Fiteny nampiasain'i Jesoa
41. booboo
(
02/04/2007 13:59)
Dia tsy tokony hamaky/hatoky (?) baiboly @ fiteny tsy notenenin'i Jesosy zany fa hoe mety misy voambolana tsy mahafehy tsara ny tena raha hatrany an-dreniny = miova ny dikany rehefa nadika t@ fiteny hafa ?
Soa fa eo ny Fanahy Masina mampianatra, manitsy, manazava zay efa voasoaratra ao, na @ fiteny inona na @ fiteny inona antsika, hatrany raha izany...
Ny hoe tsy ao @ baiboly ihany Atra no miresaka. Zà resy lahatra, hatreto, fa miteny @ alalan'ny asa-tanany(zava-boahary sns) kounkou Atra. Na izany aza, efa voasotra ao @ baiboly aby lé izy fa ampitainy @ fomba hafa @ mora ahazoako azy kokoa :°). Zay no maha tsy mety lany daty sy maha tenin'Atra feno ny baiboly amiko.

42. soanja
(
02/04/2007 14:09)
eprom:
Slt Soanja, somary hors sujet kely fa nanitikitika ahy :
Ny fakana tsirony amin'io fitaovam-pananahana io ka tsy mahatsapa IANAO fa mangalatra na manararaotra na manimba ny hafa dia tsy ratsy akory
Raha azoko tsara izany de ny sainao no mpitsara anao? Izany hoe, raha amin'ny saiko, mety ny ataoko, de tsy tokony hohelohina aho?
Momba ilay teny nandikana ny TV indray, raha mahita "original" voasoratra tamin'ny teny aramaic ianao de marina ny ahiahinao. Saingy raha ny fahalalako azy de mbola amin'ny teny hebreo sy grika aloha no betsaka voatahiry.
Ie tena izay mihitsy ry Eprom. Afaka manana an'Andriamanita ianao amim-pinoana tanteraka nefa ampiasaina ny saina handinika sy hamakafaka ny mety sy ny tsy mety (Ethics).
Ny fahotana moa amiko defa nomeko ary ambany hoe ilay SATANA. Ny zavatra manimba anao sy ny hafa ary ny tontolo iainana. Ohatra ny drogues, ny toaka sns ka ny zavatra raha atao be loatra na io firaisana io aza dia manimba tokoa ary satria mitombo ny filana fa tsy mijanona eo akory. I buddha tena niteny mihitsy hoe tony ny vatana sy saina raha mihena ny filana, indrindra ka foana ny fitivan-tena. Ny fitoniana ihany anefa no ifandraisanao amin'Andriamanitra. Izay tsy aiza fa ao anatinao , mihaino sy mitia anao ary mitantana anao.
Ny zava-misy momba ny tenin'i Jesoa dia ireo nony lasa izany ny apostoly nandeha nitory ny tenin'Andriamanitra dia betsaka tamin'ireo kosa nijanona nitory manodidina teo ka tsy niova ny fomba fanompoana sy ny fombafomba ilazana sy nivavahana. Zany hoe tsy lasa grika, na Romana na Latina le izy fa dia nijanona ho Hebreo, Aramaic, arabika na persiana no teo. Satria io no nahabotrabotra azy ireo ary io no niainan'i Jesoa teo tamin'izany.
Efa nahitana tokoa epistily sy evanjely izay nosoratan'i Tomasy ary io dia amin'ny teny Coptic.
Rehfa mivavaka ireto Kristianina ireto, izay tsy mahalala izay any Romana any fa ny nataon'i Jesoa da hoy izy hoe:
"Abwoon d'bashmaya!" Izay nadikan'izay nandika azy hoe "Ny rainay zay any an-danitra!" ka hampiasiantsika.
Nefa hoy ireto hoe refa hadika tena ilay dikany io de hoe:
"O Ianao ilay Ray aman-drenin'ny Tontolo, izay avy any amin'ny lalina ary mivoaka toy ny onja amin'ny famirapiratan'ny fiainana!"
na hoe " O ianao izay mahavokatra, manome ny aina mahavelona, ny feonao dia manako manerana ny cosmos!"
