Hoy Kardinaly?
41. naritsimba
(
14/03/2007 05:51)
Amiko dia tokony ho tsapan\'ny olona izay mihevi-tena fa hiditra ho mpitarika na mpitondra fivavahana ireto :
1- Fandinihana mialoha ny momba ny tenanao manokana.
2- Fahavonona hiatrika ny mafy ka handresy ny fakam-panahy tahaka an\'i Jesoa.
3- Fahatsapan-tena fa antso avy @ Andriamanitra marina no andehanana manao ny asa fa tsy tombotsoa manokana.
4- Fandinihan-tena fa haharesy lahatra sy hahantaona olona marina ve ka hahatontosa antsakany sy andavany ny adidy nankinina amiko.
Fanamarihana:
Misy ny fijery tsy mitovy eto @ ity sehatra ity, dikan\'izany matoa tsy resy lahatra sy misy ny mpanakiana dia ao raha, tsy sanatria akory ka hisy ny hamorona fa efa voalaza fa ny :VALALA MISY NY MPILAZA KOA MAHAY. Aoka izany isika izay mahatsiaro tena fa anakinan\'Andriamanitra adidy lehibe mba tsy ahitan\'ny olona tahaka an\'i Fijo toetra tsy mendrika fa dia ho lasa gazety sy fanta-bahoaka, ary ny olona dia tsy mahazaka ny ilazana ny marina ataony.

43. fijo
(
14/03/2007 05:59)
soanja,za anie eto tsy manakiana olona e,ny mahagaga ahy dia lazaina fa misy endrika fanalana baraka le resaka;nefa dia fanazavana nonomena anay ary tena ampy anay tsara le fanazavana.
io resaka drera sy masera tao mahajanga io,tena resaka nahoraka be tao,ka izay nivoahan'ny resaka moa tsy hay,fa iny efa mahazatra any .
za tsy tia mitsikera fiainana,fa rah amiteny amiko kosa hoe izao no tsara,nefa manao ny mifanohitra amin'izay,toa ireo mopera sy frera pedofila aty frantsa ,dia avy aho hitsikera azy

