Fiteny nampiasain'i Jesoa
21. soanja
(
02/04/2007 02:56)
Misalasala amin'ny teny sasantsany voalaza ao anaty Baiboly aho! Mino aho fa tsy tenin'Andriamanitra daholo ireo ary misy tena teniny tokoa!
Ny tanjona no tiako hampitaina hoe i Jesoa dia nanana ny message-ny fa ny mpandika teny sy izay nanapaka ny hanatambatra ny baiboly ho iray ka nanakana ny Teniny tsy hitatra avy amin'ny vavan'ny hafa no tsy ekeko! Na miloaka avy amin'ny vavan'ny hafa. Miresaka amintsika lalandava Andriamanitra ary mety tsy hifanaraka intsony amin'ny tenin'i baiboly satria betsaka amin'ireo ny efa lany nadro na tsy culturentsika.
"TSY VOAFETRAN'NY BAIBOLY NY TENIN'ANDRIAMANITRA." Soanja

22. LazaDaddy
(
02/04/2007 02:59)
soanja:Ny Andriamanitra inoako dia tsy miova omaly sy anio ary ho mandrakizay. Izy rahateo no niteny fa ny Teniny dia tsy mba ho levona na dia ho foana aza ny lanitra sy ny tany.
Miresaka amintsika lalandava Andriamanitra ary mety tsy hifanaraka intsony amin'ny tenin'i baiboly satria betsaka amin'ireo ny efa lany nadro na tsy culturentsika.
23. cutie
(
02/04/2007 03:03)
TSY VOAFETRAN'NY BAIBOLY NY TENIN'ANDRIAMANITRA." Soanja
:lol::lol::lol::lol::lol:
:-*:-*:-*:-*:-*:-*
24. LazaDaddy
(
02/04/2007 03:04)
Ohatra:
Raha niteny Izy hoe "Aza mijangajanga" dia manan-kery foana io amiko na efa amin'arivo taona lasa aza no nitenenany izany, na dia amporisihina sy ankatoavin'ny "kolontsaina" misy ankehitriny aza ny fijangajangana. Tsy mampiova ilay Tenin'Andriamanitra manao hoe "Aza mijangajanga" ireny amiko na misy hilaza fa "lany andro ilay Tenin'Andriamanitra nomeny taloha"

26. cutie
(
02/04/2007 03:07)
tsy maintsy any anaty baiboly irery ihany zany vo hita fa misy Atra:lol:
27. soanja
(
02/04/2007 03:23)
LazaDaddy:
Ohatra:
Raha niteny Izy hoe "Aza mijangajanga" dia manan-kery foana io amiko na efa amin'arivo taona lasa aza no nitenenany izany, na dia amporisihina sy ankatoavin'ny "kolontsaina" misy ankehitriny aza ny fijangajangana. Tsy mampiova ilay Tenin'Andriamanitra manao hoe "Aza mijangajanga" ireny amiko na misy hilaza fa "lany andro ilay Tenin'Andriamanitra nomeny taloha"
Zah aloha tsy mahalala izany atao hoe finjangajangana izany e. Firifiry moa ny vadin'ireo Mpanjaka hoa na ireo izay nolazaina fa olon'ny baiboly nandeha natory tamin'ny andevony ary tsy nosakan'Andriamniatra ny fisian'izany fa mbola nataon'Andriamanitra ho firenena ry zareo sy ny taranany taty aoriana.
Ny hoe mijangajanga aloha dia ao anaty atidoha e. Raha toa ka misy firenena mamela ny olona hanome malalaka ny fivarotan-tena ary ny olony mivaro-tena malalaka fa tsy ankiteriterin'iy irery dia azy izay. Ny fiantrakan'iny amin'ny vatanao no maharatsy azy amiko hoe lehilahy firy dia hanann anao isannadro eo dia hahazaka an'izany ve ny atidoha? mino aho fa tsy maintsy hitondra anao amin;ny fandraisana zavamahadomelina izany ary hanimba ny vatanao izay tempolin'Andriamanitra. Tsy tian'Andriamanitra ny fanimbana tena. Ao tsinona izy no mitoetra.
Izay no tsy henekeko ireny mpitory teny matavy be tena tsy misy fitsaharana ireny. Satria aminy ny sakafo no hany fanaparana ny tsy fahampiana amin'ny fiainana (fafinaretana)satria ny rehetra voasakana daholo. Fesona be zany amiko. Manimba tena koa ny fisafoanana be loatra.
