resaka Kristianina

21. fijo ( 09/03/2007 23:52)
tsy mila ahitsy letsy fa efa voafaritra mazava ery ambony hoe "filazana ny fiangonana"no tiana hiaviana an.na dia samy mino aza nereo.fialmbaniny fotsiny no atao raha hanadihady indray hoe finoana ,sa fiangonana sa inona?
samy mino nareo,samy milaza ho kristianina nareo.ka ny ahamora ny firesahanano tanjona eto.izay no hanontanianahoe krstianina avy aiza???mba ahiatana hoe izao izany no moramora hiresahana aminy.
blagy kely:"fa isika kosa dia samy mandray ny fanasany toaka an"
22. ikaretsaka ( 10/03/2007 00:09)
hihihihi! rehefa fanasana letsy mandeha foana an

fa gaga @ toe tsain'ireto olona kristianina sasany hoa za..

ny mpamboly sy ny mpiompy aza hoa tsy menatra miseho hoe ovy na vomanga na vary no amboleko, na hoe kisoa na omby na akoho no ompiako!
ry zareo ndray no menatra!

efa fantatra ianao fa kristianina... fa vao hoe kristianina inona ianao de tsy sahy!
ohatran'i epistily an'i Md paoly ihany io. tsy hoe FIANGONANA tany Roma na tany Efezy no nataaony .. fa hoe KRISTIANINA tany efezy

Epistilin'i Md Paoly ho an'ny KRISTIANINA tany Efezy
fa tsy hoe
Epistilin'i Md Paoly ho an'ny FIANGONANA tany Efezy
23. fijo ( 10/03/2007 00:14)
tsy azoko mihintsy ny hanitarana le resaka.nefa efa mazava anie e
24. ikaretsaka ( 10/03/2007 00:42)
sa tsy mety na mahamenatra ilay mijoro hoe Kristianina Katolika aho, na kristianina FJKM aho na Kristianina anglikanina aho na Kristianina Metodista aho ?

ny tantsaha ary ananona ary aza rehefa anontaniana hoe inona ny asanao?
valiany tsara hoe mpamboly ovy tompoko
25. soanja ( 10/03/2007 01:29)
ikaretsaka:

sa tsy mety na mahamenatra ilay mijoro hoe Kristianina Katolika aho, na kristianina FJKM aho na Kristianina anglikanina aho na Kristianina Metodista aho ?

ny tantsaha ary ananona ary aza rehefa anontaniana hoe inona ny asanao?
valiany tsara hoe mpamboly ovy tompoko


Mety mihitsy aloha io hevitrao momba ny fiangonana na finoana io ruy Ika amzay mba tsy misy intsony ny fanelingelenana hoe mankanesa aty aminay fa ny anay no marina sns fa hoe "hay ve zay ny any aminareo e. Ny anay anefa toy izao." De samy mifanaja eo sady mitazona ihany fa manana ny fahamarinana ny inoana satria izay no hitanao fa mifanaraka tsara amin'ilay Fanahy ao anatinao.



26. ikaretsaka ( 10/03/2007 03:30)
izay mihitsy.. ny anton'io manko rehefa avy eo dia mba fantatro ohatra hoe Kristianina mitana ny ohatran'izao i soanja ohatra na i prime na i laza na i zina ohatra . dia raha te hifampiresaka finoana sy hamafy any @ "tanim-pinoany" aho dia misy ny zavatra azo resahiko tsy ampisalasalana amin'izy ireo, na tsy maintsy feperana ny filazana azy sao mety hahatezitra na hanafintohina azy sns.. dia raha mba te hanitatra kely ny fahalalako aho ka mila "masomboly" kely tsy azoko amin'ny finoany, dia mba afaka manontany sy tsy mba diso lalana hoe iza amin'izy ireo no anontaniako .. sns

ilay fifanajana sy fifampizarana no anton'io... mba ialana amin;ilay "mamafimafy fahatany" sy mitabataba sy mifanakiana @ zavatra tsy hay sy tsy azo akory ka lasa mampifandrafy antsika ato
27. fijo ( 10/03/2007 06:39)
ny ilana izay kosa dia ity e.satria nareo matetika misy fomba fijery tsy mitovy,ka eo nareo samy hafaka hanome tsara ny fomba fahitanareo ilay lalana.
28. pissoa ( 10/03/2007 18:37)
Kristianina Katolika :-D:-D:-D

Io indray ilay resaka finoana sy fiangonana ! Averiko indray ny teniko tatsy ambadika
pissoa t@ 02-03-2007 20:50:02:
Tena mampalahelo be raha toa ka "ANARANA" fotsiny no entin'ireny "fiangonana" be dia be maniry otran'ny anana ireny amin'izao ireny :cry: Sanatria toy ny hoe "ady taman'olona" no nananganana ilay "fiangonana". Eny, i Kristy no mamonjy, fa amiko matoa misy ny fiangonana iray, nivoaka tao amin'ny fiangonana iray hafa dia nisy zavatra tsy nitoviana hevitra tao --- misy "finoana" tsy niraisana. Cf fahaterahan'ny Protestantism. Dia aza miteny amiko hoe "anarana" fotsiny ny "Protestant" fa mitovy amin'ny ao amin'ny Katolika daholo ihany ny inoana sy tsy ianoana rehetra ao.

