resaka Kristianina

41. ikaretsaka ( 13/03/2007 16:01)
fa ahoana tokoa ary?:?::roll:
42. fijo ( 13/03/2007 23:39)
booboo an,ka kenda ry zalahy no miresaka,de hummm hammmm sisa e
43. ikaretsaka ( 14/03/2007 01:36)
mahita an'i booboo ao ampengonana kosa ve tsy hanao mmmmm mmmm kosa
44. LazaDaddy ( 14/03/2007 03:53)
fa ny mahagaga ry ..., lazadaddy, sns tsy mety milaza mba hahalalanay ny arofaniny
Ny arofanina amiko dia ny Tenin'Andriamanitra voarakitr'io Baiboly io. Ny antony dia izao:

1) Andriamanitra tsy hanohitra velively ny Teniny
2) Ny Teniny dia tsy mba ho levona mandrakizay
3) Ny "doctrine" dia "nataon'olombelona"

Raha ny fiangonana fandehanako indray no tiana ho fantatra dia efa nambarako teto @ ito sehatra ito ary averiko ho an'izay "very tadidy":
Methodist, Baptist, Wycliffe, CRC church, Church of Christ, Evangelical. Dia indramiko ihany koa ilay fanontanian'i paris10 hoe: "dia ahoana izany ny firesahina amiko"? :)
45. ikaretsaka ( 14/03/2007 04:07)
laza an> fa misy dogme arahana foana na samy manana tenin'andriamanitra aza
46. LazaDaddy ( 14/03/2007 04:52)
KRISTY-ANINA = mpanara-dia an'i Kristy. Ny ahy Kristy sy ny Teniny no arofanina fa tsy "dogme" na "doctrine" nataon'olombelona.
47. fijo ( 14/03/2007 06:05)
laza an,elahy kosa ary sao mersa fiangonana le????blagy io an
48. prime ( 14/03/2007 12:22)
Dia efa io lazain\'i LD ny momba azy fa inona marina kosa ary no tiantsika mbola lazainy ankoatr\'io?
49. Rasiligaoma ( 14/03/2007 12:40)
Prime LD> na izany na tsy izany dia misy ilay hoe "Dogme" araka io lazain'Ikar io ambony io kosa e

Izay no nampisaraka antsika na Kristianina daholo aza isika!

Izay no nahatonga antsika hoe tsy katolika daholo na tsy orthodoxe daholo na tsy Protestanta daholo na tsy Sekta daholo!
50. LazaDaddy ( 14/03/2007 13:50)
"dia ahoana izany ny firesahina amiko"? :lol:
51. ikaretsaka ( 14/03/2007 14:06)
LD>raha izaho no anontaniana dia tsotra ny amaliako azy...io ilay "acrobatie theologique" fa za tsy hanao tsingolobatita miaraka aminao .. fa raisiko ohatran'ny olona ao anaty "secte" ilay izy..
52. LazaDaddy ( 14/03/2007 14:15)
ikaretsaka:
.. fa raisiko ohatran'ny olona ao anaty "secte" ilay izy..
tsy vaovao amiko fa na i Paoly sy i Petera aza nantsoin'ny "sanhedrin" ho sekta :)

Fa tanako mafy ilay teniko hoe: "ny Tenin'Andriamanitra no ataoko arofanina fa tsy ny dogme sy doctrine nataon'olombelona" :)
53. ikaretsaka ( 14/03/2007 14:16)
iza no nanao hoe nataonn'ny olombelona ny dogme?
54. LazaDaddy ( 14/03/2007 14:23)
i LazaDaddy :)
55. LazaDaddy ( 14/03/2007 14:29)
kay i wikipedia koa milaza an'io fa tsy i LazaDaddy izany no tompon-kevitra voalohany :)

wikipedia:
In Roman Catholicism, a dogmatic definition is an infallible statement [size=13]published by a pope[/size] or an ecumenical council concerning a matter of faith or morals, the belief in which the Roman Catholic Church requires of all Christians
sa kosa tsy olombelona izany "pope" izany?
56. ikaretsaka ( 14/03/2007 14:42)
olombelona ka .. fa "misy antony aho matoa izy atao pope fa tsy i lazzadaddy na ikaretsaka"
izay ilay zavatra inoako fa tsy inoanao!
57. LazaDaddy ( 14/03/2007 15:11)
ikaretsaka:
olombelona ka ..
=D=D=D
58. pissoa ( 14/03/2007 15:13)
hay ve tsy i Andriamanitra akory no niteny hoe "Avy amin'ny Olombelona ny Dogme" fa ny Wikipedia e ! Nefa dia inoan'i LazaDaddy :-D:-D:-D:-D:-D
59. paris10 ( 14/03/2007 15:19)
pissoa:manana ny evekany ny anglikana ka,ka ny anglisy ange no nitondra io anglikanisma tany dago e!manana presbitera koa,betsaka e!isan'andaniny zany e!
60. ikaretsaka ( 14/03/2007 20:12)
LazaDaddy:

ikaretsaka:
olombelona ka ..
=D=D=D


LD= mba miangavy le tohiny koa mba vakiana fa aza tsiponina isan'andininy any amin'izay mahaliana anao ihany sy tapahina ny teniko azafady...misaotra!

"manjary manapa-teny manapak'aina" ay tsy azonao sy tsy azon'ny olona akory ny tiako hotenenina sy ny hafatra tiako hampitaina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0953