Ndao mbola hilalao aby aby ô

1. booboo ( 27/03/2007 19:58)
Efa édition fan'efatra sa fanin-dimy akory aza angamba ity lalao ity fa tsy quoi :°):°).

Tanjona : mahaforona angano tsika

Zava-kendrena : -fanarahana fitsipi-dalao :-P...zay klou

Fitsipi-dalao :
-Teny 3 ihany no ampiasaina, 4 fara-fahabetsany.
-Rehefa tsisy ifandraisany @ lalao ny raha soratana dia atao soratra itallic
-Tsy mikaonty ho isan'ny "teny" @ tohin'ny angano ny kisarisary (ohatra : :-D, :lol:, :°), ...) :-D:-D:-D

Fandehan'ny lalao : mampiasà teny 3 hitanao fa tsara hitondrana ny "logique"n'ilay angano. Izay fotsiny :°)

Manomboka ny lalao àry ô !

Indray andro hono ...


novalian'i simplex ny 02/04/2007 12:25
2. simplex ( 27/03/2007 20:15)
reraka avy niasa i lita...
3. ftma ( 27/03/2007 20:26)
dia nitsotsotra teo ambodihazo...
4. booboo ( 27/03/2007 20:30)
sady nikaly ihany
5. Fiffi ( 27/03/2007 20:33)
tonga tampoka rafotsy...
6. kelly13 ( 27/03/2007 20:33)
no nandefa saina
7. ftma ( 27/03/2007 20:34)
no mivazo "Eto ambaravarakazo aho no mitazana" :roll:
8. kelly13 ( 27/03/2007 20:36)
latsaka ny orana
9. simplex ( 27/03/2007 20:38)
ratsy be le motika
10. booboo ( 27/03/2007 20:42)
fa nohaniny ihany ...
11. Fiffi ( 27/03/2007 20:43)
fa nisy inona ?
12. ftma ( 27/03/2007 20:55)
fa efa tena noana sy torovana
13. Fiffi ( 27/03/2007 21:00)
nefa zao no mba vatanina ?
14. booboo ( 27/03/2007 21:17)
dia nitraka izy...
15. andrea ( 27/03/2007 21:21)
dia nahita matoto
16. simplex ( 27/03/2007 21:22)
tsy mety fa rendrika ampitoerana


tsy mikoty ny teny fohy kely toy ny "fa" :°):-P
17. simplex ( 27/03/2007 21:24)
oops
18. simplex ( 27/03/2007 21:27)
amendement an'ny fitsipika:
- Refa misy hevitra/anjara 2 mifanosona mamaly ilay hevitra teo aloha d afaka manohy izay tiany mpanjay anjara manaraka fa kosa milaza hoe tohin'ny an'i xxx eo ambany
19. ftma ( 27/03/2007 21:55)
mba ataovy mitohy le resaka e
Miady mafy fa rendrika
20. cutie ( 27/03/2007 22:27)
za tsy mahazo
in no soratana :-D
aza fafana ry booboo a
angano angano arira arira:lol::lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0607