Ndao mbola hilalao aby aby ô

21. Vahinala ( 27/03/2007 22:32)
simplex:

tsy mety fa rendrika ampitoerana


tsy mikoty ny teny fohy kely toy ny "fa" :°):-P



. . . ka nitondra fahasorenana
22. sitlo ( 27/03/2007 22:51)
[size=14px]Ohatra ny hatsikana matotra be koa izy izany[/size]
23. Vahinala ( 27/03/2007 22:55)
saingy taitra tampoka
24. Stretch ( 28/03/2007 06:11)
dia nanakana lay bus nandalo
25. Fiffi ( 28/03/2007 06:12)
fa nisy inona ?
26. booboo ( 28/03/2007 06:34)
Nisy matotoa teo !!
27. pissoa ( 28/03/2007 06:48)
poaka maso, be loha ...
28. mandrindra ( 28/03/2007 07:26)
mitafy vorodamba rovidrovitra
29. pimaso ( 28/03/2007 07:29)
hoentina hanao "TSIA" @ 04...
30. sonwin ( 28/03/2007 07:55)
"ENY" hoy izy
31. Mmamisoa ( 28/03/2007 08:48)
.... mbola nisalasala ihany
32. kelly13 ( 28/03/2007 11:08)
nefa lasa zao
33. Vahinala ( 28/03/2007 11:45)
kanjo tonga ny hanoanana
34. kelly13 ( 28/03/2007 11:49)
(loll efa nikaly lery kou)
35. Vahinala ( 28/03/2007 11:51)
(kelly hay andraso ndray ry ovaina hoe) . . . avy ndray ny orambe
36. kelly13 ( 28/03/2007 11:53)
nefa nanadino elobe
37. tslem ( 28/03/2007 12:00)
ka voatery niditra gargote
38. kelly13 ( 28/03/2007 12:17)
(kefa oe efa nikaly lery d eny ambodihazo mdrrrr, tsy manaraka film mintsy reto zaza maditra reto an)
39. Samoana ( 28/03/2007 13:10)
voky loatra takaka:-D...
40. sitlo ( 28/03/2007 13:15)
:-D hatsikana matotra :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1247