Renin'andriamanitra?
61. Rasiligaoma
(
28/02/2007 22:35)
ka nareo sy lazadaddy anie manao lojikan'olombelona nefa i lazadaddy avy eo miteny fa tsy mety ny lojikan'olombelona e
64. hery
(
28/02/2007 23:12)
cutie> Raha vao miditra @ lozikan'olombelona dia tsy ao anatin'ilay finoana intsony fa ao anatin'ny zavatra efa takatra.
Raha lojikan'olombelona dia tsy hahatakatra mihitsy ohatra hoe Andriamanitra tokana nefa olona telo... fa tsy maintsy ao anaty finoana ianao no mandinika an'izany.
LazaDaddy> Efa voavaly io ambony io ny zavatra nanontanianao saingy ianao no minia tsy mijery ny valiny satria angamba noheverinao fa tsy hisy hahavaly kinanjo voavaly ao anaty finoana.
Averiko en 14 koa izany ilay izy :-)
Lozikan'ny finoana (ou plutot Lozikan'Andriamanitra)
[size=14px]Na dia aterak'olombelona aza dia zanak'Andriamanitra i Jesoa
Na dia niteraka Andriamanitra aza dia olombelona i Maria[/size]
Sarotra takarina io... kanefa minfandray tsara. Raha diso ny voalohany dia diso ny faharoa. Raha marina ny voalohany di amarina ny faharoa.

65. fijo
(
28/02/2007 23:16)
hery an,sao dia tsy ao anaty finoan aio vao takatra fa ao anaty nofy??????
66. cutie
(
28/02/2007 23:46)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 01-03-2007 00:16:15
Lohateny : Re : Renin'andriamanitra?
hery an,sao dia tsy ao anaty finoan aio vao takatra fa ao anaty nofy??????
:-D:-D:-D:-D:-D
cutie> Raha vao miditra @ lozikan'olombelona dia tsy ao anatin'ilay finoana intsony fa ao anatin'ny zavatra efa takatra.
Raha lojikan'olombelona dia tsy hahatakatra mihitsy ohatra hoe Andriamanitra tokana nefa olona telo... fa tsy maintsy ao anaty finoana ianao no mandinika an'izany
misy ve ny lojikan'Atra >?
67. piste
(
01/03/2007 00:05)
Tsy te-hanalava resaka aho fa any @ pbl ny incarnation i Jesoa mihitsy no asian\\\'ny sasany olana eto.
Ho azy ireo, na i Jesoa tonga teto an-tany io dia tsy Andriamanitra mihitsy fa olombelona ohatry ny olombelona rehetra; na koa Andriamanitra fotsiny fa tsy olombelona akory fa manao sarintsarin\\\'ny olombelona.
Raha raisina ilay lòjika voalohany dia mitovy @ mpaminany rehetra i Jesoa, satria tsy Andriamanitra. Ary toa izay anefa no tian\\\'ny sainareo hahatongavana satria tsy possible ho anareo ny maha-renin\\\'Andriamanitra an\\\'i Maria. Noho izany dia tsy Andriamanitra ilay naterany fa olombelona. TAdidio anefa fa tsy finoana kristianina izay.
Raha te hitàna ny maha-Andriamanitra an\\\'i Jesoa anefa ianareo dia tsy te hampiditra an\\\'i MAria ho reniny, satria olombelona i Maria. Raha izany no izy dia tsy renin\\\'I Jesoa i MAria fa fitaovana nampiasain\\\'Andriamanitra fotsiny hahatongavany eto an-tany ( ataoko fa tsy misy dikany raha izay no izy).
Izay dia mitarika antsika any @ lòjika faharoa : fandavana ny incarnation na fahatongavana ho nofo satria mijanona ho Andriamanitra fotsiny i Jesoa. Raha izany dia tsy mila aterak\\\'i Maria akory Izy raha nikasa ny ho tonga teto an-tany fa afaka tonga dia miseho amintsika. Fa matoa i Jesoa nanaiky ny hateraka dia satria te-haka nofo mitovy amintsika( izany hoe mandray ny maha-olombelona koa.
Tadidio ary fa i Jesoa,izay niantso an\\\'i Maria hoe : \\\"Mama\\\" io dia sady Andriamanitra no olombelona. Maria akory tsy canale na fitaovana hahatongavan\\\'i Jesoa teto an-tany fa tena reniny mihitsy @ maha-olombelona Azy.
Raha manahirana anao ny miantso an\\\'i Maria renin\\\'Andriamanitra dia lazao fotsiny hoe renin\\\'i Jesoa Andriamanitra @ maha-olombelona Azy.

