Hoy Kardinaly?
81. hery
(
15/03/2007 22:46)
fijo... tena tsy lojika fotsiny ilay izy.
Eritreretiko hoe i Victor Razafimahatratra indray izany (izany hoe eritreretina hoe niha fotsifotsy kely toa ahy izy) satria tsy nisy afatsy izy ihany ny kardinaly tamin'izany 1985 izany.
Dia eritrereto hoe hamangy lakilasy iray izy. Mpianatra izay tsy fantany akory. Dia manontany ny mpianatra iray momba ny question anisan'ny délicate indrindra eo amin'ny Fiangonana dia tsy inona izany fa ny célibat-n'ny pretra. Dia niteny i kardinaly hoe "tsy hoe tsy mahazo manao firaisana ny mpitondra katolika,saingy manelingelina ny asany kosa ny fanambadiana"
Jereo ihany fa sao dia t@ nofy no nahenoan'i fijo an'izany... efa ela ihany mantsy izany 1985 izany. Jereo ihany fa sao tsy kardinaly fa mety frera nisangisangy... fa amiko dia tsy lozika fotsiny. Tsy compatible :-)

82. fijo
(
15/03/2007 23:09)
fa ahoana no tsy mahalogika azy?????tsy azo anontnaiana ve izy???????,fa izy inona no tsy azo anontaniana?????tsy nofy io rahery fa vatana'oolona no nitsangana an.io razafimahatratra io ve hoa lavabe?????????raha tsy izay dia ny anarany izany no nifangaro.fa ny titra entina tsy diso.
ary io fanontanian aio,tsy nampoiziny io.satria matetika ny olona toa ireny mihevitra hoe olona mivavaka daholo no ao ka tokony "hanaja" ny fanontaniana.

83. fijo
(
15/03/2007 23:11)
izay aloha dia ekeko hoe io olona io ihany n okardinaly tamin'io fotoan aio.izao izay tsy fantako na misy firy na firy.
tsy azoko koa hoe tsy mahazo mihaona amin'ny mpianatra ve izy?????????fa matahotra inona?????

84. pissoa
(
16/03/2007 08:31)
fijo:
fa ahoana no tsy mahalogika azy?????tsy azo anontnaiana ve izy???????,fa izy inona no tsy azo anontaniana?????tsy nofy io rahery fa vatana'oolona no nitsangana an.io razafimahatratra io ve hoa lavabe?????????raha tsy izay dia ny anarany izany no nifangaro.fa ny titra entina tsy diso.
ary io fanontanian aio,tsy nampoiziny io.satria matetika ny olona toa ireny mihevitra hoe olona mivavaka daholo no ao ka tokony "hanaja" ny fanontaniana.
Ny tian'i Hery tenenina (raha ny fahazahoako azy) dia tsy hoe tsy tokony nanontany ianao, na toy izany - fa hoe "Olona tsy fantany ianao, ka tsy tokony nanao resaka vazivazy tamin'io resaka io izy raha vazivazy no namaliany anao."
Ny lazain'i Fijo hoe "ny olona toy ireny mihevitra hoe olona mivavaka daholo no ao ..." dia inoako fa tsy marina loatra !
Tsy lojika ? Eny tena tsy lojika mihitsy ! Izaho mino fa raha Kardinaly Katolika no mamporisika fijangajangana (fijangajangana satria tsy manambady ny Pretra sy Relijiozy nefa alefany manao firaisana) toy izany dia nataon'ny Mpanao gazety sy Vatican mirehitra ! Fa nahoana no tsy nisy resaka ilay izy ? ... tsy haiko raha nisy aloha fa za koa vao 1 taona tamizany :-D:-D:-D Sa i Fijo irery no naheno ... Sa ianareo mpianatra irery no naheno ... Dia ianareo rehetra ve dia moana be daholo tamizany ...