44. prime
(
14/03/2007 08:14)
ikaretsaka:... :-D:-D Hay ianao mahalala ny finoana sy ny any anatin\'ny olona tsirairay mpandray anjara eto amin\'ny serasera?...:-D:-D:-D
karazan\'ilay olona ato mpitsimpona andalana ao anaty baiboly ihany io de ze mahaliana no raisina e...
ikaretsaka:... Mpamaky azy manontolo nefa tsy mahalala ny toko sy andininy... mba mahagaga ahy izany...:-D:-D:-D Hay ny mpitory filazantsara indray izany izao izay mitondra ny Tenin\'Andriamanitra miaraka amin\'ny toko sy andininy dia voatsara fanindroany ho \"mpitsimpona\" rehefa voalaza ho \"baibolista\"?...:lol::-D:-D
fa miresaka io resaka tsipona tsipona io ihany isika fa tsy tadidiko ilay andalna sy toko fa ao @ baiboly sy epistilin\'i paoly ao ity no niseho .. (ny ahy manko izy manontolo no vakiako rehefa @ ireny)..
Mikasika ny lohahevitra eto dia tsy manan-kambara fa dia tsotra ny hevitro, rehefa tsy misy \"références\" ny zavatra lazaina dia naman\'ny tsy misy, azo heverina ho lainga sy foronina mihitsy aza... Izany anie no antony \"itsimponana\" (mba indramiko ra-Ika a :-D) foana ny voalaza sy ny voasoratra e...:)
Rehefa milaza hevitra dia tokony omena ny \"références\" rehetra, \"textes originaux\", \"auteur\", \"événements\" nitrangany, \"date\", \"témoins\" afaka manamarina... tsy adàlan\'ny olona ny manome \"bibliographie\", \"références historiques\", \"cadre et circonstances\"...
45. rush
(
14/03/2007 08:32)
prime:mitsara indray ny tongalafatra e!
Mpamaky azy manontolo nefa tsy mahalala ny toko sy andininy... mba mahagaga ahy izany...:-D:-D:-D Hay ny mpitory filazantsara indray izany izao izay mitondra ny Tenin\'Andriamanitra miaraka amin\'ny toko sy andininy dia voatsara fanindroany ho \"mpitsimpona\" rehefa voalaza ho \"baibolista\"?...:lol::-D:-D
46. rush
(
14/03/2007 08:53)
prime:inona no mahagaga anao @ izany?satria ianao no tena mahay sy mahatadidy ny rehetra?mihoatra ny pretra?mihoatra ny pasitera?sa ianao pasitera mahatadidy ny rehetra voasoratra ao anaty baiboly ao?
Mpamaky azy manontolo nefa tsy mahalala ny toko sy andininy... mba mahagaga ahy izany...:-D:-D:-D
47. hery
(
14/03/2007 09:02)
fijo:
hery tsy teny henoko fotsiny io,fa teniny niresaka taminay.izay mpianatry notre dame tamin'ny taona 1985 ka taona famaranana tamin'izany dia hafaka hanamarina an'io.ary tsy fanalana baraka io,fa itako hoe fanazavana mety kokoa .
Eto dia efa miova sahady ilay resaka.
Raha io no zavatra anohanan'i fijo ny resaka hoe "kardinaly" dia tena diso satria mbola tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'izany fotoana izany. Noho izany dia tsy marina intsony ilay hoe
kardinaly io olona niresaka taminay io.fantatrao ngamba izany toerana izany raha hoan'ny rafitra katolika.ary jereo fa misy mamerina io zavatra nolazainy io ary ambadika ary.noho izany fantany tsara ny zavatra lazainy.
Satria tsy Kardinaly io olona niresaka taminareo io. Noho izany dia diso ilay hoe izany toerana izany raha ho an'ny rafitra katolika
Mitovy amin'ny hoe: tsy ny zavatra nolazain'i fijo tamin'ny 3e momba ny sexe no heverina fa ho fihevitr'i fijo amin'izao fotoana izao.
Eto izany dia tsy afaka miteny intsony i fijo hoe ny Kardinaly (amin'ny maha kardinaly azy) no nilaza izay zavatra mety ho nolazainy.
Ny fahamarinana na tsy fahamarinan'ny hoe izy no nilaza azy dia tsy idirako fa izay ihany no tena tiako nohamafisina hoe tsy ny Kardinaly Razafindratandra no nilaza hoe
"tsy hoe tsy mahazo manao firaisana ny mpitondra katolika,saingy manelingelina ny asany kosa ny fanambadiana"
Mitovy hevitra isika hatreto?
48. prime
(
14/03/2007 09:54)
rush:... :-D:-D Mba hafa mihitsy izany famakianareo teny izany an... fa inona aloha aminao ilay hoe mitsara e?... izao izao miampy indray an, sady \"avec moquerie\" hoe \"tonga lafatra\"...:wink::-D:-D
mitsara indray ny tongalafatra e!
rush:...:-D:-D Ka inona koa no mahagaga anao amin\'izany?8O:-D:-D ...Rehefa miteny dia efa atoro foana io, omeo ny \"références\"... tsy voatery baiboly io fa na boky hafa na tranga hafa dia efa mety foana fa mila \"témoins\" rehefa tsy hita soritra amin\'ny soratra... izay no ilaina... tsy misy resaka fahaizana na tsia baiboly izany fa rehefa miteny ikaretsaka hoe \"hitako tao anaty baiboly io sady izaho tsy mba mpitsimpona fa mpamaky manontolo\" dia omeo ny \"textes de base avec coordonnées\", izay ihany r\'ise a...:-D:-D
inona no mahagaga anao @ izany?satria ianao no tena mahay sy mahatadidy ny rehetra?mihoatra ny pretra?mihoatra ny pasitera?sa ianao pasitera mahatadidy ny rehetra voasoratra ao anaty baiboly ao?
49. Fanambinana
(
14/03/2007 11:04)
Averiko indray fa lainga be io: ireto averiko ireto ny porofo:
Tsy ny fanaovanao be lazao akory no hanamarihana fa marina izay voalazanao
1- Tsy fantatrao akory hoe iza ny kardinaly RazafindratandraInona koa no idiran'izany amin'ny resaka baiboly? Ny teny fitaka sy lainga ary fankahalana ve no andeha inoana.
2- nolazainao fa tamin'ny resaka nifanaovanao manokana taminy no niresahany an'io taminao
3- ambaranao indray fa taminareo terminale no nilazany an'io tamin'ny mpianatra.
Fehiny: fanalambaraka io amiko. Rehefa tsy matoha-kevitra aza mandainga e. Tsy misy resaka finoana sy tsy finoana zany.
Tsy ny fanaovanao be lazao akory no hanamarihana fa marina izay voalazanao
50. ravatorano
(
14/03/2007 11:56)
FANAMARIHANA :
raha za manokana aloha d heveriko fa tena tsy mety mihitsy raha relijiozy no sahy miteny hoe afaka manao firaisna ry zareo fa tsy mahazo manambady ????
ka na kardinaly io na relijiozy tsotra d tena fanalana baraka tokoa ilay izy satria zao mantsy ao antin'ilay voady izay ataon izy ireny dia ny voalohany indrindra dia hoe vaeux de chasteté na hoa voady tsy hanao firaisana mihitsy na ahoan na ahona
ka mahagaga ahy ihany ilay resaka eto satria tena tsy azo idivirana mihitsy io.
nefa moa misy fitenenana ihany ery ambony hoe olombelona mitafy nofo aman drà ireo ary mety ho solafaka ihany saingy tsy ny relijiozy rehetra koa anefa fa toy ny saonjo iray lohasaha ihany zany !