43. ikaretsaka
(
02/04/2007 18:22)
soanja:

hihihi
iee efa hitako koa io
fa lava be kosa raha atao an'ilay dikanteny malalaka ry soanja a
fa ny fandehan'io rehefa hitan'ny Romanina ilay fomba Kristianina ka nahaliana azy dia nasainy nadika t@ teniny..
ohatran'ny hoe raha hitan'ny Frantsay ny fomba Gasy sasany ka nahaliana azy dia nasainy nadika tamin'ny teniny.. dia tonga i Constatin dia...
44. kiranil
(
02/04/2007 19:14)
Ie tena izay mihitsy ry Eprom. Afaka manana an'Andriamanita ianao amim-pinoana tanteraka nefa ampiasaina ny saina handinika sy hamakafaka ny mety sy ny tsy mety (Ethics).
Ny fahotana moa amiko defa nomeko ary ambany hoe ilay SATANA. Ny zavatra manimba anao sy ny hafa ary ny tontolo iainana. Ohatra ny drogues, ny toaka sns ka ny zavatra raha atao be loatra na io firaisana io aza dia manimba tokoa ary satria mitombo ny filana fa tsy mijanona eo akory. I buddha tena niteny mihitsy hoe tony ny vatana sy saina raha mihena ny filana, indrindra ka foana ny fitivan-tena. Ny fitoniana ihany anefa no ifandraisanao amin'Andriamanitra. Izay tsy aiza fa ao anatinao , mihaino sy mitia anao ary mitantana anao.
Ny zava-misy momba ny tenin'i Jesoa dia ireo nony lasa izany ny apostoly nandeha nitory ny tenin'Andriamanitra dia betsaka tamin'ireo kosa nijanona nitory manodidina teo ka tsy niova ny fomba fanompoana sy ny fombafomba ilazana sy nivavahana. Zany hoe tsy lasa grika, na Romana na Latina le izy fa dia nijanona ho Hebreo, Aramaic, arabika na persiana no teo. Satria io no nahabotrabotra azy ireo ary io no niainan'i Jesoa teo tamin'izany.
Efa nahitana tokoa epistily sy evanjely izay nosoratan'i Tomasy ary io dia amin'ny teny Coptic.
Rehfa mivavaka ireto Kristianina ireto, izay tsy mahalala izay any Romana any fa ny nataon'i Jesoa da hoy izy hoe:
"Abwoon d'bashmaya!" Izay nadikan'izay nandika azy hoe "Ny rainay zay any an-danitra!" ka hampiasiantsika.
Nefa hoy ireto hoe refa hadika tena ilay dikany io de hoe:
"O Ianao ilay Ray aman-drenin'ny Tontolo, izay avy any amin'ny lalina ary mivoaka toy ny onja amin'ny famirapiratan'ny fiainana!"
na hoe " O ianao izay mahavokatra, manome ny aina mahavelona, ny feonao dia manako manerana ny cosmos!"
Tsotra no hevitro dia izao::
Ary nisy Fariseo anankiray atao hoe Nikodemosy, mpanapaka tamin'ny Jiosy.
Izy nankao amin'i Jesosy nony alina ka nanao taminy hoe: Raby ô, fantatray fa mpamianatra avy amin'Andriamanitra Hianao; fa tsy misy olona mahay manao izao famantarana ataonao izao, raha tsy Andriamanitra no momba azy.
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha tsy ateraka indray [Na: ateraka avy any ambony.] ny olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan'Andriamanitra.
Jaona 3
RAHA TSY ATERAKA INDRAY NY OLONA TSY MAHAZO MAHITA NY FANJAKAN'ANDRIAMANITRA.
Misaotra.
45. kiranil
(
02/04/2007 19:50)
Dia tsy tokony hamaky/hatoky (?) baiboly @ fiteny tsy notenenin'i Jesosy zany fa hoe mety misy voambolana tsy mahafehy tsara ny tena raha hatrany an-dreniny = miova ny dikany rehefa nadika t@ fiteny hafa ?
Soa fa eo ny Fanahy Masina mampianatra, manitsy, manazava zay efa voasoaratra ao, na @ fiteny inona na @ fiteny inona antsika, hatrany raha izany...
Ny hoe tsy ao @ baiboly ihany Atra no miresaka. Zà resy lahatra, hatreto, fa miteny @ alalan'ny asa-tanany(zava-boahary sns) kounkou Atra. Na izany aza, efa voasotra ao @ baiboly aby lé izy fa ampitainy @ fomba hafa @ mora ahazoako azy kokoa . Zay no maha tsy mety lany daty sy maha tenin'Atra feno ny baiboly amiko.