Ny zavatra mety nisy koa, dia tena niteny io izy, na mitovitovy amin'io --- fa nisy resaka efa nandeha teo aloha --- na nisy zavatra hadinon'i Fijo tamin'ilay valin-teny (raha misy teny 3 hadinonao dia efa miova be ny heviny) --- na nisy tohiny ny zavatra noteneniny avy eo. Izaho manokana koa aloha dia tsy hino an'i Fijo mihitsy hoe io fotsiny no zavatra noteneniny tamin'io fihaonana io. Hatramin'i Fijo nanoratra an'io dia izao foana no noeritreretiko hoe nandraisana ny tenin'i Kardinaly (raha izy tokoa no niteny) :
Tsy ny mahaPretra sy Relijiozy no misakana an-dry zareo tsy hanao firaisana, fa ny MAHA TSY MANAM-BADY AZY. Izany hoe amin'ny mahaPretra fotsiny, RAHA MANAMBADY toy ny any amin'ny toerana hafa izy dia afaka manao firaisana ... Izany hoe sao diso ny fitadidian'i Fijo fa niteny izy ohatra hoe : Mahazo manao firaisana ny Pretra ka, raha manambady ! Fa ny hanambadiany no tsy azo atao satria hanelingelina azy amin'ny asany ! Diniho fa TENY ROA monja no tsy hitovizan'ny tenintsika sy Fijo, ka sao nisy hadinon'i Fijo tao.
85. hery
(
16/03/2007 09:45)
Fijo> Tsy ny hoe izy niresaka taminareo no tsy lozika fa ny zavatra lazainao fa noteneniny.
Raha kardinaly mamangy sekoly izany dia zavatra Ofisialy, noho izany ny zavatra lazainy ao dia zavatra Ofisialy. Fanontaniana mpahazo ny pretra sy ny eveka sy ny kardinaly isanandro isanandro io fanontaniana io ka tsy hoe tsy ampoiziny. Ary efa fantany hatrany ny valiny omeny. Koa mahagaga ahy hoe izany no hoteneniny eo imason\'ny mpianatra izay tsy fantany akory. Izay ilay tsy maha lozika azy.
Eritrereto toa izao ilay izy.
Raha i Fijo izao no manambady aman-janaka (ohatra io), normalement i Fijo dia convaincu @ resaka fanambadiana (tia ny vady sy ny zanaka sns). Ka na dia sanatria aza tsy marina ireo any anaty any (oh hoe tsy tia vady sy zanaka tampoka i Fijo) kanefa antsoin\'ny olona izay tsy fantatr\'i Fijo akory, hijoro vavolombelona noho ny fitiavambady aman-janaka (satria izay no hitan\'ny oul eo @ fijo) dia tsy hiteny amin\'ireo olona tsy fantatra ireo mihitsy i Fijo hoe \"Tsy tiako ny vadiko sy ny zanako\".
Satria raha miteny an\'izany i Fijo dia
1. na Lazain\'ny oul fa lasa adala
2. na lazain\'ny oul fa mandainga
3. na lazain\'ny oul fa tsy azon\'i Fijo ilay fanontaniana
Ary tsy avelan\'ny oul hilamindamina fotsiny eo io (io ilay lazain\'i pissoa) fa tsy maintsy tongan\'ny oul any @ vadin\'i Fijo ka ho ady be no iafarany.
Dia tahaka izay ilay izy. Tsy hisy hino mihitsy hoe niteny an\'izany izay Kardinaly tamin\'izany fotoana izany. Satria tsy resaka en privée entre olona roa ilay izy fa tsy maintsy nisy vavolombelona (ny mpianatra hafa teo, ny mpampianatra ohatra, na izay nitondra ny kardinaly tao @ ilay kilasy). Ka raha niteny an\'izany izy dia tsy maintsy polemika be (fantatrao ihany ny fomban\'ny katolika izay mbola isaorako an\'Andriamanitra ny maha conservateur azy @ lafiny sasany) satria ny toa izao mihitsy no tena ialàna. Ilay ilazan\'ny hafa (tsy mpino) aty aoriana hoe i kardinaly mihitsy no niteny an\'izao sy izao.
Izaho tsy handresy lahatra an\'i fijo satria ny olona manofy koa (na ny olona izay nanana imagination t@ fotoana efa lasa ela) dia mieritreritra ny zavatra ao antsainy ho tena marina tanteraka. Ny tiako nametrahana ity resaka ity teto fotsiny dia hoe tsy compatible amin\'ny zavatra izay ampianarin\'ny Fiangonana izany resaka izany ka impossible fotsiny tsotra izao raha hoe kardinaly no niteny azy na nahateny azy.

