dia be. Izao Paka izao anie hitondra fanazavana bebe kokoa ho anao.
47. tsimiandravola
(
04/04/2007 21:37)
Salut:Tsara ny fitiavana...Ny zavatra laviko dia ny fisian\'ny Andriamanitra antsoina hoe Jesoa na Jehova na Allah izay lazaina fa fitiavana nefa ny voka-dratsin\'ny fivavahana momba izany dia betsaka.Ny vokatra tsara kosa nefa dia tsy avy amin\'izany Andriamanitra tsy misy izany fa avy amin\'ny olombelona fotsiny ihany.
... Toa odinao tsy jerena ny fitiavan\'Andriamanitra, tiana asongadina ao anatin\'izay rehetra izay.
Ka hoy ny fitenin\'ny gasy voazanaka ankehitriny hoe: \"araka ny fomban-drazana izay tsy hita izay maharatsy azy dia...\"
Ny ahy indray kosa ny faniriako dia ny tokony hamadihana izany ankehitriny manao hoe: \"araka ny fomba kristianina nahazatra ary tsy hita izay maharatsy azy dia...\"
Salut:C\'est la théologie évolutive ou par glissement?:-D Mifanaraha tsara aloha ianareo kristiana fa sao manao ny atao hoe \"cacophonie\"...
Ny afobe dia azo lazaina ho sarin-teny
Salut:Manoatra indray ianareo nohon\'ny Temoinan\'i Jehova.Ianareo daholo no mahafantatra fa ny olona tsia.Ianareo no mampianatra fa ny hafa ampianarina.Ianareo no tompon\'ny fahalalana fa ny olona mpindrana.Ianareo no mpanome fa tsy mandray n\'inon\'inona avy amin\'ny hafa....
Dia hita amin\'izao fa tena tsy misy zavatra fantatrao tokoa.
Quelle arrogance!!
Salut:Iza ireo olona sasany fa tsy ireo foko Esenianna izay samy nanana ny conception-ny manokana avy ny amin\'ny \"kristy\" (nom commun izay lasa nom \"propre\" tsikelikely).Ary raha hitany fa nijaly ilay kristy,...inona no antony tsy hanekeny ny fijaliany??
- Fantaro fa ny ady hevitra mikasika ny maha Andriamanitra an\'i Kristy dia nipoitra noho tsy faneken\'ireo olona sasany fa Andriamanitra tsy tokony hijaly
Ny marina dia Kristy fictif no resahana tamin\'izany andro izany,ka izany indrindra no nahafahana sy nahasahian\'ny antokon\'olona hafa tsy nanaiky ny maha andriamanitra azy aloha voalohany,ary ny tsy nanekeny ihany koa ny fahatongavany ho nofo.Io farany io indrindra no nahatonga ny fisian\'ny Arianisme.Izany hoe efa nisy ny Arianisme fa teto fotsiny vao nisongadina satria nampatongavany ho nofo (izany hoe namoronany fahaterahana) ny kristian\'ny sasany.Io kosa no nahatonga ny kristiana tamin\'izany andro izany hantsoina hoe \"kristiana vaovao\" (satria nampahatonga nofo ny kristy izay \"fanahy\"fotsiny hatreo).
Ny zavatra mazava koa dia ny lova Eseniana daholo no nosandohan\'ny kristiana tato aoriana,na resaka maritiora izany ,na resaka théologie Christique.Resaka adaptation sy usurpation fotsiny sisa no natao nandritra ny taon-jato maro tato aoriana.Ampahatsiahiviko eto fa ny Apokalipsa dia taonjato faha6 vao voaray ho canon,ary fantatra fa literatiora Eseniana Zelota ranoray (avec quelques rajouts et modifs)
Salut:Averiko indray:zatra mpanome lesona ve ianareo e?Rehefa mba mahazo lesona dia mivaralila!Zatra mametra ny morale sy ny immorale,ny mendrika sy ny tsy mendrika...Fantaro fa samy manana ny fomba fiteniny ny olona,ary na tsy izaho aza no asiana teny dia maro ireo \"maherihery fiteny\" nefa entanim-pitiavana fa tsy fankahalana araka ny asesikao.
