Ny kristiana aza tsy mitovy hevitra

21. simplex ( 01/03/2007 16:27)
lapino:
Ny zavatra tena tiako hotsindriana dia hoe, ny finoana dia araka ny Fanahy

Ekena ^:^

lapino:
Fa ny zavatra rehetra manodidina izay mety tsy mampitovy hevitra ny olona, jereo fa sao tsy araka ny Fanahy.

Ampatsahiviko aloha fa ny lohahevitra d hoe manin no tsy mitovy hevitra isika kristianina. Hoy ela hoe ra ny fanah no henoina tokony hoe iray ihany isika rehetra.

Za akory tsy pour an'le fizarazarana an, fa le izy, ekena tokoa fa ra resaka hoe fandraisana zavatra iray ao @ fianana finoana d tokony hita taratra hoe ah, zany ny kristianina. Kanefa kosa eo @ le fond sy forme misy tsy hitovizana. Le forme aloha tsy koi na tsy mitovy aza fa endrika fiderana doly izany. Fa le fond no misy tsy hitovizana ny sasany. Ohatra fotsiny ny "Eokaristia" ("fandraisana" any @ protestant), any @ kato ny fanamasinana @ lamesa dia tena averina eo @ hotely mintsy le nataon'i Jesoa 2000 taona lasa iny fa ny an'ny protestant fahatsiarovana no atao. Hitan'la @ zay ngamba ny tiako hahatongavana, Tsy mitovy ve izany ny fiasanan'ny Fanahy masina @ tenin'ny jesoa hoe "manaova izao ho fahatsiarovana ahy". Ra hiteny ah hoe ny kato ny marina Fanahy ve nampiteny ahy izany. Ra hiteny ela hoe ny protesta ny marina, Fanahy ihany koa ve ?

Jereo tsara ary ambadika le resaka hoe fanajana an'i Masina Maria, tonga d misy miteny hoe absurdite? Fanahy ve izany sa ahoana?

Ireo zao no tena grande difference fa en fin de compte tena marina ny kozin'la hoe in marina moa no tena tsy hitovizana hevitra...

lapino:
Fa mpitondra fivavahana daholo no nahatonga an'ireny, kanefa tena Andriamanitra tokoa ve no notompoiny?

ekena,
Efa nifona t@ ireny kozy voretra ireny moa i Joany Paoly II ka tsy asiana resaka lava intsony fa d hoe ny lasa tsy fanadino fa anatra hoan'ny hoavy.

@ lafiny 1 koa anefa efa tsy d misy intsony ngamba ny otr'zany @ zao fotoana zao satria tonga d sirika be ra misy an'zany. Efa niova @ lafiny avo lenta kokoa izany izy io izao, fa d hoe samia mailo. Izany koa no mahatsara an'le rafitra misy hierarchie ireny mba hafahana manintsy ny tsy mety @ fomba haingana... 8)

22. lapino ( 01/03/2007 16:43)
Fa miverina amin\'ny fanontanian\'i Simp hoe iza no mpanompony ?
Izay manompo Azy!
Raha manompo Azy ndry dia mpanompony koa. ;)
Manao recrutement foana Izy ho an\'izay te mba hanompo Azy koa, atao ny filazana :)
Raha ny ahafantarana ny mpanompony, dia jereo amin\'ireo andininy voatanisa etsy ambony ireo.
DISO kosa ny fiheverana fa tsisy dikany ny mahaKatolika na mahaProtestant sns. Raha tena tsisy dikany ireny dia nanao Kato daholo ny olona na nanao Protestant daholo ... na manao zavatra tsisy dikany ialahy
Lazao ahy hoe ny dikany raha misy fa tsy fantatro. Tsy Iray ihany ve Andriamanitra? Tsy Iray ihany ve ny Teniny? Tsy Iray ihany ve ny fampianarana?

Sa misy hafa ny an\'ny fiangonana \"kristiana\" sasany? Sa hampitomboana isa hampanjakana ny demokrasia amin\'ny fikambanam-piangonana \"kristiana\" ve? Maninona tokoa no miady ireo any Irlande avaratra?

Sa ve ny lalàm-piangonana mi-\"overwrite\" ny fampianarana marina no tsy itovizana? Sa ireo fomba amam-panao ivelany? Sa ny voambolan\'ny finoana ve?