86. Fanambinana
(
16/03/2007 10:35)
Fijo: rehefa mamotsipotsitra ny lainga be anao eto ve de lazaina fa manenjika?
Tsy azonao atao intsony mantsy ny miala na manao botolo, ary hita eto koa fa tsy mety intsony ilay mody hedry. Sarotra ny miaiky ny hadisona, indrisy! Aleo manamarin-tena hatrany na ahoana na ahoana. Na inona anefa lazainao na inona dia mpandainga ianao, ary efa ela no nahitana fa mpandainga ianao.
Ny hendrikendrika sy ny fanalam-baraka moa tsy lazaina intsony ato. Be loatra.

87. naritsimba
(
16/03/2007 16:37)
Ny irariana dia tokony hahay hitondra tena ny mpitondra fiangonana fa hita fa misy ny miteniteny foana sy ny manaonao foana ka lasa mahazo aina ny tsy mpino. Izany dia mitaky fandinihana lalina ho an'ireo izay hiditra ho mpitondra fiangonana fa sao hanome vahana ny tsy mpino toa an'i fijo.
88. fijo
(
16/03/2007 22:57)
hery za izao dia sahy mijoro vavolombelona fa ny vady tsy voatery ho tiana.io fifanarahana ,fa tsy voatery ho fitiavana akory.
ny fitoriana koa dia asa fotsiny amin'ny sasany,fa tsy voatery hoe asa tiana.
pissoa,izahay mpianatra ihany no nandreka.i frera paul no tsy mpianatra tao.
ny tohin'ilay teny aloha dia hoe r:"raha toa ka azo atao di atsara ny mifehy tena"izay koa dia tsaroako.
hery,ny mpianatra rehetra teo,dia resy lahatra tamin'io fanazavana io,ary dia nahagaga tokoa,fa izahay avy eo,dia niezaka niaro ilay resabe nandeha momba an'dry frera sy masera hoe miaraka.
fanambinana anontanio an'i nikopol ny valiny,fa izy dia mahatsapa izany koa ngamba.ary mino aho fa tsy izy irery

89. niryna
(
17/03/2007 06:12)
Raha izaho ianareo borkena any amin'izay io resaka io.Toa tsy misy manaiky ho resy fa samy mitana ny heviny.Inona tokoa ny tombotsoa amin'izany?Lasa mandositra hatramin'ny totozy aminareo.Rano raraka iny ka ny ho avy no hotandremana.Aleo misaina ihany vao manoratroratra na mamaly izay resahana mba tsy hivoana.
Ny lesoka hita izao dia lasa nahazo latsa ny mpivavaka ary io moa dia matetika miseho foana.Ireny ve no mba hoe mpivavaka:?: Kanefa koa anie ny mpivavaka olona mitovy ny rehetra ihany e,eo amin'ny fitaizana ara-panahy izy no tsy mitovy.
Mila mifandefitra ry ireto ny fiainana a,tena marary fo ato amin'ity serasera ity ianareo raha hifampitifitra lava eto a marina tokoa anie izany e.Ny lela(teny ) dia toy ny rano raraka ka tsy azo raofina ary toy ny antsy maranitra ka mety andratra na mety hanome fahasoavana ny hafa.:*+:* Mifandraisa-tanana dia samia mifamela fa tsy hitazona alahelo amin'ny tsy misy dikany. Mandehana amin'izay manao domy hanalana sorisory
SA TSY IZANY RY ZAREO:?::roll:...IZANY MIHITSY E.
Izay farany mbola miteny eo no hita fa mpiantsy ady sy tsy afaka mamela olona.
