Renin'andriamanitra?
21. xxx
(
28/02/2007 12:36)
Andriamanitra tonga nofo ==> misy reny fa tsy nitrebona avy @ tany . Raha tsy nifangaro ny maha nofo sy maha Andriamanitra dia tsy nisy ny famonjena
Sa ve tian'i Laza atao hoe "renin'i Jesoa" izany fa tsy "renin'Andriamanitra" ?
Inona no mahatonga an'i Laza ho titilleux @ zavatra toy izany ? Ny fahazoako ny fond n'ny pbm-nao dia tsy mety aminao ny katolika sasany mivavaka @ Masina Maria .
Betsaka ny mieritreritra fa rehefa akaiky ilay olona dia afaka angatahina zavatra : mba mivavaha ho anay ry Laza fa ianao Pasitera angamba mba henoin'ilay any ambony kokoa . Idem : mba mivavaha ho anay ry Maria fa ianao akaiky azy fa reniny
Je suis désolé mais la question est vraiment d'une legerté incroyable de la part d'un pasteur (sa moa tsy pasteur).
Mivavaha ho ahy raha nahatonga fanafitohinana fa tsy fantatro izay ataoko !!!

22. piste
(
28/02/2007 12:44)
Ho an'ny LazaDaddy :
Io problema lazainao io dia efa voavaha t@ konsily tany Efezy t@ taonjato faha-4( raha Katòlika ianao dia tokony hahafantatra izany, raha tsia moa dia lazaiko eto ihany).
Voalohan'indrindra Zanak'Andriamanitra tonga olombelona i Jesoa naterak'i Maria. Izany hoe, sady olombelona izy no Andriamanitra(tsy misaraka ireo). Mazava ho azy fa renin'Andriamanitra i Maria niteraka Azy. Raha ataonao hoe renin'olombelona izy dia tsy hinoanao Andriamanitra izany i Jesoa.
Faharoa: I Maria raha niteraka an'I Jesoa dia tsy midika fa izy no niandohan'ny maha-Andriamanitra an'i Azy( ny RAY no niantoka an'iny tany @ mandrakizay tany) fa niteraka an'i Jesoa @ maha-olombelona Azy izy. Tamin'i Maria no nahazoan'i Jesoa ny fomba mahaolombelona Azy.
Ka raha milaza isika fa renin'Andriamanitra i Maria dia satria izy no naha-olombelona an'i Jesoa. Raha tsy izany anefa izy dia inona no iantsoanao Azy ?
Renin'i Jesoa olombelona ve ?
Tadidio fa tsy azo zaraina roa i Jesoa fa iray ihany : zanak'Andriamanitra tonga olombelona.
FArany i Maria dia zava-boaary ka tsy azo alahatra @ Andriamanitra.
Ny Ray dia Mpahary, Izy no ilay niteraka an'i Jesoa talohan'ny taona rehetra.
Ny Ray no niantoka ny generation eterne,
Ary Maria no niantoka ny generation temporelle

