nofon'akoho

1. ftma ( 28/03/2007 22:04)
Tena matsatso ny nofon'akoho roti aty (France) ka tsy mety misy mihinana, mahita fomba hafa hanaovana azy ve nareo?
Ny fataoko: afangaroko amin'ny olatra dia asiana perisily.
2. cutie ( 28/03/2007 22:35)
tsy mahay mahandro akoho za :oops:
3. ftma ( 28/03/2007 22:43)
cutie: efa haiko fa njy mihinana ihany no hainjy :wink:
4. cutie ( 28/03/2007 23:17)
ie hihihihi
fa zao za lasa vegetariana ka
de tsy miherika akoho mitsy hihihihi
5. tywa68 ( 29/03/2007 05:26)
salut ftma : atao mendy @ lapoaly (fa ts asiana menaka an) ! na atono ! bon app e !:-*
6. sipagasy ( 29/03/2007 06:53)
somary marineo akia annnn @ izay tianjy e! (tongolo ail, sira, dipoavatra, bozaka hihihih izan-karazany e! euuhh ahimaintso izany e!, dia ny ahy ampiako sauce soy koa akia annn dia atono no tena tsara na endasina e!!!

Dia mazotoa homana e!:-*
7. kally ( 29/03/2007 07:10)
Lomana voasary makirana sy poivre sy menaka kely elaela (adiny 4 raha kely) izay vao atsofoka anaty lafaoro.Dia aroso miaraka @ salady, miamm!
8. miarina ( 29/03/2007 08:31)
na ny anarany aza efa kaly
9. miarina ( 29/03/2007 08:32)
ary ireto vehivavy ireto resakanina doly a
10. ftma ( 29/03/2007 09:27)
hummmm andraso andramana ireo sady mbola misy ambony ao, misaotra anareo
miarina: nareo lehilaly ka tsy mba manao resakanina? :wink:
11. booboo ( 29/03/2007 09:29)
Mitovitovy @ fataon'i Kally io no fataoko, fa rehefa hatsofoka @ zay ilay akoho dia mbola hosorako moutarde klou :miam::miam::miam:
12. simplex ( 29/03/2007 10:06)
atao compile zany d toy izao e:

* tonga d alefa ny vary na ze miaraka aminy

* lomana voasary makirana sy poivre sy menaka kely elaela, adiny 4 raha kely. Hoan'ny lelah, asiana sakamalao sy sira, eventuellement poivre kou, 10 min d vita.

* somary endasina, na kou atao anaty laforo (atao betsabetsaka d mba misy atao tsaky ny sasany ;-))

* tetehina le olatra ra misy ngoza be

* manao tongolo sy voatabia ra mazoto, sinon tonga d afangaro fotsiny izy 2.

* fenoina epices (chicken spice)

* tsy atao be rano

* endrasana ho masaka, sady mirevy ihany

^:^^:^

ps: matetika izy io tsy noana intsony refa masaka nedala, ka tsy manin na mijanona eo @ le avy somary nendasina kely iny aza 8) sady mitsitsy olatra :°)
13. Vaika ( 29/03/2007 10:54)
ftma : poulet de Bresse vidina de hitanao tsara ny tsirony : tsy maintsy atao rôti !
Mazotoa homana
;-)
14. kelly13 ( 29/03/2007 11:20)
nenà klou d kosehako @ sakamalao, d asiko sira kely d moutarde d sauce soja ny bozaka maintso tsy adino d alonako 1 alina mintsy fa tena tcha mamely ny akoho aty! d endasiko fôna fa tsy mba andrahoko.
15. Rainikarabo ( 29/03/2007 11:34)
-didina ny akoho, esorina ny taviny
- osorana: paprica,carry,poivre, atao betsaka mihitsy, somary didina kely ny nofony hidiran'ny épice any anatiny any
- afangaro amin'ny moutarde
- asiana sira ( afaka tsy asiana koa)
- avela hilona kely elaela ( 15 min raha kely indrindra)
- atao anaty lafaoro: 250°C, 45 min eo ho eo. Avadika indray mandeha eo antenatenany.

Matsiro aok'izany.
16. boubounezy ( 29/03/2007 13:52)
tetehina madinika ny poulet, asivo sira siramamy kely sy poivre, ail, bouillon de poulet kely lé en poudre, afangaroy @ nofonakou tsotra, tsy vôtery ho fermier, endsaso @ menaka kely dé refa mendy2 dé anovy chandwich na anaovy pizza, na ataovy @ minsao na lasopy pate. sady mora no vety2 dé vita
17. ftma ( 29/03/2007 18:08)
hummmm tsara be daholo izy izany :miam: misaotra anareo rehetra :-*
simplex: hay ve mahay cuisine ko =D
18. pissoa ( 29/03/2007 19:18)
Ilay alona mialoha amin'ny karazana episy sy sôsy io no hitako mba metimety ! Dia rehefa manao nahandro sinoa koa no mba misy tsirony ilay ahoko ... (raha tia sakafo sinoa mazava ho azy :miam: )
19. voara ( 29/03/2007 20:10)
ty koa misy fandrahoanairay ;totona ny bolongana sakamalao 1 somary gezangeza miaraka @sira dia afangaro @ilay nofonako ,lomana 1 alina raha tsy maika ihinana ianao ,dia avy eo kapohana ny atody ,2 na 3 ,arotsaka anatiny ao le nofinako hifangaro tsara @ le atody dia endasina tsirairay bon app
20. unjila ( 29/03/2007 20:12)
afangaro @ lait de coco koa tsara be sy cury
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2189