Io angamba ilay "Finoana" resahina eto.

Hihihi - misy manana problem mitonona fotsiny ny Finoany sy ny fiangonana hivelaran'ny mahaKristianina azy ... saingy manam-pahaizana be amin'ny firesahana ny Finoana sy ny fiangonana hivelaran'ny mahaKristianina ny hafa. Too bad :-D:-D:-D
29. ikaretsaka ( 12/03/2007 03:08)
ka izay koa olana be ange ry pissoa e.
raha ny tany ambony tamboho io de hoe "menatra mitondra ny kilaotin'ny tena" ho'zy ry zalahy
30. prime ( 12/03/2007 12:28)
Resaka fiangonana mihitsy no tian\'i Ika resahina kah...

Izaho manokana tsy misalasala ny amin\'izany, efa niteny tatsy ambadika hoe, izaho dia ao amin\'ny FJKM manana foto-pinoana miorina amin\'i Jesosy Kristy irery ihany ka miombona amin\'ireto hevitra ireto iombonan\'ny fiangonana Protestanta maneran-tany :

  1. Soli Deo Gloria
  2. Sola Scriptura
  3. Sola Gratia
  4. Sola Fide
  5. Testimonium Spiritus Sancti
  6. Ecclesia Reformata quia semper reformata secundum verbum Dei
31. ikaretsaka ( 12/03/2007 13:17)
prime> zay ahay! ouff!
de dominus tecum de tano mafy ny Credo anao fa izao isika mirahalahy mba mifankahita arofanina . Izao ahay mba haiko sy hainao ny mifampiresaka sy mi approach @ resaka famafazana sy nyhoe iza hatonina raha misy resaka tsy mazava momba ny calvinism...:wink:

iny zao dia afaka mifankafantatra sy mifanaja fotsiny

ny ahy:

Unam, sanctam, catholicam et apostolicam Ecclesiam.

ny anao:

Ecclesia Reformata quia semper reformata secundum verbum Dei

dia samy manana ny finoany sy mifanaja toy izay mifanjinja ato fotsiny nefa any amin'ny fotony aza tsy fantatra akory
mankasitraka e



32. paris10 ( 12/03/2007 13:34)
zahay zao anglikana,efa hatramin'ny ela be dia presbitera sy eveka ny dadabenay rehetra,ny dadatoanay, zahay manao korala sy ny sisa e!refa hiresaka amiko zany dia aona??????
33. booboo ( 12/03/2007 13:37)
Tsisy raha azo aby zao um um sy am am nareo zao kah :°)




34. ikaretsaka ( 12/03/2007 13:39)
booboo> ezaho moramora eo fa "ho azonao ihany io zanako" hoy mompera zay:-$
35. ikaretsaka ( 12/03/2007 13:42)
paris10:

zahay zao anglikana,efa hatramin'ny ela be dia presbitera sy eveka ny dadabenay rehetra,ny dadatoanay, zahay manao korala sy ny sisa e!refa hiresaka amiko zany dia aona??????



dia rehefa misy zavatra tsy azonay na hafahafa aminay momba ny finoana anglikanina dia ianao no mba hiangaviana hizara izay mba hainao
36. paris10 ( 12/03/2007 13:57)
raikitra ary e!alefaso dieny mazoto aho!
37. prime ( 13/03/2007 11:04)
paris10> =D:lol::-D:-D:-D
38. ikaretsaka ( 13/03/2007 15:05)
fa ny mahagaga ry niryna, lazadaddy, sns tsy mety milaza mba hahalalanay ny arofaniny sy ny zavatra tandrovany sy ny (tsy azo /) azo afafy any @ tanin-pinoany
39. pissoa ( 13/03/2007 15:55)
:-D:-D:-D

hay ve misy eveka koa ny an'ny anglikana e :oops::oops::oops:
40. pissoa ( 13/03/2007 16:00)
ikaretsaka:

fa ny mahagaga ry niryna, lazadaddy, sns tsy mety milaza mba hahalalanay ny arofaniny sy ny zavatra tandrovany sy ny (tsy azo /) azo afafy any @ tanin-pinoany


pissoa:
Hihihi - misy manana problem mitonona fotsiny ny Finoany sy ny fiangonana hivelaran'ny mahaKristianina azy ... saingy manam-pahaizana be amin'ny firesahana ny Finoana sy ny fiangonana hivelaran'ny mahaKristianina ny hafa. Too bad :-D:-D:-D

:oops::oops::oops::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2413