Tiava ny namanao :P+: tiava ny fahavalonao.:b=(l)(l)
niryna

90. pissoa
(
17/03/2007 11:15)
Niryna : DISO BE IANAO. :b Tsy misy ady eto ... araka ny mba takatry ny sainao ! fa fangatahana fanazavana amin'i Fijo sy fanehoana hevitra amin'ny teny nolazainy hoe notenenin'i Kardinaly ! :-D:-D:-D
Dia io ianareo mpianatra nanaparitaka azy avy eo, araka io tantarain'i Fijo amin'i Hery io ve, dia tsy nisy resaka mihitsy ilay izy avy eo fa tapitra teo ? Jereo anie ny reaction-nay Katolika eto fotsiny nahita ny soratr'i Fijo e ! Ao ny tsy mino tsotra izao (za anisany aloha fa tsorina), ao ny miteny mihitsy hoe andao akarina ... Dia toy izany no hinoako fa raha nisy ilay izy, ary naparitakareo mpianatra araka ny nolazain'i Fijo dia nisy tohiny tany, na ny mpanao gazety na ny Vatican. Fa nahoana no tsy nisy tohiny ... ?
Fijo:
pissoa,izahay mpianatra ihany no nandreka.i frera paul no tsy mpianatra tao.
ny tohin'ilay teny aloha dia hoe r:"raha toa ka azo atao di atsara ny mifehy tena"izay koa dia tsaroako.
Dia io ianareo mpianatra nanaparitaka azy avy eo, araka io tantarain'i Fijo amin'i Hery io ve, dia tsy nisy resaka mihitsy ilay izy avy eo fa tapitra teo ? Jereo anie ny reaction-nay Katolika eto fotsiny nahita ny soratr'i Fijo e ! Ao ny tsy mino tsotra izao (za anisany aloha fa tsorina), ao ny miteny mihitsy hoe andao akarina ... Dia toy izany no hinoako fa raha nisy ilay izy, ary naparitakareo mpianatra araka ny nolazain'i Fijo dia nisy tohiny tany, na ny mpanao gazety na ny Vatican. Fa nahoana no tsy nisy tohiny ... ?
91. ikaretsaka
(
17/03/2007 12:05)
fifanazavana ny ato ry niryna fa tsy ady a... aiza ary ianao izany.. vakio tsara daholo re ...:-D
92. hery
(
17/03/2007 15:17)
naritsimba> naritsimba koa etsy mamosika ihany :-p ... ny ahy ny ivavahako tsy ny mpitondra mihitsy kah. Ary tsy misy tombony ho ahy mihitsy na dia tsy ho mpino mihitsy aza i fijo. Azy izany :-) Tsy mahazo vahana eo @ finoako mihitsy izy akory :-)
93. Fanambinana
(
17/03/2007 15:41)
Naritsimba:
Moa mba misy porofo ve ny lainga afafy eto ry namana a? Sa ianao manana porofo mazava fa nilaza ireo zavatra nolazainy ireo tokoa ireo olona tondrony fa niteny an'izao sy izao?
Ambarako anao fa na inona lazain'i Fijo eto na inona de mpandainga izy.
Manaraka: fankahalana no be ao aminy ka tsy olana aminy na dia mamafy lainga aza. Averiko fa sady tranon-dainga iny no feno fankahalana. Izay! Mahazo mitsara ahy nareo fa tsy olana. Ny tenako no miteny izany fa tsy fr Paoly akory na ny kardinaly
Ny irariana dia tokony hahay hitondra tena ny mpitondra fiangonana fa hita fa misy ny miteniteny foana sy ny manaonao foana ka lasa mahazo aina ny tsy mpino. Izany dia mitaky fandinihana lalina ho an'ireo izay hiditra ho mpitondra fiangonana fa sao hanome vahana ny tsy mpino toa an'i fijo.
Moa mba misy porofo ve ny lainga afafy eto ry namana a? Sa ianao manana porofo mazava fa nilaza ireo zavatra nolazainy ireo tokoa ireo olona tondrony fa niteny an'izao sy izao?
Ambarako anao fa na inona lazain'i Fijo eto na inona de mpandainga izy.
Manaraka: fankahalana no be ao aminy ka tsy olana aminy na dia mamafy lainga aza. Averiko fa sady tranon-dainga iny no feno fankahalana. Izay! Mahazo mitsara ahy nareo fa tsy olana. Ny tenako no miteny izany fa tsy fr Paoly akory na ny kardinaly
94. naritsimba
(
20/03/2007 07:14)
hery>>>> Tsy ny mpitondra fivavahana ange no ivavahana e, fa ny fihetsika asehon\'ny mpitondra fivavahana no jerena, vakio ange io andinin-tsoratra masina io e!