68. fijo
(
01/03/2007 00:14)
amin'ny saina mba nandinika kely ve ry zareo an,de aiza no ahamarina ny hoe sady enao no rainao,no enao ihany koa no zanakao...........fa naholakolaka natao ahoana tao le izy nanaovana azy e
69. ikaretsaka
(
01/03/2007 01:14)
ka tsy amin'ny saina ilay izy ry fijo no dinihina fa amin'ny finoana an
ialahy manan-tsaina fa tsy manam-pinoana:wink:

70. fijo
(
01/03/2007 05:20)
ka tsy mety letsy izany an.raha za no raiko;iza izany no vadindreninko?????
71. Mandefitra
(
01/03/2007 08:10)
DE tohizana ihany ny dinidinika fa tsy miady an.Ty misy tantara ny nisehoan 'i Marie t@ tovovavy Estelle Faguette. http://www.catholic.pf/pellevoisin.htm
Marie annonce trois évènements importants
Le premier: pendant cinq jours consécutifs, je reviendrai te voir;
Le second: samedi tu seras morte ou guérie;
=>tsy manana antoka akory i Marie fa ho sitrana i Estelle
Le troisième: si mon Fils te rend la vie, tu publieras ma gloire.
=>Jesosy no manasitrana, i Maria no omemboninahitra
Mampalahelo ilay Zanak'Ondrin Andriamanitra nitondra ny fahotan izao tontolo izao, nilanja ny hazo fijaliana, nitondra ny helontsika sy ny aretintsika rehetra ka nandatsaka ny rany ho Fanavotana antsika.

72. hery
(
01/03/2007 08:57)
Mandefitra> Tsy Dogme (foto-pinoana) ny fisehoan'i Masina Maria, noho izany tsy ny fisehoana etsy sy eroa no hanohanana na handavana ny adihevitra eto.
fijo> tena marina io lazain'ikaretsaka io. Eritrereto hoe domaines roa samihafa mihitsy no resahina. Na resaka terre à terre be fotsiny aza kanefa samy manana ny domaine-ny dia tsy hitondra mankaiza mihitsy. Isika eto miresaka domaine roa samihafa... ny iray domaine-n'ny vatana, ny iray domaine-n'ny resaaka fanahy. Mazava ho azy fa tsy hifankahazo ny resaka.
Izao anefa no tombony. Izaho izay mino, izany hoe mahalala ny zavatry ny fanahy, dia afaka miresaka tsara ihany koa ny zavatry ny vatana satria manaiky fa vatana ihany koa. Fa i Fijo izay tsy mino, dia tsy afaka hiresaka afatsy ny vatana ihany... satria tsy mahatakatra ny ara-panahy.
Raha atao hoe andao ary hiresaka ny fifandraisan'ny ray sy ny reny ary ny zanaka @ maha olombelona, dia afaka miresaka tsara an'io isika satria samy amin'io domaine io. Fa raha vao hoe andao hiresaka ny fifandraisan'ny Ray Zanaka sy Fanahy Masina dia tsy hain'i Fijo intsony io fa izaho ihany sisa no afaka miresaka azy satria na ilay domaine aza tsy inoan'i Fijo ny fisiany.
Izay no mahatonga ahy tsy hiady hevitra momba ny finoana amin'ny olona tsy mino :-)