Sa samihafa ve ny fijerin\'Andriamanitra ny olona raha mpikambana amin\'ny fiangonana zatsy izy na amin\'ny fiangonana zaroa ? :roll:
23. Zina ( 01/03/2007 16:44)
hoy i lapino oe:
Fa za aloha raha mifikitra amin'ny Tenin'Andriamanitra, dia satria fantatro fa Andriamanitra no nampanoratra an'iny, dia mbola Izy koa no nitazona ny Teniny nitety ny taon'arivo maromaro. Dia iny baiboly eny an-tanantsika iny.


Izany marina mihitsy. Ny olana betsaka no tsy mino oe io baiboly io anie ka boky inspiré par Dieu...na dia olombelona ary no nanoratra azy... === FINOANA no ilaina eto.
24. lapino ( 01/03/2007 17:14)
simplex:
@ lafiny 1 koa anefa efa tsy d misy intsony ngamba ny otr\'zany @ zao fotoana zao satria tonga d sirika be ra misy an\'zany. Efa niova @ lafiny avo lenta kokoa izany izy io izao, fa d hoe samia mailo.
Izay indrindra, samia mailo! \"Miambena\" ozizy ny filazan\'ny baiboly azy. Tandremo anefa fa sao tsy ampy ny hoe mailo aho, kanefa tratran\'ny echec et mat ihany avy eo :P . Mahery manko ny adversera, fa aleo maka hevitra avy any amin\'ny Mahery noho izy. :)

Izany koa no mahatsara an\'le rafitra misy hierarchie ireny mba hafahana manintsy ny tsy mety @ fomba haingana...
Aza manorina trano eny ambony tora-pasika. Fa olombelona aloha sa Andriamanitra no nampanao ilay rafitra? Dia olombelona sa Andriamanitra no manitsy? (sa ny devoly ?!!)
Fa indrindra: Ilay rafitra ve no ndeha hiankinana?
25. lapino ( 01/03/2007 17:16)
naughtyboy:
efa voalaza teo fa ny olombelona(na oul.ny fanahy izy na tsia) rehetra mihitsy no tsy mitovy hevitra,ra samy hitovy hevitra daoly ko ve tsy hahakamo be ny fiainana?
Aleo aloha hazava fa : ny hevitry ny olona amin'ny maha olombelona azy no tsy itovizana. Fa ny Fanahin'Andriamanitra dia Iray ihany.
26. pissoa ( 01/03/2007 17:21)
lapino:
Izay manompo Azy!
Raha manompo Azy ndry dia mpanompony koa.
Manao recrutement foana Izy ho an'izay te mba hanompo Azy koa, atao ny filazana
Raha ny ahafantarana ny mpanompony, dia jereo amin'ireo andininy voatanisa etsy ambony ireo.

Ka rehefa heverin'lah manompo Azy aho izany, ary handeha hitory any amin'lah any dia hinoan'lah tsisy ady hevitra ve izay hoteneniko fa avy amin'Andriamanitra ?

lapino:
Lazao ahy hoe ny dikany raha misy fa tsy fantatro.

Iray Andriamanitra, fa maninona ialahy no Protestant ohatra fa tsy Katolika ? Izay no dikan'ny mahaProtestant an'lah. :-D
27. Zina ( 01/03/2007 17:32)
lapino [ Valio ] 01-03-2007 11:34:04
Lohateny : Ny kristiana aza tsy mitovy hevitra


Ilay lohateny mihitsy no tiko mba ho lazaina kely.
Samy manana ny fampianarany daholo ny Kristiana rehetra ary eo ko ilay devoly hanankorotana ny fisainan-dran'olombelona mba tsy ahalala ny tena fahamarinana. Ka antsika tsirairay avy no tokony hagantaka ny Fanahy masinan'andriamanitra hanampy antsika sy ahonoro antsika ny tena FAHAMARINANA izay lazainy ao @ Teniny.
28. simplex ( 01/03/2007 17:34)
lapino:
Tandremo anefa fa sao tsy ampy ny hoe mailo aho, kanefa tratran'ny echec et mat ihany avy eo

ie hoan'le ol tsy manana esprit sportif fa manao @ fo an'le lalao :°)
A/tra ve eo @tsika sa ataontsika vaindohan-draharaha? :-w

lapino:
Mahery manko ny adversera, fa aleo maka hevitra avy any amin'ny Mahery noho izy

amen

lapino:
Aza manorina trano eny ambony tora-pasika. Fa olombelona aloha sa Andriamanitra no nampanao ilay rafitra? Dia olombelona sa Andriamanitra no manitsy?(sa ny devoly ?!!)

