Maka sopapa ao amin'ny baiboly
42. Fanambinana
(
15/03/2007 19:25)
nikopol: Azafady ry namana fa tsy ny hahafaty ny ratsy fanahy no sitrak'Andriamanitra fa ny ialany amin'ny lalan-diso izorany.
Aza maka fanahy ahy ianao. Ary aza mihevitra ohatran'i Satana

44. ikaretsaka
(
15/03/2007 22:31)
fanambinana an.. tsy hoe raha tsy mitovy amin'ny fihevitrao ny fiheviny dia handeha ko ianao hahambany ny toe-tsainao handeha hanakorontana sy hanao spam ato koa..
lasa mirefarefa be manambany antsika hoe mba kristianina ihany dia copie coller no mba atao.
zao ianao lasa raisin'ny olona hoe mpigafy koa!
lasa manala -baraka tena...

45. Mandefitra
(
16/03/2007 05:18)
Hoy Rasil
Misaotra @ fanazavana.Raha toriteny eny ambony alitara, ho an'y Loterianina aloha,de ny vakiteny iray manontolo no hazavaina (AO @ filazantsara),ampifandraisina @ zay tantara na faminaniana nisy ao @ testamenta taloha ary hisintonana lesona ho an' zao androtsika zao hakana ny hafatry ny Tompo.
Fa kosa raha dinika toy zao,indrindra raha fananarana na zay toe-panahy tokony hananan'ny mpino,ataoko fa tsy ijerena vanimpotoana,na contexte,loatra raha miteny Jesosy ohatra hoe :"ataovy mpianatro ny firenena rehetra,manaova Batisa azy @ anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina" .. na koa hoe "Mifankatiava ianareo" ... etc.. "Zay mino sy atao BAtisa no hovonjena" ... "Zay nakamban'Andriamanitra aoka tsy ho sarahin'olombelona" ...
mandefitra> za ortodoksa an, fa ny fahitako azy dia azo tokoa, fa samy manana ny fombany, ny an'dry zareo rehefa mampiasa azy dia toa ilay "histoire manotolo" matetika no lazaina.
Ohatra hoe ny tantaran'i Jeso nanao fahagagana ohatran'izao dia ilay tantara iray manontolo hoe inona daholo ny zavatra niseho. fa tsy atao ohatran'ny protestant sy ny evanjelista hoe andalana vitsivitsy ao amin'ilay tantara fotsiny.
Ry zareo tsy dia mankasitraka ilay citation kely io loatra fa lazainy fa lasa ny hevitrao manokana no mibahana kokoa amin'izay dia mody ravaravahanao andalandalana fotsiny mba hinoan'izay mihaino fa tenin'andriamanitra ny teninao .
Raha miresaka @ tena katolika ianareo dia ny fiteny ankasitrahan-dry zareo dia hoe"Tadidinareo tamin'i Jesoa ilay nanao an'izao sy zao" fa tsy hoe "Araka ny voasoratra ao amin' anona andininy faha zao tapany izao .. "
Misaotra @ fanazavana.Raha toriteny eny ambony alitara, ho an'y Loterianina aloha,de ny vakiteny iray manontolo no hazavaina (AO @ filazantsara),ampifandraisina @ zay tantara na faminaniana nisy ao @ testamenta taloha ary hisintonana lesona ho an' zao androtsika zao hakana ny hafatry ny Tompo.
Fa kosa raha dinika toy zao,indrindra raha fananarana na zay toe-panahy tokony hananan'ny mpino,ataoko fa tsy ijerena vanimpotoana,na contexte,loatra raha miteny Jesosy ohatra hoe :"ataovy mpianatro ny firenena rehetra,manaova Batisa azy @ anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina" .. na koa hoe "Mifankatiava ianareo" ... etc.. "Zay mino sy atao BAtisa no hovonjena" ... "Zay nakamban'Andriamanitra aoka tsy ho sarahin'olombelona" ...
46. prime
(
16/03/2007 14:15)
Izaho dia manamafy izany koa manao hoe, aoka ilay lohahevitra no jerena fa tsy ny fomba fijery any amin\'ny fiangonana misy ny tsirairay avy...
Rasily> Ny Protestanta, izaho FJKM, fa rehefa mandinika soratra masina dia izay mihitsy, vakiana manontolo ilay \"textes\" dia fantarina ny fomba sy ny antony ary ny tanjona resahin\'Andriamnitra, ny tiany ambara sy itaizàna ary hamonjena ny olona... mitovy hevitra aminao aho raha ny amin\'izay...
Raha toriteny ao am-piangonana indray dia vakiana manontolo, na ilay \"texte principal\", na ny \"textes anciens\" hita ao amin\'ny Testamenta taloha manamarina izany na \"textes nouveaux\" ao amin\'ny Testamenta vaovao... ary dia mifantoka kosa amin\'ny hevitra fonosin\'ny Tenin\'Andriamanitra tiany ampahafantarina ka anindriana manokana an-dininy vitsivitsy mba tsy iparitahan\'ny hevitra tiana ifantohana... Raha mikasika ny batisa ny lohahevitra ohatra, tsy ny baiboly manontolo akory no andeha hovakiana fa ny \"textes\" mifandraika amin\'izany ary any amin\'ny farany mifantoka amin\'ilay lohahevitra manokana miainga amin\'ny andininy iray na vitsivitsy...
Raha mitory filazantsara eny ivelany indray matetika dia efa misy \"mana isanandro\" sahaza ny fotoana sy ny toerana itoriana dia miainga amin\'ny \"textes de base\" hatrany... ny antony dia tsy voatery ho mpamaky baiboly avokoa akory ny olona manoloana ny tena... ary tena tsara mihitsy ny fampatsiahivana ny \"textes de base\" na dia ho an\'ny efa samy mpamaky sy mpamafy aza mba samy hifantoka amin\'ny hevitra iray na vitsivitsy ny olona fa tsy ny baiboly hatrany @ genesisy hatrany @ apokalipsy rehetra akory no handeha hotoriana...
Raha hitory hanao asa famapaherezana moa dia vaomaika mifantoka betsabetsaka koka amin\'ny \"textes\" rehetra mifandraika amin\'ilay tranga ny Teny vakiana ary dinihina miaraka ireo fa tsy tsongatsongaina intsony...
Ka noho izany dia mitondra fanitsiana aho amin\'ny voalazanao raha tsy azonao izany ny fiasan\'ny fiangonana FJKM ohatra eo amin\'ny fitoriana filazantsara... tsy ilay andininy tokana na vitsivitsy hamehezana ny hafatra avy amin\'Andriamanitra no itarafana azy fa ny rafitra manontolo iaingan\'ilay fitoriana mihitsy miainga amin\'ny \"textes\" feno tsy misy banga...

47. ikaretsaka
(
16/03/2007 14:47)
prime> ianao moa tsy azo atao namaste fa midera sy mitehaka anao aho @ io.
fa anampiako ilay voalazan-Drasily sy ny voalazanao dia marina hoe samy maka io "textes de base" io aby.
fa matetika ny an'ny katolika raha hitory teny na hanao asa fampaherezana dia tsy voatery amin'io textes de bases io ihany no hifantohana
ohatra hoe raha hanao toritenina mariazy dia raha hoe izay nolazain'i paoly ao @ Korintianina izao no textes de base ohatra (13 angamba izy iny) .. dia tsy mijanona @ io fa mivelatra ivelan'io lavitra ilay toriteny ary indraindray mandeha @ resaka terre a terre amin'ny fiainana andavanandro amin' izay mora andraisan'ny olona azy.
dia na mivavaka aza rehefa avy eo dia tsy manao hoe araka ny voalaza ao @ bokin'izao andininy faha zao.. ry tompo
fa tonga dia hoe: tamin'ianao nanao izao ry tompo talohan'ianao ilay nilaza an izao tamin'ianona (dia tsy misy hiteny mihitsy eo hoe ao @ bokin'iza moa izany??:wink:)

48. fijo
(
16/03/2007 23:23)
dia mbola variana ao aoriana ao ihany ray olona i fanambinana zatra manenjika sy manaratsy olona fotsiny.efa ita ary efa tenenin'ny namany mba hipetraka tsara fa miseho loatra nytoetra kristianina ratsy fa he he .lasa ity e
49. niryna
(
17/03/2007 05:46)
fijo:
dia mbola variana ao aoriana ao ihany ray olona i fanambinana zatra manenjika sy manaratsy olona fotsiny.efa ita ary efa tenenin'ny namany mba hipetraka tsara fa miseho loatra nytoetra kristianina ratsy fa he he .lasa ity e
:roll::roll:
51. prime
(
19/03/2007 11:05)
ikaretsaka:...:) Ka efa nahita ny nataon'ny fiangonana hafa ve hoy aho ianao na efa nanatrika toriteny tany amin'ny fiangonanan hafa?... sa tsy toy izany ny ataon'ny fiangonana hafa?...
fa matetika ny an'ny katolika raha hitory teny na hanao asa fampaherezana dia tsy voatery amin'io textes de bases io ihany no hifantohana
ohatra hoe raha hanao toritenina mariazy dia raha hoe izay nolazain'i paoly ao @ Korintianina izao no textes de base ohatra (13 angamba izy iny) .. dia tsy mijanona @ io fa mivelatra ivelan'io lavitra ilay toriteny ary indraindray mandeha @ resaka terre a terre amin'ny fiainana andavanandro amin' izay mora andraisan'ny olona azy.
dia na mivavaka aza rehefa avy eo dia tsy manao hoe araka ny voalaza ao @ bokin'izao andininy faha zao.. ry tompo
fa tonga dia hoe: tamin'ianao nanao izao ry tompo talohan'ianao ilay nilaza an izao tamin'ianona (dia tsy misy hiteny mihitsy eo hoe ao @ bokin'iza moa izany??
Ny ahy indray dia ilay toriteny mifandraika hatrany amin'ny Tenin'Andriamanitra voasoratra no mahaliana ahy kokoa... miresaka mihitsy "terre à terre" fa tsy miala amin'ny "texte de base"... Mariazy hoy ianao ohatra, fa raha efa nanatrika fanamasinana mariazy protestanta ianao dia mahatsikaritra fa hatr@ antsipiriam-piainana sy ny fomba sy ny fanao dia voakitika avokoa sady voamarina ara-tsoratra masina fa tsy entina toy ny teny fahendrena...
52. ikaretsaka
(
19/03/2007 12:01)
prime> efa nahitahita ihany.
fa@ fomba ahoana moa ry prime no iresahana amin'ny tambanivohitra tsy manana (mahatakatra) baiboly akory ao an-tranony fa tsy maintsy izay hitany sy tsapany @ fiainana andavanandro no anaovana approche azy? dia vokatr'izay dia ilay tenin'Andriamanitra @ io dia lasa tsy voafetra intsony ilay hoe andininy 1 sy 2 ihany sy le refesina hoe ao @ anona toko faha anona...
fa tonga de lazaina direkta hoe misy an zao teny izao ao amin'ny baiboly. tsy voatery hiteny baiboly akory aza fa hoe izao no lazain'andriamanitra momba an'io hoe zaozaozao de vita!
Izay ilay terre a terre tiako lazaina

53. prime
(
19/03/2007 14:22)
Ikaretsaka> Mazava tsara...
Raha hiresaka amin\'ny tambanivohitra dia mazava ho azy fa tsy maintsy manome \"références\" foana amin\'ny baiboly kah... ny lazainao mitombina tsara ny amin\'ny hoe lazaina mivantana ary tsy dia ilàna baiboly loatra... raha voafetra ny fotoana iresahana na misy \"contraintes\" tsy ahafahana manao azy (ohatra avy orana be lava ilay faritra) dia manaiky aho, nefa tsy mety loatra amiko aloha ilay tonga dia kapo-batana... raha efa samy mahafantatra kely ny Tenin\'Andriamanitra dia tsy maninona fa raha tsy izany dia tokony hatao mihitsy ilay manome \"références textes\"... raha tsy izany mantsy dia toy ny mitory fampianaran\'ny tena fotsiny ihany ka tsy misy mari-pandrefesana hoe izany tokoa ve no lazain\'ny Tenin\'Andriamanitra?...
Tsy mifandàka akory izany voalaza izany fa mifameno, fa ny tiako ahatongavana fotsiny dia hoe tokony lazaina foana ny \"références textes\" fa rehefa misy \"contraintes\" (tsy foana io akory fa indray2) dia tsy hitako loatra ny olana fa tonga dia azo atao \"terre à terre\"\" ihany araka ny lazainao...

54. ikaretsaka
(
19/03/2007 14:46)
prime> tsy voatery tenenina hoe toko faha zao sy zao kah!
ko izy ary tsy manana baiboly ko!
mbola tsy tratran'izany hoe ny 1 tanana izany tsy misy manana baiboly na 1 aza i prime ..nefa mino sy kristianina aby! fa teniteneno eo fa avy mihinambary izy de adinony.. fa ilay tantara tsy adinony an!
fa atao fantany fotsiny ilay tantara hoe nisy an zao an de nanao an zao sy zao anona olon'andriamanitra tao @ baiboly (piera ohatra) de tenenina hoe le mpianatr'i jesoa ohatran zao!
sarotra ihany anie ity asa fitoriana ity fa raisina araka ny milieu .. fa tsy misy rules mipetraka mihitsy ao hoe zao na zao... koba eo isika...:wink:

55. prime
(
19/03/2007 15:19)
ikaretsaka> Ka mitombina anie hoy aho ny lazainao e...
Amiko manokana rehefa tsy manana baiboly ny iray tanàna ohatra dia ny ahy sy ny an'ireo namako no omeko azy ireo, fa iray ihany no hazonina mba iarahana mamaky eo... fa rehefa sendra ny tokoa ny tokoa akory atao tokoa...
Ny fitoriana filazantsara koa etsy ankilany mila fiomanana fa tsy tampotampohana loatra araka izay azo atao... ny toerana aleha, ny toetr'anbdro, ny fomba, ny rafitra misy ao, ny kolon-tsaina... ny momba2 ireo itoriana tokony ho fantatra mialoha avokoa araka izay azo atao... misy fitsilovana sy famantarana mialoha fa tsy tonga2 avy hatrany... raha io lazainao io ohatra ka fantatra fa tsy manana baiboly ny iray tanàna ka inona no tsy mahamety ny manao "cotisations" dia mividy baiboly ary mizara izany maimaimpoana rehefa tonga any an-toerana ho an'izay mila izany?...:wink:

56. Fanambinana
(
19/03/2007 15:52)
Fijo: Iza no manaratsy e, izaho sa ianao? Ianao no efa hita fa mpandainga hitan'ny rehetra eto. Olona feno fankahalana ka mamoron-dainga mba hanamarinana ny teny lazaina.
Rehefa tsy manaiky ny tsy mety ataonao fa mamotsipotsitra ny marina ve dia lazaina fa manenjika sy manaratsy? Diso loatra ianao andriamato. Hevitra efa tranainy be zany. Mbola betsaka ny zavatra tsy mamely lazainao ato fa mandreraka na dia ny mamerina azy aza.
Izaho tsy mitady sitraka na amin'iza na amin'iza eto, izay no fataro.
Ny mahakristiana koa tsy midika ho fanekena ny tsy mety ataon'ny hafa akory.

57. ikaretsaka
(
19/03/2007 19:27)
prime> manao cotisations ampahafolom-pananana mihitsy hono fa "lasan-drapasy" e:cry::roll:
59. prime
(
20/03/2007 11:43)
ikaretsaka:...:-D:-D Ka samy hafa anie izany e... Ny "cotisation" resahiko hafa mihitsy... Ny mpitory filazantsara ireny matetika efa manana fikambanana manokana na fivondronana manokana, ary mbola afaka manao antsitrapo rahateo satria famonjena fanahin'olona no tanjona...
prime> manao cotisations ampahafolom-pananana mihitsy hono fa "lasan-drapasy" e
Ny resahin'ise dia resaka fanatitra any am-piangonana izay tsy hitako ny maharatsy azy satria hamarinin'ny soratra masina rahateo...:lol::-D:-D
60. rush
(
20/03/2007 13:05)
fijo:ka ry zareo ohatran'ireny oloona tonga lafatra tsy mba manao hadisoana mihintsy e!