51. Rasiligaoma
(
14/03/2007 12:35)
fa izao koa ange no be mpanadino matetika e.. na pasitera io na mompera na relijiozy inona na inona, dia mba misy fotoana ireny manao resaka ankananihany sy misangisangy ihany, indrindra raha eoanivon'ny fianakaviany na namany niara lehibe taminy na olom-patany be.
sa aminareo rehefa hoe lasa pretra na relijiozy na pasitera ny zanakareo na ny havanareo dia tsy ataonareo ialahy na Ra-anona na Ikala_anona intsony?
sy hoe izay teniny dia tenin'ny soratra masina?
betsaka ny patriarka fantatro sy mompera sy relijiozy sy fa mifampanao ialahy sy misangisangy izy rehefa any @ fianakaviany--> dia diso aby izany ireny?
Izy samy izy ao @ seminaire sy noviciat sy ny fiofanana pasitera sy communaute aza mifampanao Ialahy sy indry koa!
"ry mpiatsaravelatsia"

52. prime
(
14/03/2007 13:27)
Rehefa tsy misy porofo na mpanamarina (témoins) dia naman'ny tsy misy... tsotra be...
53. Fanambinana
(
14/03/2007 13:49)
Tsy misy resaka vazivazy izany io: Fanalambaraka tsotra izao. Averiko ary hamafisiko fa lainga. Ny teny lazainy ihany dia efa halalana fa LAINGA io. Averiko eto ny porofo:
1- tsy fantany akory hoe iza ny kardinaly RAZAFNDRATANDRA
2- Ambarany fa resaka nataony manoka taminy io, avy eo anefa hamafisiny indray fa natao tamin'ny mpianatra.
3- Lainga io satria rehefa avy niteny an'io izy dia avy hatrany de nanao fiharovan-tena hoe: raha lainga io tsy izaho no mandainga fa ny kardinaly.
Ry tranon-dainga sy mpanendrikendrika, rehefa tsy mahita hanohanana ny hevitrao ianao de zavatra hafa lazaina fa aza mandainga.

