Hoy Kardinaly?

21. dadasy ( 13/03/2007 19:07)
pissoa:-$
22. pissoa ( 13/03/2007 19:11)
Oops :oops::oops::oops:
23. nikopol ( 13/03/2007 19:40)
akarina aiza ry fody? malolaka kosa nge ny resaka eto e
24. nikopol ( 13/03/2007 19:41)
malalaka no tiako resahina eo ambony io fa azafady indrindra
25. Fody ( 13/03/2007 19:50)
Malalaka tsy midika fa afaka milaza izay tiana lazaina. Na hanendrikendrika olana aza.
26. Fody ( 13/03/2007 19:52)
Fanalam-baraka imasom-bahoaka io ry namana, aleo ifanatrehana izay ihany no vahaolana. Aza asina resa-be.
27. simplex ( 13/03/2007 19:58)

io kosa ve ry Fody d ilaina ampiakarina a. Anotanio nge ny Kardinaly e :°) extremiste be kosa toi zany kle :roll:
28. Fanambinana ( 13/03/2007 20:18)
tywa,kardinaly io olona niresaka taminay io.fantatrao ngamba izany toerana izany raha hoan'ny rafitra katolika.ary jereo fa misy mamerina io zavatra nolazainy io ary ambadika ary.noho izany fantany tsara ny zavatra lazainy.ary raha diso aza,dia ny kardinaly no diso fa tsy izahako.ka rah aity faharoa ity no izy ,dia hoavy indray fijo fa miomana an.
tsy resaka fanambadiana hoy ny namana sasany???resaka fiainan dreliziozy anie ity e.ka aza adino,fa ny resaka firaisana dia tafiditra ao koa.ny fiainandrelijiozy tsy hoe mihira sy mivavaka sy mikaly dia izay.ao koa ny vatany

miverina amin'ilay resaka nifanaovako tamin'i kardinaly razafindratandra izany.tsy misakana ny filana hozy ny fiangonana,saingy tsy mahazo mivady satria manelingelina azy amin'ny asany izany


raha io resaka tsy fanambadiana hoan'ny mpitondra kato io.dia hoy kardinaly razafindratandra;"tsy hoe tsy mahazo manao firaisana ny mpitondra katolika,saingy manelingelina ny asany kosa ny fanambadiana"izany hoe hafaka manana sipa ny frera sy mopera,fa tsy manambady fotsiny mba tsy hanelingelina azy amin'ny asany.
valinteny nataony tao amin'ny sekoly notre dame tao mahajanga io


Mba jereo amin'ireo ny lainga be an-drafijo. Izaho dia momba ny hevitr'i Fody hoe: aleo ifanatrehana e. Ny resaka fahalalahana angaha fanaovana baranahana sy fitenitenenam-poana.
29. Kwasi ( 13/03/2007 22:12)
I Fijo izao no andrasana.^:^
30. fijo ( 13/03/2007 22:40)
hery tsy teny henoko fotsiny io,fa teniny niresaka taminay.izay mpianatry notre dame tamin'ny taona 1985 ka taona famaranana tamin'izany dia hafaka hanamarina an'io.ary tsy fanalana baraka io,fa itako hoe fanazavana mety kokoa .
mbola tsaroako hatramin'ny le fitsikiny niresaka taminay tamin'io.lery rangahy somary fohifohy iny ary mitsiky lava.za no nametraka fanontanian atamin'io hoe:"fa maninoan ny pasietra no mahazo manambady,ary nareo mpitarika katolika tsy mahazo?"dia io ny valiny ary tsoriko,fa naharesy lahatra ahy io valiny io,satria tsy mandainga fa milaza ny zavatra misy ary manazava izany.
31. fijo ( 13/03/2007 22:49)
somary tohizako ny resaka.
ny antony tena nahatonga ahy hametraka io fanontanian aio,dia izao.tamin'izany fotoan aizany,nalaza be tao androva majunga fa nisy frera "hono" misipa amina masera ary efa mahoraka be le resaka.saingy za tsy te hiteny izay mivantana,dia ny pasiter ano nakako ohatra.ary averiko eto ny teniny tamin'izay fa mbola tsaroako tsara:somary nitsiky izy no namaly anay:" be ny resaka mandeha mikasika ny fitondra tenan'ny religiozy.(manao ankolaka le resaka heno be izy)ny azoko lazaina nareo,dia ,tsy hoe tsy mahazo manao firaisana ny mpitarika fivavahana katolika,fa ny manambady no tsy mety satria manjary manelingelina azy amin'nyasa fitoriana ataony."teo moa izy dia nanome ohatra betsaka ,ohatra hoe rah asendra any toliary enao n omitory nefa ny zanakao any diego marary dia tapaka ny fitoriana.ohatra toa izay no nataony.ka io,hafaka mino izay te hino,hakaka tsy min okoa.fa resaka nifanaovanay (mpianatra kilasy famaranana taminy io) ary mbola hamafisiko,fa teniny io,fa tsy hono hono akory
32. Fanambinana ( 13/03/2007 23:31)
Fijo
mbola tsaroako hatramin'ny le fitsikiny niresaka taminay tamin'io.lery rangahy somary fohifohy iny ary mitsiky lava