« Ary naseho tamin\'ireo fa tsy ho azy, fa ho anareo no nanompoany ny amin\'izany zavatra izany, izay voalaza aminareo ankehitriny, tamin\'ny tenin\'ireo nitory ny filazantsara taminareo amin\'ny Fanahy Masina, Izay nirahina avy tany an-danitra; izany zavatra izany dia tian\'ny anjely hodinihina. [Famporisihana hitondra tena mifanaraka anim\'ny filazantsara] Koa amin\'izany sikino ny sainareo, dia mahonona tena, ka antenao tsara ny fahasoavana izay ho entina ho anareo amin\'ny hisehoan\'i Jesosy Kristy; tahaka ny zanaka manoa, tsy mitondra tena araka ny filanareo fahiny tamin\'ny tsi-fahalalanareo; fa araka ny fahamasinan\'ilay niantso anareo, dia aoka mba ho masina koa ianareo amin\'ny fitondran-tena rehetra, » I Petera 1:12-15
Hafatra natao ho an\'iza io?

95. ari.malala
(
20/03/2007 07:44)
fijo:
hery za izao dia sahy mijoro vavolombelona fa ny vady tsy voatery ho tiana.io fifanarahana ,fa tsy voatery ho fitiavana akory.
ny fitoriana koa dia asa fotsiny amin'ny sasany,fa tsy voatery hoe asa tiana.
pissoa,izahay mpianatra ihany no nandreka.i frera paul no tsy mpianatra tao.
ny tohin'ilay teny aloha dia hoe r:"raha toa ka azo atao di atsara ny mifehy tena"izay koa dia tsaroako.
hery,ny mpianatra rehetra teo,dia resy lahatra tamin'io fanazavana io,ary dia nahagaga tokoa,fa izahay avy eo,dia niezaka niaro ilay resabe nandeha momba an'dry frera sy masera hoe miaraka.
fanambinana anontanio an'i nikopol ny valiny,fa izy dia mahatsapa izany koa ngamba.ary mino aho fa tsy izy irery
fijo a, aza mivadibadika toa lela may toa io, fa mifototra aminao iany le izy avy eo. Tsy idirako izay finoanao na tsy finoanao, anao izay, fa ny tiako tenenina aminao dia aza manozongozona finoan'olona! manozongozona hoy aho, satria tsy ary mitovy aby ny finoan'ny tsirairay, raha olona tsy dia tena resy lahatra izao no mamaky io voalazanao io dia hino izy, ary raha olna tsy mahalala izay abcd an'ny finoana katolika iany koa dia hitsara avy hatrany izy fa ny pretra sy relijiozy katolika rehetra dia toy izany satria ny Kardinaly izay filoha mpitarika ny fiangonana eto Madagasikara aza hoy ianao manome alalana, mi se referer amin'ny teninao izy dia hino... dia afabaraka tanteraka eny hatramin'ny Papa aza, satria toy ny tsy manaramaso nyondry andrasany izy ny dikan'izany... olona maro be no voatohintohina ka hevero iany izay soratana @ manaraka.
96. naritsimba
(
20/03/2007 08:43)
Ity misy tantara iray: izaho dia mahafantatra pasitera iray izay misotro toaka rehefa tsy manao ny asa maha mpitandrina azy, ny asa maha mpitandrina dia asa toy ny asa rehetra hoy izy, rehefa vita ny asako dia izay no andraisako karama, raha tsy mitoriteny na tsy manao batisa ny pasitera iray dia tsy mahavita ny asany izy ka tokony tsy handray ny karamany. Fantatro tsara io pasitera niteny an'io.
Ity misy tantara iray faharoa: tany Toamasina aho t@ taona 1989 tany ho any niaraka t@ namana iray, nandeha namangy t@ sekoly katôlika iray dia gaga ny tena rehefa tonga tao fa tavoahangy na JB sy Jhonny Walker no hitako nameno ilay armoire, dia hoy ny fitantaran'ilay frere na mopera ( tsy haiko ny manavaka azy) tonga namangy teto ny akama dia revy be mihitsy ny anay tato, fa navoaka hatramin'ny whisky notehirizina.