mpanompony ela eo sa tsy izy?

lapino:
Fa indrindra: Ilay rafitra ve no ndeha hiankinana?

ny rafitra dia fitaovana ampiasaina fa tsy iny akory ny manao ny asa ;-)
29. lapino ( 01/03/2007 17:43)
pissoa:
Ka rehefa heverin'lah manompo Azy aho izany, ary handeha hitory any amin'lah any dia hinoan'lah tsisy ady hevitra ve izay hoteneniko fa avy amin'Andriamanitra ?
- Raha miteny amin'ny alalan-dry ny Fanahy Masina, dia Izy no mitahy ny teniny ho an'izay tsy mahalala.
- Efa voalaza ireo ny vokatry ny Fanahy. Ka ny voany no ahalalana ny hazo raha tonga hitory aty ndry. Fa ankoatra an'izay, dia mitahy ny Teniny ho an'izay mahalala koa Izy.
pissoa:
fa maninona ialahy no Protestant ohatra fa tsy Katolika ?
Tsy voatery manao adhesion amina fiangonana ohatra an'izany vao afaka hanompo an'Andriamanitra ko. Za tsy protestant, tsy katolika, tsy miraharaha an'izany zavatra tsy misy dikany izany, fa kristiana aho dia ampy izay. :wink:
Fa na olona iza na avy aiza na silamo aza, na mpanohitra an'Andriamanitra mihitsy aza, rehefa manaiky an'i Jesosy, mety hiara-mivory amin'ny anaran'i Jesosy, dia tamy aho mba hiangona koa. :wink:
30. saho ( 01/03/2007 17:51)
Mbola tsy masaka ao aminy izany ny finoana fa ento am-bavaka daholo izay kapoaka mangindy fa voavaha foana ny olana rehetra ary tsy hisy ngindragindra @ tsy fitoviana intsony...
Ny fiteny samihafa, ny fomba samihafa sns...fa ny Fanahy dia iray ihany...izay ao @ Kristy
31. Fiffi ( 01/03/2007 19:08)
lapino:
Tsy voatery manao adhesion amina fiangonana ohatra an'izany vao afaka hanompo an'Andriamanitra ko. Za tsy protestant, tsy katolika, tsy miraharaha an'izany zavatra tsy misy dikany izany, fa kristiana aho dia ampy izay. :wink:
heu....mety tsy misy dikany zany @ lapino fa tena misy dikany be @ olon-kafa....
zah koa aloha de tahaka anao satria tsy de hitako loatra hoe inona marina ary zah ? satria tsy ny fivavahana hiany ve no mitondra an'io ? Satria Andriamanitra de iray hiany.......

Zany hoe zah kosa aloha tsy hivavaka any @ silamo an ! fa resaka katolika , protestanta , anglikana no tiako lazaina eto....

Izay halehako ka misy fotoam-pivavahana de handehanako....

Raha mandalo faritra iray zah ka io fiangonan'ny protestanta io no eo dia hidirako satria HIVAVAKA no halehako ao.


32. pissoa ( 01/03/2007 20:20)
lapino:
Tsy voatery manao adhesion amina fiangonana ohatra an'izany vao afaka hanompo an'Andriamanitra ko. Za tsy protestant, tsy katolika, tsy miraharaha an'izany zavatra tsy misy dikany izany, fa kristiana aho dia ampy izay.