23. xxx
(
28/02/2007 12:46)
LazaDaddy:
"Olombelona miteraka olombelona"
"Voromailala manatody voromailala"
"Tsy misy voron-dolo mitera-boro-manga"
Amin'ireo teny ireo dia ianao, izany hoe i LazaDaddy, ihany no
- na manandratra an'i Maria ho Andriamanitra
- na mampietry an'i Jesoa tsy ho Andriamanitra
Izao mantsy ny fahazahoako ny teninao :
Olombelona miteraka olombelona ---> Olombelona i Maria donc Olombelona ny zanany, izany hoe i Jesoa, fa tsy Andriamanitra izany.
Tsy misy voron-dolo mitera-boro-manga ---> I Jesoa dia Andriamanitra. Ka mba hahafahan'i Maria miteraka an'i Jesoa dia tsy maintsy Andriamanitra koa izy (I Maria io).
Asa raha izay no tena tianao ambara eto :lol:
Amiko kosa, tena Renin'Andriamanitra i Maria, na dia tsy Andriamanitra aza izy (I Maria) satria niteraka an'i Jesoa izay tena Andriamanitra tokoa. Tsy mahagaga ahy izany, ary tsy hitako izay tsy hampitombina azy, satria amiko Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra.
24. xxx
(
28/02/2007 12:50)
LazaDaddy:
zavatra mivandravandra be anie ilay lazaiko e. Saingy efa nasesika ho raiki-tapisaka tao an-dohan'ny namana sasany ka sarotra aminy ny handinika azy.
ito indray ohatra faharoa @ hoe "aza minia manafangaro ny maha olona sy maha Andriamanitra".
Renin'Andriamanitra i Maria?
I Jesoa koa manana an'Andriamanitra izay antsoiny ho Rainy
Maria nanambady an'i Josefa
nampirafesin'i Maria izany Andriamanitra Ray sy i Josefa?
=> Aza iniana afangaro ny maha olona sy maha Andriamanitra :-D
Tsongoy aho rey olona sao dia manonofy : i LazaDaddy ve no manao raisonnement ohatr'izao !!!!
Vao eo ianao no milaza fa aza afangaro ny maha olona nofo sy maha Andriamanitra, avy eo comparer nao ny nofo (Josefa) sy Andriamanitra !!!!
Ndana manasa loha kely aloha dia avy eo miverina :-D
25. LazaDaddy
(
28/02/2007 12:58)
Mazava ho azy fa renin'Andriamanitra i Maria niteraka Azy
iverenako fa tsy misy afaka mamaly ilay izy e!:)
Raha "renin'Andriamanitra" dia mazava ho azy fa nisy talohan'Andriamanitra. Koa raha izay tokoa no marina dia tsy Andriamanitra no nahary izao tontolo izao; raha tsy hoe Andriamanitra tonga nofo koa i Maria.
=> Tena renin'i Jesoa tokoa i Maria.
26. LazaDaddy
(
28/02/2007 13:04)
aho etsy ambony:
Raha "renin'Andriamanitra" dia mazava ho azy fa nisy talohan'Andriamanitra. Koa raha izay tokoa no marina dia tsy Andriamanitra no nahary izao tontolo izao; raha tsy hoe Andriamanitra tonga nofo koa i Maria.
Araka izany dia:
aho:
ny maha Andriamanitra an'i Jesoa tsy maha renin'Andriamanitra an'i Maria. Raha tsy izay Andriamanitra koa i Maria. Eo no tsy takatry ny olona hoe i Jesoa koa anie ka sady olombelona.
27. xxx
(
28/02/2007 13:16)
Je pense que tu as un problème avec les catholiques, c'est ca ton problème et non l'appellation renin'Andriamanitra na renin'i Jesoa !!
Ahoana ho hanasarahanao an'i Jesoa sy Andriamanitra
Si je reprends ton raisonnement à la con avec l'hypothèse
Jesoa = Andriamanitra
==> renin'i Jesoa = renin'Andriamanitra
ou bien tu peux avoir ceci
renin'i Jesoa =/= renin'Andriamanitra
==> Jesoa =/= Andriamanitra
et tsimiandravola et fijo sont contents d'avoir trouvé un nouveau copain

28. xxx
(
28/02/2007 13:22)
miala tsiny kely @ tsimiandravola sy fijo fa ohatry ny voatonona tetsy @ post-ko tetsy.
Je respecte tout à fait votre opinion, fa mahakamo ahy ilay resak'ilay bandy iray io satria te hamely ny hafa nefa mihodikodina mamely tena fotsiny dia lasa manaraka ny opinion-nareo izy niafarany amiko
miala tsiny e ^:^

29. xxx
(
28/02/2007 13:31)
xxx:
te hamely ny hafa nefa mihodikodina mamely tena fotsiny dia lasa manaraka ny opinion-nareo izy niafarany amiko
Tena marina io. Mazava ho azy fa tohin'ny resaka tatsy amin'ny La gloire de la vierge marie indray ity dinika ity anie e ! Nampitovian'i LazaDaddy tamin'ny vehivavy janga mantsy ny renin'Andriamanitra tao, ka izay no tiany hampidirana ao antsaintsika fa tsy renin'Andriamanitra izany izy. Amin'ny raisonnement an'i LazaDaddy eto nefa dia izao no taratra :
- na i Jesoa tsy Andriamanitra (amin'i LazaDaddy)
- na i Maria Andriamanitra (amin'i LazaDaddy)
30. Fiffi
(
28/02/2007 13:38)
Arahaba ry Maria
Arahaba ry Maria, feno hasoavana.
Ny Tompo ao aminao.
Nosohavina noho ny vehivavy rehetra ianao, ary nosohavina ilay hateraky ny kibonao.
Masina Maria Renin'Andriamanitra, mivavaha ho anay mpanota.
Ankehitriny ary amin'ny andro ahafatesanay.
Amen ....
Amiko indray aloha de tokony ho fantarina tsara ny dikan'ny hoe RENY........