Fanataro fa adin\'ny kanosa ny manao be lazao amin\'ny teny tsy mendrika isan-karazany....
Hita amin\'izao fa miezaka mafy ianao hanafoana ny fifandraisana amin\'izao fomba tsy mendrika rehetra izao mba hahafahanao milaza fa izahay no matahotra ny hevi-disonao
Sa rehefa fitiavana koa dia avy any aminareo kristiana ihany??:-*
Avy amin\'ny agnostika sy ny AT koa anie misy fitiavana ê!:-*
Mbola tsy renao angaha izany hoe masiaka be ronono?(l);-)
Izaho izao ,nohon\'ny fitiavako anareo isany dia iadivako ny monothéisme,de hoy aho hoe aza mandany andro amin\'izany fa ny firenetsika jerena mba ho tafavoaka!Dia vonoy any ny momba finoana rehetra!
48. fijo
(
04/04/2007 22:33)
miakatra indray ra salut fa marina ny voalazan'i tsimiandravola le.aza mikainkona ao wa fa mba mivelara amin'izay;
hialao ny minomino foan afa mandany andro fotsiny io

49. rabilabila
(
05/04/2007 01:29)
nahoana no iadiana ny fivavahana?
-satria ny tany ,hono , no nataony voaloha , dia avy eo ny hazavàna,ny ranomasina,ny vava-maitso,ny kintana,ny biby ,ny lehilahy ,izay vao ny vehivavy (namboarina tamin'ny taolan-tehezana)
====>DISO
Dia izany rehetra izany natao nandritry ny 6 andro ?
====> DISO
Efa fantatra izao fa tapitrisa maromaro no nanamboarana izany rehetra izany :ny "univers "aloha,dia ny kintana toa ny masoandro,dia ny planeta ,dia ny ranomasina,ny aina dia ni-sa diversifier tsikelikely ,sela iray no niatomboana dia lasa fitambaran-tsela mizarazara dia tonga hatrany amin'i Raolombelona.
-Ny paradisa,ny vovoka lasa olona,ny taolan-tehezan'i Adama,ny tantaran'i Noé (légende de Gilgamesh),i Adama sy Eva sy paoma sy ny menarana?==> tantara natao "copier/coller" tamin'ny lovan-tsofina sumérien(-2800).
-Eva namboarina avy min'ny taolan-tehezan'i Adama?==> fa maninona ary no tsy ny lehilahy no mitondra ny aina fa ny vehivavy ? Satria fanaovana tsinontsinona ny vehivavy.
-Ny olombelona ,hono , tany "proche orient" no nisy voalohany (comme par hasard ,ny mpanoratra ny testamenta taloha toa avy ao daholo )===> DISO ,Ny valim-pikarohan'ireo archéologues dia nilaza fa toa any Afrika atsinanana no niandohan'ny "homo sapiens"!!!
-Taiza no nahitan'i Kaina vady ?
-Ary ny momba an'i Mosesy indray ==> mba vakio ange ny tantaran'i Sargon d'Akkad e!!!==> copier/coller
-Ary ny dian'i Mosesy sy ireo fianakaviana marobe izay niala tao Sinai nakany Kanana? Dia tsy nisy maty mihitsy zany izy ireo ,tsy namaky vilia, tsy nanadino sotro ,nefa rehefa navadibadik'ireo mpikaroka eto an-tany ny plan n'ny exode , toa tsy nahita taolambalo , tsy nahita vilia vaky ...?
-Eksodosy18:2-7: Toa niaraka tamin'i Mosesy nakany Ejiptra ny vadiny ,nefa toa tsy izany no ao amin'ny Eksodosy 4:24-26.==> resaka tsy milamina.
-Ary ny Didy folo indray==> copier/coller ny lalàn'ny Ampanjaka tao babylona ,Hamourabi no anarany ary efa tamin'ny -1800.
-Ary ao amin'i Levitkosy milaza fa tsy azo hohanina ny bitro satria mandinika (ruminant)ihany izy fa tsy mivaky kitro==> hatramin'ny oviana kay ny bitro no mandinika(ruminant)?
