sampy

81. sonwin ( 02/04/2007 15:35)
hen hen :^)
82. cutie ( 02/04/2007 15:39)
ka za mba curieuse koa
interesse nga i sonwin:lol:
83. lapino ( 02/04/2007 16:10)
cutie > maka sopapa ao amin'ny baiboly :)

sonwin :roll::roll:
84. cutie ( 02/04/2007 16:12)
Mpandefa : lapino [ Valio ] 02-04-2007 18:10:21
Lohateny : Re : sampy
cutie > maka sopapa ao amin'ny baiboly

ahona tsara we :lol:
85. lapino ( 02/04/2007 16:15)
:)
Efa voafafa sahady iny dinika iray iny :(
86. pissoa ( 02/04/2007 16:17)
Ngo de ito :-D:-D:-D
87. lapino ( 02/04/2007 16:24)
ie, io indrindra fa misaotra an'i pissoa :)
Hay moa mbola misy hoe "Manaraka >" :-D:-D
88. cutie ( 02/04/2007 16:42)
lava be le izy koa
fitimpitino kely eto we :wink:
89. boubounezy ( 03/04/2007 12:14)
ZA RY ZAREO DE MBA ANDE ANOMPO AN ' I JESOSY ANDREMANTRA AAAAAAAAA!!!! zay zany ny safidiko @ ty resaka ty.:cry:
90. fijo ( 04/04/2007 21:55)
aleo hazava ,fa rehefa manao joro dia miangavy amin'ireo razana ireo ,mba hangataka amindranahary hitahy.izanyhoe mampiampita fotsiny ny razana izay ajaina.i jesosy koa dia mampiampita fa andriamanitra no tena ajainareo.koa mitovyireo,samy sampy.
hoy ika:Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 31-03-2007 05:18:37
Lohateny : Re : sampy
samy manompo dia samy manana ny tompoany dia samy manana ny safidinhy
jereo tsara fa marina io bvoalazany io,ary mitovy ny zavatra atao fa safidy sisa
91. cutie ( 04/04/2007 21:58)
marina zany ry fijo a :lol:
92. fijo ( 04/04/2007 22:38)
any ka tsy izany va?:-D:-D:-D:-D
93. cutie ( 04/04/2007 22:46)
marian an'zany :-D:-D:-D:-D:-D
94. ikaretsaka ( 05/04/2007 02:51)
misy hira zafindraony izay mitovitovy amin'ilay an'i mahaleo iny ny feony, tsy haiko hoe iza no naka inspiration voalohany
(ny anay vavaka malagasy fa tsy nafarana avy any andafy)

fataon'ny Zafindraony vakinankaratra rehefa ilay miandry faty iny ry zareo ..(efa nataoko tary ambony tary fa ngamba nisy nandingana)

"Na any am-paradisa any amin'ny ny afobe..
na afo fandiovana io na any Ambondrombe!"

Tsary misy mahafantatra raha (shefa) mbola eto an-tany..
fa any indray mihaona ..raha tahiny ka lasa any!


Fa na mamaky baiboly anay na manao saple
Ianao ry Andriamanitra no aoka re mba handre"
95. soanja ( 05/04/2007 16:30)
ikaretsaka:

misy hira zafindraony izay mitovitovy amin'ilay an'i mahaleo iny ny feony, tsy haiko hoe iza no naka inspiration voalohany
(ny anay vavaka malagasy fa tsy nafarana avy any andafy)

fataon'ny Zafindraony vakinankaratra rehefa ilay miandry faty iny ry zareo ..(efa nataoko tary ambony tary fa ngamba nisy nandingana)

"Na any am-paradisa any amin'ny ny afobe..
na afo fandiovana io na any Ambondrombe!"

Tsary misy mahafantatra raha (shefa) mbola eto an-tany..
fa any indray mihaona ..raha tahiny ka lasa any!


Fa na mamaky baiboly anay na manao saple
Ianao ry Andriamanitra no aoka re mba handre"



Arakao tsara le hira ry Tovolahy! Ohatrany hitako ery ianao sy Fijo mampiara-peo an'io. :D:D


96. ikaretsaka ( 05/04/2007 20:39)
soanja> za re zoky tsa mahay mihitsy na mba nianatra aza.. tsy haiko mihitsy ilay mamoaka ny feony iny
97. fijo ( 05/04/2007 21:16)
soanjan,tiandry hisy tsunami ngaha no hampihiraindry aho????hi hiii,
ny ahy izao ny zavatra tiako hotanteraka dia ny mba hianatra hampiaraka gitara amin'ika.fa izy no nampianatra ahy
98. prime ( 07/04/2007 07:13)
Teo amin'ny finoana Malagasy dia hafa mihitsy ny ambaratongan'ny finoana ilay andriamanitra andriananahary (zanahary nanao ny hita sy ny tsy hita rehetra), razana (andriamanitra kely kokoa noho ilay zanahary, olona nanambonin'ahitra fahavelony maty tonga razana rehefa anaovana fomba2 maro), sampy (fitaovana fampiasa entina mifandray mivantana na an-kolaka amin'ny andriamanitra isan'ambaratongany, mety ho sary vongana, mety ho fitaovana na zavatra manokana efa voahasina...), tromba (fanahin'ny razana na fanahy hafa manokana, ahafahana miresaka mivantana sy mitaiza zanak'olona na zana-drano ary ahafahana mifandray mivantana amin'andriamanitra na ny razana), kalanoro sy ny namany... (fanahy tezaina manokana hanompo ny olona nefa manana antoka sy fanekena manokana amin'ny olona mpitaiza azy)

Amin'ireo rehetra ireo dia rehefa maka ny toeran'Andriamanitra dia voalaza ho sampy avokoa raha ny soratra masina no jerena...
99. paris10 ( 07/04/2007 10:41)
marina ny anao ry fijo;zahay t@ nianatra ho mpandray ny fanasan'ny Tompo dia nampianarin'ny pasitera fa tsy mety raha mivavaka @ razana, ny manatitra vonikazo ny 1er novambra aza tsy mety ozy,manatitra ianao ho fahatsiarovana, mangataka ianao @ razana @ alalan'i Jesoa kristy,rehefa mivavaka dia ny Ray no antsoina dia faranana oe "@ anaran'i Jesoa zanak'Andriamanitra no ahafahako mangataka izany"fa zà maiky fa refa mivavaka @ sary, vongana, hazo,olona,sns sns dia sekta zany amiko!ary ny kalanoro sy ny namany ange amiko fanaovana ody gasy e!
100. prime ( 10/04/2007 14:40)
fijo:
henjehan\'ny kristianina ny finoan agasy fa hoe manompo sampy.ilay sampy anie ka mpanelanelana amin\'ny gasy e.io sampy io no lalana hiresahana amin\'i zanahary.
ka raha samy mpanelanelana,sampy koa izany jesosy fa atsaharo ny fanompoana azy
... Tsy ny kristiana no manenjika r\'ise fa ny tenin\'Andriamanitra mihitsy no Mahery ka lasa toy ny mitsara tena ny mpino gasy a...

Ny zavatra mitombina dia tsotra, Kristy amin\'ny mahaMpanjaka Azy, Tompon\'ny Tompo efa nandray ny fahefàna rehetra any an-danitra sy ety an-tany dia tsy hitovy mihitsy amin\'ny zavatra nohariany na ahoana hatao na ahoana entina hampietry ny voninahiny ka ampitoviana Azy amin\'ny zavatra nohariany...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.283