31. ikaretsaka
(
28/02/2007 14:16)
LazaDaddy:
Marina tokoa ny voalazanao ry Hery. Fa ny tena tiako hamafisina eto dia izao:
ny maha Andriamanitra an'i Jesoa tsy maha renin'Andriamanitra an'i Maria. Raha tsy izay Andriamanitra koa i Maria. Eo no tsy takatry ny olona hoe i Jesoa koa anie ka sady olombelona :wink:
"Olombelona miteraka olombelona"
"Voromailala manatody voromailala"
"Tsy misy voron-dolo mitera-boro-manga"
ka i Jesoa aza ange isaky ny miteny dia manao hoe "Zanak'olona e" dia ahoana indray?:wink:
ao ary fa ataontsika hoe "renin'olona" indray izany i maria e
32. hery
(
28/02/2007 14:36)
Mahagaga ahy tokoa raha zavatra toa izao no itondran'i Laza an'ilay resaka
Satria rehefa mandinika kely fotsiny dia mahita tsy marina mihitsy ireo rehefa arahina ankeviny.
Ny x dia tsy voatery hiteraka x mitovy aminy.
Ny vehivavy dia misy miteraka lehilahy
Ny Manakarena dia misy miteraka mahantra
Ny Manampahaizana dia misy miteraka donto
etc...
LazaDaddy:
"Olombelona miteraka olombelona"
"Voromailala manatody voromailala"
"Tsy misy voron-dolo mitera-boro-manga"
Satria rehefa mandinika kely fotsiny dia mahita tsy marina mihitsy ireo rehefa arahina ankeviny.
Ny x dia tsy voatery hiteraka x mitovy aminy.
Ny vehivavy dia misy miteraka lehilahy
Ny Manakarena dia misy miteraka mahantra
Ny Manampahaizana dia misy miteraka donto
etc...
33. ikaretsaka
(
28/02/2007 14:48)
hery>:wink:
dia ny "renin'andriamanitra" afaka miteraka "zanak'olona"

34. xxx
(
28/02/2007 14:58)
De Iza zany no rain'Andriamanitra ? De tsy mahazo famelana ve ra tsy izy no mitondra izany ? De tsy mety ve zany raha miresaka directe fa tsy maintsy miandry an'i Maria hivavaka ho antsika foana? De i Maria dray zany no hivavahana kle
35. xxx
(
28/02/2007 14:59)
ikaretsaka:
hery>:wink:
dia ny "renin'andriamanitra" afaka miteraka "zanak'olona"
dia ny renin'olona miteraka zanak'Andriamanitra koa :cry:
37. hery
(
28/02/2007 15:26)
xxx> Ho ahy :-)
Tombony ny fisian'i Maria.
Tahaka ny hoe Afaka mivavaka any antrano (mivavaka direct @ Andriamanitra) fa tombony ny mankany am-piangonana. Tombony lavitra mihitsy.
Afaka mivavaka samy irery... fa tombony ny mivavaka roa na telo (eo afovoany hono Izy)
Dia toa izany koa. Afaka mivavaka tsy mandalo amin'i Maria akory... fa tombony ny vavaka arahin-tosika. Na i Maria no miara-mivavaka aminao na ny olo-masina, na ny olona mpiray fiangonana aminao, na olona hafa vonona ny hanohana anao am-bavaka. Raha ianao sy Andriamanitra irery moa dia mahavita azy dia tsy olana... Fa aleo izahay haka ny tombony omena anay maimaim-poana :-p

