Ndao mbola hilalao aby aby ô

81. Stretch ( 28/03/2007 21:08)
ny omaly kere ny ampitso

ny raketa kere safosafo,

ny kabary kere teny mamy,
82. sitlo ( 28/03/2007 21:10)
:-D, tairo indray aloha ny hatsikana serieux :lol:
83. Stretch ( 28/03/2007 21:14)
hita fa bedy eo ko , sady tsy tonga ny satimaka
84. sitlo ( 28/03/2007 21:20)
za nefa misy satimaka tsara mihitsy izao, fa bedy eo koa
85. Vahinala ( 28/03/2007 23:05)
Tapaka kosa le feeling, ts tadidiko tsony zao ze tany alo tany :-D:-D:-D
86. simplex ( 29/03/2007 11:24)
atoandro ny andro :P
87. kelly13 ( 29/03/2007 11:40)
nde hikaly ranamana :°)
88. Stretch ( 29/03/2007 12:01)
ny andry kelly ko ny mikaly ihany , efa be kibotaina mintry lery

mba oe nilalao tanana lery !:x
89. kelly13 ( 29/03/2007 12:23)
ka kaly io kou :°)
90. Stretch ( 29/03/2007 12:25)
poritra te hikapa izy nefa tsy nahita gazety ;-)
91. sakaizakely ( 29/03/2007 12:31)
dia lasa nihaninkazo
92. kelly13 ( 29/03/2007 12:33)
nioty ravikazo
93. Stretch ( 29/03/2007 12:37)
tsy nilay fa malamalama be fotriny le ravina
tsy afaka naforiporitra (saiky tsy vôsoratra)
94. tslem ( 29/03/2007 13:21)
kelly13:

nde hikaly ranamana :°)


ary impiry mihinana ary léry zany :-D:-D
95. tslem ( 29/03/2007 13:23)
ôtran lé mainan ndrachiky :@
96. kelly13 ( 29/03/2007 14:20)
ka lery tendany b kou

d nefiny tao
97. Vahinala ( 29/03/2007 15:18)
kanjo tratrany pra
98. kelly13 ( 29/03/2007 15:21)
d nody fan
99. simplex ( 29/03/2007 16:15)
hariva ny andro
100. kelly13 ( 29/03/2007 16:49)
lasa namonjy ny akany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083