Mitovy hevitra tanteraka aminao..
48. eprom
(
03/04/2007 08:16)
Soanja>
1- Aza adino fa ny teny cooptic de teny tany egypta, izay tsy nampiasain'ny jiosy miohatra amin'ny teny grika
2- Ny teny grika tamin'izany fotoana no sahala ny teny anglisy amin'izao fotoana. Raha te hampita hevitra tianao ho fantatr'izao tontolo izao ianao de ny teny anglisy no anoratanao. Tamin'izany kosa, raha te hampiely hevitra ianao de ny teny grika no nampiasaina.
3- Ny sivilizasiona helenista (grika) no niparitaka be indrindra tamin'izany. Amin'ny ankapobeny de io no nampiray ny firenena rehetra teo ambany fanapahan'i Rôma.
4-
Tsy de tena mazava amiko le valinteny. Fa ny azoko amin'izao de oe ianao ihany no andriamanitrao.
1- Aza adino fa ny teny cooptic de teny tany egypta, izay tsy nampiasain'ny jiosy miohatra amin'ny teny grika
2- Ny teny grika tamin'izany fotoana no sahala ny teny anglisy amin'izao fotoana. Raha te hampita hevitra tianao ho fantatr'izao tontolo izao ianao de ny teny anglisy no anoratanao. Tamin'izany kosa, raha te hampiely hevitra ianao de ny teny grika no nampiasaina.
3- Ny sivilizasiona helenista (grika) no niparitaka be indrindra tamin'izany. Amin'ny ankapobeny de io no nampiray ny firenena rehetra teo ambany fanapahan'i Rôma.
4-
eprom:
Raha azoko tsara izany de ny sainao no mpitsara anao? Izany hoe, raha amin'ny saiko, mety ny ataoko, de tsy tokony hohelohina aho?
soanja:
Ie tena izay mihitsy ry Eprom. Afaka manana an'Andriamanita ianao amim-pinoana tanteraka nefa ampiasaina ny saina handinika sy hamakafaka ny mety sy ny tsy mety (Ethics).
Ny fahotana moa amiko defa nomeko ary ambany hoe ilay SATANA. Ny zavatra manimba anao sy ny hafa ary ny tontolo iainana. Ohatra ny drogues, ny toaka sns ka ny zavatra raha atao be loatra na io firaisana io aza dia manimba tokoa ary satria mitombo ny filana fa tsy mijanona eo akory. I buddha tena niteny mihitsy hoe tony ny vatana sy saina raha mihena ny filana, indrindra ka foana ny fitivan-tena. Ny fitoniana ihany anefa no ifandraisanao amin'Andriamanitra. Izay tsy aiza fa ao anatinao , mihaino sy mitia anao ary mitantana anao.
Tsy de tena mazava amiko le valinteny. Fa ny azoko amin'izao de oe ianao ihany no andriamanitrao.
49. soanja
(
03/04/2007 14:23)

4-eprom:

Raha ny teny no resahina dia tena teny avy any Egypt tokoa ny Coptic. Ny tiako resahina dia tsy voatery nosoratana tao amin'ny teny Grika ny tenin'Andriamanitra fa noho ny Fanapahana indrindra ny fitondrana tao Roa sns dia natao izay hanaovana azy amin'io. Izay hitako fa manaova zavatra tokoa fa raha samy Persian sy Arabo ilay izy dia mifanakaiky kokoa amin'ny fombafomba tamin'izay.
Ny hoe zah no Andriamanitro dia diso indray izay. Mino ny fisian'ny Hery lehibe mihoatra ny tenako aho ary ilay Andriamanitra. Izy dia mitoetra ao anatiko foana, indraindray anefa tsy henoko na tsinotsinoaviko izy rehefa tsy vonona hiresaka aminy aho. Izy no Teny velona inoako fa tsy ny any anaty boky akory. Manampy ahy ny any anaty boky handinihako sy hahafahako mahalala ny izy tsy azoko momba azy. Izy dia Fiativana ary tsy Mpankahala. Ka izay Andriamniatra milaza azy fa mankahala ny hafa dia tsy Andriamanitro izay. Mandray izy sady Tia ary tsy manilikilika. Tsy manana soritra hoe izao tsy maintsy arahina na atao raha tsy izany ka manota ianao. Fa hoe henoy ilay ao anatinao fa miresaka aho. Tsy manaiky ny DOGMA tsotra izao aho ary ny religion matetika dia DOGMA rehefa tsy ny sainao sy ny fonao ary ny fanahinao no mitarika fa misy didy arahina avy any.