- Ary ity indray no lalina:
Deotoronomia 20:16 Fa ny tanànan'ireto firenena ireto kosa, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao, dia aza asiana miangana izay olona rehetra ao===>Tsy "Genocide" ve no dikan'izao ?Ankoatran'ny tantaran'i Josoa ==> tena feno rà mandriaka.
-Ary ity indray:
MpanjakaII 3:19 Ary handrava ny tanàna mimanda rehetra sy ny tanàna soa rehetra hianareo sady hikapa ny hazo tsara rehetra sy hanampina ny loharano rehetra ary hanipy vato amin'ny tany soa rehetra ho fanimbana azy.===> Dadany indray aloha izany an!! ohantran'izao izany ilay nataon'i Papet mba tsy hanànan'i Manon rano ,mba ahafàhany mividy mora ny taniny (Marcel Pagnol)?
- Oh!!!!!!!!!!!!
Isaia 23:1Voici, l'Eternel dévaste le pays et le rend désert, Il en bouleverse la face et en disperse les habitants.===> f'angaha moa ny tany fisaka no manana "face"?
-Dia mbola mi-insista ihany ry zalahy ao amin'ny Jeremia 49:36 36 Je ferai venir sur Élam quatre vents des quatre extrémités du ciel, Je les disperserai par tous ces vents, Et il n`y aura pas une nation Où n`arrivent des fugitifs d`Élam .
- Ny fivavahana ejiptiana manana "culte ho an'i Osiris" hoe : Maty ny Zoma,dia fantsihina amin'ny hazo fijaliana ,dia nitsangana tamin'ny maty tamin'ny andro fahatelo !!!! Oh!! toa efa nahita an'izay tsianjery izay aho taloha .
-Ary i Matio sy Lioka izany tsy mifanaraka mihitsy satria i Matio nilaza fa izy telo mianaka dia niala tao Nazareta dia nankàny Ejiptra ,nefa i Lioka milaza hoe niala tao Nazareta dia nankàny Betlehema? Dia ahoana izany ?
- Jesosy sy Petera mandeha ambonin'ny rano ==> I Bouddah sy Shaliputra (mpianany)koa toa efa nanao an'io talohany koa!!!
- Dia rehefa mitantara indray Marka dia lazainy hoe teraka tao Nazareta (Galilée) i Jesosy nefa i Matio sy Lioka nilaza hoe tany Betlehema !!!==> Fa taiza ihany izy no teraka e!!
- I Marka koa aloha tena spesialist'i Bouddah mihitsy fa toa tany daholo no nalainy ny tantaran'i Jodasy sy ny mofo bediabe.
..............................................
Ny sasany moa ireo efa voalazan'i Tsimiandravola ireo.
Fa nahoana ? Satria maro dia maro no zavatra tsy milamina ao ,nefa ireo boky ianteheran'ny mpivavaka sy ny mpino ( Monothéimes anankitelo) no nentina sy mbola entina hatramin'izao hanabadoana , hamonoana,hanenjehana,hanandevozana (ara-kolotsina) ny olombelona .
Azonareo tsoahina ao ange izay metimety aminareo e!! Dia izay bado ,tsy nianatra ,tsy manana internety , tsy manatrika conférences ,tsy manaraka ny valim-pikarohana ,ireo tinaiza tao ka tsy manan-tsafidy fa tsy maitsy manaraka ny tenin'i Dada (i Neny moa tsy afaka miteny satria taolan-tehezna fotsiny).....no azonareo vokisana amin'ny "minoa fotsiny ihany" ampitahorina ho any amin'ny afobe fa tsy paradisa .
Ny hanoratana eto dia tsy hanaovana "prosélytisme" akory fa manome infos ka na iray fotsiny aza no mametraka fanontaniana ka mampiasa ny infos azony hikarohany ,andàlinany ny zava-misy ,dia efa tsara izay.
Soava Tsarà daholo.

50. Salut
(
05/04/2007 10:43)
Tsara ny fitiavana...Ny zavatra laviko dia ny fisian\'ny Andriamanitra antsoina hoe Jesoa na Jehova na Allah izay lazaina fa fitiavana nefa ny voka-dratsin\'ny fivavahana momba izany dia betsaka.
