Renin'andriamanitra?
81. fijo
(
03/03/2007 05:09)
elahy ve te handany andro e,olona tsy mahay mamaky teny no hiadiana hevitra
82. pissoa
(
03/03/2007 08:47)
marina ny tenin'i fijo ... olona tsy mahay mamaky teny ve no handaniana andro :-D:-D:-D
84. ikaretsaka
(
03/03/2007 14:16)
tywa68:wink: pissoa
fa tena sarotra tokoa ny manazava zavatra amin' olona voan'ny "lavage na cerveau" (brainwashed) ka
fa tena sarotra tokoa ny manazava zavatra amin' olona voan'ny "lavage na cerveau" (brainwashed) ka
85. tywa68
(
03/03/2007 15:08)
Mbola tsy niverina i Linarako2 fa mbola mitady versets ho copier-na ho vakiantsika ! :-D:-D
87. Mandefitra
(
05/03/2007 06:56)
Hoy IKARETSAKA
ko Maria aza efa tsy eo, sa zay le hoe "Mitahia izy f'efa lasan-ko razana"?:?:
MIARA mivavaka amin'i Mariasy hoe
MIVAVAHA ho anay
ko Maria aza efa tsy eo, sa zay le hoe "Mitahia izy f'efa lasan-ko razana"?:?:
88. pissoa
(
05/03/2007 07:28)
Mandefitra:
Hoy IKARETSAKA
Voalaza teo :
MIARA mivavaka amin'i Maria
sy hoe
Voalaza teo :
MIVAVAHA ho anay
ko Maria aza efa tsy eo, sa zay le hoe "Mitahia izy f'efa lasan-ko razana"?
vakivakio ao ambony ao fa efa novalian'i Hery io teo ... kamo zah hitady azy ho anao :oops::lol:
89. Rasiligaoma
(
05/03/2007 13:39)
zao no famintiana tsotra indrindra koa araka ny voalazan'i hery
Tombony ny fisian'i Maria.
Tahaka ny hoe Afaka mivavaka any antrano (mivavaka direct @ Andriamanitra) fa tombony ny mankany am-piangonana. Tombony lavitra mihitsy.
Afaka mivavaka samy irery... fa tombony ny mivavaka roa na telo (eo afovoany hono Izy)
Dia toa izany koa. Afaka mivavaka tsy mandalo amin'i Maria akory... fa tombony ny vavaka arahin-tosika. Na i Maria no miara-mivavaka aminao na ny olo-masina, na ny olona mpiray fiangonana aminao, na olona hafa vonona ny hanohana anao am-bavaka. Raha ianao sy Andriamanitra irery moa dia mahavita azy dia tsy olana... Fa aleo izahay haka ny tombony omena anay maimaim-poana
