resaka Kristianina

81. ikaretsaka ( 16/03/2007 02:10)
LD> mbola averiko ihany.. mba miangavy re tompoko mba tsy tsimponinao @ izay tianao sy tapatapahanao arak'izay revirevinao ny teniko e.. misaotra indrindra.
manjary tsy tafita manontolo manko ilay hafatra tiako hampitaina fa "twistevanao"
moa mba ialana @ ilay hoe ny teniko no avadikao ho teninao rehefa mba misy vokany tsara moa raha ratsy de ataonao hoe "ikaretsaka no nilaza an'izany"!

misaotra @ fiaraha miasa e
82. LazaDaddy ( 16/03/2007 02:18)
Ikaretsaka kay moa no niteny an'ito fa diso fanoratra.
ikaretsaka:
ny fitoriana sy ny famafazana dia asam-pitiavana fa tsy asan-dramatahora ...


... = ?
Enga anie ka ho tena fitiavana tokoa araka ny famarinat'Andriamanitra ny hoe "fitiavana" :)
83. cutie ( 16/03/2007 02:21)
:-D:-D:-D:-D:-D
84. ikaretsaka ( 16/03/2007 03:06)
ary vo miteny aho hoe aza atao ilay izy dia nataony...:roll: oh well!
85. pissoa ( 16/03/2007 17:18)
:-D:-D:-D:-D:-D
86. cutie ( 16/03/2007 18:57)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 16-03-2007 04:06:58
Lohateny : Re : resaka Kristianina
ary vo miteny aho hoe aza atao ilay izy dia nataony... oh well!

mbola tsy mahay an'i LD nga i ikaretsaka :-D:-D:-D
87. ikaretsaka ( 17/03/2007 00:31)
nahay ihany fa mba neveriko fa efa mba nivoatra izy:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3034