Lainga marivo tototra ny anao ry namana. Misy porofo telo ireo azo itanana anao ho mpanendrikendrika sy mpandainga:
1- Tsy fantatrao akory hoe iza ny kardinaly Razafindratandra
2- nolazainao fa tamin'ny resaka nifanaovanao manokana taminy no niresahany an'io taminao
3- ambaranao indray fa taminareo terminale no nilazany an'io.
Fehiny: fanalambaraka io amiko. Rehefa tsy matoha-kevitra aza mandainga e. Tsy misy resaka finoana sy tsy finoana zany
33. fijo ( 13/03/2007 23:32)
nolazaiko hoe resaka nifanoavako manokana ,satria za no nametraka ny fanontaniana.aza ovana ny nolazaiko azafady.tsy baiboly io ka tsimponina indray koa
34. fijo ( 13/03/2007 23:34)
raha toa ka hoe izaho sy izy irery no niresaka no fandraisana ny hoe resaka manokana dia tsy nisy izay.satria tsy za no nadehanany tany fa ny sekoly.za tsy havany akory
35. fijo ( 13/03/2007 23:36)
ary tsy azoko mihintsy hoe maninona no lazaina fa fanalana baraka io teniny io????nefa le izy fanazavana tena nazava be "ary izahay rehetra teo dia samy nihaiky ny fahamarinan'ilay zavtar noazavainy.ka tena gaga aho eto aminareo
36. Fanambinana ( 13/03/2007 23:50)
Fijo: Tsy ny fanaovanao be lazao eo akory no ilazana fa tsy lainga ny zavatra lazainao ry namana. Averiko indray fa fanalam-baraka io.
Izay ihany.
37. fijo ( 13/03/2007 23:54)
ka porofoy ny maha fanalam barak azy,fa rah amisy porofo dia ekeko,fa raha tsy izany de enao izao no manao fanalam baraka.asa raha fantatrao ny atao hoe fanalam baraka
38. Fanambinana ( 13/03/2007 23:59)
Io ataonao io. Aleo hifanatrehana de zay
39. fijo ( 14/03/2007 00:01)
tsy profo ny arosonao ka ialako tsiny.sao dia tsy hainao ny atao hoe porofo?????
40. soanja ( 14/03/2007 03:55)
hery:

Misy endrika fanalam-baraka ankolaka ihany eto amin'ny dinika Fivavahana sy Finoana rehefa misy resaka hoe Pretra sy Relijiozy tsy manambady. Tsy ny Pretra sy Relijiozy resahina no tiako lazaina eto fa ilay filazana ombieny ombieny hoe "Hoy Kardinaly" sy ny hoe "I Kardinaly mihitsy no niteny an'izany"

Tena sur 100% ve i fijo ohatra araka ny voalaza tato http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m45e71e96705d6#m45ee58dcd28ce
fa ny Kardinaly Razafindratandra Armand Gaetan no niteny hoe

"tsy hoe tsy mahazo manao firaisana ny mpitondra katolika,saingy manelingelina ny asany kosa ny fanambadiana"

?

Izany hoe teniny henonao mihitsy? Oviana ary taiza?

Mbola velona soa amantsara ny Kardinaly ka azo anontaniana azy sy fotorina aminy io resaka io raha tena marina. Ary raha izy no tena niteny an'io (izay inoako fa tsia) dia inoako fa hanazava ny antony nitenenany zavatra mifanohitra amin'ny hevitry ny Fiangonany izy.




Sarotra be ity resaka ity e. Ny zavamisy mantsy dia misy tokoa ny relijiozy manao ny ataony ary matetika misy miresaka ireny dia milaza ny heviny eo izy mahatonga azy hanao izany.

Zaho moa izany dia anisan'ny miandry an'ilay hevitra haroson'i Hery momba ny fiainana relijiozy moa iny?

Satria raha ny fahitako azy dia misy karazana ny fiainan-drelijiozy (fikambanana). Zah manokana dia saika nanao masera ary fantatro ny antony nampijanona izany fitiavako te hanao azy izany. Ny namako rehetra tamin'io izay lasa mompera sy masera dia mbola namako hatramin'izao ary samy manana ny fiainany aby. Tsy mitsara n'iza n'iza anefa aho satria safidy io ary matetika dia izay mifanaraka amin'ny fiainana mampiodina ny asa nomen'Andriamanitra anao dia zavadehibe amiko raha tsy hoe misy ny fanararaotana tafahoatra na manimba ny ain-dehiben'olombelona ka manova ny mission nanaovana voady ho zavatra hafa.

Hatramin'izao dia mbola midera an'ireo rehetra nanaiky hanao voady aho ary misaotra azy ireo amin'ny asa goavana notanterahiny dia ny fanatsarana ny fiainan'olombelona eo anivon'ny firahamonina. Tsy raharahako izay fiainana manokany any fa azy sy Andriamanitra izany ary izy ihany koa no mahalala izay voady nataony any fa ny asa vita ety ivelany no zavadehibe amiko. Satria nahoana? Tsy lafatra manko isika olombelona e. I Jeso irery ihany no lafatra satria IZY ANDRIAMANITRA.
Koa noho izany, tsy omeko tsiny i Fijo satria izy manko tsy mpino de mahita hokianina izay tiany hokianina momba ny mpino. Zarany aza nisy an'iny hatao kitoza eo. Manaja azy aho amin'izany heviny izany. Ny olona resahiny koa aloha mino aho fa tsy lafatra ary ilay mpitantara mahay. Dia eo mifangaroaro eo le resaka.
Rehefa mivavaka ianao dia aza hadino ny mivavaka ho an'ireo mpitondra fivavahana sy ny relijiozy ary ireo izay nanokany ny tenany hanao asa soa ho an'ny taranaka. Izay angamba no mba hany fanohananao azy ary mino aho fa ankasitrahan'Andriamanitra izany.




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1497