Ie azonao lazaina fa tsy Kristianina angamba ahio dia manaiky izany satria tsy mitovy amin'ny Kristianina saingy ny tenako dia mino fa i Jesoa Kristy no ao anatiko ary izy Ilay fahazavana. Fanahy izy ao anatiko. Tempoliny aho fa tsy Andriamanitro akory ny tenako. Izy ilay Mpanjakan'i Universe ary mampiray ahy amin'io toerany io.
Ok. Tsy ampy zay! Safidy ny finoana ary tsy misy voafetran'izay zavatra tsy mandaitra aminy.
Ny Finoana dia tokony zavatra iray tsapanao fa mampitony sy manome anao ny fiombonana amin'Andriamanitra izay heverinao fa mitantana anao ary TIA anao. Mandrakizay ny fitiavany ary tsy manam-petra.
50. ikaretsaka
(
03/04/2007 14:35)
soanja:
Mino ny fisian'ny Hery lehibe mihoatra ny tenako aho ary ilay Andriamanitra. Izy dia mitoetra ao anatiko foana, indraindray anefa tsy henoko na tsinotsinoaviko izy rehefa tsy vonona hiresaka aminy aho. Izy no Teny velona inoako fa tsy ny any anaty boky akory. Manampy ahy ny any anaty boky handinihako sy hahafahako mahalala ny izay tsy azoko momba azy. Izy dia Fitiavana ary tsy Mpankahala. Ka izay Andriamanitra milaza azy fa mankahala ny hafa dia tsy Andriamanitro izay. Mandray izy sady Tia ary tsy manilikilika. Tsy manana soritra hoe izao tsy maintsy arahina na atao raha tsy izany ka manota ianao. Fa hoe henoy ilay ao anatinao fa miresaka aho. Tsy manaiky ny DOGMA tsotra izao aho ary ny religion matetika dia DOGMA rehefa tsy ny sainao sy ny fonao ary ny fanahinao no mitarika fa misy didy arahina avy any.
Ie azonao lazaina fa tsy Kristianina angamba ahio dia manaiky izany satria tsy mitovy amin'ny Kristianina saingy ny tenako dia mino fa i Jesoa Kristy no ao anatiko ary izy Ilay fahazavana. Fanahy izy ao anatiko. Tempoliny aho fa tsy Andriamanitro akory ny tenako. Izy ilay Mpanjakan'i Universe ary mampiray ahy amin'io toerany io.
Ok. Tsy ampy zay! Safidy ny finoana ary tsy misy voafetran'izay zavatra tsy mandaitra aminy.
Ny Finoana dia tokony zavatra iray tsapanao fa mampitony sy manome anao ny fiombonana amin'Andriamanitra izay heverinao fa mitantana anao ary TIA anao. Mandrakizay ny fitiavany ary tsy manam-petra.
Namaste:-*
51. kiranil
(
03/04/2007 15:30)
Tsy de tena mazava amiko le valinteny. Fa ny azoko amin\'izao de oe ianao ihany no andriamanitrao.
Ny olombelona dia tia hitovy amin\'ny mpamorina azy dia Jehovah Andriamanitra ary izay mihintsy ilay voalazan\'i sasany hoe :
Ny tenanao sy ny sainao no mitsara hoe ito tsara na ito ratsy fa tsy Jehovah Andriamanitra mihintsy izay efa nametraka sy nilaza mazava ny sitrapony.
Ary izany fitiavana te hitovy amin\'Andriamanitra izay no nentin\'i Satana namitaka an\'i Eva tao @ saha edena ary mbola entiny mamitaka ny maro hatramin\'izao isika miteny izao.
\"1 Ary ny menarana dia fetsy noho ny bibi-dia rehetra izay nataon\'i Jehovah Andriamanitra. Ary hoy izy tamin-dravehivavy: Hanky! efa nataon\'Andriamanitra hoe: Aza ihinananareo ny hazo rehetra amin\'ny saha?
2 Fa hoy ravehivavy tamin\'ny menarana: Ny voan\'ny hazo eo amin\'ny saha dia azonay ihinanana ihany;
3 fa hy voan\'ny hazo eo afovoan\'ny saha kosa no efa nataon\'Andriamanitra hoe: Aza hihinanareo na tendrenareo izany, fandrao maty hianareo.
4 Ary hoy ny menarana tamin-dravehivavy: Tsy ho faty tsy akory hianareo;
5 fa fantatr\'Andriamanitra fa na amin\'izay andro hihinananareo azy dia hahiratra ny masonareo, ka ho tahaka an\'Andriamanitra hianareo, hahalala ny ny tsara sy ny ratsy.\" Gen 3
Nalain\'i Satana fanahy @ hoe afaka ho tahaka an\'Andriamanitra ny olombelona raha mandika ny lalana izay napetrany.
Dia latsaka tao anatin\'izany fankampanahy izany i Eva; satria te ho tahaka an\'Andriamanitra izay mahalala ny tsara sy ny ratsy.
Dia mbola mitohy hatramin\'izao anefa io fitaky Satana io.
Ohatra: Andriamanitra dia miteny mazava hoe
Izay rehetra manota no mandika ny lalana; fa ny ota no fandikana ny lalana. IJaona 3:4
Amin\'Andriamanitra izany dia tsotra ny fahotana :: \"ota=fandikana ny lalana\", kanefa ny sasany mahasahy miteny zavatra hafa hoe:
\"ota=satana=drogue=toaka=sns...\"
raha hoe drogue=ota, dia tsy nanota izany Eva satria tsy nifoka drogue izy, fa nihinana paoma izay noraran\'Andriamanitra tsy ho kasihina.
Ny sitrapon\'Adnriamanitra sy ny lalana izay napetrak\'Andriamanitra dia mazava tsara ao amin\'ny Soratra Masina manao hoe : \"Aza mijangajanga\" sy ny hoe \"ITesaloniana 4:3 Fa izao no sitrapon\'Andriamanitra, dia ny hanamasinana anareo, hifadianareo ny fijangajangana\"
dia ny sasany mbola milaza hoe :
Zah aloha tsy mahalala izany atao hoe finjangajangana izany e
Tsy hoe fankahalana io olona io na fanenjehana be fahatany izay zavatra rehetra lazainy akory fa ny tiako ahatongavana dia ny hoe mamitaka ary mpamitaka Satana ary tsy misy afa-tsy lainga no ao aminy. Ary Satana dia tsy Drogue, tsy Toaka na zavatra hafa araky ny eritreritrao, fa izy no manjamba ny MARO ao anatin\'ny fahamaizinana mba tsy ahitany ny fahamarinana sy ny mazava avy amin\'Andriamanitra.
hampahiratra ny masony hialany amin\'ny maizina ho amin\'ny mazava, ary amin\'ny fahefan\'i Satana ho amin\' Andriamanitra, mba hahazoany famelan-keloka sy lova eo amin\'izay nohamasinina noho ny finoana Ahy. asa 26
>> Ho antsika izay efa nateraka indray sy novojen\'i Jesosy Kristy satria nino sy nanaiky Azy ho hany Tompo tokana sy Mpamonjy noho ny fahotantsika, ary mankato ny didy izay napetrany, dia izao no Teniny tiako zaraina ho antsika androany ::
Raha tia Ahy hianareo, dia hitandrina ny didiko.
Ary Izaho hangataka amin\'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay,
dia ny Fanahin\'ny fahamarinana, Izay tsy azon\'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa hianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo.
Jaona 14
Misaotra.
52. eprom
(
03/04/2007 15:32)
Azafady fa lasa resaka 2 en parallele
soanja:
Raha ny teny no resahina dia tena teny avy any Egypt tokoa ny Coptic. Ny tiako resahina dia tsy voatery nosoratana tao amin'ny teny Grika ny tenin'Andriamanitra fa noho ny Fanapahana indrindra ny fitondrana tao Roa sns dia natao izay hanaovana azy amin'io. Izay hitako fa manaova zavatra tokoa fa raha samy Persian sy Arabo ilay izy dia mifanakaiky kokoa amin'ny fombafomba tamin'izay.
Manahy aho hoe ny zavamisy ankehitriny no itarafanao ny lasa. Amin'izao fotoana de voahodidina arabo tokoa ny jiosy. fa tamin'ny andron'i kristy aoana? Tsy mbola nisy aloha ny silamo. Tsy mbola natanjaka ny teny arabo. Ary ny jiosy de niezaka ny tsy hifanerasera t@ firenena manodidina azy. Voalaza ohatra fa tsy nanadraharaha t@ samaritana ny jiosy. Ankoatr'izay de aza adino fa zanatany rômana ny jiosy tamin'izany fotoana. Jereo ary, firy isanjaton'ny boky tantaran'i madagasikara voasoratra t@ fanjanahantany no amin'ny teny malagasy? de firy no amin'ny teny frantsay? Hatramin'izao, raha mikaroka momba ny tantaran'i mkara enao, firy isanjaton'ny boky no voasoratra @ teny Malagasy? Vao haingana izao, nisy malagasy nanoratra momba ny tolona 47. Teny frantsay no namoahany azy. Tsy hoe baikon'ny frantsay na baikon'ny ambohitsorohitra fa izay no hitany mahamety azy aloha. De toy izay koa t@ izany. Tsotsotra kokoa ny manao boky @ teny grika.
53. soanja
(
04/04/2007 00:06)
kiranil:
Tsy de tena mazava amiko le valinteny. Fa ny azoko amin\'izao de oe ianao ihany no andriamanitrao.
Ny olombelona dia tia hitovy amin\'ny mpamorina azy dia Jehovah Andriamanitra ary izay mihintsy ilay voalazan\'i sasany hoe :
Ny tenanao sy ny sainao no mitsara hoe ito tsara na ito ratsy fa tsy Jehovah Andriamanitra mihintsy izay efa nametraka sy nilaza mazava ny sitrapony.
Ary izany fitiavana te hitovy amin\'Andriamanitra izay no nentin\'i Satana namitaka an\'i Eva tao @ saha edena ary mbola entiny mamitaka ny maro hatramin\'izao isika miteny izao.
\"1 Ary ny menarana dia fetsy noho ny bibi-dia rehetra izay nataon\'i Jehovah Andriamanitra. Ary hoy izy tamin-dravehivavy: Hanky! efa nataon\'Andriamanitra hoe: Aza ihinananareo ny hazo rehetra amin\'ny saha?
2 Fa hoy ravehivavy tamin\'ny menarana: Ny voan\'ny hazo eo amin\'ny saha dia azonay ihinanana ihany;
3 fa hy voan\'ny hazo eo afovoan\'ny saha kosa no efa nataon\'Andriamanitra hoe: Aza hihinanareo na tendrenareo izany, fandrao maty hianareo.
4 Ary hoy ny menarana tamin-dravehivavy: Tsy ho faty tsy akory hianareo;
5 fa fantatr\'Andriamanitra fa na amin\'izay andro hihinananareo azy dia hahiratra ny masonareo, ka ho tahaka an\'Andriamanitra hianareo, hahalala ny ny tsara sy ny ratsy.\" Gen 3
Nalain\'i Satana fanahy @ hoe afaka ho tahaka an\'Andriamanitra ny olombelona raha mandika ny lalana izay napetrany.
Dia latsaka tao anatin\'izany fankampanahy izany i Eva; satria te ho tahaka an\'Andriamanitra izay mahalala ny tsara sy ny ratsy.
Dia mbola mitohy hatramin\'izao anefa io fitaky Satana io.
Ohatra: Andriamanitra dia miteny mazava hoe
Izay rehetra manota no mandika ny lalana; fa ny ota no fandikana ny lalana. IJaona 3:4
Amin\'Andriamanitra izany dia tsotra ny fahotana :: \"ota=fandikana ny lalana\", kanefa ny sasany mahasahy miteny zavatra hafa hoe:
\"ota=satana=drogue=toaka=sns...\"
raha hoe drogue=ota, dia tsy nanota izany Eva satria tsy nifoka drogue izy, fa nihinana paoma izay noraran\'Andriamanitra tsy ho kasihina.
