Maka sopapa ao amin'ny baiboly
62. prime
(
20/03/2007 14:49)
Ilaina hatrany ny miverina amin'ny Tenin'Andriamanitra fototra voalaza ao amin'ny baiboly mba hamantarana ny sitrapon'Andriamanitra isaky ny lohahevitra miseho na ny tranga miseho...
64. ikaretsaka
(
20/03/2007 15:11)
prime> ka efa fantatra anie izany eeeee... fa tsy midika koa hoe io no tanisanisaina de hoe tsy diso mihitsy ianoa rehefa mahay mitanisa sy mahay par coeur an'izay andalana hanohananao ny hevitrao!
tsy hoe "namaky baiboly aho dia izaho no tena izy @ tanana" fa ataoko sy adapteko arak'izay hitako tao ny zavatra.
fa mijery izay tranga dia mandinika an'iny araka ilay bitsiky ny fanahy ao anatinao ao dia mahay mandray sy miaina mifandraika an'iny araka izay fitrangany eo...

65. pissoa
(
22/03/2007 18:36)
marina ny tenin'i Ika ... indray mande i Prime niteny oe ".. Mpamaky azy manontolo nefa tsy mahalala ny toko sy andininy... mba mahagaga ahy izany..." (kamo za hitady azy zao fa raha ilaina de tadiaviko :-D:-D:-D) de nime za hoe hay ve amin'i Prime izay mahatadidy ny toko sy andininy no atao hoe "namaky baiboly" e ! Ny ahy/anay mantsy tsy izany :-D:-D:-D
66. prime
(
23/03/2007 11:06)
ika> Ka tsy misy miteny anie hoe tsy diso mihitsy e... ny tenin\'Andriamanitra no tsy diso mihitsy fa ny olona iza no tsy diso? heverinao fa mihevitra izany aho ve raha mitanisa Tenin\'Andriamanitra? diso fihevitra ianao raha izany... izaho mety diso, ny olona rehetra koa...:lol::-D:-D mbola vao maika tena diso be koa ny fiheverana \"ho iza amin\'ny tanàna\" raha izany no antony itanisàna ny Tenin\'Andriamanitra sy hamakiana baiboly...
Tsotra ny voalaza io sady ekenareo rahateo koa ka tsy hitako izay olana... izaho na hotsikerainareo eto aza vao maika ilaiko izany hanitsiana izay tsy mety... fa raha ny tenin\'Andriamanitra no tsikerainareo dia tsy hitsahatra mihitsy aho hamerina foana izay voasoratra na lazaina mitsimpona io, na lazaina efa fantatra io, na lazaina mivilam-bava io...:-D:-D
pissoa> :-D:-D:-D... Io sahala an\'ilay hoe izaho mpivavaka ao amin\'ny fiangonana X nefa tsy mahalala ny Pretra na ny Mpitandrina ao akory... mitombina ve izany?... Amiko dia raha milaza \"références biblio\" enao ka milaza ho mahavaky sy mahafantatra izay voalaza ao amin\'ilay boky, normal raha fantatrao ny pejy sy ny ambaratonga misy amin\'io boky io...:-D:-D
Io sahala an\'ilay manao \"soutenance de thèse\" dia tanisaina ao avokoa ny boky rehetra izay mikasika an\'ilay lohahevitra... fa mampi:-D be izany hoe anontanian\'ny jury enao hoe ahoana ny hevitrao ao amin\'ny boky \"z\" ao amin\'ny pejy \"a\" manao hoe... dia ianao ve dia hanao hoe : efa voavakiko daholo io (ekena hatreo) fa tsy dia ilaina loatra ny mitanisa boky sy pejy eto... miala tsiny aminao aho fa ho sahirana ianao raha izany... non seulement tsy maintsy voafehinao ilay boky fa tokony hitanisa boky hafa maro ianao mahalaza ilay fikarohana nataonao... ianao indray ve no hatoro izany?...:-D:-D