Ny hevitra tiako hanontaniana dia izao:
1- Raha ny filohan'ny FJKM ve ilay Pasitera niteny dia ny Fjkm rehetra no afa-baraka sa ilay pasitera niteny ny heviny.
2- Raha toa ka lasa Kardinaly ilay frere na mopera tany Toamasina dia ny mpitondra fivavahana katôlika rehetra ve izany dia manaiky ny heviny ka mankasitraka?
3- Aoka ho tsapantsika fa ny ratsy no mahamaika antsika rehetra eto ho kianina ary dia Fijo be dia be no hitako eto, tsy ny maha kardinaly na maha pasitera no jerentsika fa ny fihetsika ivelany asehon'ilay olona, ary dia tahaka izay koa no handraisantsika ny hevitry fijo, tokony ho raisina hanitsiana ny lalan-kizorana ny fitenenan'i Fijo ny zava-misy fa tsy raisina ho fanaratsiana.
misaotra e!

97. Fanambinana
(
20/03/2007 10:29)
Naritsimba: Tsy fantatrao ny dikan'ny teny hoe Filoha. Manana ny anjara toerany lehibe izany ao amin'ny fiangonana katolika. Tsy ny olona rehetra no mendrika izany toerana izany. Olona tsy hiteniteny foana akory izany.
Ary raha mamotsipotsitra ny lainga ben'i Fijo eto dia tsy miaro fotsiny ny marina fa fampisehoana koa fa tsy tia lainga izahay.

99. naughtyboy
(
20/03/2007 17:27)
ze tsy mbola diso no aleo itorabato fa lasa otrany manenjika rivotra fotsiny mitady ny rariny ze tena fisaka tko eto..
100. naritsimba
(
21/03/2007 12:19)
fanambinana> raha ny dikan'ny hoe FILOHA no tianao hazavaiko dia azoko atao tsara, nefa moa ianao efa mahay dia tsy misy antony hanazavako an'izany eto intsony.
Amiko mety lasa filoha daholo ny olona rehetra, ary filoha no anarany na filoham-pokontany, filoham-piangonana, filoham-pirenena, filoham-pikambanana ary raha filoha no resahina dia i Madagasikara no be filoha indrindra nefa tsy mandroso fa anisan'ny mahantra indrindra, noho ny fiheveran-diso fa ny filoha dia tsy manaonao foana, tsy miteniteny foana, dia ekena ho marina ary inoana ho marina rehefa tenin'ny filoha na filoha inona io na inona fa tsy hoe filohan'ny Katôlika ny kardinaly dia milaza ny marina foana, na filoham-pirenena Ravalomanana dia marina daholo izay teneniny.
Aleo ialana ihany ilay fiheveran-diso hoe: rehefa filoha dia tsy manam-pahadisoana,
Diniho tsara ity:
« Fa raha ny fahamarinan'Andriamanitra kosa no nitombo tamin'ny laingako ho voninahiny, nahoana aho no mbola tsaraina ho mpanota indray? Ary nahoana no tsy hanao ratsy hihavian'ny soa isika,- araka ny anendrikendrehana anay sy ny filazan'ny sasany anay. Marina ny fanamelohana ireny.Ahoana ary? Manan-kavaly* va isika? Tsia tsy akory; fa efa voalazantsika rahateo ho mpanota avokoa na ny Jiosy na ny jentilisa**; [*Na: Latsaka noho ireny va isika?] [** Gr. Grika]araka ny voasoratra hoe: Tsy misy marina na dia iray akory aza;Tsy misy izay mahafantatra, Tsy misy izay mitady an'Andriamanitra.Samy nania avokoa izy rehetra, Samy tsy mahasoa avokoa izy rehetra; Tsy misy izay manao ny tsara na dia iray akory aza (Sal. 14. 1-3). » Romana 3:7-12
Samia mandinika ny tenantsika tsirairay avy.