73. Mandefitra
(
01/03/2007 10:10)
Voalaza teo :
Ka zao no mahagaga, omena ny Tenin'Andriamanitra, allergique ny ankabetsahany, atolotra ndray ny fijoroana vavolombelona io ny valiny azo ... Lazaina nefa fa tsy lojikan ' olombelona ilay finoana.Ho sahirana ihany ny olona tsy mino nefa mba te hino.
Tsy Dogme (foto-pinoana) ny fisehoan'i Masina Maria, noho izany tsy ny fisehoana etsy sy eroa no hanohanana na handavana ny adihevitra eto
Ka zao no mahagaga, omena ny Tenin'Andriamanitra, allergique ny ankabetsahany, atolotra ndray ny fijoroana vavolombelona io ny valiny azo ... Lazaina nefa fa tsy lojikan ' olombelona ilay finoana.Ho sahirana ihany ny olona tsy mino nefa mba te hino.
74. hery
(
01/03/2007 10:44)
Ho an'ny tsy mpino... mety ho sahirana tokoa raha mihaino ety ivelany fotsiny. Andramo dia ho hitanao...
Io dia tahaka an'ilay mihaino izay zavatra tantarain'ny olona. Misy olona maromaro mandeha mamangy toerana tsara anakiray. Dia rehefa miverina izy dia samy manana ny filazany sy izay nahaliana azy, ny toerana anefa iray ihany. Raha tena te hahalala dia aleo koa mba mandeha any fa tsy miandry izay tatarain'ny olona fotsiny.

75. xxx
(
01/03/2007 11:18)
fijo a , tsy ilay fanontaniana no ambaniana, fa ilay combinaison fanontaniana/mpametraka no misy mauvaise intentin. Raha toa ka olona tsy mino no nametraka io fanontaniana io dia tena rariny sy hitsiny tokoa fa raha olona milaza fa mpino amiko dia misy zavatra hafa tiany hahatongavana : mazava be amiko (hita @ sujets samihafa) fa ny tian'i Laza ahatongavana dia tsy mety fomban'ny katolika par rapport à Marie .
Mbola havoakan'ni Laza eto koa izao ity fanontaniana ity : raha renin'Andriamanitra i Maria dia tsy mila ny famonjen'i Jesoa ve ?
Ireny no Questions classiques @ resaka Maria ary tadiavin'ny tsy mankasitraka azy hamandrihana izay mpino eto fotsiny
Maninona no sady Ray no Zanaka : misy ilay atao hoe Trinité ao @ finoana kristiana, ka tsy haiko ny manazava azy fa aoka izay mahay manazava azy mba hilaza

76. piste
(
01/03/2007 12:31)
Trinité : Andriamanitra Ray, Andriamanitra Zanaka, ary ny Fanahy Masina. Olona telo( 3 personnes différentes) : Ny Ray dia Ray fa tsy Zanaka. I Kristy dia Zanaka satria nateraky ny Ray talohan'ny taona rehetra. Ary ny Fanahy Masina no ilay olona faha-3, avy @ Ray sy ny Zanaka.
Iray izy ireo satria samy Andriamanitra,miara-miasa ary miforona ho fianakaviana iray.

77. fijo
(
02/03/2007 23:32)
xxxx ahhh ok,azafady.hay ny an'ise avy dia le tanjony no nokianin'ise.raha izay dia tsy hiteny aho,fa raha le hoe fametrahana fanontanian ailaina io.
le trinity tsy hoe misy,fa inoana fa misy.raha misy mantsy io,nino koa izahay,fa inoanfa misy io,nefa izahay tsy mino.