Eto aloha dia efa hita fa efa fanina sahady ianao satria tsy afaka mandà. Dia mba tanisao kely hoe izay lazaina fa voka-dratsin\'ny fivavahana mba ho hita kely indray.
C\'est la théologie évolutive ou par glissement? Mifanaraha tsara aloha ianareo kristiana fa sao manao ny atao hoe \"cacophonie\"...
Satria marina izay lazaiko dia tsy mahita alahatra intsony ianao?
Manoatra indray ianareo nohon\'ny Temoinan\'i Jehova.Ianareo daholo no mahafantatra fa ny olona tsia.Ianareo no mampianatra fa ny hafa ampianarina.Ianareo no tompon\'ny fahalalana fa ny olona mpindrana.Ianareo no mpanome fa tsy mandray n\'inon\'inona avy amin\'ny hafa....
Quelle arrogance[/quote]
Nomena saina sy fanahy afahana hahalalana sy handanjalanjana izahay ry namana ka afaka manavaka ny diso sy marina, ny tsara sy ny ratsy... Tsy ianao irery akory no mandalina.
Ary eto dia hita fa resy lahatra ianao fa sarotra moa no miaky ny hadisoana dia aleo aloha manao be lazao.
Iza ireo olona sasany fa tsy ireo foko Esenianna izay samy nanana ny conception-ny manokana avy ny amin\'ny \"kristy\" (nom commun izay lasa nom \"propre\" tsikelikely).Ary raha hitany fa nijaly ilay kristy,...inona no antony tsy hanekeny ny fijaliany??
Ny marina dia Kristy fictif no resahana tamin\'izany andro izany,ka izany indrindra no nahafahana sy nahasahian\'ny antokon\'olona hafa tsy nanaiky ny maha andriamanitra azy aloha voalohany,ary ny tsy nanekeny ihany koa ny fahatongavany ho nofo.Io farany io indrindra no nahatonga ny fisian\'ny Arianisme.Izany hoe efa nisy ny Arianisme fa teto fotsiny vao nisongadina satria nampatongavany ho nofo (izany hoe namoronany fahaterahana) ny kristian\'ny sasany.Io kosa no nahatonga ny kristiana tamin\'izany andro izany hantsoina hoe \"kristiana vaovao\" (satria nampahatonga nofo ny kristy izay \"fanahy\"fotsiny hatreo).
Diso be! Maninona no mamaky vilana ny tantara e. Aleo aho tsy hilaza hoe izao no marina sao lazaina fa mampianatra eo indray fa raha tena te hahafantatra ny marina dia mandehana mandalina misimisy kokoa aloha.
Ny hany lazaiko dia nanana izay fomba niainany manokana ireo eseniana.
Ny Arianisma kosa dia nanaiky fa tonga nofo i Kristy, nijaly sy maty ary nitsangan-ko velona saingy ny nino azy ho Andriamanitra no tsy neken\'izy ireo. Manamafy io izany fa nisy i Kristy.
Ny zavatra mazava koa dia ny lova Eseniana daholo no nosandohan\'ny kristiana tato aoriana,na resaka maritiora izany ,na resaka théologie Christique
Dia mbola diso koa. Ny esseniana andriamato dia nanome vahana ny fanahy ihany fa jereo fa ny fampianaran\'i Kristy dia manome lanja ny maha olona manontolo.
Averiko indray:zatra mpanome lesona ve ianareo e?Rehefa mba mahazo lesona dia mivaralila!Zatra mametra ny morale sy ny immorale,ny mendrika sy ny tsy mendrika...Fantaro fa samy manana ny fomba fiteniny ny olona,ary na tsy izaho aza no asiana teny dia maro ireo \"maherihery fiteny\" nefa entanim-pitiavana fa tsy fankahalana araka ny asesikao.
Tsy mahazaka ny marina ve ka lazaina fa mivaralila ny zavatra ambarako? Raha misy tsy mety maninona raha asongadina eto ho hita izay lazainao fa tsy mety sy mivaralila?