Fa raha ny vadin'i Abrahama kosa no niteny hoe ndana matory amin'ny andevoko fa izaho tsy hiteraka intsony na hoe tsy ampy anao nefa tiako ianao hiteraka lahy , ka raha natory tamin'ny andevony i Abrahama dia fijangajnagana ve izany? Tsia hoy aho. Ny fakana tsirony amin'io fitaovam-pananahana io ka tsy mahatsapa ianao fa mangalatra na manararaotra na manimba ny hafa dia tsy RATSY akory. Anisan'ny nomen'Andriamniatra ny fafinaretana. Raha tsy nomeny io dia tokony tsy hahatsapa orgasme ianao rehefa miray. Fa dia amzao fotsiny de manamboatra zaza dia vita. Isaorako Andriamanitra nanome ny orgasme. :D:D
Aza bloquena hoa ny fisainana. Izy Andriamniatra nanome. Ataovy izay mahatsara sy mahasoa anao sy ny manodidina anao fa aza simbaina kosa ny tenanao sy ny hafa!
Izay le izy. Tsy hitovy fisainana isika na hiorika na hivalana ka dia misaotra anao indray tamin'ity hariva ity. :-*:-*:-*:-*:-*
28. soanja
(
02/04/2007 03:29)
LazaDaddy:
ikaretsaka:izay no mahadiso ilay fahazahoan'i soanja azy, sy mahadiso ireo mihevitra fa tsy nisy vehivavy nitondra ny vahoakan'Andriamanitra teo amin'ny tantara, satria ny fazahoany azy no resahiny fa tsy ny voarakitra an-tsoratra ao @ Tenin'Andriamanitra :)
ko ato toa tsy i Soanja loatra no "sobjektra sy atribotra" fa i jesoa ko
Horo size e ity iray ity. I Maria Renin'i JESOA dia anisan'ny karatera goavana mihitsy ao anaty baiboly ary tena iderako azy.
I Maria Magdalena
I Maria naman'i Jesoa sy ny hafa ry Judith ry Rota sns aiza zany izy ry LD a. Diso be zany fijery izany.
Zavatra hafa angamba ny eritreritrao ka!
Mahavita azy ny vehivavy na hatramin'ny andron'i Adama sy Eva ka hatramin'izao. Tsy any ny olana tompoka fa size hafa izany raha tianao tohizana.
29. xxx
(
02/04/2007 03:47)
Zah aloha tsy mahalala izany atao hoe finjangajangana izany e.
Anisan'ny nomen'Andriamniatra ny fafinaretana. Raha tsy nomeny io dia tokony tsy hahatsapa orgasme ianao rehefa miray. Fa dia amzao fotsiny de manamboatra zaza dia vita. Isaorako Andriamanitra nanome ny orgasme
maninona tsy miray @ rainao sy ny anadahinao koa raha izany satria mety ahitanao "orgasme" koa izany???
Mieritrereta ry mpamaky hajaina hoe aiza no fahamarinana, fa dia misy efa asosan'ny atidohany mihintsy ato..
Soanja> arakaraky ny ilazanao zavatra eto no vao mainka manamafy fa marina ny Soratra Masina.
30. soanja
(
02/04/2007 03:54)
xxx:

Hilaza ve ianao fa tsy misy ny orgasme. Tsy maheno orgasme ve ny vatanao?
Tsy miray amin'ny raiko na ny anadahiko aho satria tsy mahasoa ahy izany sady tsy mahasoa azy. Sady tsy izay le FITIVANA tiako zaraina aminy.
Jereo amin'ny hevitra tsy miangatra izy ity fa aza atao borne be tahak'izany.
Izay le hoe lany morsa! Mitady zavatra hafa tsy mitombina hiadiana hevitra. Mitady hanopa raha mety fa tsy afaka!
Tsy miady amiko izany.
Izay TSY mahasoa anao sy ny manodidina anao ary ny tontolo iainanao no RATSY. Rehafa tsy izay dia aza resahina amiko akory fa miditra ary de mivoaka indray.
31. soanja
(
02/04/2007 03:58)
Disoy aho raha tsy NIRAY tamin'ny andevony i Abrahama. Rha tsy nanambady be dia be i Davida mpanjaka. Ary tsy nisy fitsiriritana ny vadin'ny hafa ny tao amin'ny baiboly.