Ny sitrapon\'Adnriamanitra sy ny lalana izay napetrak\'Andriamanitra dia mazava tsara ao amin\'ny Soratra Masina manao hoe : \"Aza mijangajanga\" sy ny hoe \"ITesaloniana 4:3 Fa izao no sitrapon\'Andriamanitra, dia ny hanamasinana anareo, hifadianareo ny fijangajangana\"
dia ny sasany mbola milaza hoe :
Zah aloha tsy mahalala izany atao hoe finjangajangana izany e
Tsy hoe fankahalana io olona io na fanenjehana be fahatany izay zavatra rehetra lazainy akory fa ny tiako ahatongavana dia ny hoe mamitaka ary mpamitaka Satana ary tsy misy afa-tsy lainga no ao aminy. Ary Satana dia tsy Drogue, tsy Toaka na zavatra hafa araky ny eritreritrao, fa izy no manjamba ny MARO ao anatin\'ny fahamaizinana mba tsy ahitany ny fahamarinana sy ny mazava avy amin\'Andriamanitra.
hampahiratra ny masony hialany amin\'ny maizina ho amin\'ny mazava, ary amin\'ny fahefan\'i Satana ho amin\' Andriamanitra, mba hahazoany famelan-keloka sy lova eo amin\'izay nohamasinina noho ny finoana Ahy. asa 26
>> Ho antsika izay efa nateraka indray sy novojen\'i Jesosy Kristy satria nino sy nanaiky Azy ho hany Tompo tokana sy Mpamonjy noho ny fahotantsika, ary mankato ny didy izay napetrany, dia izao no Teniny tiako zaraina ho antsika androany ::
Raha tia Ahy hianareo, dia hitandrina ny didiko.
Ary Izaho hangataka amin\'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay,
dia ny Fanahin\'ny fahamarinana, Izay tsy azon\'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa hianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo.
Jaona 14
Misaotra.
Tsy mitovy ny fomba fijery e. Izay mazava hi azy moa fa izay hitanao tsy hitako moa ny hitako tsy hitanao. :lol::-*:-*:-*:-*
Tsy nanota i Eva tamiko ary ny saha Edena dia tsy tena io arabakiteny io akory no izy fa ara-panahy no tian'Andriamanitra resahina amintsika momba anio.
Sa hilaza ve nareo fa nifanambady tao izy mianakavy vao nisy ny firenena Jiosy, avy eo nitohy hatrany....
Hitako ny AT mitsotra fa angano le raha satria ny Kristianina confused!
54. kiranil
(
04/04/2007 14:47)
Tsy nanota i Eva tamiko
taminao? :lol:
ary amin'Andriamanitra (adonai), nanota adama sy eva sa tsia?
raha tsy nanota Admana sy Eva, inona no antony nahatongavan'Jesosy Kristy tety an-tany?
Maninona Jesosy Kristy no nolazaina hoe : "Indro ny zanak'ondrin'Andriamanitra izay manaisotra [na mitondra] ny fahotan'izao tontolo izao." jaona 1:29 sa mbola angano koa izany hoy ianao. Dia hanohana ny hevitra aparitaky ny sasany hoe tsy nisy Jesosy Kristy?
Rehefa te hametraka ny hevitrao ho mihoatra ny Tenin'Andriamanitra ianao, sy hanao ny tenanao ho tahaka an'Andriamanitra dia inona moa no azoko atao, fa dia maniry anao ahita ny famonjena ao amin'i Jesosy Kristy, ary hanaiky hateraka indray..
Averiko farany::: ota=fandikan'ny lalana napetrak'Andriamanitra.
Rehefa misy fotoana malalaka dia mba jereo ireto::
http://youtube.com/watch?v=CoiB-4Bia2s&mode=related&search=
http://youtube.com/watch?v=zpOYui50pGk&mode=related&search=
Misaotra
56. kiranil
(
04/04/2007 15:50)
rasili> yes.. :lol:
Fa ny ahy ny Tenin'Andriamanitra no ekeko fa marina 100% noho ny hevitr'olona..

57. soanja
(
04/04/2007 16:07)
Izay mahasoa ataon'Andriamanitra!
Samy ho tahian'Andriamanitra aby.
Rasil> bebe ihany ny siligaoma ho anao aty amiko aty fa avia alaivo fa lasa mameno trano injay.:-*

58. fijo
(
04/04/2007 22:35)
soanja an,misy dikavilana be tao.izay no nanjary nampisy ny angano tao anaty baiboly
59. soanja
(
05/04/2007 16:27)
fijo:
soanja an,misy dikavilana be tao.izay no nanjary nampisy ny angano tao anaty baiboly
Nisy dikavilana kelikely madigna re! Ianao koa. :-*:-*:-*:-* Tiako ny baiboly ary mamiko!