Fiteny nampiasain'i Jesoa

61. fijo ( 05/04/2007 21:13)
te hilalao domy indray lety le
soanja an,ny ahy ndry no tiako be
62. prime ( 07/04/2007 07:02)
soanja> Fiteny arameana tokoa no tenin'i Kristy fa ny nanoratra ny filazantsara dia sady tsy Izy, no tsy ny Apostoly ihany koa fa ny "scribes" manokana nanaraka ny fiainan'ireo kristiana voalohany ireo sy ny fijoroana vavolombelona nataon'izy ireo...

Mazava ho azy fa na tamin'ny teny grika na hebreo ny ankamaroan'ny boky rehetra ao amin'ny filazantsara...
Ny fandikan-teny indray dia asa hafa mihitsy ary tsy maintsy tsy azo naorina sy tsy nadika afatsy tamin'ny boky fototra ihany dia ireo boky voasoratra tamin'ny teny grika sy hebreo ireo...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.3534