Olombelona hoa isika fa tsy Andriamanitra. Mbola manam-batana sy saina ampiasaina tsara.
Olombelona hoa isika fa tsy Andriamanitra. Mbola manam-batana sy saina ampiasaina tsara.
32. LazaDaddy
(
02/04/2007 04:56)
soanja:
Zah aloha tsy mahalala izany atao hoe finjangajangana izany e.
sarotra ny hino fa Kristianina ny olona minia tsy mandraharaha fa "fahotana" ny fijangajangana. Manameloka ny tenako aho ary manafitohina ny hafa raha mino izany.
33. lapino
(
02/04/2007 10:55)
Ny soratra sy ny fandikan-teny manko hono dia mifandraika amin'ny fomba ahafantaran'ilay mpandika teny azy. Mahatoky ve ianao fa tsy nisy nisolifatra tao?Mandrava ny finoana ny fametrahana "doute" amin'ny fahatokiana an'Andriamanitra.
Mitombina ny tenin'i Soanja raha toa ka olona mandeha amin'ny herin'ny tenany irery fotsiny no nanao ireny asa fandikan-teny ireny, ka minia mamono tanteraka ny Fanahy Masina izay momba ny Teny.
34. Rasiligaoma
(
02/04/2007 11:56)
Rehefa diniihina dia tsotra ihany no ho hiafaran'ity dinika ity. na dia ahodinkodina be tahaka ny inona aza:
Marina fa tenin'Andriamanitra ny baiboly. Saingy tsy voatery amin'ny baiboly ihany Andriamanitra no manafatra antsika , fa amin'ny fiainantsika manontolo dia misy hafatr' Andriamanitra daholo
Mandeha ny resaka sy ny famoaboasana ara- tantara ato, dia mahalala sy manaiky daholo fa misy hafatr'andriamanitra any amin'ny boky sasany izay "najanona" nohon'ny konsily isan-karazany, Samy mahalala daholo kay ny ankamaroany fa mody fanina no betsaka!
Raha saika nidiran-doza fa avotra dia "misaotra an'andriamanitra", raha mana-manjo dia "sitrak'Andriamanitra"
Samy mahalala fa ny hafatr'andriamanitra dia miseho aminy izay nandray ny fanahy masiny!
ary miseho isan'andro @ famantarana isan-karazany eo amin'ny zava-boahariny
Saingy rehefa anontaniana dia tsy hay na menatra na matahotra na ahoana...
fa dia hoe "ao ihany ny hafatra"!
mahay mihatsaravelantsihy tokoa isika ka!

36. eprom
(
02/04/2007 12:45)
Slt Soanja, somary hors sujet kely fa nanitikitika ahy :
Raha azoko tsara izany de ny sainao no mpitsara anao? Izany hoe, raha amin'ny saiko, mety ny ataoko, de tsy tokony hohelohina aho?
Momba ilay teny nandikana ny TV indray, raha mahita "original" voasoratra tamin'ny teny aramaic ianao de marina ny ahiahinao. Saingy raha ny fahalalako azy de mbola amin'ny teny hebreo sy grika aloha no betsaka voatahiry.
Ny fakana tsirony amin'io fitaovam-pananahana io ka tsy mahatsapa IANAO fa mangalatra na manararaotra na manimba ny hafa dia tsy ratsy akory
Raha azoko tsara izany de ny sainao no mpitsara anao? Izany hoe, raha amin'ny saiko, mety ny ataoko, de tsy tokony hohelohina aho?
Momba ilay teny nandikana ny TV indray, raha mahita "original" voasoratra tamin'ny teny aramaic ianao de marina ny ahiahinao. Saingy raha ny fahalalako azy de mbola amin'ny teny hebreo sy grika aloha no betsaka voatahiry.
37. ikaretsaka
(
02/04/2007 12:49)
tsara tsy ho hadinoina koa..
ireo rehetra ireo tamin'izany andro izany dia teo ambanin'ny "Roman Empire" aby.
ny Romanina dia niteny Latinina... dia aza adino io teny iray io:wink:
ireo rehetra ireo tamin'izany andro izany dia teo ambanin'ny "Roman Empire" aby.
ny Romanina dia niteny Latinina... dia aza adino io teny iray io:wink:
39. ikaretsaka
(
02/04/2007 13:38)
mba mametraka fanamarihina fotsiny ahako fa enao koa ity toa lalina:wink: