Maka sopapa ao amin'ny baiboly

21. ikaretsaka ( 14/03/2007 21:55)
rakaroka:

ilay izy ny fahatsapako azy toa "exclusivitén"'ny
sasany ny mitsaingoka "toko sy andininy" izay tiany
mba ampisalorana ny fiheverany ho "tenin'Atra tokoa" ...Sady tsy "fahendrena" loatra anie ny fanehoana izany @ tsy mpino: "ny mormona nitory ireny aza tsy mandeha any @ arabo hoe hitory intsony
satria efa be ny kristiana novonoin-drizareo, rahateo Be ny fiainana andavan'andro tsy à "base
biblique mihitsy ny "conception"-ny dia lasa "induction".
Tahaka ny hoe ny "midi" @ français hono dia avy @ teny gasy hoe midina ny masoandro : dia hino izany ny vazaha?...:roll::roll::roll:8O8O:lol:


izay manko.. io ilay voalazako hoe mba fidina ihany ny tany amafazana fa tsy afafifafy foana izy ity

22. naughtyboy ( 14/03/2007 23:44)
Ika eo indrindra no miditra ny baiboly zay jiro sy mpanoro lalana ary ny teknolojia mifanaraka @ lalany tsi1.1 de tena ilaina ho an'ireo zay tsy te ho tratrany lozampamoivoizana..
23. fijo ( 14/03/2007 23:48)
ka ianareo milaza fa tenin('andriamanitra io moa,mba hafakaamilaza aminay ve nareo hoe hoviana io andriamanitra io no niteny izany?tamin'ny teny inona?ary taiza????

misy zavatra mahagaga ahy mantsy aminareo mpivavaka.za moa mankataka porofo ny fisian'nadriamanitra foana.dia misy manoratra any amiko,ary ny porofo lazainy ahy dia ny fahaizan'ny mpanao fanafody gasy any alaotra.porofo ny fisian'nadriamanitra no takiako,mpanao fanafody gasy any alaotra no ataony porofo amiko.asa izay hifandraisany.
24. lapino ( 15/03/2007 08:53)
Ika > Marina fa na i Satana koa aza mba nanao citation an\'izay voasoratra. Noho izany dia possible koa aza ny fitanisana versets mba hilazana hevitra ratsy. Ka tokony hiambina foana.
Kanefa tsara foana ny miankina amin\'izay voasoratra na izany aza.

simp > raha ny resaka atao eto amin\'ny forum dia betsaka no efa mahafantatra ny baiboly. Raha hiresaka amin\'olona vao hitoriana indray, dia izay no tanjona : ny hampahafantatra an-dry zareo an\'Andriamanitra sy ny Famonjena. Tsy hoe hanaporofo ange e. Jereo fa rehefa nitory teny ny apostoly, dia ny Fanahy Masina no niasa tamin\'ny olona, ka \"nino izay voalahatra ho amin\'ny fiainana\".

Ozizy Paoly hoe nanao toy ny jiosy izy rehefa teo amin\'ny jiosy sns ... Izay angamba no tian\'la holazaina eto. Fa ny tsy tokony hadino dia hoe, ny Fanahin\'Andriamanitra hatrany no nitarika azy tamin\'ny fitoriana nataony. Fa tsy hoe foto-kevitra filozofika akory le izy ka mila porofoina.

Ataoko aza fa fahendrena ny mampiasa ny Tenin\'Andriamanitra satria araka ny voalaza dia mahasoa ilay Izy : ho fampianarana, ho fandresen-dahatra

Raha fomba fijery lojika indray, tsy afaka hanaporofo n\'inon\'inona ange elah raha tsy mi-\"admettre\" ny fahamarinana fototra voalaza ao amin\'ny baiboly aloha e! Raha tsy izany dia hikatso any ho any foana ny raisonnement ataon\'la. Izany hoe any amin\'ny fototra mihitsy no mipetraka ilay finoana.

fijo > araka le resaka teo dia hoe, ny finoana no fototra fa tsy porofo. Raha tena mila porofo marina i fijo, dia mangataha amin\'Andriamanitra any amin\'ny intimité-n\'i fijo any, mba ho Izy no hanome ny porofo. Sambatra raha mahita ka mino, kanefa sambatra kokoa raha tsy mahita nefa mino. Ka raha misafidy an\'ilay te-hahita vao hino, dia Aminy mangataka porofo.

Raha za manko no hanome porofo, dia tsy ho ampy mihitsy, satria na izao rehetra izao aza dia efa porofo fa tsy ampy ho an\'ny tsy mino. Raha ny fananantsika fanahy koa mbola tsy ampy. Ny ody gasy any Alaotra, raha atao porofo, dia tsy ny fisian\'Andriamanitra no porofoiny, fa ny fisian\'ny hery hafa izay tsy voafehin\'ny olona. Raha natao hamelezana anefa izany dia tsy vokatry ny Fanahin\'Andriamanitra, fa vokatry ny fanahy ratsy.
25. prime ( 15/03/2007 09:39)
Amiko manokana dia tena ilaina mihitsy ny mitory ny Tenin'Andriamanitra voasoratra ao amin'ny baiboly ka manao izany ho lohalaharana... Mazava ho azy fa tsy maintsy mitsimpona mba izay mikasika ny lohahevitra dinihina ihany no ambara...
26. Mandefitra ( 15/03/2007 12:05)
sao de tsy azo ampiasaina ary ny Baiboly refa hiresaka @ Katolika? :?:
27. Rasiligaoma ( 15/03/2007 12:40)
mandefitra> za ortodoksa an, fa ny fahitako azy dia azo tokoa, fa samy manana ny fombany, ny an'dry zareo rehefa mampiasa azy dia toa ilay "histoire manotolo" matetika no lazaina.

Ohatra hoe ny tantaran'i Jeso nanao fahagagana ohatran'izao dia ilay tantara iray manontolo hoe inona daholo ny zavatra niseho. fa tsy atao ohatran'ny protestant sy ny evanjelista hoe andalana vitsivitsy ao amin'ilay tantara fotsiny.

Ry zareo tsy dia mankasitraka ilay citation kely io loatra fa lazainy fa lasa ny hevitrao manokana no mibahana kokoa amin'izay dia mody ravaravahanao andalandalana fotsiny mba hinoan'izay mihaino fa tenin'andriamanitra ny teninao .

Raha miresaka @ tena katolika ianareo dia ny fiteny ankasitrahan-dry zareo dia hoe"Tadidinareo tamin'i Jesoa ilay nanao an'izao sy zao" fa tsy hoe "Araka ny voasoratra ao amin' anona andininy faha zao tapany izao .. "


28. lapino ( 15/03/2007 13:07)
Rasiligaoma:
Fa raha ilay maka isana'andininy mba hanamarinana hevitra fotsiny kanefa tsy fantatra akory ny lohany sy vodin'ilay tena foto-kevitra tanteraka tiana ambara ao fa ilay tsipitsipihina amin'ny markeur fluo fotsiny izay mahaliana, dia mety hivoana be ilay izy. Manao ohatran'i Fijo sy io resaka Kardinaly io ohatra! Na io Timoty nitsiponn'ny namana ao ambony io
Raha misy mivoana ny noteneniko teo dia mba mangataka aho, mba lazao ahy ny diso. Za ihany angamba no "nitsimpona" Timoty teo e ?
29. Fanambinana ( 15/03/2007 14:44)
Fijo: mpandainga sy mpanendrikendrika ary mpanalabaraka olona ialahy. Tranon-dainga, io ny porofo.


Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.
30. booboo ( 15/03/2007 14:54)
:arrow:

Oay, fa misaotra an'Rasiligaoma nanazava an'ity fa zay vao azoko tsara ny antony...

mandefitra> za ortodoksa an, fa ny fahitako azy dia azo tokoa, fa samy manana ny fombany, ny an'dry zareo rehefa mampiasa azy dia toa ilay "histoire manotolo" matetika no lazaina.

Ohatra hoe ny tantaran'i Jeso nanao fahagagana ohatran'izao dia ilay tantara iray manontolo hoe inona daholo ny zavatra niseho. fa tsy atao ohatran'ny protestant sy ny evanjelista hoe andalana vitsivitsy ao amin'ilay tantara fotsiny.

Ry zareo tsy dia mankasitraka ilay citation kely io loatra fa lazainy fa lasa ny hevitrao manokana no mibahana kokoa amin'izay dia mody ravaravahanao andalandalana fotsiny mba hinoan'izay mihaino fa tenin'andriamanitra ny teninao .

