nofon'akoho
41. booboo
(
03/04/2007 10:25)
Kelly13, Ftma > lé eny Ambodimita no hitako sady :miam::miam::miam:
Cutie > tssss maty ny hetaheta ihany raha hiandry any vao hisotro kouh :-D:-D
Cutie > tssss maty ny hetaheta ihany raha hiandry any vao hisotro kouh :-D:-D
43. cutie
(
03/04/2007 11:54)
Cutie > tssss maty ny hetaheta ihany raha hiandry any vao hisotro kouh
mhafaka hetaheta nga io :-D:-D:-D
44. cutie
(
03/04/2007 11:55)
cutie: samoana namana tia hena sady etsy akaiky etsy dia azo antsoina rehefa tonga njy
njy no tiako hita fa tsy samoana koa :lol:
45. ftma
(
03/04/2007 20:48)
cutie: ka raha izaho irery tsy mahalany akoho ko aleo miantso ekipa solida :-D
47. Vahinala
(
03/04/2007 23:40)
ftma > tsy aleoko aza ve ny akoho any toy izay ity poulet de chair aty ity, na le tsirona provende be aminy aza d efa tsisy feeling mints minana azy, atao ro zany moa d menaka fotsiny. Anay refa ts manambola hividanana akoho gasy d tsa minana ko, sady efa lafo reny amzao.
48. kally
(
04/04/2007 09:53)
Marina tokoa io lazain'i Vahinala io fa misy fofona be mihitsy ny poulet de chair tany.
Fa akoho gasy no fanao rony f'angaha ireny mba fanao rony e!:lol: atono sy endasina ihany no fanafodiny.
Fa akoho gasy no fanao rony f'angaha ireny mba fanao rony e!:lol: atono sy endasina ihany no fanafodiny.
49. meva2
(
05/04/2007 08:15)
Poulet rôti:
-Tsindronina @ antsy ny partie vitsivitsy dia asiana tongolo gasy any anaty chair an'ilay poulet.
-Badigeonner-na curry @ pinceau ilay poulet
- Saler, poivrer.
- afaka asiana filet d'huile d'olive kely raha tiana sinon tsy asiana
Ao anaty plat de cuisson, asiana lafika carotte voatapatapaka, oignon vaingany roa voavaofy fa ilay hodiny farany manify iny tsy esorina.
- Apetraka eo ilay poulet dia asiana rano kely.
- Afaka asianao herbe vitsivitsy.
Mazotoa homana.

50. ikaretsaka
(
05/04/2007 16:56)
ftma:
cutie: ireo tia akoho rehetra :wink: (samoana ao anatiny :-D)
ny sekta anay zao tsy mahazo mihinana akoho dia za zany tsy izy!8)
51. cutie
(
05/04/2007 20:12)
karazana sekta in koa zany:roll:
ny sekta anay zao tsy mahazo mihinana akoho dia za zany tsy izy!
52. ftma
(
07/04/2007 15:57)
ikaretsaka: mahazo tonga ka, misy namana tsy mihinana akoho cutie amin'izay :wink: eto ko ny sekta-nao an anaovantsika paty izy ireo