nofon'akoho

21. ikaretsaka ( 30/03/2007 02:35)
fa ohatran'ny ahoana tokoa ny tsiron'izany akoho e?
22. kally ( 30/03/2007 13:45)
Fa izaho kosa aloha tsy tena akoho be ireny no ataoko fa ilay vantotr'akoho salatsalany ireny, samy mitolona iray avy amin'izay:lol: no matsiro kokoa noho ilay reniakoho.
23. ikaretsaka ( 30/03/2007 14:06)
zahay manko fady Vorona fa za mba te hanandrana:wink:
24. ftma ( 30/03/2007 14:49)
ikaretsaka: fady vorona ve de hanandrana? matsiro ny akoho ka indrindra ny akoho any amintsika.
kally: lafo be ireny akoho kely ireny aty.
25. Samoana ( 31/03/2007 08:37)
ftma:

kally: lafo be ireny akoho kely ireny aty.


ny ahy le tena poule no vidiako. Esorina tanteraka izay mety ho taviny rehetra sy ny hodiny ( Efa ho 30%n'n lanjany:-D). Endasina miaraka @ henankisoa 200 g tsy matavy loatra natao teti-pohy. Asiana épices sy ny filorolirony samihafa mazava ho azy. Ampiana rano in-2 n'ny bol. Kôkôty minitra ampiasaina de sokafana rehefa akaiky ho ritra mba tsy ho kila mandra-pisian'ny tai-piraka:wink:


26. voara ( 31/03/2007 11:42)
mapatsiaro ahy an'i zandrinay i Samoana zany refa tsara ny laoka ka misy taipiraka de miady zahay 2 @fanasana vilia ,hi hi indrindra fa trondro no laoka
27. ftma ( 31/03/2007 11:55)
samoana: raha tsy mangahazo ko atao teti-pohy :-D
mitombo ihany ny recette fa misy ho leo akoho izay tonga aty amiko :wink:
voara: za mbola miady taipiraka an iny no tena matsiro :miam:
28. cutie ( 01/04/2007 00:30)
mitombo ihany ny recette fa misy ho leo akoho izay tonga aty amiko

de za tsy mihinana akoho de in no handrahoin-jy ho ahy :wink::lol:
29. ftma ( 01/04/2007 10:03)
cutie: tofou sy pousy de soja :-* mahay salady ko za fa aza matahotra njy
30. kally ( 01/04/2007 12:57)
ftma:

kally: lafo be ireny akoho kely ireny aty.



Tongava aty indry fa hanamboarako :lol:
31. cutie ( 01/04/2007 17:09)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 01-04-2007 12:03:56
Lohateny : Re : nofon'akoho
cutie: tofou sy pousy de soja mahay salady ko za fa aza matahotra njy

ho avy za zany @mai
ao ve njy :wink::-*:lol:
32. ftma ( 01/04/2007 17:42)
cutie: ato foana za fa tongava ka anaovako fety be ny fahatongavanjy :-*
33. cutie ( 01/04/2007 20:01)
hihihihihi
iza avy no asain-jy @zany fety be zany :lol:
34. ftma ( 01/04/2007 21:45)
cutie: ireo tia akoho rehetra :wink: (samoana ao anatiny :-D)
35. cutie ( 01/04/2007 23:20)
an3
tsy haiko samoana , za tsy handeha:-D
36. berrt18 ( 02/04/2007 17:41)
Manahoana ianao

Nofon'akoho miaraka @ chamignions de paris sy crème frais tena tsara be, Adrambo anie!
tapatapao kely ilay nofon'akoho dia sauté @ lapoaly asio poivre,sel, curry kely, vovoka ail, dia nadrahoy tsara dia rehefa avy eo dia arotsay ilay champignions @ farany dia asivo créme frais aza ampangotraha fa hafano fotsiny
Nofon'akoho koa dia azo ataonao poulet curry na poulet au coco tena tsara be miaraka @ lasary voataby
Ny farany dia izao, nofon'akoho miaraka @ riz cantonnais. Ataovy ny masalé ny hariva izany hoe : mandraisa saladier be dia ataovy aho ilay nofon'akoho voatapaka dia asio poivre, sel, curry, ... asivo menaka sy ilay sauce chinois soja, tongolo, dia avelao hilona tsara mandrintrin'ny alina dia @ atoandro sauteo @ la poele miaraka zir cantonnais tena tsara be.
Izay ny torohevitro dia mazoto homana daholo azy eh!

37. booboo ( 02/04/2007 18:23)
zà zany te hisotro ron-akoho misy sakamalaho...
38. kelly13 ( 02/04/2007 18:53)
booboo>nda tsika ho eny ampitatafika e, miaraka @ le kôpy vy :wink:
39. cutie ( 02/04/2007 22:53)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 02-04-2007 20:23:36
Lohateny : Re : nofon'akoho
zà zany te hisotro ron-akoho misy sakamalaho

za koa :-D
fa refa any dago ihany:lol:
40. ftma ( 03/04/2007 09:39)
berrt18: ilay akoho miaraka amin'ny champignon ve tsara asiana curry? poivre ihany no fanaoko
cutie: samoana namana tia hena sady etsy akaiky etsy dia azo antsoina rehefa tonga njy :wink:
booboo kelly13: nga mbola misy ron'akoho eny Ampitatafika? toa tsy nahita aho t@ za tany farany, ao Ambomanarina no hitako malaza amin'ny ron'akoho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3612