Ndao mbola hilalao aby aby ô
42. sitlo
(
28/03/2007 13:37)
ka ohatra ny misenina ilay olon-dehibe manao mampime, tsy mampime mihitsy ilay izy
52. infinity
(
28/03/2007 18:57)
Anaranaaaa..(clap clap!)...Anarana (clap clap)...Anankitelo.....hihihi...Bizz Booboo!
53. Stretch
(
28/03/2007 19:14)
Hoy, hono, ity Mpandalo,
sendra vory vahoaka
(vahoaka lanaka sady
very hevitra) :
"Anontanio ny Rivotry ny Tany,
fa Izy mety mahalala."
Dia hoy, hono, ny Tioka Atimo,
namaly hoe :
"Tsy ianareo irery no kere,
fa ny tany manontolo : fa
ny tanety kere alokaloka,
ny mahery kere fahendrena,
ny tontolo kere fitiavana,
ny pôlitika kere fahitsiana,
ny omaly kere ny ampitso,
ny androany kere ny omaly,
ny fañenty kere fahitana,
ny raketa kere safosafo,
ny vilany kere hafenoana,
ny damozàna kere bètsabètsa,
ny tadìñy kere fandrenesana,
ny hetaheta kere ranonorana,
ny lohasaha kere filofosana,
ny sinkara kere zanapaly,
ny kabary kere teny mamy,
ny harena kere fah'marinana,
ny nafenina kere masoandro,
ny finoana kere olo-masina..."
Arira... Arira...
Stretch
sendra vory vahoaka
(vahoaka lanaka sady
very hevitra) :
"Anontanio ny Rivotry ny Tany,
fa Izy mety mahalala."
Dia hoy, hono, ny Tioka Atimo,
namaly hoe :
"Tsy ianareo irery no kere,
fa ny tany manontolo : fa
ny tanety kere alokaloka,
ny mahery kere fahendrena,
ny tontolo kere fitiavana,
ny pôlitika kere fahitsiana,
ny omaly kere ny ampitso,
ny androany kere ny omaly,
ny fañenty kere fahitana,
ny raketa kere safosafo,
ny vilany kere hafenoana,
ny damozàna kere bètsabètsa,
ny tadìñy kere fandrenesana,
ny hetaheta kere ranonorana,
ny lohasaha kere filofosana,
ny sinkara kere zanapaly,
ny kabary kere teny mamy,
ny harena kere fah'marinana,
ny nafenina kere masoandro,
ny finoana kere olo-masina..."
Arira... Arira...
Stretch
54. Stretch
(
28/03/2007 19:14)
Hoy, hono, ity Mpandalo,
sendra vory vahoaka
(vahoaka lanaka sady
very hevitra) :
"Anontanio ny Rivotry ny Tany,
fa Izy mety mahalala."
Dia hoy, hono, ny Tioka Atimo,
namaly hoe :
"Tsy ianareo irery no kere,
fa ny tany manontolo : fa
ny tanety kere alokaloka,
ny mahery kere fahendrena,
ny tontolo kere fitiavana,
ny pôlitika kere fahitsiana,
ny omaly kere ny ampitso,
ny androany kere ny omaly,
ny fañenty kere fahitana,
ny raketa kere safosafo,
ny vilany kere hafenoana,
ny damozàna kere bètsabètsa,
ny tadìñy kere fandrenesana,
ny hetaheta kere ranonorana,
ny lohasaha kere filofosana,
ny sinkara kere zanapaly,
ny kabary kere teny mamy,
ny harena kere fah'marinana,
ny nafenina kere masoandro,
ny finoana kere olo-masina..."
Arira... Arira...
Stretch
sendra vory vahoaka
(vahoaka lanaka sady
very hevitra) :
"Anontanio ny Rivotry ny Tany,
fa Izy mety mahalala."
Dia hoy, hono, ny Tioka Atimo,
namaly hoe :
"Tsy ianareo irery no kere,
fa ny tany manontolo : fa
ny tanety kere alokaloka,
ny mahery kere fahendrena,
ny tontolo kere fitiavana,
ny pôlitika kere fahitsiana,
ny omaly kere ny ampitso,
ny androany kere ny omaly,
ny fañenty kere fahitana,
ny raketa kere safosafo,
ny vilany kere hafenoana,
ny damozàna kere bètsabètsa,
ny tadìñy kere fandrenesana,
ny hetaheta kere ranonorana,
ny lohasaha kere filofosana,
ny sinkara kere zanapaly,
ny kabary kere teny mamy,
ny harena kere fah'marinana,
ny nafenina kere masoandro,
ny finoana kere olo-masina..."
Arira... Arira...
Stretch
56. Stretch
(
28/03/2007 19:36)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 28-03-2007 15:37:51
Lohateny : Re : Ndao mbola hilalao aby aby ô
ka ohatra ny misenina ilay olon-dehibe manao mampime, tsy mampime mihitsy ilay izy
hay enao himé ihany :°)
57. sitlo
(
28/03/2007 19:41)
le tery ambony no tsy mampime kah, dia ilay anao koa moa vao maika pira. Dia nividy labiera ve le kere?
59. Stretch
(
28/03/2007 19:52)
ka le izy ngé angano fa tsy hatsikana e !
f'anga mou ny angano mila mapmé ? ? ?
ny tontolo keré fitiavana.
f'anga mou ny angano mila mapmé ? ? ?
ny tontolo keré fitiavana.