Tsy voatery hoy ialahy ! Fa izany akory tsy midika hoe tsisy dikany. :-D

Izaho mahita hoe "tombony" nefa ilay izy. Tombony amin'ny fanarahana an'i Kristy. Tsy ny olona rehetra no mahita azy ho tombony angamba - ary tsy ny olona rehetra no te haka tombony.

lapino:
- Raha miteny amin'ny alalan-dry ny Fanahy Masina, dia Izy no mitahy ny teniny ho an'izay tsy mahalala.
- Efa voalaza ireo ny vokatry ny Fanahy. Ka ny voany no ahalalana ny hazo raha tonga hitory aty ndry. Fa ankoatra an'izay, dia mitahy ny Teniny ho an'izay mahalala koa Izy.

hay ve mitovy ihany ilay faha2 sy faha3 amin'ito e :-D
lapino:
- na ny Tenin'Andriamanitra izay voasoratra
- na izay lazain'ny Fanahy Masina azy
- na izay nampitondrainy ny mpanompony
33. LazaDaddy ( 01/03/2007 20:24)
lapino:
Ny kristiana aza tsy mitovy hevitra
Aza dia atao mahagaga loatra. Tsy zava-baovao @ tantaran'ny fiangonana izany fa efa nisy hatr@ andron'ny apostaoly :)

Saingy izao izy vao maika mitombo. Tsy @ samy Kristianina akory aza fa ny Tenin'Andriamanitra mihitsy no sahin'ny olona toa an'i Soanja lazaina fa "tsy lafatra".

1 Jaona2:18-20:
Rankizy, izao no ora farany, ary tahaka ny efa renareo fa ho avy ny antikristy, sady maro no antikristy efa tonga sahady; koa izany no ahafantarantsika fa izao no ora farany. Avy tamintsika ihany no niala ireo, nefa tsy mba namantsika izy; fa raha tahiny namantsika izy, dia ho nitoetra mba haseho fa tsy isantsika izy rehetra. Fa hianareo kosa manana hosotra avy amin'Ilay Masina ka mahalala ny zavatra rehetra.
34. LazaDaddy ( 01/03/2007 20:27)
lapino> aza hadinoina ny bokin'i Joba: [i]"Rehefa nivory ny zanak'Andriamanitra dia mba nivory niaraka taminy teo koa i Satana"[/i
35. fijo ( 01/03/2007 21:40)
dakoro ve andriamanitra?anontanio azy hoy lapino.ka izy aza letys tsy hay izay fisiany ,ka hoanontaniana aiza ary
36. cutie ( 02/03/2007 00:35)
de ahona tsara zany le fandehany ato fa lava be izy zany tsy mahavita mamaky za :lol::lol::lol:
37. soanja ( 02/03/2007 01:19)
Saingy izao izy vao maika mitombo. Tsy @ samy Kristianina akory aza fa ny Tenin'Andriamanitra mihitsy no sahin'ny olona toa an'i Soanja lazaina fa "tsy lafatra".


[/quote]

Mety tsy azonao ny tiako lazaina fa aleo hazava. Ny Tenin'Andriamanitra dia lafatra tokoa. Ny teny ao amin'ny baiboly tsy voatery ho lafatra daholo satria amiko tsy izy rehetra no tenin'Andrimanitra.

Fa izay Tenin'Andriamanitra ao kosa dia lafatra tanteraka. Toy ilay sermon of the Mount. Aiza ianao ahita teny lafatra toy io voalaza io.

Ie tsy mitovy fomba finoana isika samy Kristianina satria nosarantasarahan'i Baiboly amiko. Amiko raha Lafatra ny baiboly dia tsy toy izany ny fitrangany amin'ny olombelona izay tiany hampitana ny teny voasoratra.




38. ikaretsaka ( 02/03/2007 03:39)
soanja:
Ie tsy mitovy fomba finoana isika samy Kristianina satria nosarantasarahan'i Baiboly amiko. Amiko raha Lafatra ny baiboly dia tsy toy izany ny fitrangany amin'ny olombelona izay tiany hampitana ny teny voasoratra.


mitovy fisainana sy fijery ary finoana @ lazain'i soanja eto aho
39. fijo ( 02/03/2007 06:24)
ka io samy mandika azy arakaraky ny fahazahoany ilay hafatra ka
40. Fiffi ( 02/03/2007 09:54)
cutie:
de ahona tsara zany le fandehany ato fa lava be izy zany tsy mahavita mamaky za :lol::lol::lol:
cutie: ka raha tsy mamaky ve akia ndry ahafantatra ny fandehany ato ? vakio kely ange eh ! :)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3164