Averiko fa ianao no matahotra ka niangavy tamin\'ny voalohany mba hofoanana ity sehatra iray ity. Ary amin\'izao fotoana izao indray dia miezaka manimba ny fifandraisana amin\'izato fomba tsy dia mendrika loatra.
Izaho izao ,nohon\'ny fitiavako anareo isany dia iadivako ny monothéisme,de hoy aho hoe aza mandany andro amin\'izany fa ny firenetsika jerena mba ho tafavoaka!Dia vonoy any ny momba finoana rehetra!
Izaho indray manambara fa raha tsy resy lahatra amin\'ny finoana an\'i Kristy ny Malagasy, indrindra ireo mpitondra dia mbola hahantra foana ny gasy satria hanjaka lalandava ny fitiavam-bola, fitiavan-tena, tsy fanajana ny maha-olona....
51. Salut
(
05/04/2007 10:52)
Fijo
Tsy minomino foana aho tompokolahy fa fantatro izay inoako.
Marina? Hevi-diso be io ka lazaina fa marina.
Ianao izao no manao fanekem-boloky araka izay nolazainao fa tsy ny kristiana velively: lazain'ny sasany fa voaporofo fa hitan'ny vatan'i Jesoa, dia ekena fa marina izany. Laizain'ny hafa indray fa niaraka izy sy Maria Madalena dia ekena koa fa marina izany, eto indray anefa miteny indray tsimiandra fa tsy nisy akory i Kristy dia tohanana koa fa marina izany... Mba manana hazon-damosina e. Mandiniha tena. Misaotra anao
miakatra indray ra salut fa marina ny voalazan'i tsimiandravola le.aza mikainkona ao wa fa mba mivelara amin'izay;
hialao ny minomino foan afa mandany andro fotsiny io
Tsy minomino foana aho tompokolahy fa fantatro izay inoako.
Marina? Hevi-diso be io ka lazaina fa marina.
Ianao izao no manao fanekem-boloky araka izay nolazainao fa tsy ny kristiana velively: lazain'ny sasany fa voaporofo fa hitan'ny vatan'i Jesoa, dia ekena fa marina izany. Laizain'ny hafa indray fa niaraka izy sy Maria Madalena dia ekena koa fa marina izany, eto indray anefa miteny indray tsimiandra fa tsy nisy akory i Kristy dia tohanana koa fa marina izany... Mba manana hazon-damosina e. Mandiniha tena. Misaotra anao
52. Salut
(
05/04/2007 11:17)
Rabilabila:
Voalohany aloha dia mahaiza mamaky: Ny bokin'ny jenezy dia tsy boky nitantara ny tena zava-nitranga, fa mampita ny tena zava-marina kosa dia ny hoe: Andriamanitra no nahary ny misy rehetra.
Manaraka: mbola tsy ampy ireo zavatra notanisainao ireo fa mbola betsaka ao.
Fa ahoana no mbola be ny mino ankehitriny ary tsy ny bado ihany (araka ny fiheveranao)? Satria marina Andriamanitra ary tsy ny boky no hiorenan'ny finoanay fa i Kristy.
Ny zavatra tsy fantatrao dia ny hoe: ireo olona niaraka tamin'Andriamanitra dia nanoratra araka izay tsapany tamin'izay fiarahany tamin'Andriamanitra izay. Manaporofo aloha izay fa nisy izy.
Ny mifanohitra amin'izany andriamato no zava-misy. Jereo fa noho ny fitiavana an'i Kristy sy noho ny finoana no maha tonga ireo misinera maro: hanafaka ny olona ao anatin'ny fahabadona (fampianarana), hitsabo ny marary, hikarakara ireo sembana mba hitovizany amin'ny hafa...
Ny miezaka manandevo ny olona amin'izao fotoana izao, raha tianao ho fantatra, dia fampielezana ny toe-tsaina tsy mivaky loha, tsy mandinika ny hiafarana, sns...Izay hahatonga azy ho azo exploitena tsara. Misaotra

Fa nahoana ? Satria maro dia maro no zavatra tsy milamina ao ,nefa ireo boky ianteheran'ny mpivavaka sy ny mpino ( Monothéimes anankitelo) no nentina sy mbola entina hatramin'izao hanabadoana , hamonoana,hanenjehana,hanandevozana (ara-kolotsina) ny olombelona
Ny mifanohitra amin'izany andriamato no zava-misy. Jereo fa noho ny fitiavana an'i Kristy sy noho ny finoana no maha tonga ireo misinera maro: hanafaka ny olona ao anatin'ny fahabadona (fampianarana), hitsabo ny marary, hikarakara ireo sembana mba hitovizany amin'ny hafa...