Raha miresaka @ tena katolika ianareo dia ny fiteny ankasitrahan-dry zareo dia hoe"Tadidinareo tamin'i Jesoa ilay nanao an'izao sy zao" fa tsy hoe "Araka ny voasoratra ao amin' anona andininy faha zao tapany izao .. "
31. Fanambinana ( 15/03/2007 15:11)
Fijo: mpandainga sy mpanendrikendrika ary mpanalabaraka olona ialahy. Tranon-dainga, io ny porofo.


Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.
32. naughtyboy ( 15/03/2007 15:14)
fijo sao mba varina ny lavitra ka tsy nahatazana ny eo ambany maso ary zany fijery oe " Oviana ,taiza,t@ teny inona no nitenenany "

Oviana = efa hatr@ niandohany ny tantarany finoana
izao ary mandrak'izay @ alalany fomba maro

Taiza = isan'andro2 isan'ora fa tsy ohatry ny olona mihaino zay tiany henoana fotsiny ary zay ngamba no tsy AHARENESANA ny tiany lazaina

Teny inona = @ teny rehetra na na ilay any ampo tsy miloaka aza
Raha te ahafantatra koko zany de tsy ampy ny mihaino lay teny fa ilaina koa ny mandre fa Izy ihany no tompomarika @ reo rehetra ireo.
33. lapino ( 15/03/2007 15:14)
Fanambinana > aoka izay fa tsy mety ny ataonao
34. naughtyboy ( 15/03/2007 15:16)
za ko de manamafy ny teniny Lapino tena mivaona ny resaky fanambinana Full stop!!
35. pissoa ( 15/03/2007 15:22)
Rasiligaoma : mankasitraka fa mazava be io fanazavanao io ... :-*:-D:-D:-D
36. ikaretsaka ( 15/03/2007 15:41)
Rasiligaoma:

mandefitra> za ortodoksa an, fa ny fahitako azy dia azo tokoa, fa samy manana ny fombany, ny an'dry zareo rehefa mampiasa azy dia toa ilay "histoire manotolo" matetika no lazaina.

Ohatra hoe ny tantaran'i Jeso nanao fahagagana ohatran'izao dia ilay tantara iray manontolo hoe inona daholo ny zavatra niseho. fa tsy atao ohatran'ny protestant sy ny evanjelista hoe andalana vitsivitsy ao amin'ilay tantara fotsiny.

Ry zareo tsy dia mankasitraka ilay citation kely io loatra fa lazainy fa lasa ny hevitrao manokana no mibahana kokoa amin'izay dia mody ravaravahanao andalandalana fotsiny mba hinoan'izay mihaino fa tenin'andriamanitra ny teninao .

Raha miresaka @ tena katolika ianareo dia ny fiteny ankasitrahan-dry zareo dia hoe"Tadidinareo tamin'i Jesoa ilay nanao an'izao sy zao" fa tsy hoe "Araka ny voasoratra ao amin' anona andininy faha zao tapany izao .. "





misaotra an-Drasily ... voazavanao t@ fomba tsotra sady malalaka ilay izy
37. Fanambinana ( 15/03/2007 18:38)
Ekena fa tsy mety ny ataoko. Fa mba mety kosa ve ny ataony?
Averiko eto fa andriamatoa fijo dia sady feno fankahalana no tranon-dainga. Izay no mameno ny fiainany sy ny lohany, hita taratra izany amin'ny teny lazainy rehetra eto: endrikendrika, fanalana baraka, LAINGA
Io averiko eto ambany ny porofo tsy azony lavina intsony amin'ny maha olona MPANDAINGA azy.

Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.

Misaotra Rahery e
38. pissoa ( 15/03/2007 18:47)
Fanambinana : rehefa nanao ny tsy mety i Fijo dia tsy voatery hanao ny tsy mety koa isika ! Efa hita ny nataony araka ny nanazavan'i Hery azy, dia miandry valiny avy amin'i Fijo indray isika izao, fa aoka izay :-*
39. nikopol ( 15/03/2007 18:50)
Fanambinana an, andao vonoina i fijo e, hitako ny misy an'i nedala iny =))=))=))
40. Fanambinana ( 15/03/2007 18:51)
pissoa: Misaotra anao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6898