resaka Kristianina

61. ikaretsaka ( 14/03/2007 20:18)
pissoa> i lazadaddy tsy manana dogme ka... toa izay mahalianalina azy fotsiny no tsipotsiponiny atsy sy eroa.
i fijo tsy mivavaka aza nahamarika an'io
62. LazaDaddy ( 14/03/2007 23:05)
i lazadaddy tsy manana dogme ka...
mazava ho azy araka ny voalazako fa ny Tenin'Andriamanitra no ataoko arofanina fa tsy dogme na doctrine nataon'olombelona :)
ikaretsaka:
olombelona ka ..
=D=D=D
63. fijo ( 15/03/2007 00:09)
hoy i laza:"tsy vaovao amiko fa na i Paoly sy i Petera aza nantsoin'ny "sanhedrin" ho sekta

tena skta izy tamin'izany fotoan aizany fa aza lavina.i jesosy koa tamin'izany dia mbola sekta fa aza hadino

izany hoe i laza dia toa ahy.tsy fehezin'ny zavatra iray?
64. pissoa ( 15/03/2007 06:47)
LD:
mazava ho azy araka ny voalazako fa ny Tenin'Andriamanitra no ataoko arofanina fa tsy dogme na doctrine nataon'olombelona

de wikipedia koa hadinonao nefa vao tanisainao io ambony io :°):-D:-D:-D

Ary zavatra nolazain'i Ika sy ny Wikipedia io hitehafanao io fa tsy nolazain'Andriamanitra :-D:-D:-D
65. ari.malala ( 15/03/2007 13:44)
Dia rehefa mitory sy manazava izay mpitarika any @ fiangonana andehanan'i LD de tenin'iza ndray refaveo? satri tsin tsy hoe vakina fts ze ao anaty Baiboly d mirava fa mbola misy fampianarana na toriteny, dia tenin'iza ndray zany le henoina refaveo? Dia raha arofanina izany anie, izay voalaza rehetra ao arahina avokoa fa tsy tsimponona toy ny mitsimpona akotry izy ity e! toy io ataon'i LD @ tenin'ika io...
66. LazaDaddy ( 15/03/2007 13:52)
ari.malala:
Dia raha arofanina izany anie, izay voalaza rehetra ao arahina avokoa fa tsy tsimponona toy ny mitsimpona akotry izy ity e!
=D=D Voalazanao tsara mihitsy! Izany no maha arofanina ny Baiboly fa tsy Dogme. Ny "dogme" sady nataon'olombelona no mbola "mitsimpona akotry" araka ny teninao. Jereo ohatra fotsiny hoe ampahafirin'ny voalazan'ny Baiboly ny mba voalazan'ny "dogme", dia misy firy ny tsy fitovian-kevitry ny fiangonana maro noho ny "dogme" nataon'olombelona? :-$
67. pissoa ( 15/03/2007 14:06)
:-D:-D:-D

LD, aiza hoa ny soratra miteny hoe "Nataon'olombelona ny Dogme" amin'ny tenin'Andriamanitra ? Ny WIKIPEDIA amiko dia tsy misoratra hoe avy amin'Andriamanitra. Ary izaho miteny foana, fa na ny Testamenta Vaovao aza dia taratasy nosoratan-dry Lioka sy ry Paoly sy ry Piera sy ry Joany no mandrakotra azy ... ka sao avy amin'olombelona koa ny Baiboly ry LazaDaddy ! :-D:-D:-D

Ary aza mitsimpona akotry moa e ! Tsy io fotsiny anie no notenn'i ari.malala taminao teo e :-D:-D:-D
68. ari.malala ( 15/03/2007 14:43)
:-D:-D:-D:-Dpissoa, njy ty an :-D:-D:-D:-D

LD, na ny testamenta taloha aza anie dia olombelona iany koa no nanoratra azy e! ireny taratasin'ny mpaminany sy ny tantarandry Davida sy ry Samoela indrindra ny Salamo, raha mamaky tsara isika, indrindra i LD diamisy foana hoe "nataon'i Davida" ka i Davida angaha Andriamanitra? hafa indray raha ireny teny nivantana t@ Moizy ireny, saingy na i Moizy nanoratra azy koa nga Andriamanitra? :-D:-D:-D:-D
69. Fanambinana ( 15/03/2007 18:24)
Averiko eto fa andriamatoa fijo dia sady feno fankahalana no tranon-dainga. Izay no mameno ny fiainany sy ny lohany, hita taratra izany amin'ny teny lazainy rehetra eto: endrikendrika, fanalana baraka, LAINGA
Io averiko eto ambany ny porofo tsy azony lavina intsony amin'ny maha olona MPANDAINGA azy.

Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.

Misaotra Rahery e
70. nikopol ( 15/03/2007 18:37)
=))=))=))

mba asiako fihomezany ny resaka fivavahana fa miala tsiny aho, azoko antoka fa tsy mifanohitra amin'ny fivavahana ny tsiky
71. Fanambinana ( 15/03/2007 18:49)
Averiko eto fa andriamatoa fijo dia sady feno fankahalana no tranon-dainga. Izay no mameno ny fiainany sy ny lohany, hita taratra izany amin'ny teny lazainy rehetra eto: endrikendrika, fanalana baraka, LAINGA
Io averiko eto ambany ny porofo tsy azony lavina intsony amin'ny maha olona MPANDAINGA azy.

Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.

Misaotra Rahery e
72. booboo ( 15/03/2007 19:12)
73. LazaDaddy ( 15/03/2007 21:15)
ari.malala:
na ny testamenta taloha aza anie dia olombelona iany koa no nanoratra azy e!
avelao aho hitsiky fa izay fotsiny ihany dia ampy :)
74. pissoa ( 15/03/2007 21:20)
Raikitra njay ny tsimpona =))=))=))
75. LazaDaddy ( 15/03/2007 21:33)
pissoa> Mbola ho avy ny andro "hitsimponan'ny Tenin'Andriamanitra" antsika tsirairay :)
76. ikaretsaka ( 15/03/2007 21:40)
LD> nahita an'Andriamanitra naka penina ianao dia nipetraka dia nanoratra o?

ary i LD efa tenenina sy iangaviana foana hoe aza atao ohatran'ny mitsimpona akotry izy io fa ilay ambaran'ilay olona manontolo no alaina fa tsy izay tapatapany mahaliana anao fotsiny, Raha tany ka tapatapahin'andriamanitra tahaka io fombanao io koa ny fanahinao?

Ity voalazan-i Rasiligaoma amin'ny fampiasana ny soratra masina ity izao (noraisiko manontolo fa tsy notsiponiko) dia famitinana ny fahitany sy fomba hitany fa mety hifanantonana kristianina anankinkroa samihafa dogme

Rasiligaoma:
za ortodoksa an, fa ny fahitako azy dia azo tokoa, fa samy manana ny fombany, ny an'dry zareo rehefa mampiasa azy dia toa ilay "histoire manotolo" matetika no lazaina.

Ohatra hoe ny tantaran'i Jeso nanao fahagagana ohatran'izao dia ilay tantara iray manontolo hoe inona daholo ny zavatra niseho. fa tsy atao ohatran'ny protestant sy ny evanjelista hoe andalana vitsivitsy ao amin'ilay tantara fotsiny.

Ry zareo tsy dia mankasitraka ilay citation kely io loatra fa lazainy fa lasa ny hevitrao manokana no mibahana kokoa amin'izay dia mody ravaravahanao andalandalana fotsiny mba hinoan'izay mihaino fa tenin'andriamanitra ny teninao .

Raha miresaka @ tena katolika ianareo dia ny fiteny ankasitrahan-dry zareo dia hoe"Tadidinareo tamin'i Jesoa ilay nanao an'izao sy zao" fa tsy hoe "Araka ny voasoratra ao amin' anona andininy faha zao tapany izao .. "
77. pissoa ( 15/03/2007 21:47)
LD =))=))=))

Tsy ny fitenenanao toy izao amiko no manamarina ny teninao tsy akory ! Fomba efa mahazatra anareo maromaro ato amin'ny serasera rehefa tsy mahita havaly ny tenin'ny hafa tsy mitovy hevitra aminareo ny mampitahotra amin'ny "Fitsarana Farany" sy ny "Afobe" sy ny "Devoly" sy ny "AntiKrista" ... Toy izay angamba no tokony ho fomba firesaka aminareo ?!

Vakio manontolo ny tenin'i Ari.malala fotsiny ohatra rehefa izy irery no valinao,
ari.malala:
LD, na ny testamenta taloha aza anie dia olombelona iany koa no nanoratra azy e! ireny taratasin'ny mpaminany sy ny tantarandry Davida sy ry Samoela indrindra ny Salamo, raha mamaky tsara isika, indrindra i LD diamisy foana hoe "nataon'i Davida" ka i Davida angaha Andriamanitra? hafa indray raha ireny teny nivantana t@ Moizy ireny, saingy na i Moizy nanoratra azy koa nga Andriamanitra?

dia diniho kely hoe iza isika no tena hovoatsimpon'Andriamanitra --- Iza amintsika ilay "manompo sampy" (manao an'i Davida ho Andriamanitra) voaresaka ary amin'ilay "mivavaka maraina ary mangalatra amin'ny hariva" (toa misy mitono-tena any mantsy) :-D:-D:-D:-D:-D
78. ikaretsaka ( 15/03/2007 22:17)
LD> ny fitoriana sy ny famafazana dia asam-pitiavana fa tsy asan-dramatahora ...
io nohitoviako hevitra @ pissoa hoe ny voizna de hoe "tia antsika foana andriamanitra" fa tsy hoe "hovonoin'andriamanitra ianao @ andro farany raha tsy manaraka ny tenin'i LD"
79. LazaDaddy ( 15/03/2007 23:42)
LazaDaddy:
ny fitoriana sy ny famafazana dia asam-pitiavana fa tsy asan-dramatahora ...
Enga anie ka ho tena fitiavana tokoa araka ny famarinat'Andriamanitra ny hoe "fitiavana" :)
80. cutie ( 15/03/2007 23:58)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 15-03-2007 23:17:16
Lohateny : Re : resaka Kristianina
LD> ny fitoriana sy ny famafazana dia asam-pitiavana fa tsy asan-dramatahora ...
io nohitoviako hevitra @ pissoa hoe ny voizna de hoe "tia antsika foana andriamanitra" fa tsy hoe "hovonoin'andriamanitra ianao @ andro farany raha tsy manaraka ny tenin'i LD

:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3392