55. hery
(
14/03/2007 15:50)
Ny kardinaly koa ange ry zalahy mandalo aty aminay matetika e :-) fa inoako fa handà mafy an'io izy raha somary tsipazana an'io resaka io.... na dia atao hoe tamin'izy mbola kely aza.
57. Fanambinana
(
14/03/2007 19:16)
Tsy misy resaka vazivazy izany io: Fanalambaraka tsotra izao. Averiko ary hamafisiko fa lainga. Ny teny lazainy ihany dia efa halalana fa LAINGA io. Averiko eto ny porofo:
1- tsy fantany akory hoe iza ny kardinaly RAZAFNDRATANDRA
2- Ambarany fa resaka nataony manoka taminy io, avy eo anefa hamafisiny indray fa natao tamin'ny mpianatra.
3- Lainga io satria rehefa avy niteny an'io izy dia avy hatrany de nanao fiharovan-tena hoe: raha lainga io tsy izaho no mandainga fa ny kardinaly.
Ry tranon-dainga sy mpanendrikendrika, rehefa tsy mahita hanohanana ny hevitrao ianao de zavatra hafa lazaina fa aza mandainga.
1- tsy fantany akory hoe iza ny kardinaly RAZAFNDRATANDRA
2- Ambarany fa resaka nataony manoka taminy io, avy eo anefa hamafisiny indray fa natao tamin'ny mpianatra.
3- Lainga io satria rehefa avy niteny an'io izy dia avy hatrany de nanao fiharovan-tena hoe: raha lainga io tsy izaho no mandainga fa ny kardinaly.
Ry tranon-dainga sy mpanendrikendrika, rehefa tsy mahita hanohanana ny hevitrao ianao de zavatra hafa lazaina fa aza mandainga.
58. fijo
(
14/03/2007 23:36)
hery ,iza ary no anaran'iny kardinaly fohifohy kelikely ray iny?????tsy maintsy fihodirana izy,fa mazavazava ary tsy olona matavy.raha ny fahalalako azy,dia izy no kardinaly gasy voalohany.
fanmbinana,miverena mamaky ny resaka nataoko tany aloha tany,fa voalzako any fa resaka nifanaovany taminay mpianatra le izy.
ka aza mamorona loatra fa efa be loatra.
ary averiko eto,porofoy amiko izay hafaka manaporofo,ilay hoe maha fanalana baraka ilay resaka..miandry an'io porofo fanalana baraka io aho.

59. LazaDaddy
(
15/03/2007 00:01)
ikaretsaka:indrisy misy tdia misy tokoa ny jiolahy miditra mopera mba hipasopasohana ny aferany. Tsy fanalam-baraka sanatria fa mba tokony ho dinihin'ny ivotoerana mpanofana ireny pretra ireny ihany ny tena antony hidiran'ny olona sasany ao. Sao sanatria lasa ireny no hitan'ny olona sy mahatafitohina azy ka mety hisakana azy tsy hivavaka.
mety t@ izy tsy mopera io leeeeena izy mbola jolamboto:wink:
Toy izany koa isika Kristianina sy ny fitondrantenantsika. Aoka ho feno fahasoavana hatrany ny resakareo hoy i Paoly. Ahona moa no hinoan'ny olona izay "bla bla bla" ataontsika eto kanefa vao atsy ambadika atsy fotsiny ohatra dia feno endrika fialonana sy fankahalana ary fanompoan-tsampy sy fahavetavetana ny resaka ataontsika?
Avereno amiko ny teniko raha tsy mendrika:wink:
60. niryna
(
15/03/2007 06:31)
LazaDaddy:

Marina mihitsy izany ary tsy tokony hitsara na hanamaritena ny hafa.Mety nisy ilay zavatra ,mety nahita tokony izy,porofo?Izy irery ihany no nahalala ny marina.Tsy dia tsara koa anefa ny manao teny tsy voahevitra na mamingavinga olona.Izay no antony notenenako hatramin'izay hoe raha fantatrao fa manindrona ny olona ny teny tianao tenenina dia ny tena tsara tazomy iny ho anao irery ihany.Inona no moa no mahagaga anareo izany fa ny namana aza taloha efa niresaka hoe manana tetika maty paika ry zalahy ary manana miaramila, generaly,kolonela mihitsy e.Ity toerana misy antsika ity dia feno ny herin'ny maizina ka na any am-piangonana aza izy dia tonga ihany koa.
Ny tiako tenenina dia misy ny olona tena voaantso ary misy ny voaantso fa mivadika.Misy koa ny manao kivazivazy ary misy ny manao zarin-tenany.