78. linarako2
(
03/03/2007 01:03)
Fiffi:
Arahaba ry Maria
Arahaba ry Maria, feno hasoavana.
Ny Tompo ao aminao.
Nosohavina noho ny vehivavy rehetra ianao, ary nosohavina ilay hateraky ny kibonao.
Masina Maria Renin'Andriamanitra, mivavaha ho anay mpanota.
Ankehitriny ary amin'ny andro ahafatesanay.
Amen ....
Amiko indray aloha de tokony ho fantarina tsara ny dikan'ny hoe RENY........
:roll:
79. linarako2
(
03/03/2007 01:12)
[quote=LazaDaddy]
Tena tsara fipetraka ilay fanontaniana.
Ireo no resaka hiadian'ny mpino an'i Maria sy mivavaka amin'i Maria eto.
EFa voalaza fa izy no nomen'Andriamanitra fahasoavana mba ho tonga nofo Izy.Tsy midika izany hoe mandehana mivavaka aminy.Misaotra anao aho ry lazadaddy fa be loatra ny mpanenjika ireo mpino an'Atra sy Jesosy ireo.
Mivavaha fa mahery izy ato ary mandrapaka toy ny liona manenjika anareo izay manome sujet ka tsy mitovy ny heviny.Aza kivy fa tsy maintsy mitory foana ianareo satria fahasoavana nomeny anareo rehetra io fa tsy noho ny herinareo irery ihany.
Tsy haiko tsara fa misy hoe miady ianareo,tsy tia azy ianareo,ny antony ,mba te-hanana ny fananany ianareo kanefa ianareo tsy nahay nangataka.Izany hoe halan'ireo tsy mpino na mino amin'ny fivavahana miankohoka ny hafa fa tsy Andriamanitra ianareo rehetra izay milaza ny marina eto ary dia haratsiny,habokainy.Aza kivy fa mitraka.Izay no ahalalana anareo hoe zanak'Andriamanintra.
Matetika dia [iniana] afangaro ny naha-olona sy maha-Andriamanitra an'i Jesoa. Anisan'izany ny fitenenana hoe "Renin'Andriamanitra" i Maria.
Ny mety loza aterak'io dia fanompoana sy fanaovana an'i Maria ho "andriamanitra" mihoatra noho i Jesoa.
Raha "renin'Andriamanitra" dia mazava ho azy fa nisy talohan'Andriamanitra. Koa raha izay tokoa no marina dia tsy Andriamanitra no nahary izao tontolo izao; raha tsy hoe Andriamanitra tonga nofo koa i Maria.
Tena tsara fipetraka ilay fanontaniana.
Ireo no resaka hiadian'ny mpino an'i Maria sy mivavaka amin'i Maria eto.
EFa voalaza fa izy no nomen'Andriamanitra fahasoavana mba ho tonga nofo Izy.Tsy midika izany hoe mandehana mivavaka aminy.Misaotra anao aho ry lazadaddy fa be loatra ny mpanenjika ireo mpino an'Atra sy Jesosy ireo.
Mivavaha fa mahery izy ato ary mandrapaka toy ny liona manenjika anareo izay manome sujet ka tsy mitovy ny heviny.Aza kivy fa tsy maintsy mitory foana ianareo satria fahasoavana nomeny anareo rehetra io fa tsy noho ny herinareo irery ihany.
Tsy haiko tsara fa misy hoe miady ianareo,tsy tia azy ianareo,ny antony ,mba te-hanana ny fananany ianareo kanefa ianareo tsy nahay nangataka.Izany hoe halan'ireo tsy mpino na mino amin'ny fivavahana miankohoka ny hafa fa tsy Andriamanitra ianareo rehetra izay milaza ny marina eto ary dia haratsiny,habokainy.Aza kivy fa mitraka.Izay no ahalalana anareo hoe zanak'Andriamanintra.
80. ikaretsaka
(
03/03/2007 01:25)
ka tsy misy "mivavaka amin'i Maria" izany mihitsy
fa "MIARA mivavaka amin'i Maria" no misy
eo no sarotra be aminareo no mandray sy mahazo azy
MIVAVAHA ho anay fa tsy hoe "ianao no IVAVAHANAY"
mamakia tsara aloha dia mandinika vao mipataloha fa sao ny aoriana no lasa aty aloha !