39. kiranil
(
28/02/2007 16:04)
Voalohany, izaho tsy mampisy olana @ fifandraisana amin\'iza na amin\'iza; na katolika io na athee io na protestanta io, na silamo io..sns.. fa manaja ny olona rehetra aho satria izay no tokony ataoko
\"manajà ny olona rehetra..\" I pet 2:17
Fa kosa, tsy resy lahatra aho ny hanaraka na hanaja ireo fombafombam-pivavahana mifanohitra amin\'ny sitrapon\'Andriamanitra.
Ary ny filazana fa hoe tsy sitrapon\'Andriamanaitra ny fomba iray dia sanatria tsy hoe fankahalana olona izay manaraka iny fa fampisehoana kosa ny Fahamarinana avy amin\'Andriamanitra.
Raisiko ohatra, raha miteny olona iray aho hoe diso ny kajy 1+1=3; dia tsy hoe mankahala iny olona iny aho raha milaza azy fa 1+1=2 no marina.
Ka ho an\'izay te hanao ny sitrapon\'Andriamanitra, raha miresaka an\'i Maria, dia izao: olona tsotra izy fa tsy Andriamanitra ary tsy mpanalalana amin\'Andriamanitra mihintsy.
\"Fa iray no Andriamanitra, ary iray no mpanalalana amin\'Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy\" I tim 2:5
Iray no mpanalalana fa tsy roa na telo. Tsy misy resaka hoe Maria mihintsy. ary tsy misy resaka hoe atao \'sofera\' izany izy.
\"Ary noho izany dia mpanalalana amin\'izay fanekena vaovao Jesosy Kristy, rehefa niaritra fahafatesana ho fanavotana amin\'ny fahotana\" Heb 9:15
\"Ary tsy misy famonjena amin\'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin\'ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena. [afa-tsy ny anaran\'i Jesosy Kristy] \" asa 4:12
Ho anareo izay mahay kely ny teny anglisy dia ito misy rohy afaka handinihanareo na marina ny voalazako na tsia :
http://jesus-is-savior.com/False%20Religions/Roman%20Catholicism/devilish_mary.htm
>>>> Amiko dia olona tsotra tahaka an\'i mamako, mamanao i Maria fa ny mampihavaka azy dia izy no nofidin\'Andriamanitra hitondra ny zanany tao an-kibony tamin\'ny nidinanyy tety an-tany ho faty noho ny fahotan\'izao tontolo izao.
Manaja tanteraka an\'i maria aho fa kosa tsy manao azy ho mpanalalana amin\'Andriamanitra na oviana na oviana.
misaotra.

40. Rasiligaoma
(
28/02/2007 16:51)
ny fahitao an'io aloha dia ny an'i piste
dia izao no famintiana tsotra indrindra koa araka ny voalazan'i hery
Ho an'ny LazaDaddy :
Io problema lazainao io dia efa voavaha t@ konsily tany Efezy t@ taonjato faha-4( raha Katòlika ianao dia tokony hahafantatra izany, raha tsia moa dia lazaiko eto ihany).
Voalohan'indrindra Zanak'Andriamanitra tonga olombelona i Jesoa naterak'i Maria. Izany hoe, sady olombelona izy no Andriamanitra(tsy misaraka ireo). Mazava ho azy fa renin'Andriamanitra i Maria niteraka Azy. Raha ataonao hoe renin'olombelona izy dia tsy hinoanao Andriamanitra izany i Jesoa.
Faharoa: I Maria raha niteraka an'I Jesoa dia tsy midika fa izy no niandohan'ny maha-Andriamanitra an'i Azy( ny RAY no niantoka an'iny tany @ mandrakizay tany) fa niteraka an'i Jesoa @ maha-olombelona Azy izy. Tamin'i Maria no nahazoan'i Jesoa ny fomba mahaolombelona Azy.
Ka raha milaza isika fa renin'Andriamanitra i Maria dia satria izy no naha-olombelona an'i Jesoa. Raha tsy izany anefa izy dia inona no iantsoanao Azy ?
Renin'i Jesoa olombelona ve ?
Tadidio fa tsy azo zaraina roa i Jesoa fa iray ihany : zanak'Andriamanitra tonga olombelona.
FArany i Maria dia zava-boaary ka tsy azo alahatra @ Andriamanitra.
Ny Ray dia Mpahary, Izy no ilay niteraka an'i Jesoa talohan'ny taona rehetra.
Ny Ray no niantoka ny generation eterne,
Ary Maria no niantoka ny generation temporelle
dia izao no famintiana tsotra indrindra koa araka ny voalazan'i hery
xxx> Ho ahy
Tombony ny fisian'i Maria.
Tahaka ny hoe Afaka mivavaka any antrano (mivavaka direct @ Andriamanitra) fa tombony ny mankany am-piangonana. Tombony lavitra mihitsy.
Afaka mivavaka samy irery... fa tombony ny mivavaka roa na telo (eo afovoany hono Izy)
Dia toa izany koa. Afaka mivavaka tsy mandalo amin'i Maria akory... fa tombony ny vavaka arahin-tosika. Na i Maria no miara-mivavaka aminao na ny olo-masina, na ny olona mpiray fiangonana aminao, na olona hafa vonona ny hanohana anao am-bavaka. Raha ianao sy Andriamanitra irery moa dia mahavita azy dia tsy olana... Fa aleo izahay haka ny tombony omena anay maimaim-poana