Ny miezaka manandevo ny olona amin'izao fotoana izao, raha tianao ho fantatra, dia fampielezana ny toe-tsaina tsy mivaky loha, tsy mandinika ny hiafarana, sns...Izay hahatonga azy ho azo exploitena tsara. Misaotra
53. tywa68
(
05/04/2007 11:44)
ho an'i Tsimiandravola sy izay mandà ny fitiavan'Atra.
Jereo ao @ Efesiana 2. 8,9
8 Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra;
9 tsy avy amin'ny asa, fandrao hisy hirehareha.
K aza variana @ zava-poana fandalovana, na mandrava na mitanisa ny tsy nety nisy noho n'ireo fivavahana sns... fa ny famonjena aorian'ity fotoana hiainantsika ty heverina. Homena anao io fiainambaovao io kanefa tsy maintsy manaiky ianao vao hahazo. Raiso fa tsy adala akory ny olona manoratra aminareo, mety ho very fotoana, f'inona moa zay izany raha ohatra ka hahatonga saina anao hoe tsy misy tombontsoa ho anay ny mamerina, fa fitiavana fotsiny ihany. D henoy ny antso fa aza manao be marenina hoa ! :-D Tsy misy niangarana fa misy mafy loha sy tia midoika.:wink:

54. tsimiandravola
(
05/04/2007 19:25)
:D
Efa manao izay ho afako ihany aho mitady ny hananan\'i Salut saina raisonnable fa mbola ela ê!!!!!
Ny mahafaly ahy kosa hatreto aloha dia efa mba misy sahy mijoro amin\'ny heviny arampanoherana ny obscurantisme ny sasany toa an\'i Rabilabila,ary ataoko BRAVO !mihitsy na dia misy points sasany tsy voatery mifanaraka amin\'ny ahy aza:normal izany satria tsy vokatry ny conférence niaraha-nanao tsinona ny hevitra nampadiana teto.Mais Bravo quand même! Et bonikorazy ê.
Satria efa hitanareo izao fa ny fitiavan-tanindrazana koa dia mi s\'exprimer any amin\'ny lutte contre l\'obscurantisme isankarazany.
Raha tsy misy mihitsy olona sahy mijoro dia hanararaotra foana ny mpanasa atidoha.
Ohatran\'ny tiako iverenana mba ho retréci kokoa ny sizé ,satria ny but-ko ihany koa dia ny hi-coincer-na an\'i Salut mba ho hitan\'ny mpamaky ny maha hevi-diso ny azy miohatra amin\'ny ahy/raha atao eo ambony balance ange ny vokatra tsara sy ny vokatra ratsy ateraky ny kristianisma dia mateza koa ny resaka ê.Ka ny iverenako ihany,ankoatry ny zava-dratsy aterany dia ny maha-FOSIKA azy satria ny olona nifotorany wa dia tsy nisy ary efa nataoko amin\'ny site io fa saingy i ra-Salut no milaza fa efa nahita maro lavitra noho io ka tsy mivaky loha.
http://www.geocities.com/tsinisijesoa/tsinisijesoa.html
Jereo ary ny theme \"vaovao\" mikasika an\'io tsy nisian\'ny Kristy voalazan\'ny Nouveau testament io.

56. Salut
(
06/04/2007 09:34)
Tsimiandravola: hevi-diso ara-tantara, ara-tsiansa, ara-lojika ve no mba lazaina fa marina sy handresena lahatra? Jereo fa kofona ianao dia manova resaka. Sarotra moa no miaiky ny hadisoana ka aleo manova resaka malaky sao hitan\'ny maro eo ny hadisona be.
57. Salut

58. Salut

59. Salut

60. Salut